T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 10

1 Ary noho izany rehetra izany dia manao fanekena mafy izahay, ka soratanay izany ary manisy tombo-kase eo aminy ny mpanapaka anay sy ny Levitanay ary ny mpisoronay.

2 Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak'i Hakalia, sy Zedekia,

3 ary Seraia, Azaria, Jeremia,

4 Pasora, Amaria, Malkia,

5 Hatosy, Sebania, Maloka,

6 Harima, Meremota, Obadia,

7 Daniela, Ginetona, Baroka,

8 Mesolama, Abia, Miamina,

9 Mazia, Bilgay, Semaia; samy mpisorona ireo.

10 Ary ny Levita kosa dia Jesoa, zanak'i Azania, Binoy isan'ny zanak'i Henadada, ary Kadmiela;

11 ary ny rahalahin'ireo dia Sebania, Hodia, Kelita, Pelaia, Hanana,

12 Mika, Rehoba, Hasabia,

13 Zakora, Serebia, Sebania,

14 Hodia, Bany Benino.

15 Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany,

16 Bony, Azgada, Bebay,

17 Adonia, Bigvay, Adina,

18 Atera, Hezekia, Azora,

19 Hodia, Hasoma, Bezay,

20 Harifa, Anatota, Nebay,

21 Magpiasy, Mesolama, Hezira,

22 Mesezabela, Zadoka, Jadoa,

23 Pelatia, Hanana, Anaia,

24 Hosea, Hanania, Hasoba,

25 Halohesy, Pila, Sobeka,

26 Rehoma, Hasabna, Mahaseia,

27 Ahia, Hanana, Anana,

28 Maloka, Harima, Bana.

29 Ary ny olona sisa, dia ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny Netinima, ary izay rehetra efa niavaka tamin'ny tompon-tany hanaraka ny lalàn'Andriamanitra mbamin'ny vadin'ireo sy ny zananilahy ary ny zananivavy, izay rehetra efa nahahaino,

30 dia samy nikambana tsara tamin'ny andriandahy rahalahiny ka niozona sy nianiana hanaraka ny lalan'Andriamanitra, izay nampilazaina an'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, ary hitandrina sy hankatò ny didy rehetra izay nataon'i Jehovah Tompontsika mbamin'ny fitsipika sy ny lalàny;

31 ary tsy hanome ny zananivavy ho vadin'ny tompon-tany, na haka ny zananivavy ho vadin'ny zanakai-lahy;

32 tsy hividy zavatra amin'ny andro Sabata, na amin'izay andro masina, raha misy entana na vary entin'ny tompon-tany hamidy amin'ny andro Sabata, ary tsy hamboly zavatra amin'ny taona fahafito sady hamoy izay trosa rehetra.

33 Ary nanao lalàna ho anay koa izahay handoa ny ampahatelon-tsekely isan-taona hanaovana ny fanompoana momba ny tranon'Andriamanitsika:

34 dia ho amin'ny mofo aseho sy ny fanatitra hohanina mandrakariva sy ny fanatitra dorana mandrakariva, ary ho amin'ny Sabata sy ny voaloham-bolana sy ny fotoam-pivavahana, ary ho amin'ny zava-masina sy ny fanatitra noho ny ota hanaovana fanavotana ho an'ny Isiraely, dia hanaovana ny raharaha rehetra momba ny tranon'Andriamanitsika.

35 Ary nanao filokana izahay ny amin'ny hanateran'ny mpisorona sy ny Levita sy ny olona ny kitay hazo, hitondranay azy ho ao an-tranon'Andriamanitra araka ny fianakavianay avy amin'ny fotoan'andro isan-taona, handoroana eo ambonin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitsika araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna,

36 ary mba hitondranay ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny hazo mamoa rehetra ho ao an-tranon'i Jehovah isan-taona isan-taona;

37 ary ny lahimatoanay sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay, araka izay voasoratra ao amin'ny lalàna, ary ny voalohan-teraky ny ombinay sy ny ondry aman'osinay dia nekenay hohentina ho an-tranon'i Jehovah Andriamanitsika, ho an'ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ao an-tranon'Andriamanitsika;

38 ary mba hitondranay ho an'ny mpisorona koa ny voalohan'ny kobanay voafetafeta sy ny fanatitra asandratray sy ny voaloham-bokatry ny hazo rehetra sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo ho amin'ny efi-trano ao an-tranon'Andriamanitsika, ary ny ampahafolon'ny vokatry ny taninay ho an'ny Levita; fa ny Levita no mpandray ny fahafolon-karena eny an-tanàna rehetra akaikin'ny fambolenay.

39 Ary hisy mpisorona anankiray, taranak'i Arona, hiaraka amin'ny Levita, raha mandray ny fahafolon-karena izy; ary ny ampahafolon'ny fahafolon-karena dia ho entin'ny Levita miakatra ho ao an-tranon'Andriamanitsika, ho ao amin'ny efi-trano ao an-trano fitehirizan-drakitra.

40 Fa ho ao amin'ireo efi-trano ireo no hitondran'ny Zanak'Isiraely sy ny Levita ny fanatitra asandratra, dia vary sy ranom-boaloboka ary diloilo, dia ho ao amin'ilay itoeran'ny fanaky ny fitoerana masina sy ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana sy ny mpiandry varavarana ary ny mpihira; ary tsy hahafoy ny tranon'Andriamanitsika izahay.

 

Chapitre 10

10:1 Now those who sealed were: Nehemiah the governor, the son of Hacaliah, and Zedekiah, 10:2 Seraiah, Azariah, Jeremiah, 10:3 Pashhur, Amariah, Malchijah, 10:4 Hattush, Shebaniah, Malluch, 10:5 Harim, Meremoth, Obadiah, 10:6 Daniel, Ginnethon, Baruch, 10:7 Meshullam, Abijah, Mijamin, 10:8 Maaziah, Bilgai, Shemaiah; these were the priests. 10:9 The Levites: namely, Jeshua the son of Azaniah, Binnui of the sons of Henadad, Kadmiel; 10:10 and their brothers, Shebaniah, Hodiah, Kelita, Pelaiah, Hanan, 10:11 Mica, Rehob, Hashabiah, 10:12 Zaccur, Sherebiah, Shebaniah, 10:13 Hodiah, Bani, Beninu. 10:14 The chiefs of the people: Parosh, Pahathmoab, Elam, Zattu, Bani, 10:15 Bunni, Azgad, Bebai, 10:16 Adonijah, Bigvai, Adin, 10:17 Ater, Hezekiah, Azzur, 10:18 Hodiah, Hashum, Bezai, 10:19 Hariph, Anathoth, Nobai, 10:20 Magpiash, Meshullam, Hezir, 10:21 Meshezabel, Zadok, Jaddua, 10:22 Pelatiah, Hanan, Anaiah, 10:23 Hoshea, Hananiah, Hasshub, 10:24 Hallohesh, Pilha, Shobek, 10:25 Rehum, Hashabnah, Maaseiah, 10:26 and Ahiah, Hanan, Anan, 10:27 Malluch, Harim, Baanah. 10:28 The rest of the people, the priests, the Levites, the porters, the singers, the Nethinim, and all those who had separated themselves from the peoples of the lands to the law of God, their wives, their sons, and their daughters, everyone who had knowledge, and understanding— 10:29 they joined with their brothers, their nobles, and entered into a curse, and into an oath, to walk in God’s law, which was given by Moses the servant of God, and to observe and do all the commandments of Yahweh our Lord, and his ordinances and his statutes; 10:30 and that we would not give our daughters to the peoples of the land, nor take their daughters for our sons; 10:31 and if the peoples of the land bring wares or any grain on the Sabbath day to sell, that we would not buy of them on the Sabbath, or on a holy day; and that we would forego the seventh year, and the exaction of every debt. 10:32 Also we made ordinances for ourselves, to charge ourselves yearly with the third part of a shekel for the service of the house of our God; 10:33 for the show bread, and for the continual meal offering, and for the continual burnt offering, for the Sabbaths, for the new moons, for the set feasts, and for the holy things, and for the sin offerings to make atonement for Israel, and for all the work of the house of our God. 10:34 We cast lots, the priests, the Levites, and the people, for the wood offering, to bring it into the house of our God, according to our fathers’ houses, at times appointed, year by year, to burn on the altar of Yahweh our God, as it is written in the law; 10:35 and to bring the first fruits of our ground, and the first fruits of all fruit of all kinds of trees, year by year, to the house of Yahweh; 10:36 also the firstborn of our sons, and of our livestock, as it is written in the law, and the firstborn of our herds and of our flocks, to bring to the house of our God, to the priests who minister in the house of our God; 10:37 and that we should bring the first fruits of our dough, and our wave offerings, and the fruit of all kinds of trees, the new wine and the oil, to the priests, to the rooms of the house of our God; and the tithes of our ground to the Levites; for they, the Levites, take the tithes in all the cities of our tillage. 10:38 The priest the son of Aaron shall be with the Levites, when the Levites take tithes: and the Levites shall bring up the tithe of the tithes to the house of our God, to the rooms, into the treasure house. 10:39 For the children of Israel and the children of Levi shall bring the wave offering of the grain, of the new wine, and of the oil, to the rooms, where are the vessels of the sanctuary, and the priests who minister, and the porters, and the singers. We will not forsake the house of our God.

 

Chapitre 10
1 Voici ceux qui apposèrent leur sceau. Néhémie, le gouverneur, fils de Hacalia. (10:2) Sédécias, 2 Seraja, Azaria, Jérémie, 3 Paschhur, Amaria, Malkija, 4 Hattusch, Schebania, Malluc, 5 Harim, Merémoth, Abdias, 6 Daniel, Guinnethon, Baruc, 7 Meschullam, Abija, Mijamin, 8 Maazia, Bilgaï, Schemaeja, sacrificateurs. 9 Lévites: Josué, fils d'Azania, Binnuï, des fils de Hénadad, Kadmiel, 10 et leurs frères, Schebania, Hodija, Kelitha, Pelaja, Hanan, 11 Michée, Rehob, Haschabia, 12 Zaccur, Schérébia, Schebania, 13 Hodija, Bani, Beninu. 14 Chefs du peuple: Pareosch, Pachath-Moab, Élam, Zatthu, Bani, 15 Bunni, Azgad, Bébaï, 16 Adonija, Bigvaï, Adin, 17 Ather, Ézéchias, Azzur, 18 Hodija, Haschum, Betsaï, 19 Hariph, Anathoth, Nébaï, 20 Magpiasch, Meschullam, Hézir, 21 Meschézabeel, Tsadok, Jaddua, 22 Pelathia, Hanan, Anaja, 23 Hosée, Hanania, Haschub, 24 Hallochesch, Pilcha, Schobek, 25 Rehum, Haschabna, Maaséja, 26 Achija, Hanan, Anan, 27 Malluc, Harim, Baana. 28 Le reste du peuple, les sacrificateurs, les Lévites, les portiers, les chantres, les Néthiniens, et tous ceux qui s'étaient séparés des peuples étrangers pour suivre la loi de Dieu, leurs femmes, leurs fils et leurs filles, tous ceux qui étaient capables de connaissance et d'intelligence, 29 se joignirent à leurs frères les plus considérables d'entre eux. Ils promirent avec serment et jurèrent de marcher dans la loi de Dieu donnée par Moïse, serviteur de Dieu, d'observer et de mettre en pratique tous les commandements de l'Éternel, notre Seigneur, ses ordonnances et ses lois. 30 Nous promîmes de ne pas donner nos filles aux peuples du pays et de ne pas prendre leurs filles pour nos fils; 31 de ne rien acheter, le jour du sabbat et les jours de fête, des peuples du pays qui apporteraient à vendre, le jour du sabbat, des marchandises ou denrées quelconques; et de faire relâche la septième année, en n'exigeant le paiement d'aucune dette. 32 Nous nous imposâmes aussi des ordonnances qui nous obligeaient à donner un tiers de sicle par année pour le service de la maison de notre Dieu, 33 pour les pains de proposition, pour l'offrande perpétuelle, pour l'holocauste perpétuel des sabbats, des nouvelles lunes et des fêtes, pour les choses consacrées, pour les sacrifices d'expiation en faveur d'Israël, et pour tout ce qui se fait dans la maison de notre Dieu. 34 Nous tirâmes au sort, sacrificateurs, Lévites et peuple, au sujet du bois qu'on devait chaque année apporter en offrande à la maison de notre Dieu, selon nos maisons paternelles, à des époques fixes, pour qu'il fût brûlé sur l'autel de l'Éternel, notre Dieu, comme il est écrit dans la loi. 35 Nous résolûmes d'apporter chaque année à la maison de l'Éternel les prémices de notre sol et les prémices de tous les fruits de tous les arbres; 36 d'amener à la maison de notre Dieu, aux sacrificateurs qui font le service dans la maison de notre Dieu, les premiers-nés de nos fils et de notre bétail, comme il est écrit dans la loi, les premiers-nés de nos boeufs et de nos brebis; 37 d'apporter aux sacrificateurs, dans les chambres de la maison de notre Dieu, les prémices de notre pâte et nos offrandes, des fruits de tous les arbres, du moût et de l'huile; et de livrer la dîme de notre sol aux Lévites qui doivent la prendre eux-mêmes dans toutes les villes situées sur les terres que nous cultivons. 38 Le sacrificateur, fils d'Aaron, sera avec les Lévites quand ils lèveront la dîme; et les Lévites apporteront la dîme de la dîme à la maison de notre Dieu, dans les chambres de la maison du trésor. 39 Car les enfants d'Israël et les fils de Lévi apporteront dans ces chambres les offrandes de blé, de moût et d'huile; là sont les ustensiles du sanctuaire, et se tiennent les sacrificateurs qui font le service, les portiers et les chantres. C'est ainsi que nous résolûmes de ne pas abandonner la maison de notre Dieu.