T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 5

1 [Ny hahaterahan'ny Mesia, sy ny ho toetry ny fanjakany] Fa ianao, ry Betlehema Efrata, Izay kely tsy tokony ho isan'ny arivon'i Joda akory, Dia avy ao aminao no hivoahan'Izay anankiray ho Mpanapaka ho Ahy ao amin'ny Isiraely; Hatry ny fahagola no efa nivoahany, dia hatrizay hatrizay.

2 Koa dia hatolony ireny, Ambara-pihavin'ny fotoana hiterahan'izay anankiray hiteraka; Ary izay sisa amin'ny rahalahiny dia hiverina mbamin'2* ny Zanak'Isiraely.[Na: ho any]

3 Ary hitsangana Izy hiandry ny ondriny amin'ny herin'i Jehovah. Sy amin'ny voninahitry ny anaran'i Jehovah Andriamaniny, Ka handry fahizay ireny, Fa izao dia ho lehibe hatrany amin'ny faran'ny tany Izy.

4 Ary Izy no ho fiadanana; Raha tonga eto amin'ny tanin-tsika ny Asyriana Ka miditra ao amin'ny tranobentsika, Dia hanangana mpiandry ondry fito sy mpanapaka valo hisakana azy isika.

5 Ary handany ny tany Asyria amin'ny sabatra Sy ny tanin'i Nimroda ao an-tanànany* ireo; Ary Izy hamonjy amin'ny Asyriana, Raha tonga amin'ny tanintsika sady manitsaka ato amin'ny fari-tanintsika ireny.[Heb. am-bavahadiny]

6 Ary izay sisa amin'i Jakoba ao amin'ny firenena maro Dia ho tahaka ny ando avy amin'i Jehovah, Sy tahaka ny ranonorana eny amin'ny ahitra, Izay tsy manantena mpaniraka, Na miandry zanak'olombelona.

7 Ary izay sisa amin'i Jakoba ao amin'ny jentilisa, Ao amin'ny firenena maro, Dia ho tahaka ny liona amin'ny biby any an'ala, Sy ho tahaka ny liona tanora ao amin'ny andian'ny ondry aman'osy: Raha mamaky eo izy, dia manitsakitsaka sy mamiravira, ka tsy misy mahavonjy.

8 Aoka haingaina amin'ny rafilahinao ny tananao, Ary aoka ho ringana ny fahavalonao rehetra.

9 Ary amin'izany andro izany, hoy Jehovah, Dia haringako tsy ho eo aminao intsony ny soavalinao, Ary hofonganiko ny kalesinao,

10 Hofoanako ny tanàna amin'ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra;

11 Hofoanako tsy hisy amin'ny tananao ny fankatovanao, Ary tsy hanana mpanandro intsony ianao.

12 Hofoanako tsy hisy aminao koa ny sampinao voasokitra Sy ny tsangam-baton-tsampinao; Ary tsy hiankohoka eo anatrehan'ny asan'ny tananao intsony ianao.

13 Hongotako tsy ho eo aminao ny Aserahanao*; Ary horavako koa ny tanànanao*. [Anaran'andriamani-tsy-izy, na ny sariny][Na: haringako koa ny fahavalonao]

14 Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.

 

Chapitre 5

5:1 Now you shall gather yourself in troops,
daughter of troops.
He has laid siege against us.
They will strike the judge of Israel with a rod on the cheek.
5:2 But you, Bethlehem Ephrathah,
being small among the clans of Judah,
out of you one will come forth to me that is to be ruler in Israel;
whose goings forth are from of old, from everlasting.
5:3 Therefore he will abandon them until the time that she who is in labor gives birth.
Then the rest of his brothers will return to the children of Israel.
5:4 He shall stand, and shall shepherd in the strength of Yahweh,
in the majesty of the name of Yahweh his God:
and they will live, for then he will be great to the ends of the earth.
5:5 He will be our peace when Assyria invades our land,
and when he marches through our fortresses,
then we will raise against him seven shepherds,
and eight leaders of men.
5:6 They will rule the land of Assyria with the sword,
and the land of Nimrod in its gates.
He will deliver us from the Assyrian,
when he invades our land,
and when he marches within our border.
5:7 The remnant of Jacob will be in the midst of many peoples,
like dew from Yahweh,
like showers on the grass,
that don’t wait for man,
nor wait for the sons of men.
5:8 The remnant of Jacob will be among the nations,
in the midst of many peoples,
like a lion among the animals of the forest,
like a young lion among the flocks of sheep;
who, if he goes through, treads down and tears in pieces,
and there is no one to deliver.
5:9 Let your hand be lifted up above your adversaries,
and let all of your enemies be cut off.
5:10 “It will happen in that day,” says Yahweh,
“That I will cut off your horses out of the midst of you,
and will destroy your chariots.
5:11 I will cut off the cities of your land,
and will tear down all your strongholds.
5:12 I will destroy witchcraft from your hand;
and you shall have no soothsayers.
5:13 I will cut off your engraved images and your pillars out of your midst;
and you shall no more worship the work of your hands.
5:14 I will uproot your Asherim out of your midst;
and I will destroy your cities.
5:15 I will execute vengeance in anger,
and wrath on the nations that didn’t listen.”

 

Chapitre 5
1 (4:14) Maintenant, fille de troupes, rassemble tes troupes! On nous assiège; Avec la verge on frappe sur la joue le juge d'Israël. 2 (5:1) Et toi, Bethléhem Éphrata, Petite entre les milliers de Juda, De toi sortira pour moi Celui qui dominera sur Israël, Et dont l'origine remonte aux temps anciens, Aux jours de l'éternité. 3 (5:2) C'est pourquoi il les livrera Jusqu'au temps où enfantera celle qui doit enfanter, Et le reste de ses frères Reviendra auprès des enfants d'Israël. 4 (5:3) Il se présentera, et il gouvernera avec la force de l'Éternel, Avec la majesté du nom de l'Éternel, son Dieu: Et ils auront une demeure assurée, Car il sera glorifié jusqu'aux extrémités de la terre. 5 (5:4) C'est lui qui ramènera la paix. Lorsque l'Assyrien viendra dans notre pays, Et qu'il pénétrera dans nos palais, Nous ferons lever contre lui sept pasteurs Et huit princes du peuple. 6 (5:5) Ils feront avec l'épée leur pâture du pays d'Assyrie Et du pays de Nimrod au dedans de ses portes. Il nous délivrera ainsi de l'Assyrien, Lorsqu'il viendra dans notre pays, Et qu'il pénétrera sur notre territoire. 7 (5:6) Le reste de Jacob sera au milieu des peuples nombreux Comme une rosée qui vient de l'Éternel, Comme des gouttes d'eau sur l'herbe: Elles ne comptent pas sur l'homme, Elles ne dépendent pas des enfants des hommes. 8 (5:7) Le reste de Jacob sera parmi les nations, Au milieu des peuples nombreux, Comme un lion parmi les bêtes de la forêt, Comme un lionceau parmi les troupeaux de brebis: Lorsqu'il passe, il foule et déchire, Et personne ne délivre. 9 (5:8) Que ta main se lève sur tes adversaires, Et que tous tes ennemis soient exterminés! 10 (5:9) En ce jour-là, dit l'Éternel, J'exterminerai du milieu de toi tes chevaux, Et je détruirai tes chars; 11 (5:10) J'exterminerai les villes de ton pays, Et je renverserai toutes tes forteresses; 12 (5:11) J'exterminerai de ta main les enchantements, Et tu n'auras plus de magiciens; 13 (5:12) J'exterminerai du milieu de toi tes idoles et tes statues, Et tu ne te prosterneras plus devant l'ouvrage de tes mains; 14 (5:13) J'exterminerai du milieu de toi tes idoles d'Astarté, Et je détruirai tes villes. 15 (5:14) J'exercerai ma vengeance avec colère, avec fureur, sur les nations Qui n'ont pas écouté.