| Chapitre
1
1 [Ny amin'ny
fitiavan'Andriamanitra ny Isiraely, sy ny nanamavoan'ireny ny anarany sy ny
fombam-pivavahana aminy] Teny faminaniana avy tamin'i Jehovah nampitondrainy
an'i Malakia ho amin'ny Isiraely.
2 Efa tia anareo Aho, hoy Jehovah; nefa hoy ianareo: Inona no nentinao
nitia anay? Tsy rahalahin'i Jakoba va Esao? hoy Jehovah; nefa Jakoba no tiako,
3 fa Esao no halako, ka nataoko tany lao ny tendrombohiny, ary ny lovany
natolotro ho an'ny amboadia* any an-efitra. [Na: jakala]
4 Na dia hoy aza Edoma: Torotoro izahay, nefa mbola hamboarinay indray
ny efa rava dia izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ireo dia hanamboatra,
fa Izaho kosa handrava; ary dia hatao hoe tanin'ny faharatsiana, dia firenena
tezeran'i Jehovah mandrakizay, ireo.
5 Ary ny masonareo no hahita, ka dia hiteny ianareo hanao hoe: Jehovah
dia lehibe* any an-koatry** ny tanin'ny Isiraely.[*Na: ho lehibe anie][Na: eny
amin']
6 Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray
Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy
Jehovah, Tompon'ny maro, aminareo, ry mpisorona, izay manamavo ny anarako. nefa
manao hoe: Amin'inona no anamavoanay ny anaranao?
7 Amin'ny fitondrana hanina voaloto ho eo amin'ny alitarako. Nefa ianareo
manao hoe: Amin'inona no andotoanay Anao ? Amin'ny fanaovanareo hoe: Ny
latabatr'i Jehovah dia fanazimbazimba.
8 Ary raha jamba no entinareo hovonoina hatao fanatitra, tsy ratsy hoe
izany! Ary raha mandringa sy marary no entinareo,
tsy ratsy hoe izany! Atero ho an'ny governora manapaka anao ange izany, moa
hahazo sitraka na fitia aminy va ianao? hoy Jehovah Tompon'ny maro.
9 Koa masìna ianareo, andeha mifona amin'Andriamanitra hamindrany fo
amintsika fa ny tananareo no nahatonga izany, moa hankasitraka va Izy noho ny
aminareo? hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
10 Enga anie ka hisy aminareo handrindrina ny varavarana ka tsy
handrehitra afo foana eo ambonin'ny alitarako! Tsy hankasitraka anareo Aho, na
ta-handray fanatitra amin'ny tananareo, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
11 Fa hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany dia
lehibe* ny anarako any amin'ny jentilisa, ary any amin'ny tany rehetra no
handoroana ditin-kazo manitra sy hanaterana fanatitra madio ho an'ny anarako;
fa lehibe* any amin'ny jentilisa ny anarako, hoy Jehovah, Tompon'ny maro. [Na:
ho lehibe]
12 Fa ianareo kosa manamavo izany amin'ny fanaovanareo hoe: Voaloto ny
latabatr'i Jehovah, ary ny haniny aterina eo* dia tsinontsinona. [Heb. vokany]
13 Hoy koa ianareo: Tsy mba hasasarana lahy ! ary ikifonanareo izany,
hoy Jehovah, Tompon'ny maro; entinareo ny nalaina an-keriny sy ny mandringa sy
ny marary, ka dia aterinareo ho fanatitra; moa ta-handray izany amin'ny tenanareo
va Aho ? hoy Jehovah.
14 Fa voaozona ny mpamitaka, izay manana ondrilahy ao amin'ny ondriny,
ary mivoady, nefa mamono zavatra misy kilema hatao fanatitra ho an'ny Tompo. Fa
Mpanjaka lehibe Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary ny anarako dia mahatahotra
any amin'ny jentilisa. | | Chapitre 1
Malachi
1:1 An oracle: the word of Yahweh to Israel by Malachi.
1:2
“I have loved you,” says Yahweh.
Yet
you say, “How have you loved us?”
“Wasn’t
Esau Jacob’s brother?” says Yahweh, “Yet I loved Jacob; 1:3 but Esau I hated,
and made his mountains a desolation, and gave his heritage to the jackals of
the wilderness.” 1:4 Whereas Edom says, “We are beaten down, but we will return
and build the waste places”; thus says Yahweh of Armies, “They shall build, but
I will throw down; and men will call them ‘The Wicked Land,’ even the people
against whom Yahweh shows wrath forever.”
1:5
Your eyes will see, and you will say, “Yahweh is great—even beyond the border
of Israel!”
1:6
“A son honors his father, and a servant his master. If I am a father, then
where is my honor? And if I am a master, where is the respect due me? Says
Yahweh of Armies to you, priests, who despise my name. You say, ‘How have we
despised your name?’ 1:7 You offer polluted bread on my altar. You say, ‘How
have we polluted you?’ In that you say, ‘Yahweh’s table contemptible.’ 1:8 When
you offer the blind for sacrifice, isn’t that evil? And when you offer the lame
and sick, isn’t that evil? Present it now to your governor! Will he be pleased
with you? Or will he accept your person?” says Yahweh of Armies.
1:9
“Now, please entreat the favor of God, that he may be gracious to us. With
this, will he accept any of you?” says Yahweh of Armies.
1:10
“Oh that there were one among you who would shut the doors, that you might not
kindle fire on my altar in vain! I have no pleasure in you,” says Yahweh of
Armies, “neither will I accept an offering at your hand. 1:11 For from the
rising of the sun even to the going down of the same, my name is great among
the nations, and in every place incense will be offered to my name, and a pure
offering: for my name is great among the nations,” says Yahweh of Armies. 1:12
“But you profane it, in that you say, ‘Yahweh’s table is polluted, and its
fruit, even its food, is contemptible.’ 1:13 You say also, ‘Behold, what a
weariness it is!’ and you have sniffed at it,” says Yahweh of Armies; “and you
have brought that which was taken by violence, the lame, and the sick; thus you
bring the offering. Should I accept this at your hand?” says Yahweh.
1:14
“But the deceiver is cursed, who has in his flock a male, and vows, and
sacrifices to the Lord a blemished thing; for I am a great King,” says Yahweh
of Armies, “and my name is awesome among the nations.” | |
Chapitre
1
1 Oracle, parole de l'Éternel à Israël par Malachie. 2 Je vous ai aimés, dit
l'Éternel. Et vous dites: En quoi nous as-tu aimés? Ésaü n'est-il pas frère de
Jacob? dit l'Éternel. Cependant j'ai aimé Jacob, 3 Et j'ai eu de la haine pour
Ésaü, J'ai fait de ses montagnes une solitude, J'ai livré son héritage aux
chacals du désert. 4 Si Édom dit: Nous sommes détruits, Nous relèverons les
ruines! Ainsi parle l'Éternel des armées: Qu'ils bâtissent, je renverserai, Et
on les appellera pays de la méchanceté, Peuple contre lequel l'Éternel est
irrité pour toujours. 5 Vos yeux le verront, Et vous direz: Grand est l'Éternel
Par delà les frontières d'Israël! 6 Un fils honore son père, et un serviteur
son maître. Si je suis père, où est l'honneur qui m'est dû? Si je suis maître,
où est la crainte qu'on a de moi? Dit l'Éternel des armées à vous,
sacrificateurs, Qui méprisez mon nom, Et qui dites: En quoi avons-nous méprisé
ton nom? 7 Vous offrez sur mon autel des aliments impurs, Et vous dites: En
quoi t'avons-nous profané? C'est en disant: La table de l'Éternel est
méprisable! 8 Quand vous offrez en sacrifice une bête aveugle, n'est-ce pas
mal? Quand vous en offrez une boiteuse ou infirme, n'est-ce pas mal? Offre-la
donc à ton gouverneur! Te recevra-t-il bien, te fera-t-il bon accueil? Dit
l'Éternel des armées. 9 Priez Dieu maintenant, pour qu'il ait pitié de nous!
C'est de vous que cela vient: Vous recevra-t-il favorablement? Dit l'Éternel
des armées. 10 Lequel de vous fermera les portes, Pour que vous n'allumiez pas
en vain le feu sur mon autel? Je ne prends aucun plaisir en vous, dit l'Éternel
des armées, Et les offrandes de votre main ne me sont point agréables. 11 Car
depuis le lever du soleil jusqu'à son couchant, Mon nom est grand parmi les
nations, Et en tout lieu on brûle de l'encens en l'honneur de mon nom Et l'on
présente des offrandes pures; Car grand est mon nom parmi les nations, Dit
l'Éternel des armées. 12 Mais vous, vous le profanez, En disant: La table de
l'Éternel est souillée, Et ce qu'elle rapporte est un aliment méprisable. 13
Vous dites: Quelle fatigue! et vous le dédaignez, Dit l'Éternel des armées; Et
cependant vous amenez ce qui est dérobé, boiteux ou infirme, Et ce sont les
offrandes que vous faites! Puis-je les agréer de vos mains? dit l'Éternel. 14
Maudit soit le trompeur qui a dans son troupeau un mâle, Et qui voue et
sacrifie au Seigneur une bête chétive! Car je suis un grand roi, dit l'Éternel
des armées, Et mon nom est redoutable parmi les nations.
| |