T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre  15

1 Ny famaliana mora dia mampianina ny fahatezerana mafy; Fa ny teny maharary mahatonga fahasosorana.

2 Ny lelan'ny hendry mampiseho fahalalana tsara; Fa ny vavan'ny adala miboiboika fahadalana.

3 Ny mason'i Jehovah amin'izao rehetra izao, Mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy.

4 Ny teny* malemy dia hazon'aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.[Heb. lela]

5 Ny adala maniratsira ny famaizan-drainy; Fa izay mitandrina ny fananarana no hita ho hendry.

6 Ao an-tranon'ny marina misy harena be; Fa ny fitomboan'ny haren'ny ratsy fanahy dia misy loza.

7 Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon'ny adala.

 

8 Ny fanatitry ny ratsy fanahy dia fahavetavetana eo imason'i Jehovah; Fa ny fivavaky ny marina no sitrany.

9 Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny lalan'ny ratsy fanahy; Fa izay fatra-panaraka ny fahamarinana no tiany.

10 Famaizana mafy no hihatra amin'izay mivily lalana. Eny, izay mankahala anatra dia ho faty.

11 Ny fiainan-tsi-hita* sy ny fandringanana aza dia miharihary eo anatrehan'i Jehovah, Koa mainka ny fon'ny zanak'olombelona![Heb. Sheola]

12 Tsy tian'ny mpaniratsira izay mananatra azy, Ary tsy mety manatona ny hendry izy.

13 Ny fo ravoravo mahamiramirana ny tarehy; Fa ny alahelon'ny fo mahareraka ny fanahy.

14 Ny fon'ny manan-tsaina mitady fahendrena; Fa ny vavan'ny adala mankamamy ny fahadalana.

15 Ratsy avokoa ny andron'ny ory; Fa ny faharavoravoam-po dia fanasana mandrakariva.

16 Aleo ny kely misy ny fahatahorana an'i Jehovah Toy izay harena be misy ahiahy.

17 Aleo sakafo anana ampian-tsetsetra* Toy izay omby mifahy asian-dromoromo**. [*Heb. fitiavana][**Heb. fankahalana]

18 Izay malaky tezitra manetsika ady; Fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana.

19 Ny lalan'ny malaina dia toy ny fefy tsilo Fa ny lalamben'ny marina dia voalamina tsara.

20 Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny.

21 Ny fahadalana dia fifalian'ny tsy ampy saina; Fa ny manan-tsaina kosa mizotra mahitsy

22 Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina; Fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany.

23 Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, Ary endrey ny hatsaran'ny teny atao amin'izay andro mahamety azy!

24 Làlan'aina ho any ambony no alehan'ny hendry, Hanalavirany ny fiainan-tsi-hita* any ambany,[Heb. Sheola]

25 Ravan'i Jehovah ny tranon'ny mpiavonavona; Fa ny fari-tanin'ny mpitondra-tena aoriny mafy.

26 Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny hevi-dratsy; Fa madio ny* teny mahafinaritra.[Na: Fa ny madio manao]

27 Izay fatra-pila harena dia mampidi-doza amin'ny ankohonany; Fa izay mankahala kolikoly no ho velona.

28 Ny fon'ny marina mihevitra vao mamaly; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy kosa miboiboika faharatsiana.

29 Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; Fa ny fivavaky ny marina no henoiny.

30 Ny tarehy miramirana* mahafaly ny fo; Ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana.[Heb. Ny fahazavan'ny maso]

31 Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona Dia miara-mitoetra amin'ny hendry.

32 Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana.

33 Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fananarana mampahahendry; Ary ny fanetren-tena mialoha ny fisandratana.

 

Chapitre  15
15:1 A gentle answer turns away wrath,
but a harsh word stirs up anger.
15:2 The tongue of the wise commends knowledge,
but the mouth of fools gush out folly.
15:3 Yahweh’s eyes are everywhere,
keeping watch on the evil and the good.
15:4 A gentle tongue is a tree of life,
but deceit in it crushes the spirit.
15:5 A fool despises his father’s correction,
but he who heeds reproof shows prudence.
15:6 In the house of the righteous is much treasure,
but the income of the wicked brings trouble.
15:7 The lips of the wise spread knowledge;
not so with the heart of fools.
15:8 The sacrifice made by the wicked is an abomination to Yahweh,
but the prayer of the upright is his delight.
15:9 The way of the wicked is an abomination to Yahweh,
but he loves him who follows after righteousness.
15:10 There is stern discipline for one who forsakes the way:
whoever hates reproof shall die.
15:11 Sheol and Abaddon are before Yahweh—
how much more then the hearts of the children of men!
15:12 A scoffer doesn’t love to be reproved;
he will not go to the wise.
15:13 A glad heart makes a cheerful face;
but an aching heart breaks the spirit.
15:14 The heart of one who has understanding seeks knowledge,
but the mouths of fools feed on folly.
15:15 All the days of the afflicted are wretched,
but one who has a cheerful heart enjoys a continual feast.
15:16 Better is little, with the fear of Yahweh,
than great treasure with trouble.
15:17 Better is a dinner of herbs, where love is,
than a fattened calf with hatred.
15:18 A wrathful man stirs up contention,
but one who is slow to anger appeases strife.
15:19 The way of the sluggard is like a thorn patch,
but the path of the upright is a highway.
15:20 A wise son makes a father glad,
but a foolish man despises his mother.
15:21 Folly is joy to one who is void of wisdom,
but a man of understanding keeps his way straight.
15:22 Where there is no counsel, plans fail;
but in a multitude of counselors they are established.
15:23 Joy comes to a man with the reply of his mouth.
How good is a word at the right time!
15:24 The path of life leads upward for the wise,
to keep him from going downward to Sheol.
15:25 Yahweh will uproot the house of the proud,
but he will keep the widow’s borders intact.
15:26 Yahweh detests the thoughts of the wicked,
but the thoughts of the pure are pleasing.
15:27 He who is greedy for gain troubles his own house,
but he who hates bribes will live.
15:28 The heart of the righteous weighs answers,
but the mouth of the wicked gushes out evil.
15:29 Yahweh is far from the wicked,
but he hears the prayer of the righteous.
15:30 The light of the eyes rejoices the heart.
Good news gives health to the bones.
15:31 The ear that listens to reproof lives,
and will be at home among the wise.
15:32 He who refuses correction despises his own soul,
but he who listens to reproof gets understanding.
15:33 The fear of Yahweh teaches wisdom.
Before honor is humility.

 

Chapitre  15
1 Une réponse douce calme la fureur, Mais une parole dure excite la colère. 2 La langue des sages rend la science aimable, Et la bouche des insensés répand la folie. 3 Les yeux de l'Éternel sont en tout lieu, Observant les méchants et les bons. 4 La langue douce est un arbre de vie, Mais la langue perverse brise l'âme. 5 L'insensé dédaigne l'instruction de son père, Mais celui qui a égard à la réprimande agit avec prudence. 6 Il y a grande abondance dans la maison du juste, Mais il y a du trouble dans les profits du méchant. 7 Les lèvres des sages répandent la science, Mais le coeur des insensés n'est pas droit. 8 Le sacrifice des méchants est en horreur à l'Éternel, Mais la prière des hommes droits lui est agréable. 9 La voie du méchant est en horreur à l'Éternel, Mais il aime celui qui poursuit la justice. 10 Une correction sévère menace celui qui abandonne le sentier; Celui qui hait la réprimande mourra. 11 Le séjour des morts et l'abîme sont devant l'Éternel; Combien plus les coeurs des fils de l'homme! 12 Le moqueur n'aime pas qu'on le reprenne, Il ne va point vers les sages. 13 Un coeur joyeux rend le visage serein; Mais quand le coeur est triste, l'esprit est abattu. 14 Un coeur intelligent cherche la science, Mais la bouche des insensés se plaît à la folie. 15 Tous les jours du malheureux sont mauvais, Mais le coeur content est un festin perpétuel. 16 Mieux vaut peu, avec la crainte de l'Éternel, Qu'un grand trésor, avec le trouble. 17 Mieux vaut de l'herbe pour nourriture, là où règne l'amour, Qu'un boeuf engraissé, si la haine est là. 18 Un homme violent excite des querelles, Mais celui qui est lent à la colère apaise les disputes. 19 Le chemin du paresseux est comme une haie d'épines, Mais le sentier des hommes droits est aplani. 20 Un fils sage fait la joie de son père, Et un homme insensé méprise sa mère. 21 La folie est une joie pour celui qui est dépourvu de sens, Mais un homme intelligent va le droit chemin. 22 Les projets échouent, faute d'une assemblée qui délibère; Mais ils réussissent quand il y a de nombreux conseillers. 23 On éprouve de la joie à donner une réponse de sa bouche; Et combien est agréable une parole dite à propos! 24 Pour le sage, le sentier de la vie mène en haut, Afin qu'il se détourne du séjour des morts qui est en bas. 25 L'Éternel renverse la maison des orgueilleux, Mais il affermit les bornes de la veuve. 26 Les pensées mauvaises sont en horreur à l'Éternel, Mais les paroles agréables sont pures à ses yeux. 27 Celui qui est avide de gain trouble sa maison, Mais celui qui hait les présents vivra. 28 Le coeur du juste médite pour répondre, Mais la bouche des méchants répand des méchancetés. 29 L'Éternel s'éloigne des méchants, Mais il écoute la prière des justes. 30 Ce qui plaît aux yeux réjouit le coeur; Une bonne nouvelle fortifie les membres. 31 L'oreille attentive aux réprimandes qui mènent à la vie Fait son séjour au milieu des sages. 32 Celui qui rejette la correction méprise son âme, Mais celui qui écoute la réprimande acquiert l'intelligence. 33 La crainte de l'Éternel enseigne la sagesse, Et l'humilité précède la gloire.