T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes55

Au chef de musique, Sur Neguinoth* ; pour instruire. De David.

1 [Fitarainana nataon'izay navadiky ny sakaizany nahatoky azy] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Maskila nataon'i Davida. Mihainoa ny fivavako, Andriamanitra ô, ary aza miery amin'ny fitarainako.

2 Henoy aho, ka valio; miriorio ny eritreritro, ka mitoloko aho,

3 Noho ny feon'ny fahavalo sy ny fampahorian'ny ratsy fanahy; fa mampianjera loza amiko ireny, ary amin'ny fahatezerana no ankahalany ahy.

4 Mangorohoro ato anatiko ny foko, ary mamely ahy ny tahotra ny fahafatesana.

5 Tahotra sy hovitra no mahazo ahy, ary manafotra ahy ny horohoro.

6 Ka hoy izaho: enga anie ka manana elatra tahaka ny voromailala aho, dia handositra aho ka hahita izay hitoerako;

7 Eny, handositra lavitra aho ka hitoetra any an-efitra.

8 Handeha faingana aho hamonjy fialofana, mba tsy ho azon'ny tafio-drivotra sy ny ranonoram-baratra.

9 Aringano izy, ary akoroy ny fiteniny, Tompo ô; fa mahita loza sy ady ao an-tanàna aho.

10 Hodidininy andro aman'alina eny ambonin ny mandany io; ary heloka sy fampahoriana no ao aminy;

11 Ratsy no ao anatiny; ary ny fitaka sy ny fanangolena tsy mba miala amin'ny lalàmbeny.

12 Fa tsy fahavalo no nanaratsy ahy,- fa raha izany, dia niaritra ihany aho; tsy olona nankahala ahy no nanandra-tena namely ahy, fa raha izany, dia niery azy aho;

13 Fa ianao, lehilahy mitovy saranga amiko, namako sy sakaizako indrindra,

14 Dia isika izay nifankamamy resaka ka niara-nandeha tamin'ny maro ho ao an-tranon'Andriamanitra.

15 Aoka hanampoka azy ny fahafatesana. Aoka hidina velona any amin'ny fiainan-tsi-hita izy; fa ratsy no ao amin'ny fonenany, dia ao afovoany.

16 Raha izaho, dia Andriamanitra no hantsoiko; ary Jehovah no hamonjy ahy.

17 Hariva sy maraina ary mitatao vovonana no hitarainako sy hitolokoako; dia hihaino ny feoko Izy,

18 Ka hanavotra ny fanahiko ho amin'ny fiadanana hahafahako amin'ny adin'ireny amiko, fa maro no miady amiko.

19 Hihaino Andriamanitra, Izay mipetraka hatramin'ny taloha, ka hamaly ireo olona tsy miova toetra, sady tsy matahotra an'Andriamanitra.

20 Efa naninjitra ny tànany hamely izay nihavana taminy izy; namadika ny fanekeny izy.

21 Malambo noho ny rononomandry ny vavany, kanjo ady no ao am-pony; malemy noho ny diloilo ny teniny, kanjo sabatra voatsoaka ireny.

22 Apetraho amin'i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina.

23 Fa Hianao, Andriamanitra ô, no hampidina ireo any an-davaka fanimbana; ny mpandatsa-drà sy mpamitaka tsy hahatratra ny an-tsasaky ny androny; fa izaho kosa dia hatoky Anao.

 

Psalm 55
For the Chief Musician. On stringed instruments. A contemplation by David.
1 Listen to my prayer, God.
Don’t hide yourself from my supplication.
2 Attend to me, and answer me. I am restless in my complaint, and moan,
3 Because of the voice of the enemy, Because of the oppression of the wicked.
For they bring suffering on me.
In anger they hold a grudge against me.
4 My heart is severely pained within me. The terrors of death have fallen on me.
5 Fearfulness and trembling have come on me.
Horror has overwhelmed me.
6 I said, “Oh that I had wings like a dove! Then I would fly away, and be at rest.
7 Behold, then I would wander far off. I would lodge in the wilderness.” Selah.
8 “I would hurry to a shelter from the stormy wind and storm.”
9 Confuse them, Lord, and confound their language,
for I have seen violence and strife in the city.
10 Day and night they prowl around on its walls.
Malice and abuse are also within her.
11 Destructive forces are within her.
Threats and lies don’t depart from her streets.
12 For it was not an enemy who insulted me,
then I could have endured it.
Neither was it he who hated me who raised himself up against me,
then I would have hidden myself from him.
13 But it was you, a man like me,
my companion, and my familiar friend.
14 We took sweet fellowship together.
We walked in God’s house with company.
15 Let death come suddenly on them.
Let them go down alive into Sheol.
For wickedness is in their dwelling, in their midst.
16 As for me, I will call on God.
Yahweh will save me.
17 Evening, morning, and at noon, I will cry out in distress.
He will hear my voice.
18 He has redeemed my soul in peace from the battle that was against me,
although there are many who oppose me.
19 God, who is enthroned forever,
will hear, and answer them.
Selah.
They never change,
who don’t fear God.
20 He raises his hands against his friends.
He has violated his covenant.
21 His mouth was smooth as butter,
but his heart was war.
His words were softer than oil,
yet they were drawn swords.
22 Cast your burden on Yahweh, and he will sustain you.
He will never allow the righteous to be moved.
23 But you, God, will bring them down into the pit of destruction.
Bloodthirsty and deceitful men shall not live out half their days,
but I will trust in you.

 

Psaume 55
1 (55:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Cantique de David. (55:2) O Dieu! prête l'oreille à ma prière, Et ne te dérobe pas à mes supplications!

2 (55:3) Écoute-moi, et réponds-moi! J'erre çà et là dans mon chagrin et je m'agite, 3 (55:4) A cause de la voix de l'ennemi et de l'oppression du méchant; Car ils font tomber sur moi le malheur, Et me poursuivent avec colère.

4 (55:5) Mon coeur tremble au dedans de moi, Et les terreurs de la mort me surprennent;

5 (55:6) La crainte et l'épouvante m'assaillent, Et le frisson m'enveloppe.

6 (55:7) Je dis: Oh! si j'avais les ailes de la colombe, Je m'envolerais, et je trouverais le repos;

7 (55:8) Voici, je fuirais bien loin, J'irais séjourner au désert; -Pause.

8 (55:9) Je m'échapperais en toute hâte, Plus rapide que le vent impétueux, que la tempête.

9 (55:10) Réduis à néant, Seigneur, divise leurs langues! Car je vois dans la ville la violence et les querelles;

10 (55:11) Elles en font jour et nuit le tour sur les murs; L'iniquité et la malice sont dans son sein;

11 (55:12) La méchanceté est au milieu d'elle, Et la fraude et la tromperie ne quittent point ses places.

12 (55:13) Ce n'est pas un ennemi qui m'outrage, je le supporterais; Ce n'est pas mon adversaire qui s'élève contre moi, Je me cacherais devant lui.

13 (55:14) C'est toi, que j'estimais mon égal, Toi, mon confident et mon ami!

14 (55:15) Ensemble nous vivions dans une douce intimité, Nous allions avec la foule à la maison de Dieu!

15 (55:16) Que la mort les surprenne, Qu'ils descendent vivants au séjour des morts! Car la méchanceté est dans leur demeure, au milieu d'eux. 16 (55:17) Et moi, je crie à Dieu, Et l'Éternel me sauvera. 17 (55:18) Le soir, le matin, et à midi, je soupire et je gémis, Et il entendra ma voix.

18 (55:19) Il me délivrera de leur approche et me rendra la paix, Car ils sont nombreux contre moi.

19 (55:20) Dieu entendra, et il les humiliera, Lui qui de toute éternité est assis sur son trône; -Pause. Car il n'y a point en eux de changement, Et ils ne craignent point Dieu.

20 (55:21) Il porte la main sur ceux qui étaient en paix avec lui, Il viole son alliance;

21 (55:22) Sa bouche est plus douce que la crème, Mais la guerre est dans son coeur; Ses paroles sont plus onctueuses que l'huile, Mais ce sont des épées nues.

22 (55:23) Remets ton sort à l'Éternel, et il te soutiendra, Il ne laissera jamais chanceler le juste.

23 (55:24) Et toi, ô Dieu! tu les feras descendre au fond de la fosse; Les hommes de sang et de fraude N'atteindront pas la moitié de leurs jours. C'est en toi que je me confie.