T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 16

1 [Ny zara-tanin'ny taranak'i Josefa]Ary ny faritry ny tany azon'ny taranak'i Josefa tamin'ny filokana dia hatrany Jordana tandrifin'i Jeriko, dia tao amin'ny ranon'i Jeriko atsinanana, ka hatramin'ny efitra izay fiakarana avy any Jeriko, mamaky ny tany havoan'i Betela,

2 dia hatrany Betela ka hatrany Lozy, ka nandroso hatramin'ny fari-tanin'ny Arkita hatrany Atarota,

3 dia nidina niankandrefana nahazo ny tanin'ny Jafletita ka hatramin'ny fari-tanin'i Bedhorona ambany sy Gazera ka dia nihatra tamin'ny ranomasina.

4 Dia azon'i Manase sy Efraima, taranak'i Josefa, ny lovany.

5 Ary ny amin'ny fari-tanin'ny taranak'i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin'ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony.

6 Ary ny fari-taniny dia nandroso niankandrefana hatrany avaratr'i Mikmeta, dia niolaka niantsinanana hatrany Tanata-silo ka nihoatra eo atsinanany hatrany Janoha,

7 dia nidina hatrany Janoha ka hatrany Atarota sy Narata, dia nipaka tamin'i Jeriko ary dia nihatra tany Jordana.

8 Ary hatrany Tapoa dia niankandrefana ny fari-tany hatramin'ny lohasahan-driak'i Kana, ka dia nihatra tamin'ny ranomasina. Izany no lovan'ny firenena taranak'i Efraima araka ny fokony,

9 mbamin'ny tanàna natokana ho an'ny taranak'i Efraima teo amin'ny lovan'ny taranak'i Manase koa, dia ny tanàna rehetra mbamin'ny zana-bohiny.

10 Ary tsy nandroaka ny Kananita izay nonina tany Gazera izy; fa monina eo amin'i Efraima ny Kananita mandraka androany ka ampanaovina fanompoana.

 

Chapitre 16

16:1 The lot came out for the children of Joseph from the Jordan at Jericho, at the waters of Jericho on the east, even the wilderness, going up from Jericho through the hill country to Bethel. 16:2 It went out from Bethel to Luz, and passed along to the border of the Archites to Ataroth; 16:3 and it went down westward to the border of the Japhletites, to the border of Beth Horon the lower, even to Gezer; and ended at the sea.

16:4 The children of Joseph, Manasseh and Ephraim, took their inheritance. 16:5 This was the border of the children of Ephraim according to their families. The border of their inheritance eastward was Ataroth Addar, to Beth Horon the upper. 16:6 The border went out westward at Michmethath on the north. The border turned about eastward to Taanath Shiloh, and passed along it on the east of Janoah. 16:7 It went down from Janoah to Ataroth, to Naarah, reached to Jericho, and went out at the Jordan. 16:8 From Tappuah the border went along westward to the brook of Kanah; and ended at the sea. This is the inheritance of the tribe of the children of Ephraim according to their families; 16:9 together with the cities which were set apart for the children of Ephraim in the midst of the inheritance of the children of Manasseh, all the cities with their villages. 16:10 They didn’t drive out the Canaanites who lived in Gezer; but the Canaanites dwell in the midst of Ephraim to this day, and have become servants to do forced labor.

 

Chapitre 16
1 La part échue par le sort aux fils de Joseph s'étendait depuis le Jourdain près de Jéricho, vers les eaux de Jéricho, à l'orient. La limite suivait le désert qui s'élève de Jéricho à Béthel par la montagne. 2 Elle continuait de Béthel à Luz, et passait vers la frontière des Arkiens par Atharoth. 3 Puis elle descendait à l'occident vers la frontière des Japhléthiens jusqu'à celle de Beth-Horon la basse et jusqu'à Guézer, pour aboutir à la mer. 4 C'est là que reçurent leur héritage les fils de Joseph, Manassé et Éphraïm. 5 Voici les limites des fils d'Éphraïm, selon leurs familles. La limite de leur héritage était, à l'orient, Atharoth-Addar jusqu'à Beth-Horon la haute. 6 Elle continuait du côté de l'occident vers Micmethath au nord, tournait à l'orient vers Thaanath-Silo, et passait dans la direction de l'orient par Janoach. 7 De Janoach elle descendait à Atharoth et à Naaratha, touchait à Jéricho, et se prolongeait jusqu'au Jourdain. 8 De Tappuach elle allait vers l'occident au torrent de Kana, pour aboutir à la mer. Tel fut l'héritage de la tribu des fils d'Éphraïm, selon leurs familles. 9 Les fils d'Éphraïm avaient aussi des villes séparées au milieu de l'héritage des fils de Manassé, toutes avec leurs villages. 10 Ils ne chassèrent point les Cananéens qui habitaient à Guézer, et les Cananéens ont habité au milieu d'Éphraïm jusqu'à ce jour, mais ils furent assujettis à un tribut.