| Chapitre 21 1 [Ny tanànan'ny mpisorona sy ny Levita] Ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita dia nanatona an'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely 2 ka niteny taminy tao Silo tao amin'ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an'i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an'ny biby fiompinay. 3 Dia avy tamin'ny lovany no nanomezan'ny Zanak'Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin'i Jehovah. 4 Dia nahazo loka ny fokon'ny Kehatita; ary ny loka azon'ny taranak'i Arona mpisorona isan'ny Levita dia tanàna telo ambin'ny folo, avy tamin'ny firenen'i Joda sy ny firenen'i Simeona ary ny firenen'i Benjamina. 5 Ary ny loka azon'ny taranak'i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'i Efraima sy ny firenen'i Dana ary ny antsasaky ny firenen'i Manase. 6 Ary ny loka azon'ny taranak'i Gersona dia tanàna telo ambin'ny folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase any Basana. 7 Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin'ny folo, avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona. 8 Dia nomen'ny Zanak'Isiraely ny Levita tamin'ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain'i Jehovah nandidian'i Mosesy. 9 Dia nomeny avy tamin'ny firenena taranak'i Joda sy ny firenena taranak'i Simeona ireto tanàna hotononina ireto, 10 izay azon'ny taranak'i Arona, isam-pokon'ny taranak'i Kehata. amin'ny taranak'i Levy; fa azy ny loka voalohany. 11 Dia nomeny azy ny tanànan'i Arba*, rain'i Anàka (Hebrona izany), any amin'ny tany havoan'i Joda, mbamin'ny tany manodidina azy. [Kiriat-arba; izahao XV. 54] 12 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone. 13 Dia nomeny ny taranak'i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy 14 ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy, 15 ary Holona sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy, 16 ary Aina sy ny tany manodidina azy ary Jota sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy: tanàna sivy avy tamin'ireo firenena roa ireo; 17 ary avy tamin'ny firenen'i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy 18 ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra. 19 Ny tanàna rehetra an'ny mpisorona, taranak'i Arona, dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy. 20 Ary ny amin'ny taranak'i Rehata, dia ny Levita sisa tamin'ny taranak'i Kehata, ny tanàna azony tamin'ny filokana dia avy tamin'ny firenen'i Efraima. 21 Dia nomeny azy Sekema sy ny tany manodidina azy any amin'ny tany havoan'i Efraima, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Gazera sy ny tany manodidina azy 22 ary Kibzaima sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra; 23 ary avy tamin'ny firenen'i Dana dia Elteke sy ny tany manodidina azy ary Gibetona sy ny tany manodidina azy. 24 ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy: tanàna efatra; 25 ary avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Tanaka sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany tany manodidina azy: tanàna roa. 26 Ny tanàna rehetra azon'ny fokon'ny taranak'i Kehata sisa dia folo ary ny tany manodidina azy avy. 27 Ary izao no azon'ny taranak'i Gersona isan'ny fokon'ny Levita; avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Bestera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna roa; 28 ary avy tamin'ny firenen'Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy, 29 ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; 30 ary avy tamin'ny firenen'i Asera dia Misala sy ny tany manodidina azy ary Abdona sy ny tany manodidina azy 31 ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra; 32 ary avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy. dia tanàna telo. 33 Ny tanàna rehetra an'ny Gersonita isam-potony dia telo ambin'ny folo ary ny tany manodidina azy avy. 34 Ary izao no azon'ny fokon'ny taranak'i Merary, izay Levita sisa: avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy, 35 ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; 36 ary avy tamin'ny firenen'i Robena dia Bezera sy ny tany manodidina azy ary Jahaza sy ny tany manodidina azy, 37 ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; 38 ary avy tamin'ny firenen'i Gada dia Ramota any Gileada sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy 39 ary Hesbona sy ny tany manodidina azy ary Jazera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra izy rehetra. 40 Ny tanàna rehetra an'ny taranak'i Merary araka ny fokony, izay sisa tamin'ny fokon'ny Levita, dia tanàna roa ambin'ny folo no loka azony. 41 Ny tanàna rehetra an'ny Levita teo anatin'ny lovan'ny Zanak'Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy. 42 Ireo tanàna ireo samy manana ny taniny manodidina azy avy; tahaka izany avokoa ireo tanàna rehetra ireo. 43 [Ny nahatanterahana ny teny rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny Isiraely] Dia nomen'i Jehovah ny Isiraely ny tany rehetra izay efa nianianany homena ny razany; ary nandova izany izy ireo ka nonina teo, 44 Dia nomen'i Jehovah fitsaharana amin'ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin'ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin'ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr'i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra. 45 Tsy nisy latsata na dia kely akory aza ny zava-tsoa rehetra izay nolazain'i Jehovah tamin'ny taranak'Isiraely; fa tanteraka avokoa izany rehetra izany. | | Chapitre 21 21:1 Then the heads of fathers’ houses of the Levites came near to Eleazar the priest, and to Joshua the son of Nun, and to the heads of fathers’ houses of the tribes of the children of Israel. 21:2 They spoke to them at Shiloh in the land of Canaan, saying, “Yahweh commanded Moses to give us cities to dwell in, with their suburbs for our livestock.” 21:3 The children of Israel gave to the Levites out of their inheritance, according to the commandment of Yahweh, these cities with their suburbs. 21:4 The lot came out for the families of the Kohathites. The children of Aaron the priest, who were of the Levites, had thirteen cities by lot out of the tribe of Judah, out of the tribe of the Simeonites, and out of the tribe of Benjamin. 21:5 The rest of the children of Kohath had ten cities by lot out of the families of the tribe of Ephraim, out of the tribe of Dan, and out of the half-tribe of Manasseh. 21:6 The children of Gershon had thirteen cities by lot out of the families of the tribe of Issachar, out of the tribe of Asher, out of the tribe of Naphtali, and out of the half-tribe of Manasseh in Bashan. 21:7 The children of Merari according to their families had twelve cities out of the tribe of Reuben, out of the tribe of Gad, and out of the tribe of Zebulun. 21:8 The children of Israel gave these cities with their suburbs by lot to the Levites, as Yahweh commanded by Moses. 21:9 They gave out of the tribe of the children of Judah, and out of the tribe of the children of Simeon, these cities which are mentioned by name: 21:10 and they were for the children of Aaron, of the families of the Kohathites, who were of the children of Levi; for theirs was the first lot. 21:11 They gave them Kiriath Arba, named after the father of Anak (the same is Hebron), in the hill country of Judah, with its suburbs around it. 21:12 But they gave the fields of the city and its villages to Caleb the son of Jephunneh for his possession. 21:13 To the children of Aaron the priest they gave Hebron with its suburbs, the city of refuge for the manslayer, Libnah with its suburbs, 21:14 Jattir with its suburbs, Eshtemoa with its suburbs, 21:15 Holon with its suburbs, Debir with its suburbs, 21:16 Ain with its suburbs, Juttah with its suburbs, and Beth Shemesh with its suburbs; nine cities out of those two tribes. 21:17 Out of the tribe of Benjamin, Gibeon with its suburbs, Geba with its suburbs, 21:18 Anathoth with its suburbs, and Almon with its suburbs; four cities. 21:19 All the cities of the children of Aaron, the priests, were thirteen cities with their suburbs. 21:20 The families of the children of Kohath, the Levites, even the rest of the children of Kohath, had the cities of their lot out of the tribe of Ephraim. 21:21 They gave them Shechem with its suburbs in the hill country of Ephraim, the city of refuge for the manslayer, and Gezer with its suburbs, 21:22 Kibzaim with its suburbs, and Beth Horon with its suburbs; four cities. 21:23 Out of the tribe of Dan, Elteke with its suburbs, Gibbethon with its suburbs, 21:24 Aijalon with its suburbs, Gath Rimmon with its suburbs; four cities. 21:25 Out of the half-tribe of Manasseh, Taanach with its suburbs, and Gath Rimmon with its suburbs; two cities. 21:26 All the cities of the families of the rest of the children of Kohath were ten with their suburbs. 21:27 They gave to the children of Gershon, of the families of the Levites, out of the half-tribe of Manasseh Golan in Bashan with its suburbs, the city of refuge for the manslayer, and Be Eshterah with its suburbs; two cities. 21:28 Out of the tribe of Issachar, Kishion with its suburbs, Daberath with its suburbs, 21:29 Jarmuth with its suburbs, En Gannim with its suburbs; four cities. 21:30 Out of the tribe of Asher, Mishal with its suburbs, Abdon with its suburbs, 21:31 Helkath with its suburbs, and Rehob with its suburbs; four cities. 21:32 Out of the tribe of Naphtali, Kedesh in Galilee with its suburbs, the city of refuge for the manslayer, Hammothdor with its suburbs, and Kartan with its suburbs; three cities. 21:33 All the cities of the Gershonites according to their families were thirteen cities with their suburbs. 21:34 To the families of the children of Merari, the rest of the Levites, out of the tribe of Zebulun, Jokneam with its suburbs, Kartah with its suburbs, 21:35 Dimnah with its suburbs, and Nahalal with its suburbs; four cities. 21:36 Out of the tribe of Reuben, Bezer with its suburbs, Jahaz with its suburbs, 21:37 Kedemoth with its suburbs, and Mephaath with its suburbs; four cities. 21:38 Out of the tribe of Gad, Ramoth in Gilead with its suburbs, the city of refuge for the manslayer, and Mahanaim with its suburbs, 21:39 Heshbon with its suburbs, Jazer with its suburbs; four cities in all. 21:40 All these were the cities of the children of Merari according to their families, even the rest of the families of the Levites. Their lot was twelve cities. 21:41 All the cities of the Levites in the midst of the possession of the children of Israel were forty-eight cities with their suburbs. 21:42 Each of these cities included their suburbs around them. It was this way with all these cities. 21:43 So Yahweh gave to Israel all the land which he swore to give to their fathers. They possessed it, and lived in it. 21:44 Yahweh gave them rest all around, according to all that he swore to their fathers. Not a man of all their enemies stood before them. Yahweh delivered all their enemies into their hand. 21:45 Nothing failed of any good thing which Yahweh had spoken to the house of Israel. All came to pass. | | Chapitre 21 1 Les chefs de famille des Lévites s'approchèrent du sacrificateur Éléazar, de Josué, fils de Nun, et des chefs de famille des tribus des enfants d'Israël. 2 Ils leur parlèrent à Silo, dans le pays de Canaan, et dirent: L'Éternel a ordonné par Moïse qu'on nous donnât des villes pour habitation, et leurs banlieues pour notre bétail. 3 Les enfants d'Israël donnèrent alors aux Lévites, sur leur héritage, les villes suivantes et leurs banlieues, d'après l'ordre de l'Éternel. 4 On tira le sort pour les familles des Kehathites; et les Lévites, fils du sacrificateur Aaron, eurent par le sort treize villes de la tribu de Juda, de la tribu de Siméon et de la tribu de Benjamin; 5 les autres fils de Kehath eurent par le sort dix villes des familles de la tribu d'Éphraïm, de la tribu de Dan et de la demi-tribu de Manassé. 6 Les fils de Guerschon eurent par le sort treize villes des familles de la tribu d'Issacar, de la tribu d'Aser, de la tribu de Nephthali et de la demi-tribu de Manassé en Basan. 7 Les fils de Merari, selon leurs familles, eurent douze villes de la tribu de Ruben, de la tribu de Gad et de la tribu de Zabulon. 8 Les enfants d'Israël donnèrent aux Lévites, par le sort, ces villes et leurs banlieues, comme l'Éternel l'avait ordonné par Moïse. 9 Ils donnèrent de la tribu des fils de Juda et de la tribu des fils de Siméon les villes qui vont être nominativement désignées, 10 et qui furent pour les fils d'Aaron d'entre les familles des Kehathites et des fils de Lévi, car le sort les avait indiqués les premiers. 11 Ils leur donnèrent Kirjath-Arba, qui est Hébron, dans la montagne de Juda, et la banlieue qui l'entoure: Arba était le père d'Anak. 12 Le territoire de la ville et ses villages furent accordés à Caleb, fils de Jephunné, pour sa possession. 13 Ils donnèrent donc aux fils du sacrificateur Aaron la ville de refuge pour les meurtriers, Hébron et sa banlieue, Libna et sa banlieue, 14 Jatthir et sa banlieue, Eschthemoa et sa banlieue, 15 Holon et sa banlieue, Debir et sa banlieue, 16 Aïn et sa banlieue, Jutta et sa banlieue, et Beth-Schémesch et sa banlieue, neuf villes de ces deux tribus; 17 et de la tribu de Benjamin, Gabaon et sa banlieue, Guéba et sa banlieue, 18 Anathoth et sa banlieue, et Almon et sa banlieue, quatre villes. 19 Total des villes des sacrificateurs, fils d'Aaron: treize villes, et leurs banlieues. 20 Les Lévites appartenant aux familles des autres fils de Kehath eurent par le sort des villes de la tribu d'Éphraïm. 21 On leur donna la ville de refuge pour les meurtriers, Sichem et sa banlieue, dans la montagne d'Éphraïm, Guézer et sa banlieue, 22 Kibtsaïm et sa banlieue, et Beth-Horon et sa banlieue, quatre villes; 23 de la tribu de Dan, Eltheké et sa banlieue, Guibbethon et sa banlieue, 24 Ajalon et sa banlieue, et Gath-Rimmon et sa banlieue, quatre villes; 25 et de la demi-tribu de Manassé, Thaanac et sa banlieue, et Gath-Rimmon et sa banlieue, deux villes. 26 Total des villes: dix, et leurs banlieues, pour les familles des autres fils de Kehath. 27 On donna aux fils de Guerschon, d'entre les familles des Lévites: de la demi-tribu de Manassé, la ville de refuge pour les meurtriers, Golan en Basan et sa banlieue, et Beeschthra et sa banlieue, deux villes; 28 de la tribu d'Issacar, Kischjon et sa banlieue, Dabrath et sa banlieue, 29 Jarmuth et sa banlieue, et En-Gannim et sa banlieue, quatre villes; 30 de la tribu d'Aser, Mischeal et sa banlieue, Abdon et sa banlieue, 31 Helkath et sa banlieue, et Rehob et sa banlieue, quatre villes; 32 et de la tribu de Nephthali, la ville de refuge pour les meurtriers, Kédesch en Galilée et sa banlieue, Hammoth-Dor et sa banlieue, et Karthan et sa banlieue, trois villes. 33 Total des villes des Guerschonites, selon leurs familles: treize villes et leurs banlieues. 34 On donna au reste des Lévites, qui appartenaient aux familles des fils de Merari: de la tribu de Zabulon, Jokneam et sa banlieue, Kartha et sa banlieue, 35 Dimna et sa banlieue, et Nahalal et sa banlieue, quatre villes; 36 de la tribu de Ruben, Betser et sa banlieue, Jahtsa et sa banlieue, 37 Kedémoth et sa banlieue, et Méphaath et sa banlieue, quatre villes; 38 et de la tribu de Gad, la ville de refuge pour les meurtriers, Ramoth en Galaad et sa banlieue, Mahanaïm et sa banlieue, 39 Hesbon et sa banlieue, et Jaezer et sa banlieue, en tout quatre villes. 40 Total des villes qui échurent par le sort aux fils de Merari, selon leurs familles, formant le reste des familles des Lévites: douze villes. 41 Total des villes des Lévites au milieu des propriétés des enfants d'Israël: quarante-huit villes, et leurs banlieues. 42 Chacune de ces villes avait sa banlieue qui l'entourait; il en était de même pour toutes ces villes. 43 C'est ainsi que l'Éternel donna à Israël tout le pays qu'il avait juré de donner à leurs pères; ils en prirent possession et s'y établirent. 44 L'Éternel leur accorda du repos tout alentour, comme il l'avait juré à leurs pères; aucun de leurs ennemis ne put leur résister, et l'Éternel les livra tous entre leurs mains. 45 De toutes les bonnes paroles que l'Éternel avait dites à la maison d'Israël, aucune ne resta sans effet: toutes s'accomplirent. | |