T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes 72

Au sujet de Salomon.

1 [Ny handrosoan'ny fanjakan'ny mpanjaka voatendrin'Andriamanitra] Nataon'i Solomona. Andriamanitra ô, omeo ho an'ny mpanjaka ny fitsarànao,ary ho an'ny zanaky ny mpanjaka ny fahamarinanao.

2 Hitsara* ny olonao amin'ny fahamarinana izy. Ary ny malahelolonao amin'ny fahitsiana.[Na: Aoka, etc]

3 Ny tendrombohitra hahavokatra fiadanana ho an'ny olona, eny, ny havoana koa amin'ny fahamarinana.

4 Hitsara2 ny olona ory izy sy hamonjy ny zanaky ny mahantra ary hanorotoro ny mpampahory.

5 Hatahotra2 anao ny olona, raha mbola maharitra koa ny masoandro sy ny volana hatramin'ny taranaka fara mandimby.

6 Hidina2 tahaka ny ranonorana amin'ny saha voajinja izy, tahaka ny ranonorana mivatravatra amin'ny tany.

7 Ny2 marina hitrebona amin'ny androny, ary ho be ny fiadanana mandra-paha-tsy hisy volana intsony.

8 Ary hanjaka hatramin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina izy, ary hatramin'ny ony* ka hatramin'ny faran'ny tany.[Eofrata]

9 Ny mponina any an-efitra handohalika eo anatrehany; ary ny fahavalony hilelaka ny vovoka.

10 Ny mpanjakan'i Tarsisy sy ny nosy handoa hetra; ny mpanjakan'i Sheba sy Seba hanatitra fanomezana.

11 Ary ny mpanjaka rehetra hiankohoka eo anatrehany; ny firenena rehetra hanompo azy.

12 Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy;

13 Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin'ny malahelo.

14 Hanavotra ny fanahiny amin'ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny izy; ary ho zava-dehibe eo imasony ny ràny.

15 Dia ho velona ireny ka hanome azy* volamena avy any Sheba, ary hanao fifonana ho azy mandrakariva, izy, ary isan'andro no hisaorany azy.[Na: Dia ho velona Izy ka homena]

16 Hahavoka-bary betsaka ny tany na dia any an-tampon'ny tendrombohitra aza; hirondrona tahaka ny any Libanona ny fahavokarany; ary ny ao an-tanàna hidokadoka tahaka ny ahitra amin'ny tany.

17 Ho mandrakizay ny anarany; raha mbola maharitra koa ny masoandro, dia hanorobona ny anarany; ary izy ho fitahiana ny olona; ny firenena rehetra hanao azy ho sambatra*.[Izaho Gen.xxii. 18]

18 Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana;

19 Ary isaorana mandrakizay anie ny anarany malaza; ary aoka ny tany rehetra ho henika ny voninahiny. Amena dia Amena.

20 Tapitra ny fivavak'i Davida, zanak'i Jese.

 

Psalm 72
By Solomon.

1 God, give the king your justice;
your righteousness to the royal son.
2 He will judge your people with righteousness,
and your poor with justice.
3 The mountains shall bring prosperity to the people.
The hills bring the fruit of righteousness.
4 He will judge the poor of the people.
He will save the children of the needy,
and will break the oppressor in pieces.
5 They shall fear you while the sun endures;
and as long as the moon, throughout all generations.
6 He will come down like rain on the mown grass,
as showers that water the earth.
7 In his days, the righteous shall flourish,
and abundance of peace, until the moon is no more.
8 He shall have dominion also from sea to sea,
from the River to the ends of the earth.
9 Those who dwell in the wilderness shall bow before him.
His enemies shall lick the dust.
10 The kings of Tarshish and of the islands will bring tribute.
The kings of Sheba and Seba shall offer gifts.
11 Yes, all kings shall fall down before him.
All nations shall serve him.
12 For he will deliver the needy when he cries;
the poor, who has no helper.
13 He will have pity on the poor and needy.
He will save the souls of the needy.
14 He will redeem their soul from oppression and violence.
Their blood will be precious in his sight.
15 They shall live, and to him shall be given of the gold of Sheba.
Men shall pray for him continually.
They shall bless him all day long.
16 Abundance of grain shall be throughout the land.
Its fruit sways like Lebanon.
Let it flourish, thriving like the grass of the field.
17 His name endures forever.
His name continues as long as the sun.
Men shall be blessed by him.
All nations will call him blessed.
18 Praise be to Yahweh God, the God of Israel,
who alone does marvelous deeds.
19 Blessed be his glorious name forever!
Let the whole earth be filled with his glory!
Amen and amen.
20 This ends the prayers by David, the son of Jesse.

 

Psaume 72

1 De Salomon. O Dieu, donne tes jugements au roi, Et ta justice au fils du roi!

2 Il jugera ton peuple avec justice, Et tes malheureux avec équité.

3 Les montagnes porteront la paix pour le peuple, Et les collines aussi, par l'effet de ta justice.

4 Il fera droit aux malheureux du peuple, Il sauvera les enfants du pauvre, Et il écrasera l'oppresseur.

5 On te craindra, tant que subsistera le soleil, Tant que paraîtra la lune, de génération en génération.

6 Il sera comme une pluie qui tombe sur un terrain fauché, Comme des ondées qui arrosent la campagne.

7 En ses jours le juste fleurira, Et la paix sera grande jusqu'à ce qu'il n'y ait plus de lune.

8 Il dominera d'une mer à l'autre, Et du fleuve aux extrémités de la terre.

9 Devant lui, les habitants du désert fléchiront le genou, Et ses ennemis lécheront la poussière.

10 Les rois de Tarsis et des îles paieront des tributs, Les rois de Séba et de Saba offriront des présents.

11 Tous les rois se prosterneront devant lui, Toutes les nations le serviront.

12 Car il délivrera le pauvre qui crie, Et le malheureux qui n'a point d'aide.

13 Il aura pitié du misérable et de l'indigent, Et il sauvera la vie des pauvres;

14 Il les affranchira de l'oppression et de la violence, Et leur sang aura du prix à ses yeux.

15 Ils vivront, et lui donneront de l'or de Séba; Ils prieront pour lui sans cesse, ils le béniront chaque jour.

16 Les blés abonderont dans le pays, au sommet des montagnes, Et leurs épis s'agiteront comme les arbres du Liban; Les hommes fleuriront dans les villes comme l'herbe de la terre.

17 Son nom subsistera toujours, Aussi longtemps que le soleil son nom se perpétuera; Par lui on se bénira mutuellement, Et toutes les nations le diront heureux.

18 Béni soit l'Éternel Dieu, le Dieu d'Israël, qui seul fait des prodiges!

19 Béni soit à jamais son nom glorieux! Que toute la terre soit remplie de sa gloire! Amen! Amen!

20 Fin des prières de David, fils d'Isaï.