T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Salamo 88

Cantique. Psaume. Pour les fils de Coré. Au chef de musique, sur Mahalath-Leannoth*. Pour instruire. D’Héman, l’Ezrakhite.

1 [Vavaka nataon'izay nasian'ny fahoriana mafy ka toa foin'Andriamanitra] Tonon-kira. Salamo nataon'ny Koraita. Ho an'ny mpiventy hira. Almahalath-leanoth. Maskila nataon'i Hemana Ezrahita. Jehovah ô, Andriamanitry ny famonjena ahy, Andro aman'alina no itarainako eo anatrehanao;

2 Aoka ny fivavako ho tonga eo anatrehanao; Atongilano amin'ny fitarainako ny sofinao;

3 Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita*.[Heb. Sheola]

4 Natao ho isan'izay midina any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;

5 Efa nafoy ho any amin'ny maty aho*, Tahaka izay voavono, mandry ao am-pasana, Izay tsy tsarovanao intsony, Fa voafongotry ny tananao.[Na: Ny fandriako dia any amin'ny maty]

6 Efa nametraka ahy any an-davaka ambany indrindra Hianao, Ao amin'ny maizina, dia ao amin'ny lalina.

7 Ny fahatezeranao manindry ahy mafy, Ary ny alon-dranonao rehetra azeranao amiko.

8 Efa nampanalavirinao ahy ny olona nahazatra ahy; Efa nataonao. fahavetavetana eo imasony aho; Voahidy aho ka tsy afa-mivoaka.

9 Ny masoko efa pahina noho ny fahoriana; Jehovah ô, miantso Anao isan'andro aho, Mamefy tanana aminao aho.

10 Haneho fahagagana amin'ny maty va Hianao? Ny matoatoa va no hitsangana hidera Anao?

11 Hotorina any am-pasana va ny famindram-ponao, Ary ny fahamarinanao any amin'ny fandringanana?

12 Ho fantatra ao amin'ny maizina va ny fahagagana ataonao, Ary ny fahamarinanao ao amin'ny tany fanadinoana?

13 Fa raha izaho, dia Hianao no itarainako, Jehovah ô; Ary ny fivavako tonga eo anatrehanao nony maraina.

14 Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?

15 Ory aho ka efa ho faty hatramin'ny fahazazako; Raha itambesa-ran'ny fampitahoranao aho, dia very hevitra;

16 Manafotra ahy ny fahatezeranao; Matin'ny fampitahoranao aho;

17 Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.

18 Efa nampanalavirinao ahy ny olona tia ahy sy ny sakaizako; Ireo nahazatra ahy dia fahamaizinana.

 

Psalm 88

A Song. A Psalm by the sons of Korah. For the Chief Musician. To the tune of “The Suffering of Affliction.” A contemplation by Heman, the Ezrahite.


1 Yahweh, the God of my salvation,
I have cried day and night before you.
2 Let my prayer enter into your presence.
Turn your ear to my cry.
3 For my soul is full of troubles.
My life draws near to Sheol.
4 I am counted among those who go down into the pit.
I am like a man who has no help,
5 set apart among the dead,
like the slain who lie in the grave,
whom you remember no more.
They are cut off from your hand.
6 You have laid me in the lowest pit,
in the darkest depths.
7 Your wrath lies heavily on me.
You have afflicted me with all your waves.
Selah.
8 You have taken my friends from me.
You have made me an abomination to them.
I am confined, and I can’t escape.
9 My eyes are dim from grief.
I have called on you daily, Yahweh.
I have spread out my hands to you.
10 Do you show wonders to the dead?
Do the dead rise up and praise you?
Selah.
11 Is your loving kindness declared in the grave?
Or your faithfulness in Destruction?
12 Are your wonders made known in the dark?
Or your righteousness in the land of forgetfulness?
13 But to you, Yahweh, I have cried.
In the morning, my prayer comes before you.
14 Yahweh, why do you reject my soul?
Why do you hide your face from me?
15 I am afflicted and ready to die from my youth up.
While I suffer your terrors, I am distracted.
16 Your fierce wrath has gone over me.
Your terrors have cut me off.
17 They came around me like water all day long.
They completely engulfed me.
18 You have put lover and friend far from me,
and my friends into darkness.

 

Psaume 88
1 (88:1) Cantique. Psaume des fils de Koré. Au chef des chantres. Pour chanter sur la flûte. Cantique d'Héman, l'Ézrachite. (88:2) Éternel, Dieu de mon salut! Je crie jour et nuit devant toi.

2 (88:3) Que ma prière parvienne en ta présence! Prête l'oreille à mes supplications!

3 (88:4) Car mon âme est rassasiée de maux, Et ma vie s'approche du séjour des morts. 

4(88:5) Je suis mis au rang de ceux qui descendent dans la fosse, Je suis comme un homme qui n'a plus de force.

5 (88:6) Je suis étendu parmi les morts, Semblable à ceux qui sont tués et couchés dans le sépulcre, A ceux dont tu n'as plus le souvenir, Et qui sont séparés de ta main. 

 6 (88:7) Tu m'as jeté dans une fosse profonde, Dans les ténèbres, dans les abîmes.

7 (88:8) Ta fureur s'appesantit sur moi, Et tu m'accables de tous tes flots. Pause.

8 (88:9) Tu as éloigné de moi mes amis, Tu m'as rendu pour eux un objet d'horreur; Je suis enfermé et je ne puis sortir.

9 (88:10) Mes yeux se consument dans la souffrance; Je t'invoque tous les jours, ô Éternel! J'étends vers toi les mains.

10 (88:11) Est-ce pour les morts que tu fais des miracles? Les morts se lèvent-ils pour te louer? Pause.

11 (88:12) Parle-t-on de ta bonté dans le sépulcre, De ta fidélité dans l'abîme?

12 (88:13) Tes prodiges sont-ils connus dans les ténèbres, Et ta justice dans la terre de l'oubli?

13 (88:14) O Éternel! j'implore ton secours, Et le matin ma prière s'élève à toi.

14 (88:15) Pourquoi, Éternel, repousses-tu mon âme? Pourquoi me caches-tu ta face?

15 (88:16) Je suis malheureux et moribond dès ma jeunesse, Je suis chargé de tes terreurs, je suis troublé.

16 (88:17) Tes fureurs passent sur moi, Tes terreurs m'anéantissent;

17 (88:18) Elles m'environnent tout le jour comme des eaux, Elles m'enveloppent toutes à la fois.

18 (88:19) Tu as éloigné de moi amis et compagnons; Mes intimes ont disparu.