T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 90

Prière de Moïse, homme de Dieu.

1 Ny fiankinan'ny olo-marina amin'Andriamanitra, na dia mandalo faingana aza ny androny sady isehoan'ny fahatezeran'Andriamanitra] Fivavak'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin'ny taranaka rehetra Hianao.

2 Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao rehetra izao, Dia Andriamanitra Hianao hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay.

3 Mamerina ny olona ho amin'ny vovoka* Hianao Ka manao hoe: Miverena, ry zanak'olombelona.[Heb. fahatorotoroana]

4 Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon'ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin'ny alina.

5 Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin'ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.

6 Amin'ny maraina mamony izy, nefa mora miova*; Amin'ny hariva voajinja izy ka maina.[Na: Amin'ny maraina dia tahaka ny kolokolon'ahitra izy]

*

7 Fa lanin'ny fahatezeranao izahay, Ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.

8 Ny helokay efa nataonao teo anatrehanao, Ary ny fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny tavanao.

9 Fa ny androanay rehetra efa lasa amin'ny fahatezeranao; Efa laninay toy ny eritreritra ny taonanay.

10 Fito-polo taona no andron'ny taonanay Ary raha tàhiny mateza aza, dia valo-polo taona, Nefa fahasasarana sy zava-poana ny voninahiny, Fa mihelina faingana izany, ka lasa manidina izahay.

11 Iza no mahafantatra ny herin'ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao Araka izay tokony ho fahatahorana Anao?

12 Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.

*

13 Miverena, Jehovah ô! Mandra-pahoviana? Ary mba aneneno ny amin'ny mpanomponao.

14 Vokiso ny famindram-ponao nony maraina izahay, Mba hihobianay sy hifalianay amin'ny andro rehetra hiainanay.

15 Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay Sy ny taona nahitanay loza.

16 Aoka hiseho amin'ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin'ny zanany.

17 Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.

 

 

Chapitre 90
A Prayer by Moses, the man of God.


1 Lord, you have been our dwelling place for all generations.
2 Before the mountains were brought forth,
before you had formed the earth and the world,
even from everlasting to everlasting, you are God.
3 You turn man to destruction, saying,
“Return, you children of men.”
4 For a thousand years in your sight are just like yesterday when it is past,
like a watch in the night.
5 You sweep them away as they sleep.
In the morning they sprout like new grass.
6 In the morning it sprouts and springs up.
By evening, it is withered and dry.

7 For we are consumed in your anger.
We are troubled in your wrath.
8 You have set our iniquities before you,
our secret sins in the light of your presence.
9 For all our days have passed away in your wrath.
We bring our years to an end as a sigh.
10 The days of our years are seventy,
or even by reason of strength eighty years;
yet their pride is but labor and sorrow,
for it passes quickly, and we fly away.
11 Who knows the power of your anger,
your wrath according to the fear that is due to you?
12 So teach us to number our days,
that we may gain a heart of wisdom.
13 Relent, Yahweh!
How long?
Have compassion on your servants!
14 Satisfy us in the morning with your loving kindness,
that we may rejoice and be glad all our days.
15 Make us glad for as many days as you have afflicted us,
for as many years as we have seen evil.
16 Let your work appear to your servants;
your glory to their children.
17 Let the favor of the Lord our God be on us;
establish the work of our hands for us;
yes, establish the work of our hands.


 

 

Chapitre 90
1 Prière de Moïse, homme de Dieu. Seigneur! tu as été pour nous un refuge, De génération en génération.

2 Avant que les montagnes fussent nées, Et que tu eusses créé la terre et le monde, D'éternité en éternité tu es Dieu.

3 Tu fais rentrer les hommes dans la poussière, Et tu dis: Fils de l'homme, retournez!

4 Car mille ans sont, à tes yeux, Comme le jour d'hier, quand il n'est plus, Et comme une veille de la nuit.

5 Tu les emportes, semblables à un songe, Qui, le matin, passe comme l'herbe:

6 Elle fleurit le matin, et elle passe, On la coupe le soir, et elle sèche.

7 Nous sommes consumés par ta colère, Et ta fureur nous épouvante.

8 Tu mets devant toi nos iniquités, Et à la lumière de ta face nos fautes cachées.

9 Tous nos jours disparaissent par ton courroux; Nous voyons nos années s'évanouir comme un son.

10 Les jours de nos années s'élèvent à soixante-dix ans, Et, pour les plus robustes, à quatre-vingts ans; Et l'orgueil qu'ils en tirent n'est que peine et misère, Car il passe vite, et nous nous envolons.

11 Qui prend garde à la force de ta colère, Et à ton courroux, selon la crainte qui t'est due? 12 Enseigne-nous à bien compter nos jours, Afin que nous appliquions notre coeur à la sagesse.

13 Reviens, Éternel! Jusques à quand?... Aie pitié de tes serviteurs!

14 Rassasie-nous chaque matin de ta bonté, Et nous serons toute notre vie dans la joie et l'allégresse.

15 Réjouis-nous autant de jours que tu nous as humiliés, Autant d'années que nous avons vu le malheur.

16 Que ton oeuvre se manifeste à tes serviteurs, Et ta gloire sur leurs enfants!

17 Que la grâce de l'Éternel, notre Dieu, soit sur nous! Affermis l'ouvrage de nos mains, Oui, affermis l'ouvrage de nos mains!