T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes 57

Au chef de musique. Al-Tashkheth*. De David. Mictam ; quand il fuyait devant Saül, dans la caverne.

1 [Fangataham-pamindram-po sy fahatokiana an'Andriamanitra, na dia hodidinim-pahavalo aza] Ho an'ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon'i Davida tamin'ny nandosirany an'i Saoly tao anaty zohy. Mamindrà fo amiko. Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko; fa Hianao no ialofan'ny fanahiko; eny, ao amin'ny aloky ny elatrao no ialofako, mandra-pahalasan'ny loza.

2 Hitaraina amin'Andriamanitra Avo Indrindra aho, dia amin'Andriamanitra Izay mahatanteraka ho ahy.

3 Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy, raha miteny ratsy izay misafoaka manenjika ahy; eny, Andriamanitra haniraka ny famindram-pony sy ny fahamarinany.

4 Ny fanahiko dia eo afovoan'ny liona; handry eo amin'ny masiaka aho, dia eo amin'ny zanak'olombelona,- lefona sy zana-tsipìka ny nifiny, ary sabatra maranitra ny lelany.

5 Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô! aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.

6 Efa namela-pandrika harato haningotra ny diako izy, ary nampitanondrika ny fanahiko*; nihady lavaka teo anoloako izy, kanjo ny tenany ihany no latsaka ao anatiny. [Na: nitanondrika ny fanahiko]

7 Tafatoetra ny foko, Andriamanitra ô, eny, tafatoetra ny foko; hihira sy hankalaza aho.

8 Mifohaza, ry voninahitro; mifohaza ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa* aho.[Na: Hampifoha ny maraina aho]

9 Hidera Anao eny amin'ny vahoaka aho, Tompo ô, hankalaza Anao eny amin'ny firenena aho.

10 Fa lehibe mihatra amin'ny lanitra ny famindram-ponao, ary mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.

11 Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao.

 

Psalm 57
For the Chief Musician. To the tune of “Do Not Destroy.” A poem by David, when he fled from Saul, in the cave.
1 Be merciful to me, God, be merciful to me,
for my soul takes refuge in you.
Yes, in the shadow of your wings, I will take refuge,
until disaster has passed.
2 I cry out to God Most High,
to God who accomplishes my requests for me.
3 He will send from heaven, and save me,
he rebukes the one who is pursuing me.
Selah.
God will send out his loving kindness and his truth.
4 My soul is among lions.
I lie among those who are set on fire,
even the sons of men, whose teeth are spears and arrows,
and their tongue a sharp sword.
5 Be exalted, God, above the heavens!
Let your glory be above all the earth!
6 They have prepared a net for my steps.
My soul is bowed down.
They dig a pit before me.
They fall into its midst themselves.
Selah.
7 My heart is steadfast, God, my heart is steadfast.
I will sing, yes, I will sing praises.
8 Wake up, my glory! Wake up, psaltery and harp!
I will wake up the dawn.
9 I will give thanks to you, Lord, among the peoples.
I will sing praises to you among the nations.
10 For your great loving kindness reaches to the heavens,
and your truth to the skies.

11 Be exalted, God, above the heavens.
Let your glory be over all the earth.

 

Psaume 57

1 (57:1) Au chef des chantres. <> Hymne de David. Lorsqu'il se réfugia dans la caverne, poursuivi par Saül. (57:2) Aie pitié de moi, ô Dieu, aie pitié de moi! Car en toi mon âme cherche un refuge; Je cherche un refuge à l'ombre de tes ailes, Jusqu'à ce que les calamités soient passées.

2 (57:3) Je crie au Dieu Très-Haut, Au Dieu qui agit en ma faveur.

3 (57:4) Il m'enverra du ciel le salut, Tandis que mon persécuteur se répand en outrages; -Pause. Dieu enverra sa bonté et sa fidélité.

4 (57:5) Mon âme est parmi des lions; Je suis couché au milieu de gens qui vomissent la flamme, Au milieu d'hommes qui ont pour dents la lance et les flèches, Et dont la langue est un glaive tranchant.

5 (57:6) Élève-toi sur les cieux, ô Dieu! Que ta gloire soit sur toute la terre!

6 (57:7) Ils avaient tendu un filet sous mes pas: Mon âme se courbait; Ils avaient creusé une fosse devant moi: Ils y sont tombés. -Pause.

7 (57:8) Mon coeur est affermi, ô Dieu! mon coeur est affermi; Je chanterai, je ferai retentir mes instruments.

8 (57:9) Réveille-toi, mon âme! réveillez-vous, mon luth et ma harpe! Je réveillerai l'aurore.

9 (57:10) Je te louerai parmi les peuples, Seigneur! Je te chanterai parmi les nations.

10 (57:11) Car ta bonté atteint jusqu'aux cieux, Et ta fidélité jusqu'aux nues.

11 (57:12) Élève-toi sur les cieux, ô Dieu! Que ta gloire soit sur toute la terre!