T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Salamo 36

Au chef de musique. Du serviteur de l’Éternel. De David.

1 [Ny maharatsy ny miala amin'Andriamanitra, ary ny mahatsara ny mihavana aminy] Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida, mpanompon'i Jehovah. Ny ota milaza ato am-poko ny amin'ny ratsy fanahy hoe*: tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra ao aminy.[Na: Misy filazana ny ao am-pon'ny ratsy fanahy manao hoe:]

2 Fa miarahaba tena izy ny amin'ny tsy hahitana ny helony ka hankahalana azy.

3 Ny tenin'ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.

4 Faharatsiana no saintsaininy eo am-pandriany; mitsangana eo amin'ny lalana tsy mety izy; ny ratsy tsy mba laviny akory.

5 Jehovah ô, mipaka amin'ny lanitra ny famindram-ponao; mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.

6 Ny fahamarinanao dia tahaka ny tendrombohitra avo dia avo*; ny fitsaranao dia toy ny lalina indrindra; ny olona sy ny biby dia samy vonjenao, Jehovah ô,[Heb: tendrombohitr'Andriamanitra]

7 Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin'ny aloky ny elatrao ny zanak'olombelona.

8 Voky ny matavy ao an-tranonao izy; ary ny ony fampifalianao no ampisotroanao azy.

9 Fa ao aminao no misy loharanon'aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.

10 Ampahareto amin'izay mahalala Anao ny famindram-ponao, ary ny fahamarinanao amin'ny mahitsy fo.

11 Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan'ny ratsy fanahy.

12 Indreo! efa lavo ny mpanao ratsy; naripaka izy ka tsy maharina.

 

Psalm 36
For the Chief Musician. By David, the servant of Yahweh.


1 An oracle is within my heart about the disobedience of the wicked:
“There is no fear of God before his eyes.”
2 For he flatters himself in his own eyes,
too much to detect and hate his sin.
3 The words of his mouth are iniquity and deceit.
He has ceased to be wise and to do good.
4 He plots iniquity on his bed.
He sets himself in a way that is not good.
He doesn’t abhor evil.
5 Your loving kindness, Yahweh, is in the heavens.
Your faithfulness reaches to the skies.
6 Your righteousness is like the mountains of God.
Your judgments are like a great deep.
Yahweh, you preserve man and animal.
7 How precious is your loving kindness, God!
The children of men take refuge under the shadow of your wings.
8 They shall be abundantly satisfied with the abundance of your house.
You will make them drink of the river of your pleasures.
9 For with you is the spring of life.
In your light shall we see light.
10 Oh continue your loving kindness to those who know you,
your righteousness to the upright in heart.
11 Don’t let the foot of pride come against me.
Don’t let the hand of the wicked drive me away.
12 There the workers of iniquity are fallen.
They are thrust down, and shall not be able to rise.

 

Chapitre 36
1 (36:1) Au chef des chantres. Du serviteur de l'Éternel, de David. (36:2) La parole impie du méchant est au fond de son coeur; La crainte de Dieu n'est pas devant ses yeux.

2 (36:3) Car il se flatte à ses propres yeux, Pour consommer son iniquité, pour assouvir sa haine.

3 (36:4) Les paroles de sa bouche sont fausses et trompeuses; Il renonce à agir avec sagesse, à faire le bien.

4 (36:5) Il médite l'injustice sur sa couche, Il se tient sur une voie qui n'est pas bonne, Il ne repousse pas le mal.

5 (36:6) Éternel! ta bonté atteint jusqu'aux cieux, Ta fidélité jusqu'aux nues.

6 (36:7) Ta justice est comme les montagnes de Dieu, Tes jugements sont comme le grand abîme. Éternel! tu soutiens les hommes et les bêtes.

7 (36:8) Combien est précieuse ta bonté, ô Dieu! A l'ombre de tes ailes les fils de l'homme cherchent un refuge.

8 (36:9) Ils se rassasient de l'abondance de ta maison, Et tu les abreuves au torrent de tes délices.

9 (36:10) Car auprès de toi est la source de la vie; Par ta lumière nous voyons la lumière. 10 (36:11) Étends ta bonté sur ceux qui te connaissent, Et ta justice sur ceux dont le coeur est droit!

11 (36:12) Que le pied de l'orgueil ne m'atteigne pas, Et que la main des méchants ne me fasse pas fuir!

12 (36:13) Déjà tombent ceux qui commettent l'iniquité; Ils sont renversés, et ils ne peuvent se relever.