Salamo 67 1 [Fanirian'ny olo-marina mba hanaiky an'Andriamanitra avokoa ny firenena rehetra] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo. Tonon-kira. Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy; 2 Mba ho fantatra etỳ ambonin'ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin'ny jentilisa rehetra. 3 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. 4 Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao 5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. 6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika. 7 Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra. Psalm 67 A Psalm. A song. 1 May God be merciful to us, bless us, and cause his face to shine on us. Selah. 2 That your way may be known on earth, and your salvation among all nations, 3 let the peoples praise you, God. Let all the peoples praise you. 4 Oh let the nations be glad and sing for joy, for you will judge the peoples with equity, and govern the nations on earth. Selah. 5 Let the peoples praise you, God. Let all the peoples praise you. 6 The earth has yielded its increase. God, even our own God, will bless us. 7 God will bless us. All the ends of the earth shall fear him. Psaume 67 1 (67:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Psaume. Cantique. (67:2) Que Dieu ait pitié de nous et qu'il nous bénisse, Qu'il fasse luire sur nous sa face, -Pause. 2 (67:3) Afin que l'on connaisse sur la terre ta voie, Et parmi toutes les nations ton salut! 3 (67:4) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent. 4 (67:5) Les nations se réjouissent et sont dans l'allégresse; Car tu juges les peuples avec droiture, Et tu conduis les nations sur la terre. -Pause. 5 (67:6) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent. 6 (67:7) La terre donne ses produits; Dieu, notre Dieu, nous bénit. 7 (67:8) Dieu, nous bénit, Et toutes les extrémités de la terre le craignent. |