T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 23

1 Ary ny olona rehetra nitsangana ka nitondra an'i Jesosy tany amin'i Pilato,

2 dia niampanga Azy ka nanao hoe: Ilehity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an'i Kaisara ka nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka.

3 Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Voalazanao.

4 Dia hoy Pilato tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity.

5 Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran'i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty.

6 Raha nandre izany Pilato, dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.

7 Ary rehefa fantany fa avy tamin'ny tany tapahin'i Heroda Izy, dia nampanatitra Azy tany amin'i Heroda izy, fa tany Jerosalema koa Heroda tamin'izany andro izany.

8 Ary faly dia faly Heroda, raha nahita an'i Jesosy; fa efa naniry ela hahita Azy izy, satria efa nandre ny aminy ary nanantena hahita famantarana hataony.

9 Ary izy nanontany Azy teny maro; fa tsy namaly teny azy akory Jesosy.

10 Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nijanona teo dia nitompo teny fatratra hiampanga Azy.

11 Ary Heroda sy ny miaramilany namingavinga Azy ka nanao Azy ho fihomehezana, dia nampiakanjo Azy akanjo tsara ka namerina Azy tany amin'i Pilato.

12 Ary tonga nisakaiza Heroda sy Pilato tamin'izany andro izany; kanefa nifandrafy izy roa lahy talohan'izany.

13 Ary rehefa nasain'i Pilato novorina ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka ary ny vahoaka,

14 dia hoy izy taminy: Entinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity amin'izay iampanganareo Azy.

15 Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy hoy amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;

16 koa hofaizako Izy, dia halefako.

17 * [Ampio hoe: 17 Fa tsy maintsy mandefa ny anankiray ho an'ny olona izy amin'ny andro firavoravoana]

18 Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay!

19 Nefa natao tao an-tranomaizina io Barabasy io noho ny fikomiana tao an-tanàna sy ny vonoan-olona.

20 Ary satria tian'i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.

21 Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!

22 Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony: tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy koa hofaizako Izy, dia halefako.

23 Fa niantso tamin'ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an'i Jesosy amin'ny hazo fijaliana. Ary nahery ny feon'ny olona.

24 Ary Pilato dia nandidy hanao izay nangatahiny.

25 Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony.

26 Ary raha nitondra an'i Jesosy izy, dia nitana lehilahy Kyreniana anankiray atao hoe Simona, izay vao avy any an-tsaha, ka nampitondra iny ny hazo fijaliana hanaraka an'i Jesosy.

27 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ary vehivavy maro izay niteha-tratra sady nitomany Azy.

28 Fa Jesosy nitodika azy ka nanao hoe: Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.

29 Fa, indro, ho avy ny andro izay hilazany hoe: Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy niteraka ary ny nono izay tsy ninonoan-jaza.

30 Dia hilaza amin'ny tendrombohitra hoe izy: Mianjerà aminay; ary amin'ny havoana hoe: Saròny izahay (Hos. 10. 8).

31 Fa raha ataony amin'ny hazo maitso izany hatao ahoana amin'ny maina?

32 Ary nisy olon-dratsy roa lahy nentina hiaraka hovonoina aminy koa.

 

33 Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an'i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany.

34 Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.

35 Ary ny olona nijanona teo ka nijery. Ary ny loholona kosa mba nandatsa ka nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy; aoka hovonjeny ny tenany, raha Izy no Kristin'Andriamanitra, dia Ilay nofidina.

36 Ary ny miaramila koa nihomehy Azy, dia nankeo ka nanome Azy vinaingitra,

37 sady nanao hoe: Raha Hianao no Mpanjakan'ny Jiosy, vonjeo ny tenanao.

38 Ary nisy soratra teo amboniny nanao hoe: ITY NO MPANJAKAN'NY JIOSY.

 

39 Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay.

40 Fa namaly kosa ilay anankiray, sady nananatra ny namany ka nanao hoe: Moa ianao koa tsy mba matahotra an'Andriamanitra na dia izao samy voaheloka izao aza?

41 Ary marina ny anamelohany antsika, satria mandray ny valin'ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza.

42 Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin'ny fanjakanao Hianao.

43 Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.

44 Ary rehefa tokony ho tamin'ny ora fahenina, dia maizina ny tany rehetra ka naharitra hatramin'ny ora fahasivy izany,

45 satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka ny efitra lamba teo amin'ny tempoly.

46 Ary niantso tamin'ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko (Sal. 31. 5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy.

47 Ary ny kapiteny, raha nahita izay zavatra tonga teo, dia nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Lazaiko tokoa fa marina io Lehilahy io.

48 Ary ny vahoaka rehetra izay vory teo mba hijery izany, raha nahita ny zavatra tonga teo, dia niverina miteha-tratra.

49 Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia dia nijanona teny lavidavitra eny nijery izany zavatra izany.

 

50 Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Josefa, izay isan'ny Synedriona, dia lehilahy tsara fanahy sady marina.

51 Izany lehilahy izany tsy nanaiky ny hevitra sy ny nataon'ny sasany; avy tany Arimatia, tanànan'ny Jiosy, izy sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra.

52 Izany lehilahy izany dia nankao amin'i Pilato ka nangataka ny fatin'i Jesosy.

53 Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny hariry madinika, dia naleviny tao amin'ny fasana nolavahana tamin'ny vatolampy, izay tsy mbola nandevenana olona.

54 Ary andro fiomanana izany andro izany, ka efa antomotra ny Sabata.

55 Ary ny vehivavy izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana sy izay fampandriny ny faty.

56 Ary niverina ireo ka namboatra zava-manitra sy menaka manitra. Ary tamin'ny Sabata dia nitsahatra ihany izy araka ny lalàna.


 

23:1 The whole company of them rose up and brought him before Pilate. 23:2 They began to accuse him, saying, “We found this man perverting the nation, forbidding paying taxes to Caesar, and saying that he himself is Christ, a king.”

23:3 Pilate asked him, “Are you the King of the Jews?”

He answered him, “So you say.”

23:4 Pilate said to the chief priests and the multitudes, “I find no basis for a charge against this man.”

23:5 But they insisted, saying, “He stirs up the people, teaching throughout all Judea, beginning from Galilee even to this place.” 23:6 But when Pilate heard Galilee mentioned, he asked if the man was a Galilean. 23:7 When he found out that he was in Herod’s jurisdiction, he sent him to Herod, who was also in Jerusalem during those days.

23:8 Now when Herod saw Jesus, he was exceedingly glad, for he had wanted to see him for a long time, because he had heard many things about him. He hoped to see some miracle done by him. 23:9 He questioned him with many words, but he gave no answers. 23:10 The chief priests and the scribes stood, vehemently accusing him. 23:11 Herod with his soldiers humiliated him and mocked him. Dressing him in luxurious clothing, they sent him back to Pilate. 23:12 Herod and Pilate became friends with each other that very day, for before that they were enemies with each other.

23:13 Pilate called together the chief priests and the rulers and the people, 23:14 and said to them, “You brought this man to me as one that perverts the people, and see, I have examined him before you, and found no basis for a charge against this man concerning those things of which you accuse him. 23:15 Neither has Herod, for I sent you to him, and see, nothing worthy of death has been done by him. 23:16 I will therefore chastise him and release him.”

23:17 Now he had to release one prisoner to them at the feast. 23:18 But they all cried out together, saying, “Away with this man! Release to us Barabbas!”— 23:19 one who was thrown into prison for a certain revolt in the city, and for murder.

23:20 Then Pilate spoke to them again, wanting to release Jesus, 23:21 but they shouted, saying, “Crucify! Crucify him!”

23:22 He said to them the third time, “Why? What evil has this man done? I have found no capital crime in him. I will therefore chastise him and release him.” 23:23 But they were urgent with loud voices, asking that he might be crucified. Their voices and the voices of the chief priests prevailed. 23:24 Pilate decreed that what they asked for should be done. 23:25 He released him who had been thrown into prison for insurrection and murder, for whom they asked, but he delivered Jesus up to their will.

23:26 When they led him away, they grabbed one Simon of Cyrene, coming from the country, and laid on him the cross, to carry it after Jesus. 23:27 A great multitude of the people followed him, including women who also mourned and lamented him. 23:28 But Jesus, turning to them, said, “Daughters of Jerusalem, don’t weep for me, but weep for yourselves and for your children. 23:29 For behold, the days are coming in which they will say, ‘Blessed are the barren, the wombs that never bore, and the breasts that never nursed.’ 23:30 Then they will begin to tell the mountains, ‘Fall on us!’ and tell the hills, ‘Cover us.’* 23:31 For if they do these things in the green tree, what will be done in the dry?”

23:32 There were also others, two criminals, led with him to be put to death. 23:33 When they came to the place that is called The Skull, they crucified him there with the criminals, one on the right and the other on the left.

23:34 Jesus said, “Father, forgive them, for they don’t know what they are doing.”

Dividing his garments among them, they cast lots. 23:35 The people stood watching. The rulers with them also scoffed at him, saying, “He saved others. Let him save himself, if this is the Christ of God, his chosen one!”

23:36 The soldiers also mocked him, coming to him and offering him vinegar, 23:37 and saying, “If you are the King of the Jews, save yourself!”

23:38 An inscription was also written over him in letters of Greek, Latin, and Hebrew: “THIS IS THE KING OF THE JEWS.”

23:39 One of the criminals who was hanged insulted him, saying, “If you are the Christ, save yourself and us!”

23:40 But the other answered, and rebuking him said, “Don’t you even fear God, seeing you are under the same condemnation? 23:41 And we indeed justly, for we receive the due reward for our deeds, but this man has done nothing wrong.” 23:42 He said to Jesus, “Lord, remember me when you come into your Kingdom.”

23:43 Jesus said to him, “Assuredly I tell you, today you will be with me in Paradise.”

23:44 It was now about the sixth hour, and darkness came over the whole land until the ninth hour. 23:45 The sun was darkened, and the veil of the temple was torn in two. 23:46 Jesus, crying with a loud voice, said, “Father, into your hands I commit my spirit!” Having said this, he breathed his last.

23:47 When the centurion saw what was done, he glorified God, saying, “Certainly this was a righteous man.” 23:48 All the multitudes that came together to see this, when they saw the things that were done, returned home beating their breasts. 23:49 All his acquaintances, and the women who followed with him from Galilee, stood at a distance, watching these things.

23:50 Behold, a man named Joseph, who was a member of the council, a good and righteous man 23:51 (he had not consented to their counsel and deed), from Arimathaea, a city of the Jews, who was also waiting for the Kingdom of God: 23:52 this man went to Pilate, and asked for Jesus’ body. 23:53 He took it down, and wrapped it in a linen cloth, and laid him in a tomb that was cut in stone, where no one had ever been laid. 23:54 It was the day of the Preparation, and the Sabbath was drawing near. 23:55 The women, who had come with him out of Galilee, followed after, and saw the tomb, and how his body was laid. 23:56 They returned, and prepared spices and ointments. On the Sabbath they rested according to the commandment.


 

Chapitre 23
1 Ils se levèrent tous, et ils conduisirent Jésus devant Pilate. 2 Ils se mirent à l'accuser, disant: Nous avons trouvé cet homme excitant notre nation à la révolte, empêchant de payer le tribut à César, et se disant lui-même Christ, roi. 3 Pilate l'interrogea, en ces termes: Es-tu le roi des Juifs? Jésus lui répondit: Tu le dis. 4 Pilate dit aux principaux sacrificateurs et à la foule: Je ne trouve rien de coupable en cet homme. 5 Mais ils insistèrent, et dirent: Il soulève le peuple, en enseignant par toute la Judée, depuis la Galilée, où il a commencé, jusqu'ici. 6 Quand Pilate entendit parler de la Galilée, il demanda si cet homme était Galiléen; 7 et, ayant appris qu'il était de la juridiction d'Hérode, il le renvoya à Hérode, qui se trouvait aussi à Jérusalem en ces jours-là. 8 Lorsque Hérode vit Jésus, il en eut une grande joie; car depuis longtemps, il désirait le voir, à cause de ce qu'il avait entendu dire de lui, et il espérait qu'il le verrait faire quelque miracle. 9 Il lui adressa beaucoup de questions; mais Jésus ne lui répondit rien. 10 Les principaux sacrificateurs et les scribes étaient là, et l'accusaient avec violence. 11 Hérode, avec ses gardes, le traita avec mépris; et, après s'être moqué de lui et l'avoir revêtu d'un habit éclatant, il le renvoya à Pilate. 12 Ce jour même, Pilate et Hérode devinrent amis, d'ennemis qu'ils étaient auparavant. 13 Pilate, ayant assemblé les principaux sacrificateurs, les magistrats, et le peuple, 14 (23:13) leur dit: (23:14) Vous m'avez amené cet homme comme excitant le peuple à la révolte. Et voici, je l'ai interrogé devant vous, et je ne l'ai trouvé coupable d'aucune des choses dont vous l'accusez; 15 Hérode non plus, car il nous l'a renvoyé, et voici, cet homme n'a rien fait qui soit digne de mort. 16 Je le relâcherai donc, après l'avoir fait battre de verges. 17 A chaque fête, il était obligé de leur relâcher un prisonnier. 18 Ils s'écrièrent tous ensemble: Fais mourir celui-ci, et relâche-nous Barabbas. 19 Cet homme avait été mis en prison pour une sédition qui avait eu lieu dans la ville, et pour un meurtre. 20 Pilate leur parla de nouveau, dans l'intention de relâcher Jésus. 21 Et ils crièrent: Crucifie, crucifie-le! 22 Pilate leur dit pour la troisième fois: Quel mal a-t-il fait? Je n'ai rien trouvé en lui qui mérite la mort. Je le relâcherai donc, après l'avoir fait battre de verges. 23 Mais ils insistèrent à grands cris, demandant qu'il fût crucifié. Et leurs cris l'emportèrent: 24 Pilate prononça que ce qu'ils demandaient serait fait. 25 Il relâcha celui qui avait été mis en prison pour sédition et pour meurtre, et qu'ils réclamaient; et il livra Jésus à leur volonté. 26 Comme ils l'emmenaient, ils prirent un certain Simon de Cyrène, qui revenait des champs, et ils le chargèrent de la croix, pour qu'il la porte derrière Jésus. 27 Il était suivi d'une grande multitude des gens du peuple, et de femmes qui se frappaient la poitrine et se lamentaient sur lui. 28 Jésus se tourna vers elles, et dit: Filles de Jérusalem, ne pleurez pas sur moi; mais pleurez sur vous et sur vos enfants. 29 Car voici, des jours viendront où l'on dira: Heureuses les stériles, heureuses les entrailles qui n'ont point enfanté, et les mamelles qui n'ont point allaité! 30 Alors ils se mettront à dire aux montagnes: Tombez sur nous! Et aux collines: Couvrez-nous! 31 Car, si l'on fait ces choses au bois vert, qu'arrivera-t-il au bois sec? 32 On conduisait en même temps deux malfaiteurs, qui devaient être mis à mort avec Jésus. 33 Lorsqu'ils furent arrivés au lieu appelé Crâne, ils le crucifièrent là, ainsi que les deux malfaiteurs, l'un à droite, l'autre à gauche. 34 Jésus dit: Père, pardonne-leur, car ils ne savent ce qu'ils font. Ils se partagèrent ses vêtements, en tirant au sort. 35 Le peuple se tenait là, et regardait. Les magistrats se moquaient de Jésus, disant: Il a sauvé les autres; qu'il se sauve lui-même, s'il est le Christ, l'élu de Dieu! 36 Les soldats aussi se moquaient de lui; s'approchant et lui présentant du vinaigre, 37 ils disaient: Si tu es le roi des Juifs, sauve-toi toi-même! 38 Il y avait au-dessus de lui cette inscription: Celui-ci est le roi des Juifs. 39 L'un des malfaiteurs crucifiés l'injuriait, disant: N'es-tu pas le Christ? Sauve-toi toi-même, et sauve-nous! 40 Mais l'autre le reprenait, et disait: Ne crains-tu pas Dieu, toi qui subis la même condamnation? 41 Pour nous, c'est justice, car nous recevons ce qu'ont mérité nos crimes; mais celui-ci n'a rien fait de mal. 42 Et il dit à Jésus: Souviens-toi de moi, quand tu viendras dans ton règne. 43 Jésus lui répondit: Je te le dis en vérité, aujourd'hui tu seras avec moi dans le paradis. 44 Il était déjà environ la sixième heure, et il y eut des ténèbres sur toute la terre, jusqu'à la neuvième heure. 45 Le soleil s'obscurcit, et le voile du temple se déchira par le milieu. 46 Jésus s'écria d'une voix forte: Père, je remets mon esprit entre tes mains. Et, en disant ces paroles, il expira. 47 Le centenier, voyant ce qui était arrivé, glorifia Dieu, et dit: Certainement, cet homme était juste. 48 Et tous ceux qui assistaient en foule à ce spectacle, après avoir vu ce qui était arrivé, s'en retournèrent, se frappant la poitrine. 49 Tous ceux de la connaissance de Jésus, et les femmes qui l'avaient accompagné depuis la Galilée, se tenaient dans l'éloignement et regardaient ce qui se passait. 50 Il y avait un conseiller, nommé Joseph, homme bon et juste, 51 qui n'avait point participé à la décision et aux actes des autres; il était d'Arimathée, ville des Juifs, et il attendait le royaume de Dieu. 52 Cet homme se rendit vers Pilate, et demanda le corps de Jésus. 53 Il le descendit de la croix, l'enveloppa d'un linceul, et le déposa dans un sépulcre taillé dans le roc, où personne n'avait encore été mis. 54 C'était le jour de la préparation, et le sabbat allait commencer. 55 Les femmes qui étaient venues de la Galilée avec Jésus accompagnèrent Joseph, virent le sépulcre et la manière dont le corps de Jésus y fut déposé, 56 et, s'en étant retournées, elles préparèrent des aromates et des parfums. Puis elles se reposèrent le jour du sabbat, selon la loi.