| Chapitre 15 1 [Ny anjaran'ny firenen'i Joda] Ary izao no anjaran'ny firenena taranak'i Joda tamin'ny filokana araka ny fokony: hatramin'ny fari-tanin'i Edoma dia ny efitra Zina atsimo, izay faran'ny faritany atsimo. 2 Ary ny fari-taniny atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, dia hatramin'ny helo-drano atsimo, 3 dia nandroso hatrany atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon'i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka, 4 dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak'i Egypta, ary dia nihatra tamin'ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. 5 Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin'ny faran'i Jordana. Ary ny fari-taniny tamin'ny lafiny avaratra dia hatramin'ny helo-drano eo amin'ny faran'i Jordana, 6 dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr'i Bet-araba, dia niakatra hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena, 7 dia niakatra ho any Debira hatramin'ny lohasaha Akora ary nianavaratra manandrify an'i Gilgala tandrifin'ny fiakarana Adomina, izay eo atsimon'ny lohasahan-driaka, dia nandroso hatramin'ny rano Ensemesy ary nihatra tany En-rogela, 8 dia niakatra teo amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, ho eo anilany atsimon'ny Jebosita (Jerosalema izany), dia niakatra hatramin'ny tampon'ny tendrombohitra, izay manandrify ny lohasahan'i Hinoma eo andrefany, amin'ny farany avaratry ny Lohasahan'ny Refaita, 9 dia nizotra hatramin'ny tampon'ny tendrombohitra ka nihatra tamin'ny loharano Neftoa, dia nahazo ny tanàna tao an-tendrombohitra Efrona, dia nizotra hatrany Bala (Kiriata-jearima izany), 10 dia niolaka hatrany Bala andrefana ka hatramin'ny tendrombohitra Seira ka nandroso hatramin'ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima (Kesalona izany), dia nidina hatrany Beti-semesy ka nandroso hatrany Timna. 11 dia nihatra tamin'ny lafiny avaratr'i Ekrona, dia nizotra hatrany Sikerona ka nandroso hatramin'ny tendrombohitra Bala, dia nihatra tamin'i Jabniela, ary dia nihatra tany amin'ny ranomasina. 12 Ary ny fari-tany andrefana dia ny moron'ny Ranomasina Lehibe. Izany no fari-tany manodidina ny anjaran'ny taranak'i Joda araka ny fokony. 13 Ary Kaleba, zanak'i Jefone, dia nomeny anjara teo amin'ny taranak'i Joda, araka ny didin'i Jehovah tamin'i Josoa, dia ny tanànan'i Arba*, rain'i Anàka (Hebrona izany). [Na: Kiriat-arba; izahao Jos. XV. 54] 14 Dia noroahin'i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia Sesay sy Ahimana ary Talmay. 15 Dia niakatra avy tao izy hankany amin'ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran'i Debira taloha). 16 Ary hoy Kaleba: Izay mamely an'i Kiriata-sefera ka mahafaka azy, dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny. 17 Ary Otniela, zanak'i Kenaza, rahalahin'i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. 18 Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin'ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao? 19 Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tsy tany misy rano no efa nomenao ahy, ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomeny azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany. 20 Izao no lovan'ny firenena taranak'i Joda araka ny fokony: 21 Ny tanàna farany amin'ny firenena taranak'i Joda, eo akaikin'ny fari-tanin'i Edoma amin'ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora 22 sy Kina sy Dimona sy Adada 23 sy Kadesy sy Hazora sy Itnana 24 sy Zifa sy Talema sy Bealota 25 sy Hazora-hadata sy Keriota-hezrona (Hazora izany), 26 sy Amama sy Sema sy Molada 27 sy Hazara-gada sy Hesmona sy Beti-paleta 28 sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia 29 sy Bala sy Ie sy Azema 30 sy Eltolada sy Kesila sy Horma 31 sy Ziklaga sy Madmana sy Sansana 32 sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny. 33 Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka* dia Estaola sy Zora sy Asna [Heb. Sefela] 34 sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama 35 sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka 36 sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny; 37 ary Zenana sy Hadasa sy Migdala-gada 38 sy Dilana sy Mizpa ary Joktela 39 sy Lakisy sy Bozkata sy Eglona 40 sy Kabona sy Lamasa sy Kitlisa 41 sy Gederota sy Beti-dagona sy Nama sy Makeda: tanàna enina ambin'ny folo sy ny zana-bohiny; 42 Libna sy Atera sy Asana 43 sy Jifta sy Asna ary Neziba 44 sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna Sivy sy ny zana-bohiny; 45 Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny; 46 hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an'i Asdoda, sy ny zana-bohitr'ireo, 47 Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta sy ny amoron'ny Ranomasina Lehibe. 48 Ary tany amin'ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko 49 sy Dana sy Ririata-sana (Debira izany) 50 sy Anaba sy Estemo sy Anima 51 sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin'ny folo sy ny zana-bohiny; 52 Araba sy Doma sy Esana 53 sy Janoma sy Beti-tapoa sy Afeka 54 sy Honta sy Kiriat-arba (Hebrona izany) ary Ziora: tanàna sivy sy ny zana-bohiny; 55 Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota 56 sy Jezirela sy Jokdeama sy Zanoa 57 sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny; 58 sy Halola sy Beti-zora sy Gedora 59 sy Marata sy Bet-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny; 60 sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny. 61 Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midina sy Sekaka 62 sy Nibsana sy ilay Tanànantsira ary En-jedy: tanàna enina sy ny zana-bohiny. 63 Ary ny amin'ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak'i Joda; fa miara-monina amin'ny taranak'i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
| | Chapitre 15 15:1 The lot for the tribe of the children of Judah according to their families was to the border of Edom, even to the wilderness of Zin southward, at the uttermost part of the south. 15:2 Their south border was from the uttermost part of the Salt Sea, from the bay that looks southward; 15:3 and it went out southward of the ascent of Akrabbim, and passed along to Zin, and went up by the south of Kadesh Barnea, and passed along by Hezron, went up to Addar, and turned about to Karka; 15:4 and it passed along to Azmon, went out at the brook of Egypt; and the border ended at the sea. This shall be your south border. 15:5 The east border was the Salt Sea, even to the end of the Jordan. The border of the north quarter was from the bay of the sea at the end of the Jordan. 15:6 The border went up to Beth Hoglah, and passed along by the north of Beth Arabah; and the border went up to the stone of Bohan the son of Reuben. 15:7 The border went up to Debir from the valley of Achor, and so northward, looking toward Gilgal, that is over against the ascent of Adummim, which is on the south side of the river. The border passed along to the waters of En Shemesh, and ended at En Rogel. 15:8 The border went up by the valley of the son of Hinnom to the side of the Jebusite southward (the same is Jerusalem); and the border went up to the top of the mountain that lies before the valley of Hinnom westward, which is at the farthest part of the valley of Rephaim northward. 15:9 The border extended from the top of the mountain to the spring of the waters of Nephtoah, and went out to the cities of Mount Ephron; and the border extended to Baalah (the same is Kiriath Jearim); 15:10 and the border turned about from Baalah westward to Mount Seir, and passed along to the side of Mount Jearim on the north (the same is Chesalon), and went down to Beth Shemesh, and passed along by Timnah; 15:11 and the border went out to the side of Ekron northward; and the border extended to Shikkeron, and passed along to Mount Baalah, and went out at Jabneel; and the goings out of the border were at the sea. 15:12 The west border was to the shore of the great sea. This is the border of the children of Judah according to their families. 15:13 To Caleb the son of Jephunneh he gave a portion among the children of Judah, according to the commandment of Yahweh to Joshua, even Kiriath Arba, named after the father of Anak (the same is Hebron). 15:14 Caleb drove out the three sons of Anak: Sheshai, and Ahiman, and Talmai, the children of Anak. 15:15 He went up against the inhabitants of Debir: now the name of Debir before was Kiriath Sepher. 15:16 Caleb said, “He who strikes Kiriath Sepher, and takes it, to him will I give Achsah my daughter as wife.” 15:17 Othniel the son of Kenaz, the brother of Caleb, took it: and he gave him Achsah his daughter as wife. 15:18 It happened, when she came, that she had him ask her father fore a field. She got off of her donkey, and Caleb said, “What do you want?” 15:19 She said, “Give me a blessing. Because you have set me in the land of the South, give me also springs of water.” He gave her the upper springs and the lower springs. 15:20 This is the inheritance of the tribe of the children of Judah according to their families. 15:21 The farthest cities of the tribe of the children of Judah toward the border of Edom in the South were Kabzeel, Eder, Jagur, 15:22 Kinah, Dimonah, Adadah, 15:23 Kedesh, Hazor, Ithnan, 15:24 Ziph, Telem, Bealoth, 15:25 Hazor Hadattah, Kerioth Hezron (the same is Hazor), 15:26 Amam, Shema, Moladah, 15:27 Hazar Gaddah, Heshmon, Beth Pelet, 15:28 Hazar Shual, Beersheba, Biziothiah, 15:29 Baalah, Iim, Ezem, 15:30 Eltolad, Chesil, Hormah, 15:31 Ziklag, Madmannah, Sansannah, 15:32 Lebaoth, Shilhim, Ain, and Rimmon. All the cities are twenty-nine, with their villages. 15:33 In the lowland, Eshtaol, Zorah, Ashnah, 15:34 Zanoah, En Gannim, Tappuah, Enam, 15:35 Jarmuth, Adullam, Socoh, Azekah, 15:36 Shaaraim, Adithaim and Gederah (or Gederothaim); fourteen cities with their villages. 15:37 Zenan, Hadashah, Migdal Gad, 15:38 Dilean, Mizpeh, Joktheel, 15:39 Lachish, Bozkath, Eglon, 15:40 Cabbon, Lahmam, Chitlish, 15:41 Gederoth, Beth Dagon, Naamah, and Makkedah; sixteen cities with their villages. 15:42 Libnah, Ether, Ashan, 15:43 Iphtah, Ashnah, Nezib, 15:44 Keilah, Achzib, and Mareshah; nine cities with their villages. 15:45 Ekron, with its towns and its villages; 15:46 from Ekron even to the sea, all that were by the side of Ashdod, with their villages. 15:47 Ashdod, its towns and its villages; Gaza, its towns and its villages; to the brook of Egypt, and the great sea with its coastline. 15:48 In the hill country, Shamir, Jattir, Socoh, 15:49 Dannah, Kiriath Sannah (which is Debir), 15:50 Anab, Eshtemoh, Anim, 15:51 Goshen, Holon, and Giloh; eleven cities with their villages. 15:52 Arab, Dumah, Eshan, 15:53 Janim, Beth Tappuah, Aphekah, 15:54 Humtah, Kiriath Arba (the same is Hebron), and Zior; nine cities with their villages. 15:55 Maon, Carmel, Ziph, Jutah, 15:56 Jezreel, Jokdeam, Zanoah, 15:57 Kain, Gibeah, and Timnah; ten cities with their villages. 15:58 Halhul, Beth Zur, Gedor, 15:59 Maarath, Beth Anoth, and Eltekon; six cities with their villages. 15:60 Kiriath Baal (the same is Kiriath Jearim), and Rabbah; two cities with their villages. 15:61 In the wilderness, Beth Arabah, Middin, Secacah, 15:62 Nibshan, the City of Salt, and En Gedi; six cities with their villages. 15:63 As for the Jebusites, the inhabitants of Jerusalem, the children of Judah couldn’t drive them out; but the Jebusites live with the children of Judah at Jerusalem to this day.
| | Chapitre 15 1 La part échue par le sort à la tribu des fils de Juda, selon leurs familles, s'étendait vers la frontière d'Édom, jusqu'au désert de Tsin, au midi, à l'extrémité méridionale. 2 Ainsi, leur limite méridionale partait de l'extrémité de la mer Salée, de la langue qui fait face au sud. 3 Elle se prolongeait au midi de la montée d'Akrabbim, passait par Tsin, et montait au midi de Kadès-Barnéa; elle passait de là par Hetsron, montait vers Addar, et tournait à Karkaa; 4 elle passait ensuite par Atsmon, et continuait jusqu'au torrent d'Égypte, pour aboutir à la mer. Ce sera votre limite au midi. 5 La limite orientale était la mer Salée jusqu'à l'embouchure du Jourdain. La limite septentrionale partait de la langue de mer qui est à l'embouchure du Jourdain. 6 Elle montait vers Beth-Hogla, passait au nord de Beth-Araba, et s'élevait jusqu'à la pierre de Bohan, fils de Ruben; 7 elle montait à Debir, à quelque distance de la vallée d'Acor, et se dirigeait vers le nord du côté de Guilgal, qui est vis-à-vis de la montée d'Adummim au sud du torrent. Elle passait près des eaux d'En-Schémesch, et se prolongeait jusqu'à En-Roguel. 8 Elle montait de là par la vallée de Ben-Hinnom au côté méridional de Jebus, qui est Jérusalem, puis s'élevait jusqu'au sommet de la montagne, qui est devant la vallée de Hinnom à l'occident, et à l'extrémité de la vallée des Rephaïm au nord 9 Du sommet de la montagne elle s'étendait jusqu'à la source des eaux de Nephthoach, continuait vers les villes de la montagne d'Éphron, et se prolongeait par Baala, qui est Kirjath-Jearim. 10 De Baala elle tournait à l'occident vers la montagne de Séir, traversait le côté septentrional de la montagne de Jearim, à Kesalon, descendait à Beth-Schémesch, et passait par Thimna. 11 Elle continuait sur le côté septentrional d'Ékron, s'étendait vers Schicron, passait par la montagne de Baala, et se prolongeait jusqu'à Jabneel, pour aboutir à la mer. 12 La limite occidentale était la grande mer. Telles furent de tous les côtés les limites des fils de Juda, selon leurs familles. 13 On donna à Caleb, fils de Jephunné, une part au milieu des fils de Juda, comme l'Éternel l'avait ordonné à Josué; on lui donna Kirjath-Arba, qui est Hébron: Arba était le père d'Anak. 14 Caleb en chassa les trois fils d'Anak: Schéschaï, Ahiman et Talmaï, enfants d'Anak. 15 De là il monta contre les habitants de Debir: Debir s'appelait autrefois Kirjath-Sépher. 16 Caleb dit: Je donnerai ma fille Acsa pour femme à celui qui battra Kirjath-Sépher et qui la prendra. 17 Othniel, fils de Kenaz, frère de Caleb, s'en empara; et Caleb lui donna pour femme sa fille Acsa. 18 Lorsqu'elle fut entrée chez Othniel, elle le sollicita de demander à son père un champ. Elle descendit de dessus son âne, et Caleb lui dit: Qu'as-tu? 19 Elle répondit: Fais-moi un présent, car tu m'as donné une terre du midi; donne-moi aussi des sources d'eau. Et il lui donna les sources supérieures et les sources inférieures. 20 Tel fut l'héritage des fils de Juda, selon leurs familles. 21 Les villes situées dans la contrée du midi, à l'extrémité de la tribu des fils de Juda, vers la frontière d'Édom, étaient: Kabtseel, Éder, Jagur, 22 Kina, Dimona, Adada, 23 Kédesch, Hatsor, Ithnan, 24 Ziph, Thélem, Bealoth, 25 Hatsor-Hadattha, Kerijoth-Hetsron, qui est Hatsor, 26 Amam, Schema, Molada, 27 Hatsar-Gadda, Heschmon, Beth-Paleth, 28 Hatsar-Schual, Beer-Schéba, Bizjothja, 29 Baala, Ijjim, Atsem, 30 Eltholad, Kesil, Horma, 31 Tsiklag, Madmanna, Sansanna, 32 Lebaoth, Schilhim, Aïn, et Rimmon. Total des villes: vingt-neuf, et leurs villages. 33 Dans la plaine: Eschthaol, Tsorea, Aschna, 34 Zanoach, En-Gannim, Tappuach, Énam, 35 Jarmuth, Adullam, Soco, Azéka, 36 Schaaraïm, Adithaïm, Guedéra, et Guedérothaïm; quatorze villes, et leurs villages. 37 Tsenan, Hadascha, Migdal-Gad, 38 Dilean, Mitspé, Joktheel, 39 Lakis, Botskath, Églon, 40 Cabbon, Lachmas, Kithlisch, 41 Guedéroth, Beth-Dagon, Naama, et Makkéda; seize villes, et leurs villages. 42 Libna, Éther, Aschan, 43 Jiphtach, Aschna, Netsib, 44 Keïla, Aczib, et Maréscha; neuf villes, et leurs villages. 45 Ékron, les villes de son ressort et ses villages; 46 depuis Ékron et à l'occident, toutes les villes près d'Asdod, et leurs villages, 47 Asdod, les villes de son ressort, et ses villages; Gaza, les villes de son ressort, et ses villages, jusqu'au torrent d'Égypte, et à la grande mer, qui sert de limite. 48 Dans la montagne: Schamir, Jatthir, Soco, 49 Danna, Kirjath-Sanna, qui est Debir, 50 Anab, Eschthemo, Anim, 51 Gosen, Holon, et Guilo, onze villes, et leurs villages. 52 Arab, Duma, Éschean, 53 Janum, Beth-Tappuach, Aphéka, 54 Humta, Kirjath-Arba, qui est Hébron, et Tsior; neuf villes, et leurs villages. 55 Maon, Carmel, Ziph, Juta, 56 Jizreel, Jokdeam, Zanoach, 57 Kaïn, Guibea, et Thimna; dix villes, et leurs villages. 58 Halhul, Beth-Tsur, Guedor, 59 Maarath, Beth-Anoth, et Elthekon; six villes, et leurs villages. 60 Kirjath-Baal, qui est Kirjath-Jearim, et Rabba; deux villes, et leurs villages. 61 Dans le désert: Beth-Araba, Middin, Secaca, 62 Nibschan, Ir-Hammélach, et En-Guédi; six villes, et leurs villages. 63 Les fils de Juda ne purent pas chasser les Jébusiens qui habitaient à Jérusalem, et les Jébusiens ont habité avec les fils de Juda à Jérusalem jusqu'à ce jour. | |