T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 7

1 [Ny zavatra naterin'ny lohan'ny firenen'ny Isiraely ho amin'ny fitokanana ny alitara] Ary tamin'ny andro izay nahavitan'i Mosesy ny nananganana ny tabernakely dia nanosotra sy nanamasina azy izy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy ary ny alitara sy ny fanaka rehetra momba azy; ary rehefa nanosotra sy nanamasina ireo izy,

2 dia nitondra fanatitra ny lohan'ny firenen'ny Isiraely, dia ny lohan'ny fianakaviana (ireo no lohan'ny firenena, izay nifehy ny voalamina).

3 Ary izy ireo nitondra ny fanatiny teo anatrehan'i Jehovah, dia sariety enina mirakotra sy omby roa ambin'ny folo, dia sariety iray no avy amin'ny lohan'ny firenena roa, ary omby iray avy; dia nitondra ireo teo anoloan'ny tabernakely izy.

 

4 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

5 Raiso aminy ireo hanaovana ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana, ka omeo ny Levita, dia samy araka ny fanompoany avy.

6 Dia noraisin'i Mosesy ny sariety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

7 Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an'ny taranak'i Gersona, araka ny fanompoany;

8 ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany, eo amin'ny fehin'Itamara, zanak'i Arona mpisorona.

9 Fa ny taranak'i Kehata kosa dia tsy mba nomeny na dia iray akory aza, satria ny fanompoana momba ny fitoerana masina no azy, ka eo an-tsorony ihany no hilanjany azy.

 

10 Dia ny lohan'ny firenena no nanatitra ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy; koa dia samy nanatitra ny fanatiny teo anoloan'ny alitara izy.

11 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Aoka ny lohan'ny firenena samy hanatitra ny fanatiny amin'ny an'androny avy ho amin'ny fitokanana ny alitara.

 

12 Ary ny nanatitra ny fanatiny tamin'ny andro voalohany dia Nasona, zanak'i Aminadaba, avy tamin'ny firenen'i Joda.

13 Ary ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

14 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

15 ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

16 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

17 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Nasona, zanak'i Aminadaba.

18 Ary tamin'ny andro faharoa dia Netanela, zanak'i Zoara, lohan'ny taranak'Isakara, no nanatitra.

19 Nanatitra ny fanatiny izy, dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

20 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

21 ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

22 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

23 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Netanela, zanak'i Zoara.

 

24 Ary tamin'ny andro fahatelo dia Eliaba, zanak'i Helona, lohan'ny taranak'i Zebolona, no nanatitra.

25 Ny fanatiny dia lovia volafotsy, iray sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

26 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

27 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

28 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;

29 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Eliaba, zanak'i Helona.

 

30 Ary tamin'ny andro fahefatra dia Elizora, zanak'i Sedeora, lohan'ny taranak'i Robena, no nanatitra.

31 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

32 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno dinti-kazo manitra;

33 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

34 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

35 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray ireo no fanatitr'i Elizora, zanak'i Sedeora.

 

36 Ary tamin'ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak'i Zorisaday, lohan'ny taranak'i Simeona, no nanatitra.

37 Ny fanatiny dia Lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

38 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

39 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

40 ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota;

41 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Selomiela, zanak'i Zorisaday,

 

42 Ary tamin'ny andro fahenina dia Eliasafa, zanak'i Doela, lohan'ny taranak'i Gada, no nanatitra.

43 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

44 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

45 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

46 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

47 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Eliasafa, zanak'i Doela.

 

48 Ary tamin'ny andro fahafito dia Elisama, zanak'i Amihoda, lohan'ny taranak'i Efraima, no nanatitra.

49 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

50 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

51 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

52 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

53 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondrilahy dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Elisama, zanak'i Amihoda.

 

54 Ary tamin'ny andro fahavalo dia Gamaliela, zanak'i Pedazora, lohan'ny taranak'i Manase, no nanatitra.

55 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

56 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

57 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

58 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

59 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Gamaliela, zanak'i Pedazora.

 

60 Ary tamin'ny andro fahasivy dia Abidana, zanak'i Gideony, lohan'ny taranak'i Benjamina, no nanatitra.

61 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

62 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

63 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona ho fanatitra dorana;

64 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

65 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Abidana, zanak'i Gideony.

 

66 Ary tamin'ny andro fahafolo Ahiezera, zanak'i Amisaday, lohan'ny taranak'i Dana, no nanatitra.

67 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

68 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

69 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

70 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

71 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Ahiezera, zanak'i Amisaday.

 

72 Ary tamin'ny andro fahiraika ambin'ny folo dia Pagiela, zanak'i Okrana, lohan'ny taranak'i Asera. no nanatitra.

73 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

74 lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

75 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

76 osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

77 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Pagiela, zanak'i Okrana.

 

78 Ary tamin'ny andro faharoa ambin'ny folo dia Ahira, zanak'i Enana, lohan'ny taranak'i Naftaly, no nanatitra.

79 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

80 lovia kely volamena iray, dia sekely folo, feno ditin-kazo manitra;

81 vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra odorana;

82 ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

83 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Ahira, zanak'i Enana.

 

84 Ireo no zavatra naterin'ny lohan'ny Isiraely ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin'ny folo, lovia volafotsy roa ambin'ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin'ny folo;

85 sekely telo-polo amby zato avy no lanjan'ny lovia volafotsy, ary sekely fito-polo avy ny lovia famafazana; ny lanjan'ny volafotsy rehetra tamin'ireo fanaka ireo dia sekely efa-jato amby roa arivo, araka ny sekely masina;

86 lovia kely volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan'ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato.

87 Ny isan'ny biby rehetra izay natao fanatitra dorana dia vantotr'ombilahy roa ambin'ny folo, ondrilahy roa ambin'ny folo, zanak'ondry roa ambin'ny folo, izay samy iray taona,'mbamin'ny fanatitra hohanina momba azy, ary osilahy roa ambin'ny folo ho fanatitra noho ny ota.

88 Ary ny isan'ny biby rehetra izay natao fanati-pihavanana dia vantotr'ombilahy efatra amby roa-polo, ondrilahy enim-polo, osilahy enim-polo, zanak'ondry enim-polo, izay samy iray taona. Izany no nateriny ho amin'ny fitokanana ny alitara, rehefa voahosotra izy.

*

89 Ary rehefa niditra tao amin'ny trano-lay fihaonana Mosesy mba hiteny amin'Andriamanitra, dia nandre ny feo miresaka aminy izy avy tao amin'ny rakotra fanaovam-panavotana izay teo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona, avy eo anelanelan'ny kerobima roa; dia niteny taminy Jehovah.

 

Chapitre 7

7:1 It happened on the day that Moses had finished setting up the tabernacle, and had anointed it and sanctified it, with all its furniture, and the altar with all its vessels, and had anointed and sanctified them; 7:2 that the princes of Israel, the heads of their fathers’ houses, offered. These were the princes of the tribes. These are they who were over those who were numbered: 7:3 and they brought their offering before Yahweh, six covered wagons, and twelve oxen; a wagon for every two of the princes, and for each one an ox: and they presented them before the tabernacle. 7:4 Yahweh spoke to Moses, saying, 7:5 “Accept these from them, that they may be used in doing the service of the Tent of Meeting; and you shall give them to the Levites, to every man according to his service.”

7:6 Moses took the wagons and the oxen, and gave them to the Levites. 7:7 He gave two wagons and four oxen to the sons of Gershon, according to their service: 7:8 and he gave four wagons and eight oxen to the sons of Merari, according to their service, under the direction of Ithamar the son of Aaron the priest. 7:9 But to the sons of Kohath he gave none, because the service of the sanctuary belonged to them; they carried it on their shoulders.

7:10 The princes gave offerings for the dedication of the altar in the day that it was anointed, even the princes gave their offerings before the altar.

7:11 Yahweh said to Moses, “They shall offer their offering, each prince on his day, for the dedication of the altar.”

7:12 He who offered his offering the first day was Nahshon the son of Amminadab, of the tribe of Judah, 7:13 and his offering was:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:14 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:15 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:16 one male goat for a sin offering;
7:17 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Nahshon the son of Amminadab.

7:18 On the second day Nethanel the son of Zuar, prince of Issachar, gave his offering. 7:19 He offered for his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:20 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:21 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:22 one male goat for a sin offering;
7:23 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, five male lambs a year old. This was the offering of Nethanel the son of Zuar.

7:24 On the third day Eliab the son of Helon, prince of the children of Zebulun 7:25 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was a hundred and thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:26 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:27 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:28 one male goat for a sin offering;
7:29 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Eliab the son of Helon.

7:30 On the fourth day Elizur the son of Shedeur, prince of the children of Reuben 7:31 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:32 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:33 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:34 one male goat for a sin offering;
7:35 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Elizur the son of Shedeur.

7:36 On the fifth day Shelumiel the son of Zurishaddai, prince of the children of Simeon 7:37 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:38 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:39 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:40 one male goat for a sin offering;
7:41 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old: this was the offering of Shelumiel the son of Zurishaddai.

7:42 On the sixth day, Eliasaph the son of Deuel, prince of the children of Gad 7:43 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:44 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:45 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:46 one male goat for a sin offering;
7:47 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Eliasaph the son of Deuel.

7:48 On the seventh day Elishama the son of Ammihud, prince of the children of Ephraim 7:49 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:50 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:51 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:52 one male goat for a sin offering;
7:53 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Elishama the son of Ammihud.

7:54 On the eighth day Gamaliel the son of Pedahzur, prince of the children of Manasseh 7:55 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:56 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:57 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:58 one male goat for a sin offering;
7:59 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Gamaliel the son of Pedahzur.

7:60 On the ninth day Abidan the son of Gideoni, prince of the children of Benjamin 7:61 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:62 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:63 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:64 one male goat for a sin offering;
7:65 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Abidan the son of Gideoni.

7:66 On the tenth day Ahiezer the son of Ammishaddai, prince of the children of Dan 7:67 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:68 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:69 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:70 one male goat for a sin offering;
7:71 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Ahiezer the son of Ammishaddai.

7:72 On the eleventh day Pagiel the son of Ochran, prince of the children of Asher 7:73 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:74 one golden ladle of ten shekels, full of incense;
7:75 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:76 one male goat for a sin offering;
7:77 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Pagiel the son of Ochran.

7:78 On the twelfth day Ahira the son of Enan, prince of the children of Naphtali 7:79 gave his offering:
one silver platter, the weight of which was one hundred thirty shekels,
one silver bowl of seventy shekels, after the shekel of the sanctuary; both of them full of fine flour mixed with oil for a meal offering;
7:80 one golden spoon of ten shekels, full of incense;
7:81 one young bull,
one ram,
one male lamb a year old, for a burnt offering;
7:82 one male goat for a sin offering;
7:83 and for the sacrifice of peace offerings, two head of cattle, five rams, five male goats, and five male lambs a year old. This was the offering of Ahira the son of Enan.

7:84 This was the dedication of the altar, on the day when it was anointed, by the princes of Israel: twelve silver platters, twelve silver bowls, twelve golden ladles; 7:85 each silver platter weighing one hundred thirty shekels, and each bowl seventy; all the silver of the vessels two thousand four hundred shekels, after the shekel of the sanctuary; 7:86 the twelve golden ladles, full of incense, weighing ten shekels apiece, after the shekel of the sanctuary; all the gold of the ladles weighed one hundred twenty shekels; 7:87 all the cattle for the burnt offering twelve bulls, the rams twelve, the male lambs a year old twelve, and their meal offering; and the male goats for a sin offering twelve; 7:88 and all the cattle for the sacrifice of peace offerings twenty-four bulls, the rams sixty, the male goats sixty, the male lambs a year old sixty. This was the dedication of the altar, after it was anointed.

7:89 When Moses went into the Tent of Meeting to speak with Yahweh, he heard his voice speaking to him from above the mercy seat that was on the ark of the Testimony, from between the two cherubim: and he spoke to him.

 

Chapitre 7
1 Lorsque Moïse eut achevé de dresser le tabernacle, il l'oignit et le sanctifia avec tous ses ustensiles, de même que l'autel avec tous ses ustensiles; il les oignit et les sanctifia. 2 Alors les princes d'Israël, chefs des maisons de leurs pères, présentèrent leur offrande: c'étaient les princes des tribus, ceux qui avaient présidé au dénombrement. 3 Ils amenèrent leur offrande devant l'Éternel: six chars en forme de litières et douze boeufs, soit un char pour deux princes et un boeuf pour chaque prince; et ils les offrirent devant le tabernacle. 4 L'Éternel parla à Moïse, et dit: 5 Prends d'eux ces choses, afin de les employer pour le service de la tente d'assignation; tu les donneras aux Lévites, à chacun selon ses fonctions. 6 Moïse prit les chars et les boeufs, et il les remit aux Lévites. 7 Il donna deux chars et quatre boeufs aux fils de Guerschon, selon leurs fonctions; 8 il donna quatre chars et huit boeufs aux fils de Merari, selon leurs fonctions, sous la conduite d'Ithamar, fils du sacrificateur Aaron. 9 Mais il n'en donna point aux fils de Kehath, parce que, selon leurs fonctions, ils devaient porter les choses saintes sur les épaules. 10 Les princes présentèrent leur offrande pour la dédicace de l'autel, le jour où on l'oignit; les princes présentèrent leur offrande devant l'autel. 11 L'Éternel dit à Moïse: Les princes viendront un à un, et à des jours différents, présenter leur offrande pour la dédicace de l'autel. 12 Celui qui présenta son offrande le premier jour fut Nachschon, fils d'Amminadab, de la tribu de Juda. 13 Il offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 14 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 15 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 16 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 17 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande de Nachschon, fils d'Amminadab. 18 Le second jour, Nethaneel, fils de Tsuar, prince d'Issacar, présenta son offrande. 19 Il offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 20 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 21 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 22 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 23 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande de Nethaneel, fils de Tsuar. 24 Le troisième jour, le prince des fils de Zabulon, Éliab, fils de Hélon, 25 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 26 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 27 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 28 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 29 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Éliab, fils de Hélon. 30 Le quatrième jour, le prince des fils de Ruben, Élitsur, fils de Schedéur, 31 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 32 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 33 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 34 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 35 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Élitsur, fils de Schedéur. 36 Le cinquième jour, le prince des fils de Siméon, Schelumiel, fils de Tsurischaddaï, 37 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 38 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 39 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 40 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 41 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande de Schelumiel, fils de Tsurischaddaï. 42 Le sixième jour, le prince des fils de Gad, Éliasaph, fils de Déuel, 43 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 44 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 45 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 46 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 47 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Éliasaph, fils de Déuel. 48 Le septième jour, le prince des fils d'Éphraïm, Élischama, fils d'Ammihud, 49 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 50 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 51 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 52 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 53 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Élischama, fils d'Ammihud. 54 Le huitième jour, le prince des fils de Manassé, Gamliel, fils de Pedahtsur, 55 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 56 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 57 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 58 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 59 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande de Gamliel, fils de Pedahtsur. 60 Le neuvième jour, le prince des fils de Benjamin, Abidan, fils de Guideoni, 61 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 62 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 63 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 64 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 65 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Abidan, fils de Guideoni. 66 Le dixième jour, le prince des fils de Dan, Ahiézer, fils d'Ammischaddaï, 67 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 68 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 69 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 70 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 71 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Ahiézer, fils d'Ammischaddaï. 72 Le onzième jour, le prince des fils d'Aser, Paguiel fils d'Ocran, 73 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles, selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 74 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 75 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 76 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 77 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande de Paguiel, fils d'Ocran. 78 Le douzième jour, le prince des fils de Nephthali, Ahira, fils d'Énan, 79 offrit: un plat d'argent du poids de cent trente sicles, un bassin d'argent de soixante-dix sicles selon le sicle du sanctuaire, tous deux pleins de fleur de farine pétrie à l'huile, pour l'offrande; 80 une coupe d'or de dix sicles, pleine de parfum; 81 un jeune taureau, un bélier, un agneau d'un an, pour l'holocauste; 82 un bouc, pour le sacrifice d'expiation; 83 et, pour le sacrifice d'actions de grâces, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d'un an. Telle fut l'offrande d'Ahira, fils d'Énan. 84 Tels furent les dons des princes d'Israël pour la dédicace de l'autel, le jour où on l'oignit. Douze plats d'argent, douze bassins d'argent, douze coupes d'or; 85 chaque plat d'argent pesait cent trente sicles, et chaque bassin soixante-dix, ce qui fit pour l'argent de ces ustensiles un total de deux mille quatre cents sicles, selon le sicle du sanctuaire; 86 les douze coupes d'or pleines de parfum, à dix sicles la coupe, selon le sicle du sanctuaire, firent pour l'or des coupes un total de cent vingt sicles. 87 Total des animaux pour l'holocauste: douze taureaux, douze béliers, douze agneaux d'un an, avec les offrandes ordinaires. Douze boucs, pour le sacrifice d'expiation. 88 Total des animaux pour le sacrifice d'actions de grâces: vingt-quatre boeufs, soixante béliers, soixante boucs, soixante agneaux d'un an. Tels furent les dons pour la dédicace de l'autel, après qu'on l'eut oint. 89 Lorsque Moïse entrait dans la tente d'assignation pour parler avec l'Éternel, il entendait la voix qui lui parlait du haut du propitiatoire placé sur l'arche du témoignage, entre les deux chérubins. Et il parlait avec l'Éternel.