T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes 60

Au chef de musique. Sur Shushan*. Témoignage. Mictam. De David ; pour enseigner ; quand il fit la guerre contre les Syriens de Naharaïm**, et contre les Syriens de Tsoba, et que Joab revint et frappa les Édomites dans la vallée du Sel, au nombre de douze mille.

1 [Fiantsoan'ny efa resim-pahavalo, mba hotsarovan'Andriamanitra ny teniny] Ho an'ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon'i Davida hampianarana, fony izy nanafika an'i Mesopotamia* sy Arama-zoba tamin'ny niverenan'i Joaba ka namelezany ny Edomita roa arivo amby iray alin-dahy teo amin'ny lohasahan-tsira. Andriamanitra ô, efa nanary sy nampihahaka anay Hianao; efa tezitra Hianao, velombelomy izahay.[Arama-naharaima]

2 Efa nampihorohoro ny tany Hianao ka namaky azy; amboary izay rava aminy, fa mihozongozona izy.

3 Efa nampahita ny olonao zava-tsarotra Hianao, ary efa nampisotro anay divay mampiraikiraiky.

4 Efa notoloranao faneva ny matahotra Anao, hatsangany noho ny fahamarinana.

5 Mba hahafahan'ny malalanao, dia vonjeo amin'ny tananao ankavanana aho, ka valio.

6 Andriamanitra niteny tamin'ny fahamasinany hoe: hifaly Aho ka hizara an'i Sekema; ary ny lohasahan'i Sokota horefesiko;

7 Ahy Gileada, Ahy koa Manase; ary aron'ny lohako Efraima tehim-panjakako Joda;

8 Tavin-dranoko fanasana Moaba; Edoma no anipazako ny kapako; mihobia noho ny amiko, ry Filistia.

9 Iza no hitondra ahy ho any an-tanàna mafy? iza no hitarika ahy ho any Edoma?

10 Tsy Hianao va, Izay efa nanary anay*, Andriamanitra ô. Sady tsy nivoaka niaraka tamin'ny antokon'ny miaramilanay, Andriamanitra ô?

11 Vonjeo amin'ny mpandrafy izahay; fa zava-poana ny famonjena ataon'ny olona.

12 Andriamanitra no haherezantsika; fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika.

 

Psalm 60
For the Chief Musician. To the tune of “The Lily of the Covenant.” A teaching poem by David, when he fought with Aram Naharaim and with Aram Zobah, and Joab returned, and killed twelve thousand of Edom in the Valley of Salt.

1 God, you have rejected us.
You have broken us down.
You have been angry.
Restore us, again.
2 You have made the land tremble.
You have torn it.
Mend its fractures,
for it quakes.

3 You have shown your people hard things.
You have made us drink the wine that makes us stagger.
4 You have given a banner to those who fear you,
that it may be displayed because of the truth.
Selah.
5 So that your beloved may be delivered,
save with your right hand, and answer us.
6 God has spoken from his sanctuary:
“I will triumph.
I will divide Shechem,
and measure out the valley of Succoth.
7 Gilead is mine, and Manasseh is mine.
Ephraim also is the defense of my head.
Judah is my scepter.
8 Moab is my wash basin.
I will throw my shoe on Edom.
I shout in triumph over Philistia.”
9 Who will bring me into the strong city?
Who has led me to Edom?
10 Haven’t you, God, rejected us?
You don’t go out with our armies, God.
11 Give us help against the adversary,
for the help of man is vain.
12 Through God we shall do valiantly,
for it is he who will tread down our adversaries.

 

Psaume 60

1 (60:1) Au chef des chantres. Sur le lis lyrique. Hymne de David, pour enseigner. (60:2) Lorsqu'il fit la guerre aux Syriens de Mésopotamie et aux Syriens de Tsoba, et que Joab revint et battit dans la vallée du sel douze mille Édomites. (60:3) O Dieu! tu nous as repoussés, dispersés, Tu t'es irrité: relève-nous!

2 (60:4) Tu as ébranlé la terre, tu l'as déchirée: Répare ses brèches, car elle chancelle!

3 (60:5) Tu as fait voir à ton peuple des choses dures, Tu nous as abreuvés d'un vin d'étourdissement.

4 (60:6) Tu as donné à ceux qui te craignent une bannière, Pour qu'elle s'élève à cause de la vérité. -Pause.

5 (60:7) Afin que tes bien-aimés soient délivrés, Sauve par ta droite, et exauce-nous!

6 (60:8) Dieu a dit dans sa sainteté: Je triompherai, Je partagerai Sichem, je mesurerai la vallée de Succoth; 7 (60:9) A moi Galaad, à moi Manassé; Éphraïm est le rempart de ma tête, Et Juda, mon sceptre;

8 (60:10) Moab est le bassin où je me lave; Je jette mon soulier sur Édom; Pays des Philistins, pousse à mon sujet des cris de joie! -

9 (60:11) Qui me mènera dans la ville forte? Qui me conduira à Édom?

10 (60:12) N'est-ce pas toi, ô Dieu, qui nous as repoussés, Et qui ne sortais plus, ô Dieu, avec nos armées?

11 (60:13) Donne-nous du secours contre la détresse! Le secours de l'homme n'est que vanité.

12 (60:14) Avec Dieu, nous ferons des exploits; Il écrasera nos ennemis.