T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

BAIBOLY AUDIO     TORITENY     Testamenta Vaovao     Testamenta Taloha     TENY SOA     HIRA     BAIBOLY MALAGASY     FOTOAM-BAVAKA     Vavaka     Rohy      
GENESISY
EKSODOSY
LEVITIKA
NOMERY
DETORONOMIA
MPITSARA
JOSOA
ROTA
1SAMOELA
2SAMOELA
1 MPANJAKA
2 MPANJAKA
1TANTARA
2TANTARA
EZRA
NEHEMIA
ESTERA
JOBA
SALAMO
OHABOLANA
MPITORITENY
TONONKIRA
ISAIA
JEREMIA
FITOMANIANA
EZEKIELA
DANIELA
HOSEA
JOELA
AMOSA
OBADIA
JONA
MIKA
NAHOMA
HABAKOKA
ZEFANIA
HAGAY
ZAKARIA
MALAKIA

Chapitre 1

1 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay, tao amin'ny trano-lay fihaonana tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta, ka nanao hoe:

2 Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anarany tsirairay,

3 dia ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona.

4 Ary aoka hisy lehilahy iray avy isam-pirenena ho namanareo, dia izay samy lohan'ny fianakaviany avy.

5 Ary izao no anaran'ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin'i Robena dia Elizora, zanak'i Sedeora;

6 ny avy amin'i Simeona dia Selomiela, zanak'i Zorisaday;

7 ny avy amin'i Joda dia Nasona, zanak'i Aminadaba;

8 ny avy amin'Isakara dia Netanela, zanak'i Zoara;

9 ny avy amin'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona;

10 ny avy amin'ny zanak'i Josefa dia Elisama, zanak'i Amihoda, avy amin'i Efraima, ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, avy amin'i Manase kosa;

11 ny avy amin'i Benjamina dia Abidana, zanak'i Gideony;

12 ny avy amin'i Dana dia Ahiezera, zanak'i Amisaday;

13 ny avy amin'i Asera dia Fagiela, zanak'i Okrana;

14 ny avy amin'i Gada dia Eliasafa, zanak'i Doela;

15 ny avy amin'i Naftaly dia Ahira, zanak'i Enana.

16 Ireo no voafidin'ny fiangonana, dia samy lohan'ny fireneny avy sady mpifehy arivo amin'ny Isiraely.

17 Ary Mosesy sy Arona naka ireo olona voatonona anarana ireo,

18 dia namory ny fiangonana rehetra tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa; ary samy nampanoratra ny anarany avy izy araka ny firazanany, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra.

19 Araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nandaminany azy tany an-efitr'Sinay.

20 Ary tamin'ny taranak'i Robena, lahimatoan'Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra izay azo nalefa hanafika,

21 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Robena dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina.

22 Ary tamin'ny taranak'i Simeona araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia izay rehetra voalamina, araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, izay azo nalefa hanafika

23 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Simeona dia telon-jato amby sivy arivo sy dimy alina.

24 Ary tamin'ny taranak'i Gada araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

25 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Gada dia dimam-polo amby enin-jato sy dimy arivo sy efatra alina.

26 Ary tamin'ny taranak'i Joda araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

27 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Joda dia enin-jato amby efatra arivo sy fito alina.

28 Ary tamin'ny taranak'Isakara araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

29 izay voalamina avy tamin'ny firenen'Isakara dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina.

30 Ary tamin'ny taranak'i Zebolona araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

31 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia efa-jato amby fito arivo sy dimy alina.

32 Ary tamin'ny taranak'i Josefa: dia avy tamin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

33 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Efraima dia diman-jato amby efatra alina;

34 ary tamin'ny taranak'i Manase araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

35 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Manase dia roan-jato amby roa arivo sy telo alina.

 

36 Ary tamin'ny taranak'i Benjamina araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

37 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia efa-jato amby dimy arivo sy telo alina.

 

38 Ary tamin'ny taranak'i Dana araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

39 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Dana dia fiton-jato amby roa arivo sy enina alina.

 

40 Ary tamin'ny taranak'i Asera araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika

41 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Asera dia diman-jato amby arivo sy efatra alina.

 

42 Ary tamin'ny taranak'i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

43 izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Asera dia efa-jato amby telo arivo sy dimy alina.

44 Ireo no voalamin'i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin'ny folo lahy lehibe amin'ny Isiraely, izay samy lohan'ny fianakaviany avy.

45 Ary izay rehetra avy tamin'ny Zanak'Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin'ny Isiraely,

46 dia dimam-polo amby dimam-jato sy telo arivo sy enina hetsy.

47 [Ny amin'ny raharahan'ny Levita] Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan'ireo.

48 Fa Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

49 Ny firenen'ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin'ny Zanak'Isiraely;

50 fa tendreo izy hitandrina ny tabernakelin'ny Vavolombelona sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy; fa izy no hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy sady hanao fanompoam-pivavahana ao; ary manodidina ny tabernakely no hitobiany.

51 Ary raha hafindra ny tabernakely, dia ny Levita no hangorona azy; ary raha haorina ny tabernakely, dia ny Levita no hanangana azy; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy.

52 Dia hitoby ny Zanak'Isiraely, samy eo amin'ny tobiny avy, ary samy eo amin'ny fanevany ary, araka ny antokony.

53 Fa ny Levita kosa hitoby manodidina ny tabernakelin'ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana hahatratra ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely; ary ny Levita hitandrina ny anjara raharaha momba ny tabernakelin'ny Vavolombelona.

54 Dia nataon'ny Zanak'Isiraely izany; araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataony.

Chapitre 1

1:1 Yahweh spoke to Moses in the wilderness of Sinai, in the Tent of Meeting, on the first day of the second month, in the second year after they had come out of the land of Egypt, saying, 1:2 “Take a census of all the congregation of the children of Israel, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, every male, one by one; 1:3 from twenty years old and upward, all who are able to go out to war in Israel. You and Aaron shall number them by their divisions. 1:4 With you there shall be a man of every tribe; everyone head of his fathers’ house. 1:5 These are the names of the men who shall stand with you:
Of Reuben: Elizur the son of Shedeur.
1:6 Of Simeon: Shelumiel the son of Zurishaddai.
1:7 Of Judah: Nahshon the son of Amminadab.
1:8 Of Issachar: Nethanel the son of Zuar.
1:9 Of Zebulun: Eliab the son of Helon.
1:10 Of the children of Joseph:
Of Ephraim: Elishama the son of Ammihud.
Of Manasseh: Gamaliel the son of Pedahzur.
1:11 Of Benjamin: Abidan the son of Gideoni.
1:12 Of Dan: Ahiezer the son of Ammishaddai.
1:13 Of Asher: Pagiel the son of Ochran.
1:14 Of Gad: Eliasaph the son of Deuel.
1:15 Of Naphtali: Ahira the son of Enan.”

1:16 These are those who were called of the congregation, the princes of the tribes of their fathers; they were the heads of the thousands of Israel. 1:17 Moses and Aaron took these men who are mentioned by name. 1:18 They assembled all the congregation together on the first day of the second month; and they declared their ancestry by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, one by one. 1:19 As Yahweh commanded Moses, so he numbered them in the wilderness of Sinai.

1:20 The children of Reuben, Israel’s firstborn, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, one by one, every male from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:21 those who were numbered of them, of the tribe of Reuben, were forty-six thousand five hundred.

1:22 Of the children of Simeon, their generations, by their families, by their fathers’ houses, those who were numbered of it, according to the number of the names, one by one, every male from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:23 those who were numbered of them, of the tribe of Simeon, were fifty-nine thousand three hundred.

1:24 Of the children of Gad, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:25 those who were numbered of them, of the tribe of Gad, were forty-five thousand six hundred fifty.

1:26 Of the children of Judah, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:27 those who were numbered of them, of the tribe of Judah, were sixty-four thousand six hundred.

1:28 Of the children of Issachar, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:29 those who were numbered of them, of the tribe of Issachar, were fifty-four thousand four hundred.

1:30 Of the children of Zebulun, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:31 those who were numbered of them, of the tribe of Zebulun, were fifty-seven thousand four hundred. 1:32 Of the children of Joseph, of the children of Ephraim, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:33 those who were numbered of them, of the tribe of Ephraim, were forty thousand five hundred.

1:34 Of the children of Manasseh, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:35 those who were numbered of them, of the tribe of Manasseh, were thirty-two thousand two hundred.

1:36 Of the children of Benjamin, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war; 1:37 those who were numbered of them, of the tribe of Benjamin, were thirty-five thousand four hundred.

1:38 Of the children of Dan, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go forth to war; 1:39 those who were numbered of them, of the tribe of Dan, were sixty-two thousand seven hundred.

1:40 Of the children of Asher, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go forth to war; 1:41 those who were numbered of them, of the tribe of Asher, were forty-one thousand five hundred.

1:42 Of the children of Naphtali, their generations, by their families, by their fathers’ houses, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all who were able to go forth to war; 1:43 those who were numbered of them, of the tribe of Naphtali, were fifty-three thousand four hundred.

1:44 These are those who were numbered, whom Moses and Aaron numbered, and the princes of Israel, being twelve men: they were each one for his fathers’ house. 1:45 So all those who were numbered of the children of Israel by their fathers’ houses, from twenty years old and upward, all who were able to go out to war in Israel; 1:46 even all those who were numbered were six hundred three thousand five hundred fifty. 1:47 But the Levites after the tribe of their fathers were not numbered among them. 1:48 For Yahweh spoke to Moses, saying, 1:49 “Only the tribe of Levi you shall not number, neither shall you take a census of them among the children of Israel; 1:50 but appoint the Levites over the Tabernacle of the Testimony, and over all its furnishings, and over all that belongs to it. They shall carry the tabernacle, and all its furnishings; and they shall take care of it, and shall encamp around it. 1:51 When the tabernacle is to move, the Levites shall take it down; and when the tabernacle is to be set up, the Levites shall set it up. The stranger who comes near shall be put to death. 1:52 The children of Israel shall pitch their tents, every man by his own camp, and every man by his own standard, according to their divisions. 1:53 But the Levites shall encamp around the Tabernacle of the Testimony, that there may be no wrath on the congregation of the children of Israel: and the Levites shall be responsible for the Tabernacle of the Testimony.”

1:54 Thus the children of Israel did. According to all that Yahweh commanded Moses, so they did.

Chapitre 1
1 L'Éternel parla à Moïse dans le désert de Sinaï, dans la tente d'assignation, le premier jour du second mois, la seconde année après leur sortie du pays d'Égypte. Il dit: 2 Faites le dénombrement de toute l'assemblée des enfants d'Israël, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant par tête les noms de tous les mâles, 3 depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux d'Israël en état de porter les armes; vous en ferez le dénombrement selon leurs divisions, toi et Aaron. 4 Il y aura avec vous un homme par tribu, chef de la maison de ses pères. 5 Voici les noms des hommes qui se tiendront avec vous. Pour Ruben: Élitsur, fils de Schedéur; 6 pour Siméon: Schelumiel, fils de Tsurischaddaï; 7 pour Juda: Nachschon, fils d'Amminadab; 8 pour Issacar: Nethaneel, fils de Tsuar; 9 pour Zabulon: Éliab, fils de Hélon; 10 pour les fils de Joseph, -pour Éphraïm: Élischama, fils d'Ammihud; -pour Manassé: Gamliel, fils de Pedahtsur; 11 pour Benjamin: Abidan, fils de Guideoni; 12 pour Dan: Ahiézer, fils d'Ammischaddaï; 13 pour Aser: Paguiel, fils d'Ocran; 14 pour Gad: Éliasaph, fils de Déuel; 15 pour Nephthali: Ahira, fils d'Énan. 16 Tels sont ceux qui furent convoqués à l'assemblée, princes des tribus de leurs pères, chefs des milliers d'Israël. 17 Moïse et Aaron prirent ces hommes, qui avaient été désignés par leurs noms, 18 et ils convoquèrent toute l'assemblée, le premier jour du second mois. On les enregistra selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant par tête les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus. 19 Moïse en fit le dénombrement dans le désert de Sinaï, comme l'Éternel le lui avait ordonné. 20 On enregistra les fils de Ruben, premier-né d'Israël, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant par tête les noms de tous les mâles, depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 21 les hommes de la tribu de Ruben dont on fit le dénombrement furent quarante-six mille cinq cents. 22 On enregistra les fils de Siméon, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères; on en fit le dénombrement, en comptant par tête les noms de tous les mâles depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 23 les hommes de la tribu de Siméon dont on fit le dénombrement furent cinquante-neuf mille trois cents. 24 On enregistra les fils de Gad, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 25 les hommes de la tribu de Gad dont on fit le dénombrement furent quarante-cinq mille six cent cinquante. 26 On enregistra les fils de Juda, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 27 les hommes de la tribu de Juda dont on fit le dénombrement furent soixante-quatorze mille six cents. 28 On enregistra les fils d'Issacar, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 29 les hommes de la tribu d'Issacar dont on fit le dénombrement furent cinquante-quatre mille quatre cents. 30 On enregistra les fils de Zabulon, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 31 les hommes de la tribu de Zabulon dont on fit le dénombrement furent cinquante-sept mille quatre cents. 32 On enregistra, d'entre les fils de Joseph, les fils d'Éphraïm, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 33 les hommes de la tribu d'Éphraïm dont on fit le dénombrement furent quarante mille cinq cents. 34 On enregistra les fils de Manassé, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 35 les hommes de la tribu de Manassé dont on fit le dénombrement furent trente-deux mille deux cents. 36 On enregistra les fils de Benjamin, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 37 les hommes de la tribu de Benjamin dont on fit le dénombrement furent trente-cinq mille quatre cents. 38 On enregistra les fils de Dan, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 39 les hommes de la tribu de Dan dont on fit le dénombrement furent soixante-deux mille sept cents. 40 On enregistra les fils d'Aser, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 41 les hommes de la tribu d'Aser dont on fit le dénombrement furent quarante et un mille cinq cents. 42 On enregistra les fils de Nephthali, selon leurs familles, selon les maisons de leurs pères, en comptant les noms depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux en état de porter les armes: 43 les hommes de la tribu de Nephthali dont on fit le dénombrement furent cinquante-trois mille quatre cents. 44 Tels sont ceux dont le dénombrement fut fait par Moïse et Aaron, et par les douze hommes, princes d'Israël; il y avait un homme pour chacune des maisons de leurs pères. 45 Tous ceux des enfants d'Israël dont on fit le dénombrement, selon les maisons de leurs pères, depuis l'âge de vingt ans et au-dessus, tous ceux d'Israël en état de porter les armes, 46 tous ceux dont on fit le dénombrement furent six cent trois mille cinq cent cinquante. 47 Les Lévites, selon la tribu de leurs pères, ne firent point partie de ce dénombrement. 48 L'Éternel parla à Moïse, et dit: 49 Tu ne feras point le dénombrement de la tribu de Lévi, et tu n'en compteras point les têtes au milieu des enfants d'Israël. 50 Remets aux soins des Lévites le tabernacle du témoignage, tous ses ustensiles et tout ce qui lui appartient. Ils porteront le tabernacle et tous ses ustensiles, ils en feront le service, et ils camperont autour du tabernacle. 51 Quand le tabernacle partira, les Lévites le démonteront; quand le tabernacle campera, les Lévites le dresseront; et l'étranger qui en approchera sera puni de mort. 52 Les enfants d'Israël camperont chacun dans son camp, chacun près de sa bannière, selon leurs divisions. 53 Mais les Lévites camperont autour du tabernacle du témoignage, afin que ma colère n'éclate point sur l'assemblée des enfants d'Israël; et les Lévites auront la garde du tabernacle du témoignage. 54 Les enfants d'Israël se conformèrent à tous les ordres que l'Éternel avait donnés à Moïse; ils firent ainsi.