T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 10

1 Mangataha ranonorana amin'i Jehovah ianareo amin'ny andro fara-orana, Dia amin'i Jehovah, Izay manao ny helatra; Ranonorana mivatravatra no homeny azy, Eny, samy homeny ny zava-maitso any an-tsaha ireny.

2 Fa ny sampy* niteny zava-poana, Ary ny mpanao fankatovana nahita lainga Ka nilaza nofy lainga, Foana ny nampiononany; Koa izany no naniavany toy ny ondry Ory izy, satria tsy misy mpiandry. [heb. terafima]

3 Amin'ny mpiandry ondry no irehetan'ny fahatezerako, Ary ireo osilahy no hovaliako; Fa Jehovah, Tompon'ny maro, efa namangy ny taranak'i Joda ondriny Ka manao azy toy ny soavaliny miravaka eo amin'ny ady.

4 Avy ao aminy no hihavian'ny fehizoro, Avy ao aminy no hihavian'ny fihantonan-javatra, Avy ao aminy no hihavian'ny tsipìka fiadiana, Avy ao aminy no hihavian'ny mpampahory rehetra.

5 Ary ho toy ny lehilahy mahery ireo, Izay manitsaka ny fotaka eny an-dalana amin'ny ady, Hiady izy, satria Jehovah no momba azy; Ary homenarina ny mpitaingin-tsoavaly.

6 Hampahery ny taranak'i Joda Aho, Ary ny taranak'i Josefa hovonjeko ka hampodiko*, Satria mamindra fo aminy Aho, Ka ho toy izay tsy nariako izy; Fa Izaho no Jehovah Andriamaniny ka hihaino azy. [na: hamponeniko]

7 Ho toy ny lehilahy mahery Efraima, Ary hifaly toy ny azon'ny divay ny fony; Ny zanany hahita ka ho faly; Hifaly amin'i Jehovah ny fony.

8 Hisiaka hiantso azy Aho ka hanangona azy, Fa efa nanavotra azy Aho; Ka dia mbola hihamaro toy ny efa nihamaroany ihany izy.

9 Ary hafafiko any amin'ny firenena izy, Ka any amin'ny tany lavitra no hahatsiarovany Ahy*; Ary samy ho velona izy mbamin'ny zanany ka hiverina [na: ary na dia hafafiko any amin'ny firenena aza izy , dia hahatsiaro Ahy any amin'ny tany lavitra]

10 Dia hampody azy avy any amin'ny tany Egypta Aho sy hanangona azy avy any Asyria; Ary ho any amin'ny tany- Gileada sy Libanona no hitondrako azy, Ka tsy ho omby azy izany

11 Dia hamaky ny ranomasim-pahoriana izy ka hamely ny onjan-dranomasina, Ho ritra ny rano lalin'i Neily rehetra, Haetry ny avonavon'i Asyria, Ary hiala ny tehina fanapahan'i Egypta.

12 Dia hampahereziko ao amin'i Jehovah izy, Ka ny anarany no handehanany, hoy Jehovah.

 

Chapitre 10
10:1 Ask of Yahweh rain in the spring time,
Yahweh who makes storm clouds,
and he gives rain showers to everyone for the plants in the field.
10:2 For the teraphim have spoken vanity,
and the diviners have seen a lie;
and they have told false dreams.
They comfort in vain.
Therefore they go their way like sheep.
They are oppressed, because there is no shepherd.
10:3 My anger is kindled against the shepherds,
and I will punish the male goats;
For Yahweh of Armies has visited his flock, the house of Judah,
and will make them as his majestic horse in the battle.
10:4 From him will come forth the cornerstone,
from him the nail,
from him the battle bow,
from him every ruler together.
10:5 They shall be as mighty men,
treading down muddy streets in the battle;
and they shall fight, because Yahweh is with them;
and the riders on horses will be confounded.
10:6 “I will strengthen the house of Judah,
and I will save the house of Joseph,
and I will bring them back;
for I have mercy on them;
and they will be as though I had not cast them off:
for I am Yahweh their God, and I will hear them.
10:7 Ephraim will be like a mighty man,
and their heart will rejoice as through wine;
yes, their children will see it, and rejoice.
Their heart will be glad in Yahweh.
10:8 I will signal for them, and gather them;
for I have redeemed them;
and they will increase as they have increased.
10:9 I will sow them among the peoples;
and they will remember me in far countries;
and they will live with their children, and will return.
10:10 I will bring them again also out of the land of Egypt,
and gather them out of Assyria;
and I will bring them into the land of Gilead and Lebanon;
and there won’t be room enough for them.
10:11 He will pass through the sea of affliction,
and will strike the waves in the sea,
and all the depths of the Nile will dry up;
and the pride of Assyria will be brought down,
and the scepter of Egypt will depart.
10:12 I will strengthen them in Yahweh;
and they will walk up and down in his name,” says Yahweh.

 

Chapitre 10
1 Demandez à l'Éternel la pluie, la pluie du printemps! L'Éternel produira des éclairs, Et il vous enverra une abondante pluie, Il donnera à chacun de l'herbe dans son champ.

2 Car les théraphim ont des paroles de néant, Les devins prophétisent des faussetés, Les songes mentent et consolent par la vanité. C'est pourquoi ils sont errants comme un troupeau, Ils sont malheureux parce qu'il n'y a point de pasteur.

3 Ma colère s'est enflammée contre les pasteurs, Et je châtierai les boucs; Car l'Éternel des armées visite son troupeau, la maison de Juda, Et il en fera comme son cheval de gloire dans la bataille;

4 De lui sortira l'angle, de lui le clou, de lui l'arc de guerre; De lui sortiront tous les chefs ensemble.

5 Ils seront comme des héros foulant dans la bataille la boue des rues; Ils combattront, parce que l'Éternel sera avec eux; Et ceux qui seront montés sur des chevaux seront couverts de honte.

6 Je fortifierai la maison de Juda, Et je délivrerai la maison de Joseph; Je les ramènerai, car j'ai compassion d'eux, Et ils seront comme si je ne les avais pas rejetés; Car je suis l'Éternel, leur Dieu, et je les exaucerai.

7 Éphraïm sera comme un héros; Leur coeur aura la joie que donne le vin; Leurs fils le verront et seront dans l'allégresse, Leur coeur se réjouira en l'Éternel.

8 Je les sifflerai et les rassemblerai, car je les rachète, Et ils multiplieront comme ils multipliaient.

9 Je les disperserai parmi les peuples, Et au loin ils se souviendront de moi; Ils vivront avec leurs enfants, et ils reviendront.

10 Je les ramènerai du pays d'Égypte, Et je les rassemblerai de l'Assyrie; Je les ferai venir au pays de Galaad et au Liban, Et l'espace ne leur suffira pas.

11 Il passera la mer de détresse, il frappera les flots de la mer, Et toutes les profondeurs du fleuve seront desséchées; L'orgueil de l'Assyrie sera abattu, Et le sceptre de l'Égypte disparaîtra.

12 Je les fortifierai par l'Éternel, Et ils marcheront en son nom, Dit l'Éternel.