T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 5

1 [Ny fihirana nataon'i Debora noho ny nandresena an'i Sisera] Ary Debora sy Baraka, zanak'i Abinoama, dia nihira tamin'izany andro izany ka nanao hoe:

2 Noho ny fitarihan*'ny lehibe tamin'ny Isiraely sy ny fahazotoan'ny vahoaka nanolotena, dia miderà an'i Jehovah.[Na: fitombadahin']

3 Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an'i Jehovah; hankalaza an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.

4 Jehovah ô, fony nivoaka avy tany* Seïra Hianao ary nandeha avy tany amin'ny tany Edoma, dia nihorohoro ny tany, ary ny lanitra koa nitete; Eny, ny rahona matevina nitete rano.[Heb. tamin'ny saha]

5 Ny tendrombohitra niempo teo anatrehan'i Jehovah. Eny, na dia iry Sinay iry aza teo anatrehan'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.

6 Tamin'ny andron'i Samgara, zanak'i Anata, sy tamin'ny andron'i Jaela dia tsy nodiavina ny lalambe, fa ny sakeli-dalana mivilivily no nalehan'ny mpandeha.

7 Lao ny tany an-tsaha; eny, lao* tamin'ny Isiraely izany, Mandra-pitsangako, izaho Debora, eny, mandra-pitsangako ho reny teo amin'ny Isiraely.[Na: Tsy nisy mpanapaka; eny nitsahatra]

8 Nifidy andriamani-baovao ny olona, Ary tamin'izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nisy ampinga na lefona na dia iray akory aza hita va teo amin'ny olona efatra alina tamin'ny Isiraely?

9 Ny foko mankasitraka ny mpanapaka amin'ny Isiraely, izay nazoto nanolo-tena teo amin'ny vahoaka, miderà an'i Jehovah ianareo.

10 Hianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin'ny lamba fitoerana, ary ianareo koa izay mandeha amin'ny lalana, samia milaza.

11 Lavitra ny feon'ny mpandefa zana-tsipìka, dia eo amin'ny fantsakan-drano, no hiresahany ny asa marina nataon'i Jehovah, dia ny fahamarinany tamin'ny tany* Isily; Tamin'izany dia nidina ny olon'i Jehovah ho any am-bavahady.[Na: tamin'ny fitondrany ny]

12 Mifohaza, mifohaza, ry Debora; Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangana, ry Baraka; ento ny babonao, ry zanakalahin'i Abinoama.

13 Tamin'izany dia nidina izay olo-malaza sisa mbamin'ny vahoaka, Jehovah nidina homba ahy koa hamely* ny olo-mahery.[Na: ho isan']

14 Ny avy amin'i Efraima, izay miorina amin'i Amaleka, dia nomba anao teo amin'ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan'ny mpanao lalàna, ary avy tamin'i Zebolona ireo mitana ny tehin'ny mpifehy*.[Na: mpanoratra]

15 Ary ny andrianan'Isakara niaraka tamin'i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin'ny sakeli-dranon'i Robena!

16 Nahoana ianao no nitoetra teo anelanelan'ny vala, hihainoanao ny feon-tsodina any amin'ny ondry? Lehibe ny fiheverana am-po teny amin'ny sakeli-dranon'i Robena!

17 Gileada nitoetra tany an-dafin'i Jordana; Ary nahoana Dana no nitoetra tany an-tsambo? Asera nitoetra tany amoron-dranomasina, Ary teny amin'ny fitodiany no nipetrahany.

18 Zebolona dia firenena nanao tsinontsinona ny ainy, na dia ho faty aza, Ary Naftaly koa teo amin'ny fitoerana avo any an-tsaha.

19 Tonga ireo mpanjaka ka niady, eny, niady tao Tanaka ireo mpanjakan'i Kanana, dia teo anilan'ny ranon'i Megido; Tsy nisy volafotsy azony ho babo.

20 Avy tany an-danitra no nisy ady: ny kintana tamin'ny nalehany niady tamin'i Sisera.

21 Ny ony Kisona nipaoka azy, Izany ony ela* izany, dia ny ony Kisona. Mandrosoa amin-kery ianao, ry fanahiko![Na: ony be ady]

22 Tamin'izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.

23 Ozony Meroza, hoy Ilay Anjelin'i Jehovah, Ozony dia ozòny ny mponina ao, Satria tsy mba tonga hanampy an'i Jehovah izy, eny, tsy nanampy an'i Jehovah hamely* ny mahery.[Na: isan']

24 Hotahina mihoatra noho ny vehivavy anie Jaela, vadin'i Hebera Kenita; Eny, hotahina mihoatra noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy.

25 Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian'andriana no nitondrany rononomandry.

26 Ny tànany nandray ny tsima-day, Ary ny tànany ankavanana nandray ny tantanan'ny mpiasa, dia namely an'i Sisera tamin'ny tantanana izy ka nahavoa ny lohany; Namely mafy izy, dia nahaboroaka ny fihirifany.

27 Teo amin'ny tongo-dravehivavy no niondrehany nahalavoany niamparany, eny, teo amin'ny tongony no niondrehany nahalavoany teo amin'izay niondrehany no niamparan'ny fatiny.

28 Tao amin'ny varavarankely no nitsirihan'ny renin'i Sisera ka niantsoantsoany mafy; Eny, niantso tao amin'ny makarakara izy hoe: Nahoana no ela izato kalesiny vao tonga? Nahoana no mitaredretra ny kodian'ny kalesiny?

29 Izay hendry tamin'ny andriambaviny no namaly azy, eny, ny tenany aza namaly hoe:

30 Tsy efa mahita va izy? Tsy mizara babo va izy? Dia zazavavy iray na roa ho an'ny isan-dahy, Ary lamba samy hafa volo ho babon'i Sisera, Lamba roa samy hafa soratra ho eo am-bozon'ny nahazo babo.

31 Ho levona tahaka izany anie ny fahavalonao rehetra, Jehovah ô; Fa aoka izay tia Azy kosa ho tahaka ny masoandro, raha miposaka amin'ny heriny izy. Dia nandry ny tany efa-polo taona.

 

Chapitre 5

5:1 Then Deborah and Barak the son of Abinoam sang on that day, saying,

5:2 “Because the leaders took the lead in Israel,
because the people offered themselves willingly,
be blessed, Yahweh!
5:3 “Hear, you kings!
Give ear, you princes!
I, even I, will sing to Yahweh.
I will sing praise to Yahweh, the God of Israel.
5:4 “Yahweh, when you went forth out of Seir,
when you marched out of the field of Edom,
the earth trembled, the sky also dropped.
Yes, the clouds dropped water.
5:5 The mountains quaked at the presence of Yahweh,
even Sinai, at the presence of Yahweh, the God of Israel.
5:6 “In the days of Shamgar the son of Anath,
in the days of Jael, the highways were unoccupied.
The travelers walked through byways.
5:7 The rulers ceased in Israel.
They ceased until I, Deborah, arose;
Until I arose a mother in Israel.
5:8 They chose new gods.
Then war was in the gates.
Was there a shield or spear seen among forty thousand in Israel?
5:9 My heart is toward the governors of Israel,
who offered themselves willingly among the people.
Bless Yahweh!
5:10 “Speak, you who ride on white donkeys,
you who sit on rich carpets,
and you who walk by the way.
5:11 Far from the noise of archers, in the places of drawing water,
there they will rehearse the righteous acts of Yahweh,
the righteous acts of his rule in Israel.
“Then the people of Yahweh went down to the gates.
5:12 ‘Awake, awake, Deborah!
Awake, awake, utter a song!
Arise, Barak, and lead away your captives, you son of Abinoam.’
5:13 “Then a remnant of the nobles and the people came down.
Yahweh came down for me against the mighty.
5:14 Those whose root is in Amalek came out of Ephraim,
after you, Benjamin, among your peoples.
Governors come down out of Machir.
Those who handle the marshal’s staff came out of Zebulun.
5:15 The princes of Issachar were with Deborah.
As was Issachar, so was Barak.
They rushed into the valley at his feet.
By the watercourses of Reuben,
there were great resolves of heart.
5:16 Why did you sit among the sheepfolds,
To hear the whistling for the flocks?
At the watercourses of Reuben
There were great searchings of heart.
5:17 Gilead lived beyond the Jordan.
Why did Dan remain in ships?
Asher sat still at the haven of the sea,
and lived by his creeks.
5:18 Zebulun was a people that jeopardized their lives to the deaths;
Naphtali also, on the high places of the field.
5:19 “The kings came and fought,
then the kings of Canaan fought at Taanach by the waters of Megiddo.
They took no plunder of silver.
5:20 From the sky the stars fought.
From their courses, they fought against Sisera.
5:21 The river Kishon swept them away,
that ancient river, the river Kishon.
My soul, march on with strength.
5:22 Then the horse hoofs stamped because of the prancings,
the prancings of their strong ones.
5:23 ‘Curse Meroz,’ said the angel of Yahweh.
‘Curse bitterly its inhabitants,
because they didn’t come to help Yahweh,
to help Yahweh against the mighty.’
5:24 “Jael shall be blessed above women,
the wife of Heber the Kenite;
blessed shall she be above women in the tent.
5:25 He asked for water.
She gave him milk.
She brought him butter in a lordly dish.
5:26 She put her hand to the tent peg,
and her right hand to the workmen’s hammer.
With the hammer she struck Sisera.
She struck through his head.
Yes, she pierced and struck through his temples.
5:27 At her feet he bowed, he fell, he lay.
At her feet he bowed, he fell.
Where he bowed, there he fell down dead.
5:28 “Through the window she looked out, and cried:
Sisera’s mother looked through the lattice.
‘Why is his chariot so long in coming?
Why do the wheels of his chariots wait?’
5:29 Her wise ladies answered her,
Yes, she returned answer to herself,
5:30 ‘Have they not found, have they not divided the spoil?
A lady, two ladies to every man;
to Sisera a spoil of dyed garments,
a spoil of dyed garments embroidered,
of dyed garments embroidered on both sides, on the necks of the spoil?’
5:31 “So let all your enemies perish, Yahweh,
but let those who love him be as the sun when it rises forth in its strength.”
Then the land had rest forty years.

 

Chapitre 5
1 En ce jour-là, Débora chanta ce cantique, avec Barak, fils d'Abinoam: 2 Des chefs se sont mis à la tête du peuple en Israël, Et le peuple s'est montré prêt à combattre: Bénissez-en l'Éternel! 3 Rois, écoutez! Princes, prêtez l'oreille! Je chanterai, oui, je chanterai à l'Éternel, Je chanterai à l'Éternel, le Dieu d'Israël. 4 O Éternel! quand tu sortis de Séir, Quand tu t'avanças des champs d'Édom, La terre trembla, et les cieux se fondirent Et les nuées se fondirent en eaux; 5 Les montagnes s'ébranlèrent devant l'Éternel, Ce Sinaï devant l'Éternel, le Dieu d'Israël. 6 Au temps de Schamgar, fils d'Anath, Au temps de Jaël, les routes étaient abandonnées, Et ceux qui voyageaient prenaient des chemins détournés. 7 Les chefs étaient sans force en Israël, sans force, Quand je me suis levée, moi, Débora, Quand je me suis levée comme une mère en Israël. 8 Il avait choisi de nouveaux dieux: Alors la guerre était aux portes; On ne voyait ni bouclier ni lance Chez quarante milliers en Israël. 9 Mon coeur est aux chefs d'Israël, A ceux du peuple qui se sont montrés prêts à combattre. Bénissez l'Éternel! 10 Vous qui montez de blanches ânesses, Vous qui avez pour sièges des tapis, Et vous qui marchez sur la route, chantez! 11 Que de leur voix les archers, du milieu des abreuvoirs, Célèbrent les bienfaits de l'Éternel, Les bienfaits de son conducteur en Israël! Alors le peuple de l'Éternel descendit aux portes. 12 Réveille-toi, réveille-toi, Débora! Réveille-toi, réveille-toi, dis un cantique! Lève-toi, Barak, et emmène tes captifs, fils d'Abinoam! 13 Alors un reste du peuple triompha des puissants, L'Éternel me donna la victoire sur les héros. 14 D'Éphraïm arrivèrent les habitants d'Amalek. A ta suite marcha Benjamin parmi ta troupe. De Makir vinrent des chefs, Et de Zabulon des commandants. 15 Les princes d'Issacar furent avec Débora, Et Issacar suivit Barak, Il fut envoyé sur ses pas dans la vallée. Près des ruisseaux de Ruben, Grandes furent les résolutions du coeur! 16 Pourquoi es-tu resté au milieu des étables A écouter le bêlement des troupeaux? Aux ruisseaux de Ruben, Grandes furent les délibérations du coeur! 17 Galaad au delà du Jourdain n'a pas quitté sa demeure. Pourquoi Dan s'est-il tenu sur les navires? Aser s'est assis sur le rivage de la mer, Et s'est reposé dans ses ports. 18 Zabulon est un peuple qui affronta la mort, Et Nephthali de même, Sur les hauteurs des champs. 19 Les rois vinrent, ils combattirent, Alors combattirent les rois de Canaan, A Thaanac, aux eaux de Meguiddo; Ils ne remportèrent nul butin, nul argent. 20 Des cieux on combattit, De leurs sentiers les étoiles combattirent contre Sisera. 21 Le torrent de Kison les a entraînés, Le torrent des anciens temps, le torrent de Kison. Mon âme, foule aux pieds les héros! 22 Alors les talons des chevaux retentirent, A la fuite, à la fuite précipitée de leurs guerriers. 23 Maudissez Méroz, dit l'ange de l'Éternel, Maudissez, maudissez ses habitants, Car ils ne vinrent pas au secours de l'Éternel, Au secours de l'Éternel, parmi les hommes vaillants. 24 Bénie soit entre les femmes Jaël, Femme de Héber, le Kénien! Bénie soit-elle entre les femmes qui habitent sous les tentes! 25 Il demanda de l'eau, elle a donné du lait, Dans la coupe d'honneur elle a présenté de la crème. 26 D'une main elle a saisi le pieu, Et de sa droite le marteau des travailleurs; Elle a frappé Sisera, lui a fendu la tête, Fracassé et transpercé la tempe. 27 Aux pieds de Jaël il s'est affaissé, il est tombé, il s'est couché; A ses pieds il s'est affaissé, il est tombé; Là où il s'est affaissé, là il est tombé sans vie. 28 Par la fenêtre, à travers le treillis, La mère de Sisera regarde, et s'écrie: Pourquoi son char tarde-t-il à venir? Pourquoi ses chars vont-ils si lentement? 29 Les plus sages d'entre ses femmes lui répondent, Et elle se répond à elle-même: 30 Ne trouvent-ils pas du butin? ne le partagent-ils pas? Une jeune fille, deux jeunes filles par homme, Du butin en vêtements de couleur pour Sisera, Du butin en vêtements de couleur, brodés, Un vêtement de couleur, deux vêtements brodés, Pour le cou du vainqueur. 31 Périssent ainsi tous tes ennemis, ô Éternel! Ceux qui l'aiment sont comme le soleil, Quand il paraît dans sa force. Le pays fut en repos pendant quarante ans.