T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 7

1 Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita,

2 dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro.

3 Koa hoy izaho tamin'ireo: Aza avela hovohana ny vavahadin'i Jerosalema mandra-pahafanan'ny andro; ary raha mbola milanona eo ny mpiambina, dia aoka harindriny ny varavarana, ka hidionareo; ary manendre mpiambina avy amin'izay monina ato Jerosalema ihany samy ho eo amin'ny fiambenany avy, dia samy ho eo amin'ny tandrifin'ny tranony avy.

4 Ary malalaka sy lehibe ny tanàna, nefa vitsy olona, sady tsy mbola vita ny trano.

5 Ary nomen'Andriamanitro hevitra aho hamory ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan'izay niakatra voalohany, ka izao no hitako voasoratra tao:

6 Izao no lehilahy amin'izany tany izany, izay niakatra avy tamin'ny fahababoana, dia ireo nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,

7 dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao:

8 Ny taranak'i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;

9 ny taranak'i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;

10 ny taranak'i Ara dia roa amby dimam-polo amby enin-jato;

11 ny taranak'i Pahatamoaba, dia avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia valo ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;

12 ny taranak'i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;

13 ny taranak'i Zato dia dimy amby efa-polo amby valon-jato;

14 ny taranak'i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;

15 ny taranak'i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato;

16 ny taranak'i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato;

17 ny taranak'Azgada dia roa amby roa-polo amby telon-jato amby roa arivo;

18 ny zanak'i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato;

19 ny taranak'i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo;

20 ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;

21 ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;

22 ny taranak'i Hasoma dia valo amby roa-polo amby telon-jato;

23 ny taranak'i Bezay dia efatra amby roa-polo amby telon-jato;

24 ny taranak'i Harifa dia roa ambin'ny folo amby zato;

25 ny taranak'i Gibeona dia dimy amby sivi-folo.

26 Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;

27 ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;

28 ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;

29 ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;

30 ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;

31 ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;

32 ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato;

33 ny mponina tany amin'ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;

34 ny zanak'ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;

35 ny zanak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato;

36 ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;

37 ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;

38 ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

39 Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

40 ny taranak'Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;

41 ny taranak'i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;

42 ny taranak'i Harima dia fito ambin'ny folo sy arivo.

43 Ary ny Levita koa dia izao: Ny zanak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny zanak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.

44 Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak'i Asafa dia valo amby efa-polo amby zato.

45 Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato.

46 Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,

47 ny taranak'i Kerosa, ny taranak'i Sia, ny taranak'i Padona,

48 ny taranak'i Lebana, ny taranak'i Hagaba, ny taranak'i Salmay,

49 ny taranak'i Hanana, ny taranak'i Gidela, ny taranak'i Gahara,

50 ny taranak'i Reaia, ny taranak'i Rezina, ny taranak'i Nekoda,

51 ny taranak'i Gazama, ny taranak'i Oza, ny taranak'i Pasea,

52 ny taranak'i Besay, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,

53 ny taranak'i Bakboka, ny taranak'i Hakafa, ny taranak'i Harora,

54 ny taranak'i Bazlita, ny taranak'i Mehida, ny taranak'i Harsa,

55 ny taranak'i Barkosa, ny taranak'i Sisera, ny taranak'i Tema,

56 ny taranak'i Nezia, ny taranak'i Hatifa.

57 Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny zanak'i Perida,

58 ny taranak'i Jala, ny taranak'i Darkona, ny taranak'i Gidela,

59 ny taranak'i Sefatia, ny taranak'i Hatila, ny taranak'i Pokereta-hazebaima, ny taranak'i Amona.

60 Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.

61 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):

62 ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.

63 Ary ny avy tamin'ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Hobaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany.

64 Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.

65 Ary ny governora nilaza fa tsy mahazo mihinana ny zava-masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.

66 Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,

67 afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy;

68 ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;

69 ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.

70 Ary ny sasany tamin'ny lohan ny fianakaviana dia nahafoy hanaovana ny asa. Ny governora nanome darika volamena arivo sy lovia famafazana dimam-polo sy akanjo-mpisorona telo-polo amby dimam-jato ho ao amin'ny rakitra.

71 Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin'ny rakitra hanaovana ny asa.

72 Ary izay nomen'ny olona sisa dia darika volamena roa alina sy mane volafotsy roa arivo ary akanjo-mpisorona fito amby enim-polo.

 

73 Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin'ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra.

 

7:1 Now it happened, when the wall was built, and I had set up the doors, and the porters and the singers and the Levites were appointed, 7:2 that I put my brother Hanani, and Hananiah the governor of the castle, in charge of Jerusalem; for he was a faithful man, and feared God above many. 7:3 I said to them, “Don’t let the gates of Jerusalem be opened until the sun is hot; and while they stand guard, let them shut the doors, and you bar them: and appoint watches of the inhabitants of Jerusalem, everyone in his watch, with everyone near his house.”

7:4 Now the city was wide and large; but the people were few therein, and the houses were not built. 7:5 My God put into my heart to gather together the nobles, and the rulers, and the people, that they might be reckoned by genealogy. I found the book of the genealogy of those who came up at the first, and I found written therein: 7:6 These are the children of the province, who went up out of the captivity of those who had been carried away, whom Nebuchadnezzar the king of Babylon had carried away, and who returned to Jerusalem and to Judah, everyone to his city; 7:7 who came with Zerubbabel, Jeshua, Nehemiah, Azariah, Raamiah, Nahamani, Mordecai, Bilshan, Mispereth, Bigvai, Nehum, Baanah. The number of the men of the people of Israel: 7:8 The children of Parosh, two thousand one hundred seventy-two. 7:9 The children of Shephatiah, three hundred seventy-two. 7:10 The children of Arah, six hundred fifty-two. 7:11 The children of Pahathmoab, of the children of Jeshua and Joab, two thousand eight hundred eighteen. 7:12 The children of Elam, one thousand two hundred fifty-four. 7:13 The children of Zattu, eight hundred forty-five. 7:14 The children of Zaccai, seven hundred sixty. 7:15 The children of Binnui, six hundred forty-eight. 7:16 The children of Bebai, six hundred twenty-eight. 7:17 The children of Azgad, two thousand three hundred twenty-two. 7:18 The children of Adonikam, six hundred sixty-seven. 7:19 The children of Bigvai, two thousand sixty-seven. 7:20 The children of Adin, six hundred fifty-five. 7:21 The children of Ater, of Hezekiah, ninety-eight. 7:22 The children of Hashum, three hundred Twenty-eight. 7:23 The children of Bezai, three hundred twenty-four. 7:24 The children of Hariph, one hundred twelve. 7:25 The children of Gibeon, ninety-five. 7:26 The men of Bethlehem and Netophah, one hundred eighty-eight. 7:27 The men of Anathoth, one hundred twenty-eight. 7:28 The men of Beth Azmaveth, forty-two. 7:29 The men of Kiriath Jearim, Chephirah, and Beeroth, seven hundred forty-three. 7:30 The men of Ramah and Geba, six hundred twenty-one. 7:31 The men of Michmas, one hundred and twenty-two. 7:32 The men of Bethel and Ai, a hundred twenty-three. 7:33 The men of the other Nebo, fifty-two. 7:34 The children of the other Elam, one thousand two hundred fifty-four. 7:35 The children of Harim, three hundred twenty. 7:36 The children of Jericho, three hundred forty-five. 7:37 The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty-one. 7:38 The children of Senaah, three thousand nine hundred thirty. 7:39 The priests: The children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy-three. 7:40 The children of Immer, one thousand fifty-two. 7:41 The children of Pashhur, one thousand two hundred forty-seven. 7:42 The children of Harim, one thousand seventeen. 7:43 The Levites: the children of Jeshua, of Kadmiel, of the children of Hodevah, seventy-four. 7:44 The singers: the children of Asaph, one hundred forty-eight. 7:45 The porters: the children of Shallum, the children of Ater, the children of Talmon, the children of Akkub, the children of Hatita, the children of Shobai, one hundred thirty-eight. 7:46 The Nethinim: the children of Ziha, the children of Hasupha, the children of Tabbaoth, 7:47 the children of Keros, the children of Sia, the children of Padon, 7:48 the children of Lebana, the children of Hagaba, the children of Salmai, 7:49 the children of Hanan, the children of Giddel, the children of Gahar, 7:50 the children of Reaiah, the children of Rezin, the children of Nekoda, 7:51 the children of Gazzam, the children of Uzza, the children of Paseah. 7:52 The children of Besai, the children of Meunim, the children of Nephushesim, 7:53 the children of Bakbuk, the children of Hakupha, the children of Harhur, 7:54 the children of Bazlith, the children of Mehida, the children of Harsha, 7:55 the children of Barkos, the children of Sisera, the children of Temah, 7:56 the children of Neziah, the children of Hatipha. 7:57 The children of Solomon’s servants: the children of Sotai, the children of Sophereth, the children of Perida, 7:58 the children of Jaala, the children of Darkon, the children of Giddel, 7:59 the children of Shephatiah, the children of Hattil, the children of Pochereth Hazzebaim, the children of Amon. 7:60 All the Nethinim, and the children of Solomon’s servants, were three hundred ninety-two. 7:61 These were those who went up from Tel Melah, Tel Harsha, Cherub, Addon, and Immer; but they could not show their fathers’ houses, nor their seed, whether they were of Israel: 7:62 The children of Delaiah, the children of Tobiah, the children of Nekoda, six hundred forty-two. 7:63 Of the priests: the children of Hobaiah, the children of Hakkoz, the children of Barzillai, who took a wife of the daughters of Barzillai the Gileadite, and was called after their name. 7:64 These searched for their geneological records, but couldn’t find them. Therefore were they deemed polluted and put from the priesthood. 7:65 The governor said to them, that they should not eat of the most holy things, until there stood up a priest with Urim and Thummim. 7:66 The whole assembly together was forty-two thousand three hundred sixty, 7:67 besides their male servants and their female servants, of whom there were seven thousand three hundred thirty-seven: and they had two hundred forty-five singing men and singing women. 7:68 Their horses were seven hundred thirty-six; their mules, two hundred forty-five; 7:69 their camels, four hundred thirty-five; their donkeys, six thousand seven hundred twenty. 7:70 Some from among the heads of fathers’ households gave to the work. The governor gave to the treasury one thousand darics of gold, fifty basins, and five hundred thirty priests’ garments. 7:71 Some of the heads of fathers’ households gave into the treasury of the work twenty thousand darics of gold, and two thousand two hundred minas of silver. 7:72 That which the rest of the people gave was twenty thousand darics of gold, and two thousand minas of silver, and sixty-seven priests’ garments. 7:73 So the priests, and the Levites, and the porters, and the singers, and some of the people, and the Nethinim, and all Israel, lived in their cities. When the seventh month had come, the children of Israel were in their cities.

 

Chapitre 7
1 Lorsque la muraille fut rebâtie et que j'eus posé les battants des portes, on établit dans leurs fonctions les portiers, les chantres et les Lévites. 2 Je donnai mes ordres à Hanani, mon frère, et à Hanania, chef de la citadelle de Jérusalem, homme supérieur au grand nombre par sa fidélité et par sa crainte de Dieu. 3 Je leur dis: Les portes de Jérusalem ne s'ouvriront pas avant que la chaleur du soleil soit venue, et l'on fermera les battants aux verrous en votre présence; les habitants de Jérusalem feront la garde, chacun à son poste devant sa maison. 4 La ville était spacieuse et grande, mais peu peuplée, et les maisons n'étaient pas bâties. 5 Mon Dieu me mit au coeur d'assembler les grands, les magistrats et le peuple, pour en faire le dénombrement. Je trouvai un registre généalogique de ceux qui étaient montés les premiers, et j'y vis écrit ce qui suit. 6 Voici ceux de la province qui revinrent de l'exil, ceux que Nebucadnetsar, roi de Babylone, avait emmenés captifs, et qui retournèrent à Jérusalem et en Juda, chacun dans sa ville. 7 Ils partirent avec Zorobabel, Josué, Néhémie, Azaria, Raamia, Nachamani, Mardochée, Bilschan, Mispéreth, Bigvaï, Nehum, Baana. Nombre des hommes du peuple d'Israël: 8 les fils de Pareosch, deux mille cent soixante-douze; 9 les fils de Schephathia, trois cent soixante-douze; 10 les fils d'Arach, six cent cinquante-deux; 11 les fils de Pachath-Moab, des fils de Josué et de Joab, deux mille huit cent dix-huit; 12 les fils d'Élam, mille deux cent cinquante-quatre; 13 les fils de Zatthu, huit cent quarante-cinq; 14 les fils de Zaccaï, sept cent soixante; 15 les fils de Binnuï, six cent quarante-huit; 16 les fils de Bébaï, six cent vingt-huit; 17 les fils d'Azgad, deux mille trois cent vingt-deux; 18 les fils d'Adonikam, six cent soixante-sept; 19 les fils de Bigvaï, deux mille soixante-sept; 20 les fils d'Adin, six cent cinquante-cinq; 21 les fils d'Ather, de la famille d'Ézéchias, quatre-vingt-dix-huit; 22 les fils de Haschum, trois cent vingt-huit; 23 les fils de Betsaï, trois cent vingt-quatre; 24 les fils de Hariph, cent douze; 25 les fils de Gabaon, quatre-vingt-quinze; 26 les gens de Bethléhem et de Netopha, cent quatre-vingt-huit; 27 les gens d'Anathoth, cent vingt-huit; 28 les gens de Beth-Azmaveth, quarante-deux; 29 les gens de Kirjath-Jearim, de Kephira et de Beéroth, sept cent quarante-trois; 30 les gens de Rama et de Guéba, six cent vingt et un; 31 les gens de Micmas, cent vingt-deux; 32 les gens de Béthel et d'Aï, cent vingt-trois; 33 les gens de l'autre Nebo, cinquante-deux; 34 les fils de l'autre Élam, mille deux cent cinquante-quatre; 35 les fils de Harim, trois cent vingt; 36 les fils de Jéricho, trois cent quarante-cinq; 37 les fils de Lod, de Hadid et d'Ono, sept cent vingt et un; 38 les fils de Senaa, trois mille neuf cent trente. 39 Sacrificateurs: les fils de Jedaeja, de la maison de Josué, neuf cent soixante-treize; 40 les fils d'Immer, mille cinquante-deux; 41 les fils de Paschhur, mille deux cent quarante-sept; 42 les fils de Harim, mille dix-sept. 43 Lévites: les fils de Josué et de Kadmiel, des fils d'Hodva, soixante-quatorze. 44 Chantres: les fils d'Asaph, cent quarante-huit. 45 Portiers: les fils de Schallum, les fils d'Ather, les fils de Thalmon, les fils d'Akkub, les fils de Hathitha, les fils de Schobaï, cent trente-huit. 46 Néthiniens: les fils de Tsicha, les fils de Hasupha, les fils de Thabbaoth, 47 les fils de Kéros, les fils de Sia, les fils de Padon, 48 les fils de Lebana, les fils de Hagaba, les fils de Salmaï, 49 les fils de Hanan, les fils de Guiddel, les fils de Gachar, 50 les fils de Reaja, les fils de Retsin, les fils de Nekoda, 51 les fils de Gazzam, les fils d'Uzza, les fils de Paséach, 52 les fils de Bésaï, les fils de Mehunim, les fils de Nephischsim, 53 les fils de Bakbuk, les fils de Hakupha, les fils de Harhur, 54 les fils de Batslith, les fils de Mehida, les fils de Harscha, 55 les fils de Barkos, les fils de Sisera, les fils de Thamach, 56 les fils de Netsiach, les fils de Hathipha. 57 Fils des serviteurs de Salomon: les fils de Sothaï, les fils de Sophéreth, les fils de Perida, 58 les fils de Jaala, les fils de Darkon, les fils de Guiddel, 59 les fils de Schephathia, les fils de Hatthil, les fils de Pokéreth-Hatsebaïm, les fils d'Amon. 60 Total des Néthiniens et des fils des serviteurs de Salomon: trois cent quatre-vingt-douze. 61 Voici ceux qui partirent de Thel-Mélach, de Thel-Harscha, de Kerub-Addon, et d'Immer, et qui ne purent pas faire connaître leur maison paternelle et leur race, pour prouver qu'ils étaient d'Israël. 62 Les fils de Delaja, les fils de Tobija, les fils de Nekoda, six cent quarante-deux. 63 Et parmi les sacrificateurs: les fils de Hobaja, les fils d'Hakkots, les fils de Barzillaï, qui avait pris pour femme une des filles de Barzillaï, le Galaadite, et fut appelé de leur nom. 64 Ils cherchèrent leurs titres généalogiques, mais ils ne les trouvèrent point. On les exclut du sacerdoce, 65 et le gouverneur leur dit de ne pas manger des choses très saintes jusqu'à ce qu'un sacrificateur eût consulté l'urim et le thummim. 66 L'assemblée tout entière était de quarante-deux mille trois cent soixante personnes, 67 sans compter leurs serviteurs et leurs servantes, au nombre de sept mille trois cent trente-sept. Parmi eux se trouvaient deux cent quarante-cinq chantres et chanteuses. 68 Ils avaient sept cent trente-six chevaux, deux cent quarante-cinq mulets, 69 quatre cent trente-cinq chameaux, et six mille sept cent vingt ânes. 70 Plusieurs des chefs de famille firent des dons pour l'oeuvre. Le gouverneur donna au trésor mille dariques d'or, cinquante coupes, cinq cent trente tuniques sacerdotales. 71 Les chefs de familles donnèrent au trésor de l'oeuvre vingt mille dariques d'or et deux mille deux cents mines d'argent. 72 Le reste du peuple donna vingt mille dariques d'or, deux mille mines d'argent, et soixante-sept tuniques sacerdotales. 73 Les sacrificateurs et les Lévites, les portiers, les chantres, les gens du peuple, les Néthiniens et tout Israël s'établirent dans leurs villes. Le septième mois arriva, et les enfants d'Israël étaient dans leurs villes.