T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes 67

Au chef de musique. Sur Neguinoth. Psaume. Cantique.

1 [Fanirian'ny olo-marina mba hanaiky an'Andriamanitra avokoa ny firenena rehetra] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo. Tonon-kira. Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay; hampamirapiratra ny tavany aminay anie Izy;

2 Mba ho fantatra etỳ ambonin'ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin'ny jentilisa rehetra.

3 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

4 Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao

5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.

7 Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.

 

Psalm 67
For the Chief Musician. With stringed instruments. A Psalm. A song.
1 May God be merciful to us, bless us,
and cause his face to shine on us.
Selah.
2 That your way may be known on earth,
and your salvation among all nations,

3 let the peoples praise you, God.
Let all the peoples praise you.
4 Oh let the nations be glad and sing for joy,
for you will judge the peoples with equity,
and govern the nations on earth.
Selah.
5 Let the peoples praise you, God.
Let all the peoples praise you.
6 The earth has yielded its increase.
God, even our own God, will bless us.
7 God will bless us.
All the ends of the earth shall fear him.

 

Psaume 67
1 (67:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Psaume. Cantique. (67:2) Que Dieu ait pitié de nous et qu'il nous bénisse, Qu'il fasse luire sur nous sa face, -Pause.

2 (67:3) Afin que l'on connaisse sur la terre ta voie, Et parmi toutes les nations ton salut!

3 (67:4) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent.

4 (67:5) Les nations se réjouissent et sont dans l'allégresse; Car tu juges les peuples avec droiture, Et tu conduis les nations sur la terre. -Pause.

5 (67:6) Les peuples te louent, ô Dieu! Tous les peuples te louent.

6 (67:7) La terre donne ses produits; Dieu, notre Dieu, nous bénit.

7 (67:8) Dieu, nous bénit, Et toutes les extrémités de la terre le craignent.