| Chapitre 26 1 [Ny nandaminana ny Isiraely fanindroany, teo Arbota-moaba] Ary rehefa afaka ny areti-mandringana, dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy sy Eleazara, zanak'i Arona mpisorona: 2 Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny fianakaviany avy, dia izay rehetra amin'ny Isiraely azo halefa hanafika. 3 Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona dia nilaza taminy teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko, ka nanao hoe: 4 Ny hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely izay nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta. 5 Robena, lahimatoan'Isiraely; ary ny zanak'i Robena dia Hanoka sy ny fokon'ny Hanokita; avy tamin'i Palo ny fokon'ny Paloita; 6 avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Karmy ny fokon'ny Karmita. 7 Ireo no fokon'ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina. 8 Ary ny zanak'i Palo dia Eliaba. 9 Ary ny zanak'i Eliaba dia Nemoela sy Datana ary Abìrama. Ireo dia ilay Datana sy Abìrama, olom-boafidin'ny fiangonana, izay nila ady tamin'i Mosesy sy Arona, teo amin'ny antokon'i Kora, raha nila ady tamin'i Jehovah izy, 10 ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin'i Kora, tamin'ny nahafatesan'izany antokony izany, ary levon'ny afo koa ny dimam-polo amby roan-jato lahy ka tonga fananarana. 11 Kanefa ny zanak'i Kora tsy mba maty. 12 Ny taranak'i Simeona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Nemoela ny fokon'ny Nemoelita; avy tamin'i Jamina ny fokon'ny Jaminita; avy tamin'i Jakina ny fokon'ny Jakinita; 13 avy tamin'i Zera ny fokon'ny Zerita; avy tamin'i Saoly ny fokon'ny Saolita. 14 Ireo no fokon'ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina. 15 Ny taranak'i Gada, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Zefona ny fokon'ny Zefonita; avy tamin'i Hagy ny fokon'ny Hagita; avy tamin'i Sony ny fokon'ny Sonita; 16 avy tamin'i Ozny ny fokon'ny Oznita; avy tamin'i Erỳ ny fokon'ny Erita; 17 avy tamin'i Aroda ny fokon'ny Arodita; avy tamin'i Arely ny fokon'ny Arelita. 18 Ireo no fokon'ny zanak'i Gada, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby efatra alina 19 Ny zanak'i Joda dia Era sy Onana; kanefa Era sy Onana dia maty tany amin'ny tany Kanana ihany. 20 Ary ny taranak'i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sela ny fokon'ny Selita; avy tamin'i Fareza ny fokon'ny Farezita; avy tamin'i Zera ny fokon'ny Zerita. 21 Ary ny taranak'i Fareza dia izao: avy tamin'i Hezrona ny fokon'ny Hezronita; avy tamin'i Hamola ny fokon'ny Hamolita. 22 Ireo no fokon'i Joda, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina arivo sy fito alina. 23 Ny taranak'Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Tola ny fokon'ny Tolita; avy tamin'i Pova ny fokon'ny Povita; 24 avy tamin'i Jasoba ny fokon'ny Jasobita; avy tamin'i Simrona ny fokon'ny Simronita, 25 Ireo no fokon'Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. 26 Ny taranak'i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sereda ny fokon'ny Seredita; avy tamin'i Elona ny fokon'ny Elonita; avy tamin'i Jahalela ny fokon'ny Jahalelita. 27 Ireo no fokon'ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy. dia diman-jato amby enina alina. 28 Ny zanak'i Josefa, araka ny fokony, dia Manase sy Efraima. 29 Ny taranak'i Manase dia izao: avy tamin'i Makira ny fokon'ny Makirita; ary Makira niteraka an'i Gileada; avy tamin'i Gileada ny fokon'ny Gileadita. 30 Izao no taranak'i Gileada: avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Heleka ny fokon'ny Helekita; 31 ary avy tamin'i Äsriela ny fokon'ny Asrielita; ary avy tamin'i Sekema ny fokon'ny Sekemita; 32 ary avy tamin'i Semida ny fokon'ny Semidita; ary avy tamin'i Hefera ny fokon'ny Heferita. 33 Ary Zelofada, zanak'i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran'ny zanakavavin'i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza. 34 Ireo no fokon'i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina. 35 Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita. 36 Ary izao no taranak'i Sotela: avy tamin'i Erana ny fokon'ny Eranita. 37 Ireo no fokon'ny taranak'i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak'i Josefa araka ny fokony. 38 Ny taranak'i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Bela ny fokon'ny Belita; avy tamin'i Asibela ny fokon'ny Asibelita; avy tamin'i Ahirama ny fokon'ny Ahiramita; 39 avy tamin'i Sefofama ny fokon'ny Sefofamita; avy tamin'i Hofama ny fokon'ny Hofamita. 40 Ary ny taranak'i Bela dia Arda sy Namana; dia ny fokon'ny Ardita; ary avy tamin'i Namana ny fokon'ny Namanita. 41 Ireo no taranak'i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina. 42 Izao no taranak'i Dana, araka ny fokony: avy tamin'i Sohama ny fokon'ny Sohamita. Ireo no fokon'i Dana, araka ny fokony. 43 Ny fokon'ny Sohamita rehetra, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby efatra arivo sy enina alina. 44 Ny taranak'i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin'i Jimna ny fokon'ny Jimnita; avy tamin'i Jisvy ny fokon'ny Jisvita; avy tamin'i Bena ny fokon'ny Berita; 45 avy tamin'ny zanak'i Bena dia izao: avy tamin'i Hebera ny fokon'ny Heberita; avy tamin'i Malkiela ny fokon'ny Malkielita. 46 Ary ny anaran'ny zanakavavin'i Asera dia Sera. 47 Ireo no fokon'ny taranak'i Asera, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina. 48 Ny taranak'i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Jaziela ny fokon'ny Jazielita; avy tamin'i Gony ny fokon'ny Gonita; 49 avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Silema ny fokon'ny Silemita. 50 Ireo no fokon'i Naftaly araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia efa-jato amby dimy arivo sy efatra alina. 51 Ireo no voalamina tamin'ny Zanak'Isiraely, dia telo-polo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy. 52 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: 53 Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isany. 54 Ny maro isa homenao zara-tany bebe kokoa, ary ny vitsy isa homenao kelikely kokoa; samy araka ny voalamina taminy no hanomezana ny zara-taniny. 55 Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran'ny firenen'ny razany no hahazoany zara-tany. 56 Dia filokana no hizarana ny tany ho lovany, na ny ho an'ny maro, na ny ho an'ny vitsy. 57 Ary izao no voalamina tamin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony: avy tamin'i Gersona ny fokon'ny Gersonita; avy tamin'i Kehata ny fokon'ny Kehatita; avy tamin'i Merary ny fokon'ny Merarita. 58 Izao no fokon'i Levy: ny fokon'ny Libnita, ny fokon'ny Hebronita, ny fokon'ny Mahalita, ny fokon'ny Mosita, ny fokon'ny Koralta. Ary Kehata niteraka an'i Amrama. 59 Ary ny anaran'ny vadin'i Amrama dia Jokebeda, zanakavavin'i Levy, izay naterany tany Egypta; dia niteraka an'i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin'i Amrama izy. 60 Ary ny naterak'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. 61 Fa maty Nadaba sy Abiho tamin'izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan'i Jehovah. 62 Ary izay voalamina taminy dia telo arivo amby roa alina, dia ny lahy rehetra hatramin'ny iray volana no ho miakatra; fa tsy niaraka nalamina tamin'ny Zanak'Isiraely izy, satria tsy mba nomena zara-tany teo amin'ny Zanak'Isiraely. 63 Ireo no voalamin'i Mosesy sy Eleazara mpisorona, izay nandamina ny Zanak'Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko. 64 Ary tamin'ireo dia tsy nisy olona avy tamin'izay efa voalamin'i Mosesy sy Arona mpisorona tamin'izy nandamina ny Zanak'Isiraely tany an-efitr'i Sinay. 65 Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin'ireny afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona, ihany. | | Chapitre 26 26:1 It happened after the plague, that Yahweh spoke to Moses and to Eleazar the son of Aaron the priest, saying, 26:2 “Take a census of all the congregation of the children of Israel, from twenty years old and upward, by their fathers’ houses, all who are able to go forth to war in Israel.” 26:3 Moses and Eleazar the priest spoke with them in the plains of Moab by the Jordan at Jericho, saying, 26:4 “Take a census, from twenty years old and upward; as Yahweh commanded Moses and the children of Israel.” These are those that came out of the land of Egypt. 26:5 Reuben, the firstborn of Israel; the sons of Reuben: of Hanoch, the family of the Hanochites; of Pallu, the family of the Palluites; 26:6 of Hezron, the family of the Hezronites; of Carmi, the family of the Carmites. 26:7 These are the families of the Reubenites; and those who were numbered of them were forty-three thousand seven hundred thirty. 26:8 The sons of Pallu: Eliab. 26:9 The sons of Eliab: Nemuel, and Dathan, and Abiram. These are that Dathan and Abiram, who were called of the congregation, who strove against Moses and against Aaron in the company of Korah, when they strove against Yahweh, 26:10 and the earth opened its mouth, and swallowed them up together with Korah, when that company died; what time the fire devoured two hundred fifty men, and they became a sign. 26:11 Notwithstanding, the sons of Korah didn’t die. 26:12 The sons of Simeon after their families: of Nemuel, the family of the Nemuelites; of Jamin, the family of the Jaminites; of Jachin, the family of the Jachinites; 26:13 of Zerah, the family of the Zerahites; of Shaul, the family of the Shaulites. 26:14 These are the families of the Simeonites, twenty-two thousand two hundred. 26:15 The sons of Gad after their families: of Zephon, the family of the Zephonites; of Haggi, the family of the Haggites; of Shuni, the family of the Shunites; 26:16 of Ozni, the family of the Oznites; of Eri, the family of the Erites; 26:17 of Arod, the family of the Arodites; of Areli, the family of the Arelites. 26:18 These are the families of the sons of Gad according to those who were numbered of them, forty thousand and five hundred. 26:19 The sons of Judah: Er and Onan; and Er and Onan died in the land of Canaan. 26:20 The sons of Judah after their families were: of Shelah, the family of the Shelanites; of Perez, the family of the Perezites; of Zerah, the family of the Zerahites. 26:21 The sons of Perez were: of Hezron, the family of the Hezronites; of Hamul, the family of the Hamulites. 26:22 These are the families of Judah according to those who were numbered of them, seventy-six thousand five hundred. 26:23 The sons of Issachar after their families: of Tola, the family of the Tolaites; of Puvah, the family of the Punites; 26:24 of Jashub, the family of the Jashubites; of Shimron, the family of the Shimronites. 26:25 These are the families of Issachar according to those who were numbered of them, sixty-four thousand three hundred. 26:26 The sons of Zebulun after their families: of Sered, the family of the Seredites; of Elon, the family of the Elonites; of Jahleel, the family of the Jahleelites. 26:27 These are the families of the Zebulunites according to those who were numbered of them, sixty thousand five hundred. 26:28 The sons of Joseph after their families: Manasseh and Ephraim. 26:29 The sons of Manasseh: of Machir, the family of the Machirites; and Machir became the father of Gilead; of Gilead, the family of the Gileadites. 26:30 These are the sons of Gilead: of Iezer, the family of the Iezerites; of Helek, the family of the Helekites; 26:31 and Asriel, the family of the Asrielites; and Shechem, the family of the Shechemites; 26:32 and Shemida, the family of the Shemidaites; and Hepher, the family of the Hepherites. 26:33 Zelophehad the son of Hepher had no sons, but daughters: and the names of the daughters of Zelophehad were Mahlah, and Noah, Hoglah, Milcah, and Tirzah. 26:34 These are the families of Manasseh; and those who were numbered of them were fifty-two thousand seven hundred. 26:35 These are the sons of Ephraim after their families: of Shuthelah, the family of the Shuthelahites; of Becher, the family of the Becherites; of Tahan, the family of the Tahanites. 26:36 These are the sons of Shuthelah: of Eran, the family of the Eranites. 26:37 These are the families of the sons of Ephraim according to those who were numbered of them, thirty-two thousand five hundred. These are the sons of Joseph after their families. 26:38 The sons of Benjamin after their families: of Bela, the family of the Belaites; of Ashbel, the family of the Ashbelites; of Ahiram, the family of the Ahiramites; 26:39 of Shephupham, the family of the Shuphamites; of Hupham, the family of the Huphamites. 26:40 The sons of Bela were Ard and Naaman: the family of the Ardites; of Naaman, the family of the Naamites. 26:41 These are the sons of Benjamin after their families; and those who were numbered of them were forty-five thousand six hundred. 26:42 These are the sons of Dan after their families: of Shuham, the family of the Shuhamites. These are the families of Dan after their families. 26:43 All the families of the Shuhamites, according to those who were numbered of them, were sixty-four thousand four hundred. 26:44 The sons of Asher after their families: of Imnah, the family of the Imnites; of Ishvi, the family of the Ishvites; of Beriah, the family of the Berites. 26:45 Of the sons of Beriah: of Heber, the family of the Heberites; of Malchiel, the family of the Malchielites. 26:46 The name of the daughter of Asher was Serah. 26:47 These are the families of the sons of Asher according to those who were numbered of them, fifty-three thousand and four hundred. 26:48 The sons of Naphtali after their families: of Jahzeel, the family of the Jahzeelites; of Guni, the family of the Gunites; 26:49 of Jezer, the family of the Jezerites; of Shillem, the family of the Shillemites. 26:50 These are the families of Naphtali according to their families; and those who were numbered of them were forty-five thousand four hundred. 26:51 These are those who were numbered of the children of Israel, six hundred one thousand seven hundred thirty. 26:52 Yahweh spoke to Moses, saying, 26:53 “To these the land shall be divided for an inheritance according to the number of names. 26:54 To the more you shall give the more inheritance, and to the fewer you shall give the less inheritance: to everyone according to those who were numbered of him shall his inheritance be given. 26:55 Notwithstanding, the land shall be divided by lot: according to the names of the tribes of their fathers they shall inherit. 26:56 According to the lot shall their inheritance be divided between the more and the fewer.” 26:57 These are those who were numbered of the Levites after their families: of Gershon, the family of the Gershonites; of Kohath, the family of the Kohathites; of Merari, the family of the Merarites. 26:58 These are the families of Levi: the family of the Libnites, the family of the Hebronites, the family of the Mahlites, the family of the Mushites, the family of the Korahites. Kohath became the father of Amram. 26:59 The name of Amram’s wife was Jochebed, the daughter of Levi, who was born to Levi in Egypt: and she bore to Amram Aaron and Moses, and Miriam their sister. 26:60 To Aaron were born Nadab and Abihu, Eleazar and Ithamar. 26:61 Nadab and Abihu died, when they offered strange fire before Yahweh. 26:62 Those who were numbered of them were twenty-three thousand, every male from a month old and upward: for they were not numbered among the children of Israel, because there was no inheritance given them among the children of Israel. 26:63 These are those who were numbered by Moses and Eleazar the priest, who numbered the children of Israel in the plains of Moab by the Jordan at Jericho. 26:64 But among these there was not a man of them who were numbered by Moses and Aaron the priest, who numbered the children of Israel in the wilderness of Sinai. 26:65 For Yahweh had said of them, They shall surely die in the wilderness. There was not left a man of them, except Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. | | Chapitre 26 1 A la suite de cette plaie, l'Éternel dit à Moïse et à Éléazar, fils du sacrificateur Aaron: 2 Faites le dénombrement de toute l'assemblée des enfants d'Israël, depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, selon les maisons de leurs pères, de tous ceux d'Israël en état de porter les armes. 3 Moïse et le sacrificateur Éléazar leur parlèrent dans les plaines de Moab, près du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho. Ils dirent: 4 On fera le dénombrement, depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, comme l'Éternel l'avait ordonné à Moïse et aux enfants d'Israël, quand ils furent sortis du pays d'Égypte. 5 Ruben, premier-né d'Israël. Fils de Ruben: Hénoc de qui descend la famille des Hénokites; Pallu, de qui descend la famille des Palluites; 6 Hetsron, de qui descend la famille des Hetsronites; Carmi, de qui descend la famille des Carmites. 7 Ce sont là les familles des Rubénites: ceux dont on fit le dénombrement furent quarante-trois mille sept cent trente. - 8 Fils de Pallu: Éliab. 9 Fils d'Éliab: Nemuel, Dathan et Abiram. C'est ce Dathan et cet Abiram, qui étaient de ceux que l'on convoquait à l'assemblée, et qui se soulevèrent contre Moïse et Aaron, dans l'assemblée de Koré, lors de leur révolte contre l'Éternel. 10 La terre ouvrit sa bouche, et les engloutit avec Koré, quand moururent ceux qui s'étaient assemblés, et que le feu consuma les deux cent cinquante hommes: ils servirent au peuple d'avertissement. 11 Les fils de Koré ne moururent pas. 12 Fils de Siméon, selon leurs familles: de Nemuel descend la famille des Nemuélites; de Jamin, la famille des Jaminites; de Jakin, la famille des Jakinites; 13 de Zérach, la famille des Zérachites; de Saül, la famille des Saülites. 14 Ce sont là les familles des Siméonites; vingt-deux mille deux cents. 15 Fils de Gad, selon leurs familles: de Tsephon descend la famille des Tsephonites; de Haggi, la famille des Haggites; de Schuni, la famille des Schunites; 16 d'Ozni, la famille des Oznites; d'Éri, la famille des Érites; 17 d'Arod, la famille des Arodites; d'Areéli, la famille des Areélites. 18 Ce sont là les familles des fils de Gad, d'après leur dénombrement: quarante mille cinq cents. 19 Fils de Juda: Er et Onan; mais Er et Onan moururent au pays de Canaan. 20 Voici les fils de Juda, selon leurs familles: de Schéla descend la famille des Schélanites; de Pérets, la famille des Péretsites; de Zérach, la famille des Zérachites. 21 Les fils de Pérets furent: Hetsron, de qui descend la famille des Hetsronites; Hamul, de qui descend la famille des Hamulites. 22 Ce sont là les familles de Juda, d'après leur dénombrement: soixante-seize mille cinq cents. 23 Fils d'Issacar, selon leurs familles: de Thola descend la famille des Tholaïtes; de Puva, la famille des Puvites; 24 de Jaschub, la famille des Jaschubites; de Schimron, la famille des Schimronites. 25 Ce sont là les familles d'Issacar, d'après leur dénombrement: soixante quatre mille trois cents. 26 Fils de Zabulon, selon leurs familles: de Séred descend la famille des Sardites; d'Élon, la famille des Élonites; de Jahleel, la famille des Jahleélites. 27 Ce sont là les familles des Zabulonites, d'après leur dénombrement: soixante mille cinq cents. 28 Fils de Joseph, selon leurs familles: Manassé et Éphraïm. 29 Fils de Manassé: de Makir descend la famille des Makirites. -Makir engendra Galaad. De Galaad descend la famille des Galaadites. 30 Voici les fils de Galaad: Jézer, de qui descend la famille des Jézerites; Hélek, la famille des Hélekites; 31 Asriel, la famille des Asriélites; Sichem, la famille des Sichémites; 32 Schemida, la famille des Schemidaïtes; Hépher, la famille des Héphrites. 33 Tselophchad, fils de Hépher, n'eut point de fils, mais il eut des filles. Voici les noms des filles de Tselophchad: Machla, Noa, Hogla, Milca et Thirtsa. 34 Ce sont là les familles de Manassé, d'après leur dénombrement: cinquante-deux mille sept cents. 35 Voici les fils d'Éphraïm, selon leurs familles: de Schutélach descend la famille des Schutalchites; de Béker, la famille des Bakrites; de Thachan, la famille des Thachanites. - 36 Voici les fils de Schutélach: d'Éran est descendue la famille des Éranites. 37 Ce sont là les familles des fils d'Éphraïm, d'après leur dénombrement: trente-deux mille cinq cents. Ce sont là les fils de Joseph, selon leurs familles. 38 Fils de Benjamin, selon leurs familles: de Béla descend la famille des Balites; d'Aschbel, la famille des Aschbélites; d'Achiram, la famille des Achiramites; 39 de Schupham, la famille des Schuphamites; de Hupham, la famille des Huphamites. - 40 Les fils de Béla furent: Ard et Naaman. D'Ard descend la famille des Ardites; de Naaman, la famille des Naamanites. 41 Ce sont là les fils de Benjamin, selon leurs familles et d'après leur dénombrement; quarante-cinq mille six cents. 42 Voici les fils de Dan, selon leurs familles: de Schucham descend la famille des Schuchamites. Ce sont là les familles de Dan, selon leurs familles. 43 Total pour les familles des Schuchamites, d'après leur dénombrement: soixante-quatre mille quatre cents. 44 Fils d'Aser, selon leurs familles: de Jimna descend la famille des Jimnites; de Jischvi, la famille des Jischvites; de Beria, la famille des Beriites. 45 Des fils de Beria descendent: de Héber, la famille des Hébrites; de Malkiel, la famille des Malkiélites. 46 Le nom de la fille d'Aser était Sérach. 47 Ce sont là les familles des fils d'Aser, d'après leur dénombrement: cinquante-trois mille quatre cents. 48 Fils de Nephthali, selon leurs familles: de Jahtseel descend la famille des Jahtseélites; de Guni, la famille des Gunites; 49 de Jetser, la famille des Jitsrites; de Schillem, la famille des Schillémites. 50 Ce sont là les familles de Nephthali, selon leurs familles et d'après leur dénombrement: quarante-cinq mille quatre cents. 51 Tels sont ceux des enfants d'Israël dont on fit le dénombrement: six cent un mille sept cent trente. 52 L'Éternel parla à Moïse, et dit: 53 Le pays sera partagé entre eux, pour être leur propriété, selon le nombre des noms. 54 A ceux qui sont en plus grand nombre tu donneras une portion plus grande, et à ceux qui sont en plus petit nombre tu donneras une portion plus petite; on donnera à chacun sa portion d'après le dénombrement. 55 Mais le partage du pays aura lieu par le sort; ils le recevront en propriété selon les noms des tribus de leurs pères. 56 C'est par le sort que le pays sera partagé entre ceux qui sont en grand nombre et ceux qui sont en petit nombre. 57 Voici les Lévites dont on fit le dénombrement, selon leurs familles: de Guerschon descend la famille des Guerschonites; de Kehath, la famille des Kehathites; de Merari, la famille des Merarites. 58 Voici les familles de Lévi: la famille des Libnites, la famille des Hébronites, la famille des Machlites, la famille des Muschites, la famille des Korites. Kehath engendra Amram. 59 Le nom de la femme d'Amram était Jokébed, fille de Lévi, laquelle naquit à Lévi, en Égypte; elle enfanta à Amram: Aaron, Moïse, et Marie, leur soeur. 60 Il naquit à Aaron: Nadab et Abihu, Éléazar et Ithamar. 61 Nadab et Abihu moururent, lorsqu'ils apportèrent devant l'Éternel du feu étranger. 62 Ceux dont on fit le dénombrement, tous les mâles depuis l'âge d'un mois et au-dessus, furent vingt-trois mille. Ils ne furent pas compris dans le dénombrement des enfants d'Israël, parce qu'il ne leur fut point donné de possession au milieu des enfants d'Israël. 63 Tels sont ceux des enfants d'Israël dont Moïse et le sacrificateur Éléazar firent le dénombrement dans les plaines de Moab, près du Jourdain, vis-à-vis de Jéricho. 64 Parmi eux, il n'y avait aucun des enfants d'Israël dont Moïse et le sacrificateur Aaron avaient fait le dénombrement dans le désert de Sinaï. 65 Car l'Éternel avait dit: ils mourront dans le désert, et il n'en restera pas un, excepté Caleb, fils de Jephunné, et Josué, fils de Nun. | |