T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 6

1 [Ny teny navalin'i Joba] Dia namaly Joba ka nanao hoe:

2 Enga anie ka holanjaina tokoa ny fahasosorako, ka hampifandaniaina amin'ny mizana izy sy ny fahoriako!

3 Fa ankehitriny mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako, koa dia nirediredy aho.

4 Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.

5 Maneno va ny boriki-dia, raha eo amin'ny vilona? Na mimàmà va ny omby, raha eo amin'ny fihinany?

6 Azo hanina va ny matsatso, raha tsy asian-tsira? Na mba misy tsirony va ny tafotsin'atody*? [Na: ranon-tsikobonkobon-danitra]

7 Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko, na dia maharikoriko ahy aza.

8 Enga anie ka ho azoko izay angatahiko, ary homen'Andriamanitra ahy anie izay iriko!

9 Ka ho sitrak'Andriamanitra anie ny hanorotoro ahy! Eny, halefany anie ny tànany ka hahamaito ny aiko,

10 Dia hahita fiononana amin'izany aho ka hiravoravo na dia amin'ny fangirifiriana tsy mifaditrovana aza, satria tsy nandà ny tenin'ny Iray Masina aho.

11 Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo* aho? [Na: hanalava ny androko]

12 Herim-bato va ny heriko? Na varahina va ny nofoko?

13 Tsy efa foana va ny hery ho entiko mamonjy tena, ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?

14 Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran'ny sakaizany. Fandrao mahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.

15 Ny rahalahiko mampihambo manana ahy tahaka ny ranotrambo, dia tahaka ny mason-drano any an-dohasahan-driaka, izay malaky ritra,

16 Izay mainty azon'ny ranomandry Sady iafenan'ny oram-panala;

17 Fa raha taninin'ny hainandro izy, dia levona; raha maina ny andro, dia ritra eo amin'ny fitoerany izy;

18 Mivilivily no fandehany tankina izy ka levona.

19 Ny antokon'i Tema mitazana, ny andian'i Sheba manantena azy;

20 Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.

21 Fa ankehitriny efa tsinontsinona ianareo; Nahita ny fahoriana ianareo ka raiki-tahotra.

22 Moa aho va efa nanao hoe: Omeo aho, ka mahafoiza zavatra ho ahy amin'ny fanananareo,

23 Ary vonjeo amin'ny tanan'ny fahavalo aho, ka afaho amin'ny tanan'ny mpitohatoha?

24 Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.

25 Endrey ny herin'ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?

26 Ny amin'ny teniko ihany va no ananaranareo ahy? Fa ho amin'ny rivotra ny tenin'ny olona mamoy fo.

27 Eny, fa na dia ny kamboty aza dia ataonareo loka, ary ny sakaizanareo dia ataonareo varotra.

28 Fa ankehitriny, masìna ianareo, mba atreho kely aho, dia ho hitanareo fa tsy handainga tsy akory aho.

29 Masìna ianareo, diniho indray aho, ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako.

30 Moa misy heloka va eo amin'ny lelako?

 

Chapitre 6

6:1 Then Job answered,

6:2 “Oh that my anguish were weighed,
and all my calamity laid in the balances!
6:3 For now it would be heavier than the sand of the seas,
therefore have my words been rash.
6:4 For the arrows of the Almighty are within me.
My spirit drinks up their poison.
The terrors of God set themselves in array against me.
6:5 Does the wild donkey bray when he has grass?
Or does the ox low over his fodder?
6:6 Can that which has no flavor be eaten without salt?
Or is there any taste in the white of an egg?
6:7 My soul refuses to touch them.
They are as loathsome food to me.
6:8 “Oh that I might have my request,
that God would grant the thing that I long for,
6:9 even that it would please God to crush me;
that he would let loose his hand, and cut me off!
6:10 Be it still my consolation,
yes, let me exult in pain that doesn’t spare,
that I have not denied the words of the Holy One.
6:11 What is my strength, that I should wait?
What is my end, that I should be patient?
6:12 Is my strength the strength of stones?
Or is my flesh of brass?
6:13 Isn’t it that I have no help in me,
That wisdom is driven quite from me?
6:14 “To him who is ready to faint, kindness should be shown from his friend;
even to him who forsakes the fear of the Almighty.
6:15 My brothers have dealt deceitfully as a brook,
as the channel of brooks that pass away;
6:16 Which are black by reason of the ice,
in which the snow hides itself.
6:17 In the dry season, they vanish.
When it is hot, they are consumed out of their place.
6:18 The caravans that travel beside them turn aside.
They go up into the waste, and perish.
6:19 The caravans of Tema looked.
The companies of Sheba waited for them.
6:20 They were distressed because they were confident.
They came there, and were confounded.
6:21 For now you are nothing.
You see a terror, and are afraid.
6:22 Did I say, ‘Give to me?’
or, ‘Offer a present for me from your substance?’
6:23 or, ‘Deliver me from the adversary’s hand?’
or, ‘Redeem me from the hand of the oppressors?’
6:24 “Teach me, and I will hold my peace.
Cause me to understand wherein I have erred.
6:25 How forcible are words of uprightness!
But your reproof, what does it reprove?
6:26 Do you intend to reprove words,
since the speeches of one who is desperate are as wind?
6:27 Yes, you would even cast lots for the fatherless,
and make merchandise of your friend.
6:28 Now therefore be pleased to look at me,
for surely I shall not lie to your face.
6:29 Please return.
Let there be no injustice.
Yes, return again.
My cause is righteous.
6:30 Is there injustice on my tongue?
Can’t my taste discern mischievous things?

 

Chapitre 6
1 Job prit la parole et dit: 2 Oh! s'il était possible de peser ma douleur, Et si toutes mes calamités étaient sur la balance, 3 Elles seraient plus pesantes que le sable de la mer; Voilà pourquoi mes paroles vont jusqu'à la folie! 4 Car les flèches du Tout-Puissant m'ont percé, Et mon âme en suce le venin; Les terreurs de Dieu se rangent en bataille contre moi. 5 L'âne sauvage crie-t-il auprès de l'herbe tendre? Le boeuf mugit-il auprès de son fourrage? 6 Peut-on manger ce qui est fade et sans sel? Y a-t-il de la saveur dans le blanc d'un oeuf? 7 Ce que je voudrais ne pas toucher, C'est là ma nourriture, si dégoûtante soit-elle! 8 Puisse mon voeu s'accomplir, Et Dieu veuille réaliser mon espérance! 9 Qu'il plaise à Dieu de m'écraser, Qu'il étende sa main et qu'il m'achève! 10 Il me restera du moins une consolation, Une joie dans les maux dont il m'accable: Jamais je n'ai transgressé les ordres du Saint. 11 Pourquoi espérer quand je n'ai plus de force? Pourquoi attendre quand ma fin est certaine? 12 Ma force est-elle une force de pierre? Mon corps est-il d'airain? 13 Ne suis-je pas sans ressource, Et le salut n'est-il pas loin de moi? 14 Celui qui souffre a droit à la compassion de son ami, Même quand il abandonnerait la crainte du Tout-Puissant. 15 Mes frères sont perfides comme un torrent, Comme le lit des torrents qui disparaissent. 16 Les glaçons en troublent le cours, La neige s'y précipite; 17 Viennent les chaleurs, et ils tarissent, Les feux du soleil, et leur lit demeure à sec. 18 Les caravanes se détournent de leur chemin, S'enfoncent dans le désert, et périssent. 19 Les caravanes de Théma fixent le regard, Les voyageurs de Séba sont pleins d'espoir; 20 Ils sont honteux d'avoir eu confiance, Ils restent confondus quand ils arrivent. 21 Ainsi, vous êtes comme si vous n'existiez pas; Vous voyez mon angoisse, et vous en avez horreur! 22 Vous ai-je dit: Donnez-moi quelque chose, Faites en ma faveur des présents avec vos biens, 23 Délivrez-moi de la main de l'ennemi, Rachetez-moi de la main des méchants? 24 Instruisez-moi, et je me tairai; Faites-moi comprendre en quoi j'ai péché. 25 Que les paroles vraies sont persuasives! Mais que prouvent vos remontrances? 26 Voulez-vous donc blâmer ce que j'ai dit, Et ne voir que du vent dans les discours d'un désespéré? 27 Vous accablez un orphelin, Vous persécutez votre ami. 28 Regardez-moi, je vous prie! Vous mentirais-je en face? 29 Revenez, ne soyez pas injustes; Revenez, et reconnaissez mon innocence. 30 Y a-t-il de l'iniquité sur ma langue, Et ma bouche ne discerne-t-elle pas le mal?