T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 26

1 [Fitahiana sy ozona] AZA manao andriamani-tsi-izy; ary aza manangana sarin-javatra voasokitra, na manao tsangambaton-tsampy na manorina vato soratana hiankohofana eo amin'ny taminareo: fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

2 Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masina: Izaho no Jehovah.

 

3 Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany,

4 dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.

5 Ary ny taom-pivelezanareo dia ho tratry ny taom-piotazam-boaloboka, ary ny taom-piotazam-boaloboka dia ho tratry ny taom-pamafazana dia hihinana ianareo ka ho voky; ary handry fahizay eo amin'ny taninareo.

6 Any homeko fiadanana eo amin'ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin'ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo.

7 Dia hanenjika ny fahavalonareo ianareo, ka ho lavon-tsabatra eo anoloanareo izy.

8 Ary ny dimy aminareo hanenjika ny zato, ary ny zato aminareo hanenjika ny iray alina; any ny fahavalonareo ho lavon-tsabatra eo anoloanareo.

9 Any hijery anareo Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo, ary hanonina ny fanekeko aminareo Aho.

10 Any hihinana ny tranainy ianareo, sady hamoaka ny tranainy hasiana ny vao.

11 Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan'ny fanahiko ianareo.

12 Ary handeha eo aminareo Aho ka ho Andriamanitrareo; ary ianareo ho oloko.

13 Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, mba tsy ho andevony ianareo; ary nanapaka ny zioga izay teo aminareo Aho ka nampandeha anareo mijoro,

14 Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo,

15 ary hamavoinareo ny didiko, na halan'ny fanahinareo ny fitsipiko, ka tsy ankatoavinareo ny didiko rehetra, fa ivadihanareo ny fanekeko,

16 Izaho kosa dia hanao izao aminareo hanisy fampitahorana aminareo Aho, dia areti-mahasahozanina sy tazo mahamay, izay manimba ny maso sy mandany ny aina; ary hafafinareo foana ny voan-javatrareo, fa ny fahavalonareo no hihinana azy.

17 Dia hanandrina anareo ny Tavako, ka ho resy eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo; ary izay mankahala anareo no hanapaka anareo; dia handositra ianareo, na dia tsy misy manenjika aza.

 

18 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy ihany ianareo amin'izany rehetra izany, dia mbola hampijaly anareo impito Aho noho ny fahotanareo.

19 Ary horavako ny reharehan'ny herinareo, ka hataoko toy ny vy ny lanitrareo, ary toy ny varahina ny taninareo; ary ny herinareo ho lany foana;

20 fa tsy hahavoka-javatra ny taninareo, any tsy hamoa ny hazo amin'ny tany.

 

21 Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.

22 Ary hampandehaniko eo aminareo ny bibi-dia, ka handany ny zanakareo sy handringana ny biby fiompinareo ireny ka hahavitsy isa anareo; ary ny lalambenareo ho tonga efitra.

 

23 Any raha tsy mandray ny anatro amin'izany ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,

24 Izaho dia Izaho kosa no hamely anareo ka hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.

25 Dia hampiditra sabatra aminareo Aho ho valin'ny nivadihanareo ny fanekena; ary rehefa tafangona eo anatin'ny tanànanareo ianareo, dia hanatitra areti-mandringana aminareo Aho; ary hatolotra eo an-tànan'ny fahavalo ianareo.

26 Raha tapahiko ny vary, izay tohan'ainareo, dia fanendasa-mofo iray ihany no hanendasan'ny vehivavy folo ny mofonareo, ary an-danjany no hizarany azy, dia hihinana ianareo, fa tsy ho voky.

27 Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin'izany indray ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,

28 dia hamely anareo amin'ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.

29 Dia hihinana ny nofon'ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy ianareo.

30 Ary horavako ny fitoerana avonareo, sy hokapaiko ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro, ary ny fatinareo dia hariako eo ambonin'ny fatin'ny sampinareo, ary ho halan'ny fanahiko ianareo.

31 Ary horavako ny tanànanareo, ka hatao lao ny fitoera-masinareo, ary tsy hamboloiko ny hanitrareo ankasitrahana.

32 Ary hataoko lao ny tany, ka ho talanjona amin'izany ny fahavalonareo izay monina eo.

33 Ary ianareo dia haeliko any amin'ny jentilisa, any hanatsoaka sabatra ho enti-manenjika anareo Aho; ary ny taninareo ho lao, any ny tanànanareo ho rava.

34 Ary amin'izany ny tany dia hanonitra ny sabatany amin'ny andro rehetra izay hahafoanany, raha any amin'ny tanin'ny fahavalonareo ianareo; dia hitsahatra ny tany ka hanonitra ny sabatany;

35 amin'ny andro hahafoanany rehetra no hitsaharany ho solon'izay tsy nitsaharany tamin'ny sabatanareo, raha mbola nonina teo ianareo.

36 Ary ny amin'ny sisa aminareo any amin'ny tanin'ny fahavalony, dia hampiditra faharerahana ao am-pony Aho, ka na dia ny feon'ny ravin-kazo voapaoka aza dia hampandositra azy; ary handositra tahaka ny mandosi-tsabatra izy ka ho lavo, na dia tsy misy manenjika aza.

37 Ary ho lavo mifanindry toy ny mandosi-tsabatra izy, na dia tsy misy manenjika aza; ka dia tsy hahajanona eo anoloan'ny fahavalonareo ianareo.

38 Any dia ho lany ringana any amin'ny jentilisa ianareo, any ho lanin'ny tanin'ny fahavalonareo ianareo.

39 Ary ny sisa eo aminareo dia ho levona any amin'ny tanin'ny fahavalonareo noho ny helony sy ny heloky ny razany koa.

40 Fa raha hiaiky ny helony sy ny heloky ny razany izy, dia ny fahadisoany izay nandisoany tamiko tamin'ny nanoherany Ahy,

41 ary Izaho kosa namely azy ka nitondra azy ho any amin'ny tanin'ny fahavalony, raha hietry amin'izany ny fony tsy voafora, any hanonitra ny amin'ny helony izy,

42 dia hotsarovako ny fanekeko tamin'i Jakoba sy ny fanekeko tamin'Isaka ary ny fanekeko tamin'i Abrahama; ary hotsarovako koa ny tany.

43 Ary ny tany hilaozan'ny olona ka hanonitra ny sabatany, raha mitoetra foana tsy misy olona izy; ary ny olona hanonitra ny amin'ny helony, satria nandà ny fitsipiko Izy, ary halan'ny fanahiny ny didiko.

44 Ary na dia izany rehetra izany aza, raha any amin'ny tanin'ny fahavalony izy, dia tsy holaviko ary tsy ho halako, fandrao lany ringana izy rehetra, ka rava ny fanekeko taminy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny.

45 Fa ny hitahiako azy no hahatsiarovako ny fanekena tamin'ny razany, izay nentiko nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta teo Imason'ny jentilisa, mba ho Andriamaniny Aho: Izaho no Jehovah.

 

46 lreo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon'i Jehovah ho aminy sy amin'ny Zanak Isiraely, teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an'i Mosesy.

Chapitre 26

26:1 “‘You shall make for yourselves no idols, neither shall you raise up an engraved image or a pillar, neither shall you place any figured stone in your land, to bow down to it: for I am Yahweh your God.

26:2 “‘You shall keep my Sabbaths, and have reverence for my sanctuary. I am Yahweh.

26:3 “‘If you walk in my statutes, and keep my commandments, and do them; 26:4 then I will give you your rains in their season, and the land shall yield its increase, and the trees of the field shall yield their fruit. 26:5 Your threshing shall reach to the vintage, and the vintage shall reach to the sowing time; and you shall eat your bread to the full, and dwell in your land safely.

26:6 “‘I will give peace in the land, and you shall lie down, and no one will make you afraid; and I will remove evil animals out of the land, neither shall the sword go through your land. 26:7 You shall chase your enemies, and they shall fall before you by the sword. 26:8 Five of you shall chase a hundred, and a hundred of you shall chase ten thousand; and your enemies shall fall before you by the sword.

26:9 “‘I will have respect for you, and make you fruitful, and multiply you, and will establish my covenant with you. 26:10 You shall eat old store long kept, and you shall move out the old because of the new. 26:11 I will set my tent among you: and my soul won’t abhor you. 26:12 I will walk among you, and will be your God, and you will be my people. 26:13 I am Yahweh your God, who brought you forth out of the land of Egypt, that you should not be their slaves; and I have broken the bars of your yoke, and made you go upright.

26:14 “‘But if you will not listen to me, and will not do all these commandments; 26:15 and if you shall reject my statutes, and if your soul abhors my ordinances, so that you will not do all my commandments, but break my covenant; 26:16 I also will do this to you: I will appoint terror over you, even consumption and fever, that shall consume the eyes, and make the soul to pine away; and you will sow your seed in vain, for your enemies will eat it. 26:17 I will set my face against you, and you will be struck before your enemies. Those who hate you will rule over you; and you will flee when no one pursues you.

26:18 “‘If you in spite of these things will not listen to me, then I will chastise you seven times more for your sins. 26:19 I will break the pride of your power, and I will make your sky like iron, and your soil like brass; 26:20 and your strength will be spent in vain; for your land won’t yield its increase, neither will the trees of the land yield their fruit.

26:21 “‘If you walk contrary to me, and won’t listen to me, then I will bring seven times more plagues on you according to your sins. 26:22 I will send the wild animals among you, which will rob you of your children, destroy your livestock, and make you few in number; and your roads will become desolate.

26:23 “‘If by these things you won’t be reformed to me, but will walk contrary to me; 26:24 then I will also walk contrary to you; and I will strike you, even I, seven times for your sins. 26:25 I will bring a sword upon you, that will execute the vengeance of the covenant; and you will be gathered together within your cities: and I will send the pestilence among you; and you will be delivered into the hand of the enemy. 26:26 When I break your staff of bread, ten women shall bake your bread in one oven, and they shall deliver your bread again by weight: and you shall eat, and not be satisfied.

26:27 “‘If you in spite of this won’t listen to me, but walk contrary to me; 26:28 then I will walk contrary to you in wrath; and I also will chastise you seven times for your sins. 26:29 You will eat the flesh of your sons, and you will eat the flesh of your daughters. 26:30 I will destroy your high places, and cut down your incense altars, and cast your dead bodies upon the bodies of your idols; and my soul will abhor you. 26:31 I will lay your cities waste, and will bring your sanctuaries to desolation, and I will not take delight in the sweet fragrance of your offerings. 26:32 I will bring the land into desolation; and your enemies that dwell therein will be astonished at it. 26:33 I will scatter you among the nations, and I will draw out the sword after you: and your land will be a desolation, and your cities shall be a waste. 26:34 Then the land will enjoy its sabbaths as long as it lies desolate and you are in your enemies’ land. Even then the land will rest and enjoy its sabbaths. 26:35 As long as it lies desolate it shall have rest, even the rest which it didn’t have in your sabbaths, when you lived on it.

26:36 “‘As for those of you who are left, I will send a faintness into their hearts in the lands of their enemies: and the sound of a driven leaf will put them to flight; and they shall flee, as one flees from the sword; and they will fall when no one pursues. 26:37 They will stumble over one another, as it were before the sword, when no one pursues: and you will have no power to stand before your enemies. 26:38 You will perish among the nations, and the land of your enemies will eat you up. 26:39 Those of you who are left will pine away in their iniquity in your enemies’ lands; and also in the iniquities of their fathers shall they pine away with them.

26:40 “‘If they confess their iniquity, and the iniquity of their fathers, in their trespass which they trespassed against me, and also that, because they walked contrary to me, 26:41 I also walked contrary to them, and brought them into the land of their enemies: if then their uncircumcised heart is humbled, and they then accept the punishment of their iniquity; 26:42 then I will remember my covenant with Jacob; and also my covenant with Isaac, and also my covenant with Abraham; and I will remember the land. 26:43 The land also will be left by them, and will enjoy its sabbaths while it lies desolate without them: and they will accept the punishment of their iniquity; because, even because they rejected my ordinances, and their soul abhorred my statutes. 26:44 Yet for all that, when they are in the land of their enemies, I will not reject them, neither will I abhor them, to destroy them utterly, and to break my covenant with them; for I am Yahweh their God; 26:45 but I will for their sake remember the covenant of their ancestors, whom I brought out of the land of Egypt in the sight of the nations, that I might be their God. I am Yahweh.’”

26:46 These are the statutes, ordinances and laws, which Yahweh made between him and the children of Israel in Mount Sinai by Moses.

 

Chapitre 26
1 Vous ne vous ferez point d'idoles, vous ne vous élèverez ni image taillée ni statue, et vous ne placerez dans votre pays aucune pierre ornée de figures, pour vous prosterner devant elle; car je suis l'Éternel, votre Dieu. 2 Vous observerez mes sabbats, et vous révérerez mon sanctuaire. Je suis l'Éternel. 3 Si vous suivez mes lois, si vous gardez mes commandements et les mettez en pratique, 4 je vous enverrai des pluies en leur saison, la terre donnera ses produits, et les arbres des champs donneront leurs fruits. 5 A peine aurez-vous battu le blé que vous toucherez à la vendange, et la vendange atteindra les semailles; vous mangerez votre pain à satiété, et vous habiterez en sécurité dans votre pays. 6 Je mettrai la paix dans le pays, et personne ne troublera votre sommeil; je ferai disparaître du pays les bêtes féroces, et l'épée ne passera point par votre pays. 7 Vous poursuivrez vos ennemis, et ils tomberont devant vous par l'épée. 8 Cinq d'entre vous en poursuivront cent, et cent d'entre vous en poursuivront dix mille, et vos ennemis tomberont devant vous par l'épée. 9 Je me tournerai vers vous, je vous rendrai féconds et je vous multiplierai, et je maintiendrai mon alliance avec vous. 10 Vous mangerez des anciennes récoltes, et vous sortirez les vieilles pour faire place aux nouvelles. 11 J'établirai ma demeure au milieu de vous, et mon âme ne vous aura point en horreur. 12 Je marcherai au milieu de vous, je serai votre Dieu, et vous serez mon peuple. 13 Je suis l'Éternel, votre Dieu, qui vous ai fait sortir du pays d'Égypte, qui vous ai tirés de la servitude; j'ai brisé les liens de votre joug, et je vous ai fait marcher la tête levée. 14 Mais si vous ne m'écoutez point et ne mettez point en pratique tous ces commandements, 15 si vous méprisez mes lois, et si votre âme a en horreur mes ordonnances, en sorte que vous ne pratiquiez point tous mes commandements et que vous rompiez mon alliance, 16 voici alors ce que je vous ferai. J'enverrai sur vous la terreur, la consomption et la fièvre, qui rendront vos yeux languissants et votre âme souffrante; et vous sèmerez en vain vos semences: vos ennemis les dévoreront. 17 Je tournerai ma face contre vous, et vous serez battus devant vos ennemis; ceux qui vous haïssent domineront sur vous, et vous fuirez sans que l'on vous poursuive. 18 Si, malgré cela, vous ne m'écoutez point, je vous châtierai sept fois plus pour vos péchés. 19 Je briserai l'orgueil de votre force, je rendrai votre ciel comme du fer, et votre terre comme de l'airain. 20 Votre force s'épuisera inutilement, votre terre ne donnera pas ses produits, et les arbres de la terre ne donneront pas leurs fruits. 21 Si vous me résistez et ne voulez point m'écouter, je vous frapperai sept fois plus selon vos péchés. 22 J'enverrai contre vous les animaux des champs, qui vous priveront de vos enfants, qui détruiront votre bétail, et qui vous réduiront à un petit nombre; et vos chemins seront déserts. 23 Si ces châtiments ne vous corrigent point et si vous me résistez, 24 je vous résisterai aussi et je vous frapperai sept fois plus pour vos péchés. 25 Je ferai venir contre vous l'épée, qui vengera mon alliance; quand vous vous rassemblerez dans vos villes, j'enverrai la peste au milieu de vous, et vous serez livrés aux mains de l'ennemi. 26 Lorsque je vous briserai le bâton du pain, dix femmes cuiront votre pain dans un seul four et rapporteront votre pain au poids; vous mangerez, et vous ne serez point rassasiés. 27 Si, malgré cela, vous ne m'écoutez point et si vous me résistez, 28 je vous résisterai aussi avec fureur et je vous châtierai sept fois plus pour vos péchés. 29 Vous mangerez la chair de vos fils, et vous mangerez la chair de vos filles. 30 Je détruirai vos hauts lieux, j'abattrai vos statues consacrées au soleil, je mettrai vos cadavres sur les cadavres de vos idoles, et mon âme vous aura en horreur. 31 Je réduirai vos villes en déserts, je ravagerai vos sanctuaires, et je ne respirerai plus l'odeur agréable de vos parfums. 32 Je dévasterai le pays, et vos ennemis qui l'habiteront en seront stupéfaits. 33 Je vous disperserai parmi les nations et je tirerai l'épée après vous. Votre pays sera dévasté, et vos villes seront désertes. 34 Alors le pays jouira de ses sabbats, tout le temps qu'il sera dévasté et que vous serez dans le pays de vos ennemis; alors le pays se reposera, et jouira de ses sabbats. 35 Tout le temps qu'il sera dévasté, il aura le repos qu'il n'avait pas eu dans vos sabbats, tandis que vous l'habitiez. 36 Je rendrai pusillanime le coeur de ceux d'entre vous qui survivront, dans les pays de leurs ennemis; le bruit d'une feuille agitée les poursuivra; ils fuiront comme on fuit devant l'épée, et ils tomberont sans qu'on les poursuive. 37 Ils se renverseront les uns sur les autres comme devant l'épée, sans qu'on les poursuive. Vous ne subsisterez point en présence de vos ennemis; 38 vous périrez parmi les nations, et le pays de vos ennemis vous dévorera. 39 Ceux d'entre vous qui survivront seront frappés de langueur pour leurs iniquités, dans les pays de leurs ennemis; ils seront aussi frappés de langueur pour les iniquités de leurs pères. 40 Ils confesseront leurs iniquités et les iniquités de leurs pères, les transgressions qu'ils ont commises envers moi, et la résistance qu'ils m'ont opposée, 41 péchés à cause desquels moi aussi je leur résisterai et les mènerai dans le pays de leurs ennemis. Et alors leur coeur incirconcis s'humiliera, et ils paieront la dette de leurs iniquités. 42 Je me souviendrai de mon alliance avec Jacob, je me souviendrai de mon alliance avec Isaac et de mon alliance avec Abraham, et je me souviendrai du pays. 43 Le pays sera abandonné par eux, et il jouira de ses sabbats pendant qu'il restera dévasté loin d'eux; et ils paieront la dette de leurs iniquités, parce qu'ils ont méprisé mes ordonnances et que leur âme a eu mes lois en horreur. 44 Mais, lorsqu'ils seront dans le pays de leurs ennemis, je ne les rejetterai pourtant point, et je ne les aurai point en horreur jusqu'à les exterminer, jusqu'à rompre mon alliance avec eux; car je suis l'Éternel, leur Dieu. 45 Je me souviendrai en leur faveur de l'ancienne alliance, par laquelle je les ai fait sortir du pays d'Égypte, aux yeux des nations, pour être leur Dieu. Je suis l'Éternel. 46 Tels sont les statuts, les ordonnances et les lois, que l'Éternel établit entre lui et les enfants d'Israël, sur la montagne de Sinaï, par Moïse.