T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre  31

1 [Ny amin'ny tokony ho toetry ny mpanjaka] Ny tenin*'i Lemoela mpanjaka, dia ny teny mavesa-danja izay** nananaran-dreniny azy.[*Na: Ny teny ho an'][**Na: Lemoela, mpanjakan'i Masa, dia ilay]

2 Ahoana, anaka? Ary ahoana, ry zanako naterako? Ary ahoana, ry zanaky ny voadiko?

3 Aza omena ny vehivavy ny herinao, Na ny fombam-piainanao* ho an'izay** manimba mpanjaka.[*Heb. lalanao][**Na: izay zavatra]

4 Tsy mety amin'ny mpanjaka, ry Lemoela, Eny; tsy mety amin'ny mpanjaka ny misotro divay, Na amin'ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka;

5 Fandrao, raha misotro izy, dia manadino ny lalàna Ka mamily ny fitsarana ny zanaky ny fahoriana.

6 Omeo toaka izay efa ho faty, Eny, divay ho an'izay malahelo azon'ny fangidiam-panahy;

7 Aoka hisotro izy mba hanadinoany ny alahelony, Ary tsy hahatsiarovany ny fahoriany intsony.

8 Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, Hahazoan'ny kamboty ny rariny;

9 Sokafy ny vavanao, ka tsarao marina, Ary omeo rariny ny ory sy ny malahelo.

10 [Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto] Iza no mahita vehivavy tsara*? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy**. [*Na: mahay][**Na: perla]

11 Matoky azy ny fon'ny lahy, Ary tsy mitsahatra ny fanambinana azy.

12 Soa no ataon-dravehivavy aminy, fa tsy ratsy, Amin'ny andro rehetra iainany.

13 Mizaha volon'ondry sy rongony izy Ary mazoto miasa amin'ny tànany.

14 Toy ny sambon'ny mpandranto izy, Ka avy any amin'ny lavitra no itondrany ny haniny.

15 Mifoha izy, raha mbola alina, Ka manome hanina ho an'ny ankohonany Sy anjara ho an'ny ankizivaviny.

16 Mihevitra saha izy ka mahazo azy; Ny vokatry ny tànany no anaovany tanim-boaloboka.

17 Misikina hery izy, Ary hatanjahiny ny sandriny.

18 Hitany fa tsara ny tombom-barony, Ary tsy maty jiro mandritra ny alina izy.

19 Mandray ny fihazonam-bohavoha izy, Ary ny tànany mihazona ny ampela.

20 Manatsotra ny tànany amin'ny ory izy, Eny, mamelatra ny tànany amin'ny mahantra.

21 Tsy manahy ny oram-panala ho amin'ny ankohonany izy, Fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa.

22 Manao firakotra ho azy izy; Ny fitafiany dia rongony fotsy madinika sy lamba volomparasy.

23 Ny lahy dia hajaina eo am-bavahady, Raha miara-mipetraka eo amin'ny loholona.

24 Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin'ny mpandranto*.[Heb. Kananita]

25 Hery sy voninahitra no fitafiany, Ary ny andro ho avy dia ihomehezany.

26 Manokatra ny vavany amin'ny fahendrena izy; Ary ny lalàn'ny famindram-po no eo amin'ny lelany.

27 Mitandrina tsara ny ataon'ny ankohonany izy Ary tsy homana ny mofon'ny fahalainana.

28 Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; Ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe:

29 Maro no zazavavy nanao soa*, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.[Na: nahavory harena]

30 Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina.

31 Omeo azy ny avy amin'ny vokatry ny tànany; Ary aoka ny asany hidera azy eo am-bavahady.

 

Chapitre  31
31:1 The words of king Lemuel; the oracle which his mother taught him.

31:2 “Oh, my son!
Oh, son of my womb!
Oh, son of my vows!
31:3 Don’t give your strength to women,
nor your ways to that which destroys kings.
31:4 It is not for kings, Lemuel;
it is not for kings to drink wine;
nor for princes to say, ‘Where is strong drink?’
31:5 lest they drink, and forget the law,
and pervert the justice due to anyone who is afflicted.
31:6 Give strong drink to him who is ready to perish;
and wine to the bitter in soul:
31:7 Let him drink, and forget his poverty,
and remember his misery no more.
31:8 Open your mouth for the mute,
in the cause of all who are left desolate.
31:9 Open your mouth, judge righteously,
and serve justice to the poor and needy.”
31:10 *Who can find a worthy woman?
For her price is far above rubies.
31:11 The heart of her husband trusts in her.
He shall have no lack of gain.
31:12 She does him good, and not harm,
all the days of her life.
31:13 She seeks wool and flax,
and works eagerly with her hands.
31:14 She is like the merchant ships.
She brings her bread from afar.
31:15 She rises also while it is yet night,
gives food to her household,
and portions for her servant girls.
31:16 She considers a field, and buys it.
With the fruit of her hands, she plants a vineyard.
31:17 She arms her waist with strength,
and makes her arms strong.
31:18 She perceives that her merchandise is profitable.
Her lamp doesn’t go out by night.
31:19 She lays her hands to the distaff,
and her hands hold the spindle.
31:20 She opens her arms to the poor;
yes, she extends her hands to the needy.
31:21 She is not afraid of the snow for her household;
for all her household are clothed with scarlet.
31:22 She makes for herself carpets of tapestry.
Her clothing is fine linen and purple.
31:23 Her husband is respected in the gates,
when he sits among the elders of the land.
31:24 She makes linen garments and sells them,
and delivers sashes to the merchant.
31:25 Strength and dignity are her clothing.
She laughs at the time to come.
31:26 She opens her mouth with wisdom.
Faithful instruction is on her tongue.
31:27 She looks well to the ways of her household,
and doesn’t eat the bread of idleness.
31:28 Her children rise up and call her blessed.
Her husband also praises her:
31:29 “Many women do noble things,
but you excel them all.”
31:30 Charm is deceitful, and beauty is vain;
but a woman who fears Yahweh, she shall be praised.
31:31 Give her of the fruit of her hands!
Let her works praise her in the gates!

 

Chapitre  31
1 Paroles du roi Lemuel. Sentences par lesquelles sa mère l'instruisit. 2 Que te dirai-je, mon fils? que te dirai-je, fils de mes entrailles? Que te dirai-je, mon fils, objet de mes voeux? 3 Ne livre pas ta vigueur aux femmes, Et tes voies à celles qui perdent les rois. 4 Ce n'est point aux rois, Lemuel, Ce n'est point aux rois de boire du vin, Ni aux princes de rechercher des liqueurs fortes, 5 De peur qu'en buvant ils n'oublient la loi, Et ne méconnaissent les droits de tous les malheureux. 6 Donnez des liqueurs fortes à celui qui périt, Et du vin à celui qui a l'amertume dans l'âme; 7 Qu'il boive et oublie sa pauvreté, Et qu'il ne se souvienne plus de ses peines. 8 Ouvre ta bouche pour le muet, Pour la cause de tous les délaissés. 9 Ouvre ta bouche, juge avec justice, Et défends le malheureux et l'indigent. 10 Qui peut trouver une femme vertueuse? Elle a bien plus de valeur que les perles. 11 Le coeur de son mari a confiance en elle, Et les produits ne lui feront pas défaut. 12 Elle lui fait du bien, et non du mal, Tous les jours de sa vie. 13 Elle se procure de la laine et du lin, Et travaille d'une main joyeuse. 14 Elle est comme un navire marchand, Elle amène son pain de loin. 15 Elle se lève lorsqu'il est encore nuit, Et elle donne la nourriture à sa maison Et la tâche à ses servantes. 16 Elle pense à un champ, et elle l'acquiert; Du fruit de son travail elle plante une vigne. 17 Elle ceint de force ses reins, Et elle affermit ses bras. 18 Elle sent que ce qu'elle gagne est bon; Sa lampe ne s'éteint point pendant la nuit. 19 Elle met la main à la quenouille, Et ses doigts tiennent le fuseau. 20 Elle tend la main au malheureux, Elle tend la main à l'indigent. 21 Elle ne craint pas la neige pour sa maison, Car toute sa maison est vêtue de cramoisi. 22 Elle se fait des couvertures, Elle a des vêtements de fin lin et de pourpre. 23 Son mari est considéré aux portes, Lorsqu'il siège avec les anciens du pays. 24 Elle fait des chemises, et les vend, Et elle livre des ceintures au marchand. 25 Elle est revêtue de force et de gloire, Et elle se rit de l'avenir. 26 Elle ouvre la bouche avec sagesse, Et des instructions aimables sont sur sa langue. 27 Elle veille sur ce qui se passe dans sa maison, Et elle ne mange pas le pain de paresse. 28 Ses fils se lèvent, et la disent heureuse; Son mari se lève, et lui donne des louanges: 29 Plusieurs filles ont une conduite vertueuse; Mais toi, tu les surpasses toutes. 30 La grâce est trompeuse, et la beauté est vaine; La femme qui craint l'Éternel est celle qui sera louée. 31 Récompensez-la du fruit de son travail, Et qu'aux portes ses oeuvres la louent.