| Chapitre 2 1 [Ny filaharan'ny tobin'ny Isiraely araka ny fireneny avy] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: 2 Samy eo amin'ny fanevany sy eo amin'ny faneva kelin'ny fianakaviany avy no hitobian'ny Zanak'Isiraely; manodidina ny trano-lay fihaonana sady manandrify azy no hitobiany. 3 Ary ny hitoby eo amin'ny lafiny atsinanana, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro, dia izay momba ny fanevan'ny tobin'i Joda, araka ny antokony; ary ny lohan'ny taranak'i Joda dia Nasona, zanak'i Aminadaba; 4 ary ny miaramilany izay nalamina dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina. 5 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'Isakara; ary ny lohan'ny taranak'Isakara dia Netanela, zanak'i Zoara; 6 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina. 7 Dia vao ny firenen'i Zebolona; ary ny lohan'ny taranak'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona; 8 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby fito arivo sy dimy alina. 9 Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana. 10 Ary ny fanevan'ny tobin'i Robena no ho eo amin'ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan'ny taranak'i Robena dia Elizora, zanak'Sedeora; 11 ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina. 12 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'i Simeona; ary ny lohan'ny taranak'i Simeona dia Selomiela, zanak'i Zorisaday; 13 ary ny miaramilany izay nalamina dia telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina. 14 Dia vao ny firenen'i Gada; ary ny lohan'ny taranak'i Gada dia Eliasafa, zanak'i Roela; 15 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina. 16 Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Robena dia dimam-polo amby efa-jato sy arivo sy dimy alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha faharoany. 17 Dia handroso ny trano-lay fihaonana sy ny tobin'ny Levita, eo afovoan'ny toby rehetra; ka araka ny itobiany ihany no handrosoany, samy eo amin'ny filaharany avy, araka ny fanevany. 18 Ary ny fanevan'ny tobin'i Efraima, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny andrefana; ary ny lohan'ny taranak'i Efraima dia Elisama, zanak'i Amihoda; 19 ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby efatra alina. 20 Ary ny firenen'i Manase ho eo anilany; ary ny lohan'ny taranak'i Manase dia Gamaliela, zanak'i Pedazora; 21 ary ny miaramilany izay nalamina dia roan-jato amby roa arivo amby telo alina. 22 Dia vao ny firenen'i Benjamina; ary ny lohan'ny taranak'i Benjamina dia Abidana, zanak'i Gideony; 23 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby dimy arivo amby telo alina. 24 Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Efraima dia zato amby valo arivo sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no mandeha fahatelony. 25 Ary ny fanevan'ny tobin'i Dana, araka ny antokony, dia ho eo amin'ny lafiny avaratra; ary ny lohan'ny taranak'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday; 26 ary ny miaramilany izay nalamina dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina. 27 Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen'i Asera; ary ny lohan'ny taranak'i Asera dia Pagiela, zanak'i Okrana; 28 ary ny miaramilany izay nalamina dia dimam-jato amby arivo sy efatra alina. 29 Dia vao ny firenen'i Naftaly; ary ny lohan'ny taranak'i Naftaly dia Ahira, zanak'i Enana; 30 ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina. 31 Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Dana dia enin-jato amby fito arivo sy dimy alina sy iray hetsy. Dia ireo kosa no vodi-lalana. 32 Ireo no nalamina avy tamin'ny Zanak'Isiraely, araka ny fianakaviany; ny tontalin'izay nalamina tamin'ny toby rehetra, araka ny antokony, dia dimam-polo amby dimanjato amby telo arivo sy enina hetsy. 33 Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. 34 Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ka nitoby araka ny fanevany avy, ary samy nandroso araka ny fokony avy sy ny fianakaviany avy izy. | | Chapitre 2 2:1 Yahweh spoke to Moses and to Aaron, saying, 2:2 “The children of Israel shall encamp every man by his own standard, with the banners of their fathers’ houses: at a distance from the Tent of Meeting shall they encamp around it.” 2:3 Those who encamp on the east side toward the sunrise shall be of the standard of the camp of Judah, according to their divisions: and the prince of the children of Judah shall be Nahshon the son of Amminadab. 2:4 His division, and those who were numbered of them, were seventy-four thousand six hundred. 2:5 Those who encamp next to him shall be the tribe of Issachar: and the prince of the children of Issachar shall be Nethanel the son of Zuar. 2:6 His division, and those who were numbered of it, were fifty-four thousand four hundred. 2:7 The tribe of Zebulun: and the prince of the children of Zebulun shall be Eliab the son of Helon. 2:8 His division, and those who were numbered of it, were fifty-seven thousand four hundred. 2:9 All who were numbered of the camp of Judah were one hundred eighty-six thousand four hundred, according to their divisions. They shall set out first. 2:10 “On the south side shall be the standard of the camp of Reuben according to their divisions. The prince of the children of Reuben shall be Elizur the son of Shedeur. 2:11 His division, and those who were numbered of it, were forty-six thousand five hundred. 2:12 “Those who encamp next to him shall be the tribe of Simeon. The prince of the children of Simeon shall be Shelumiel the son of Zurishaddai. 2:13 His division, and those who were numbered of them, were fifty-nine thousand three hundred. 2:14 “The tribe of Gad: and the prince of the children of Gad shall be Eliasaph the son of Reuel. 2:15 His division, and those who were numbered of them, were forty-five thousand six hundred fifty. 2:16 “All who were numbered of the camp of Reuben were one hundred fifty-one thousand four hundred fifty, according to their armies. They shall set out second. 2:17 “Then the Tent of Meeting shall set out, with the camp of the Levites in the midst of the camps. As they encamp, so shall they set out, every man in his place, by their standards. 2:18 “On the west side shall be the standard of the camp of Ephraim according to their divisions: and the prince of the children of Ephraim shall be Elishama the son of Ammihud. 2:19 His division, and those who were numbered of them, were forty thousand five hundred. 2:20 “Next to him shall be the tribe of Manasseh: and the prince of the children of Manasseh shall be Gamaliel the son of Pedahzur. 2:21 His division, and those who were numbered of them, were thirty-two thousand two hundred. 2:22 “The tribe of Benjamin: and the prince of the children of Benjamin shall be Abidan the son of Gideoni. 2:23 His army, and those who were numbered of them, were thirty-five thousand four hundred. 2:24 “All who were numbered of the camp of Ephraim were one hundred eight thousand one hundred, according to their divisions. They shall set out third. 2:25 “On the north side shall be the standard of the camp of Dan according to their divisions: and the prince of the children of Dan shall be Ahiezer the son of Ammishaddai. 2:26 His division, and those who were numbered of them, were sixty-two thousand seven hundred. 2:27 “Those who encamp next to him shall be the tribe of Asher: and the prince of the children of Asher shall be Pagiel the son of Ochran. 2:28 His division, and those who were numbered of them, were forty-one thousand and five hundred. 2:29 “The tribe of Naphtali: and the prince of the children of Naphtali shall be Ahira the son of Enan. 2:30 His division, and those who were numbered of them, were fifty-three thousand four hundred. 2:31 “All who were numbered of the camp of Dan were one hundred fifty-seven thousand six hundred. They shall set out last by their standards.” 2:32 These are those who were numbered of the children of Israel by their fathers’ houses. All who were numbered of the camps according to their armies were six hundred three thousand five hundred fifty. 2:33 But the Levites were not numbered among the children of Israel; as Yahweh commanded Moses. 2:34 Thus the children of Israel did. According to all that Yahweh commanded Moses, so they encamped by their standards, and so they set out, everyone by their families, according to their fathers’ houses. | | Chapitre 2 1 L'Éternel parla à Moïse et à Aaron, et dit: 2 Les enfants d'Israël camperont chacun près de sa bannière, sous les enseignes de la maison de ses pères; ils camperont vis-à-vis et tout autour de la tente d'assignation. 3 A l'orient, le camp de Juda, avec sa bannière, et avec ses corps d'armée. Là camperont le prince des fils de Juda, Nachschon, fils d'Amminadab, 4 et son corps d'armée composé de soixante-quatorze mille six cents hommes, d'après le dénombrement. 5 A ses côtés camperont la tribu d'Issacar, le prince des fils d'Issacar, Nethaneel, fils de Tsuar, 6 et son corps d'armée composé de cinquante-quatre mille quatre cents hommes, d'après le dénombrement; 7 puis la tribu de Zabulon, le prince des fils de Zabulon, Éliab, fils de Hélon, 8 et son corps d'armée composé de cinquante-sept mille quatre cents hommes, d'après le dénombrement. 9 Total pour le camp de Juda, d'après le dénombrement: cent quatre-vingt six mille quatre cents hommes, selon leurs corps d'armée. Ils seront les premiers dans la marche. 10 Au midi, le camp de Ruben, avec sa bannière, et avec ses corps d'armée. Là camperont le prince des fils de Ruben, Élitsur, fils de Schedéur, 11 et son corps d'armée composé de quarante-six mille cinq cents hommes, d'après le dénombrement. 12 A ses côtés camperont la tribu de Siméon, le prince des fils de Siméon, Schelumiel, fils de Tsurischaddaï, 13 et son corps d'armée composé de cinquante-neuf mille trois cents hommes, d'après le dénombrement; 14 puis la tribu de Gad, le prince des fils de Gad, Éliasaph, fils de Déuel, 15 et son corps d'armée composé de quarante-cinq mille six cent cinquante hommes, d'après le dénombrement. 16 Total pour le camp de Ruben, d'après le dénombrement: cent cinquante et un mille quatre cent cinquante hommes, selon leurs corps d'armée. Ils seront les seconds dans la marche. 17 Ensuite partira la tente d'assignation, avec le camp des Lévites placé au milieu des autres camps: Ils suivront dans la marche l'ordre dans lequel ils auront campé, chacun dans son rang, selon sa bannière. 18 A l'occident, le camp d'Éphraïm, avec sa bannière, et avec ses corps d'armée. Là camperont le prince des fils d'Éphraïm, Élischama, fils d'Ammihud, 19 et son corps d'armée composé de quarante mille cinq cents hommes, d'après le dénombrement. 20 A ses côtés camperont la tribu de Manassé, le prince des fils de Manassé, Gamliel, fils de Pedahtsur, 21 et son corps d'armée composé de trente-deux mille deux cents hommes, d'après le dénombrement; 22 puis la tribu de Benjamin, le prince des fils de Benjamin, Abidan, fils de Guideoni, 23 et son corps d'armée composé de trente-cinq mille quatre cents hommes, d'après le dénombrement. 24 Total pour le camp d'Éphraïm, d'après le dénombrement: cent huit mille et cent hommes, selon leurs corps d'armée. Ils seront les troisièmes dans la marche. 25 Au nord, le camp de Dan, avec sa bannière, et avec ses corps d'armée. Là camperont le prince des fils de Dan, Ahiézer, fils d'Ammischaddaï, 26 et son corps d'armée composé de soixante-deux mille sept cents hommes, d'après le dénombrement. 27 A ses côtés camperont la tribu d'Aser, le prince des fils d'Aser, Paguiel, fils d'Ocran, 28 et son corps d'armée composé de quarante et un mille cinq cents hommes, d'après le dénombrement; 29 puis la tribu de Nephthali, le prince des fils de Nephthali, Ahira, fils d'Énan, 30 et son corps d'armée composé de cinquante-trois mille quatre cents hommes, d'après le dénombrement. 31 Total pour le camp de Dan, d'après le dénombrement: cent cinquante-sept mille six cents hommes. Ils seront les derniers dans la marche, selon leur bannière. 32 Tels sont ceux des enfants d'Israël dont on fit le dénombrement, selon les maisons de leurs pères. Tous ceux dont on fit le dénombrement, et qui formèrent les camps, selon leurs corps d'armée, furent six cent trois mille cinq cent cinquante. 33 Les Lévites, suivant l'ordre que l'Éternel avait donné à Moïse, ne firent point partie du dénombrement au milieu des enfants d'Israël. 34 Et les enfants d'Israël se conformèrent à tous les ordres que l'Éternel avait donnés à Moïse. C'est ainsi qu'ils campaient, selon leurs bannières; et c'est ainsi qu'ils se mettaient en marche, chacun selon sa famille, selon la maison de ses pères | |