T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Psaumes 54

Au chef de musique. Sur Neguinoth* ; pour instruire. De David ; lorsque les Ziphiens vinrent, et dirent à Saül : David ne se tient-il pas caché auprès de nous ?

1 [Fangataham-pamonjena amin' Andriamanitra sy fahatokiana Azy, na dia be aza ny fahavalo] Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Maskila nataon'i Davida, fony tonga ny Zifita ka nanao tamin'i Saoly hoe: Tsy miery any aminay va Davida? Vonjeo amin'ny anaranao aho, Andriamanitra ô, ary omeo rariny aho araka ny herinao.

2 Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin'ny vavako.

3 Fa olona hafa firenena no mitsangana hamely ahy, ary olon-dozabe no mitady ny aiko; tsy mihevitra an'Andriamanitra ho eo anatrehany izy.

4 Indro, Andriamanitra no Mpamonjy ahy; ny Tompo no Mpanohana ny fanahiko.

5 Hamaly ny ratsy ataon'ny mpampahory ahy Izy; aoka ny fahamarinanao no handringananao azy.

6 Sitrapoko ihany no hanaterako fanatitra ho Anao; hidera ny anaranao aho, Jehovah ô, fa tsara izy.

7 Fa efa namonjy ahy ho afaka tamin'ny fahoriana rehetra Izy; ary ny masoko dia faly mijery ny amin'ny fahavaloko.

 

Psalm 54

For the Chief Musician. On stringed instruments. A contemplation by David, when the Ziphites came and said to Saul, “Isn’t David hiding himself among us?”

1 Save me, God, by your name. Vindicate me in your might.
2 Hear my prayer, God. Listen to the words of my mouth.
3 For strangers have risen up against me. Violent men have sought after my soul. They haven’t set God before them. Selah.
4 Behold, God is my helper. The Lord is the one who sustains my soul.
5 He will repay the evil to my enemies. Destroy them in your truth.
6 With a free will offering, I will sacrifice to you.
I will give thanks to your name, Yahweh, for it is good.
7 For he has delivered me out of all trouble.
My eye has seen triumph over my enemies.

 

Psaume 54
1 (54:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Cantique de David. (54:2) Lorsque les Ziphiens vinrent dire à Saül: David n'est-il pas caché parmi nous? (54:3) O Dieu! sauve-moi par ton nom, Et rends-moi justice par ta puissance!

2 (54:4) O Dieu! écoute ma prière, Prête l'oreille aux paroles de ma bouche!

3 (54:5) Car des étrangers se sont levés contre moi, Des hommes violents en veulent à ma vie; Ils ne portent pas leurs pensées sur Dieu. -Pause.

4 (54:6) Voici, Dieu est mon secours, Le Seigneur est le soutien de mon âme.

5 (54:7) Le mal retombera sur mes adversaires; Anéantis-les, dans ta fidélité!

6 (54:8) Je t'offrirai de bon coeur des sacrifices; Je louerai ton nom, ô Éternel! car il est favorable,

7 (54:9) Car il me délivre de toute détresse, Et mes yeux se réjouissent à la vue de mes ennemis.