T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Salamo 40

Au chef de musique. De David. Psaume.

1 [Fisaorana noho ny famonjena efa azo sy fanolorana ny tena hankatò ny tenin'Andriamanitra, ary fangatahana ho amin'ny andro sisa] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Niandry dia niandry an'i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako.

2 Dia nampakatra ahy avy tao amin'ny lavaka fandringanana Izy, eny, tamin'ny fotaka mandrevo; ary nampitoetra ny tongotro teo ambony vatolampy Izy ka nampijoro ahy.

3 Ary nanisy fihiram-baovao teo am-bavako Izy, dia fideràna an'Andriamanitsika; maro no hahita sy hatahotra ary hatoky an'i Jehovah.

4 Sambatra izay olona manao an'i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman'ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin'ny lainga.

5 Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo isaina.

6 Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba sitrakao ny sofiko nataonao malady* ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy mba nilainao; [Heb: Ny sofiko no nohadinao]

7 Dia hoy izaho:inty aho tonga ao amin'ny horonam-boky no nanoratana ahy.

8 Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko.

9 Efa nilaza teny mahafaly ny amin'ny fahamarinana teo amin'ny fiangonana lehibe aho; indro ny molotro tsy mba nakomboko; Jehovah ô, Hianao no mahalala.

10 Ny fahamarinanao tsy mba nafeniko tato am-poko; ny fahamarinanao sy ny famonjenao no nambarako; tsy nanafina ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao tamin'ny fiangonana lehibe aho.

11 Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko; aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.

12 Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.

13 Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.

14 Aoka ho indray menatra sy mangaihay izay mitady hanimba ny aiko; aoka hiamboho sy ho menatra izay mankasitraka ahy ho ory.

15 Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireny manao amiko hoe: Hià! sakoa izay!

16 Aoka ho faly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; aoka izay rehetra tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah.

17 Fa na dia ory sy malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Andriamanitro ô.

 

Psalm 40
For the Chief Musician. A Psalm by David.
1 I waited patiently for Yahweh.
He turned to me, and heard my cry.
2 He brought me up also out of a horrible pit,
out of the miry clay.
He set my feet on a rock,
and gave me a firm place to stand.
3 He has put a new song in my mouth, even praise to our God.
Many shall see it, and fear, and shall trust in Yahweh.
4 Blessed is the man who makes Yahweh his trust,
and doesn’t respect the proud, nor such as turn aside to lies.
5 Many, Yahweh, my God, are the wonderful works which you have done, and your thoughts which are toward us. They can’t be declared back to you. If I would declare and speak of them, they are more than can be numbered.
6 Sacrifice and offering you didn’t desire.
You have opened my ears.
You have not required burnt offering and sin offering.
7 Then I said, “Behold, I have come.
It is written about me in the book in the scroll.
8 I delight to do your will, my God.
Yes, your law is within my heart.”
9 I have proclaimed glad news of righteousness in the great assembly.
Behold, I will not seal my lips, Yahweh, you know.
10 I have not hidden your righteousness within my heart.
I have declared your faithfulness and your salvation.
I have not concealed your loving kindness and your truth from the great assembly.
11 Don’t withhold your tender mercies from me, Yahweh.
Let your loving kindness and your truth continually preserve me.
12 For innumerable evils have surrounded me.
My iniquities have overtaken me, so that I am not able to look up.
They are more than the hairs of my head.
My heart has failed me.
13 Be pleased, Yahweh, to deliver me.
Hurry to help me, Yahweh.
14 Let them be disappointed and confounded together who seek after my soul to destroy it.
Let them be turned backward and brought to dishonor who delight in my hurt.
15 Let them be desolate by reason of their shame that tell me, “Aha! Aha!”
16 Let all those who seek you rejoice and be glad in you. Let such as love your salvation say continually, “Let Yahweh be exalted!”
17 But I am poor and needy. May the Lord think about me. You are my help and my deliverer.
Don’t delay, my God.

 

Chapitre 40
1 (40:1) Au chef des chantres. De David. Psaume. (40:2) J'avais mis en l'Éternel mon espérance; Et il s'est incliné vers moi, il a écouté mes cris.
2 (40:3) Il m'a retiré de la fosse de destruction, Du fond de la boue; Et il a dressé mes pieds sur le roc, Il a affermi mes pas. 3 (40:4) Il a mis dans ma bouche un cantique nouveau, Une louange à notre Dieu; Beaucoup l'ont vu, et ont eu de la crainte, Et ils se sont confiés en l'Éternel.

4 (40:5) Heureux l'homme qui place en l'Éternel sa confiance, Et qui ne se tourne pas vers les hautains et les menteurs!

5 (40:6) Tu as multiplié, Éternel, mon Dieu! Tes merveilles et tes desseins en notre faveur; Nul n'est comparable à toi; Je voudrais les publier et les proclamer, Mais leur nombre est trop grand pour que je les raconte.

6 (40:7) Tu ne désires ni sacrifice ni offrande, Tu m'as ouvert les oreilles; Tu ne demandes ni holocauste ni victime expiatoire.

7 (40:8) Alors je dis: Voici, je viens Avec le rouleau du livre écrit pour moi.

8 (40:9) Je veux faire ta volonté, mon Dieu! Et ta loi est au fond de mon coeur.

9 (40:10) J'annonce la justice dans la grande assemblée; Voici, je ne ferme pas mes lèvres, Éternel, tu le sais!

10 (40:11) Je ne retiens pas dans mon coeur ta justice, Je publie ta vérité et ton salut; Je ne cache pas ta bonté et ta fidélité Dans la grande assemblée.

11 (40:12) Toi, Éternel! tu ne me refuseras pas tes compassions; Ta bonté et ta fidélité me garderont toujours. 12 (40:13) Car des maux sans nombre m'environnent; Les châtiments de mes iniquités m'atteignent, Et je ne puis en supporter la vue; Ils sont plus nombreux que les cheveux de ma tête, Et mon courage m'abandonne.

13 (40:14) Veuille me délivrer, ô Éternel! Éternel, viens en hâte à mon secours!

14 (40:15) Que tous ensemble ils soient honteux et confus, Ceux qui en veulent à ma vie pour l'enlever! Qu'ils reculent et rougissent, Ceux qui désirent ma perte!

15 (40:16) Qu'ils soient dans la stupeur par l'effet de leur honte, Ceux qui me disent: Ah! ah!

16 (40:17) Que tous ceux qui te cherchent Soient dans l'allégresse et se réjouissent en toi! Que ceux qui aiment ton salut Disent sans cesse: Exalté soit l'Éternel!

17 (40:18) Moi, je suis pauvre et indigent; Mais le Seigneur pense à moi. Tu es mon aide et mon libérateur: Mon Dieu, ne tarde pas!