T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 5

1 Miantsoa ange! moa misy hamaly anao va? Ary iza amin'ireo masina no hotodihinao?

2 Fa ny adala dia vonoin'ny fahasosorana, ary ny kely saina dia matin'ny fialonana.

3 Izaho nahita olona adala mamaka, nefa vetivety Indray dia tsy maintsy nanozona ny fonenany aho;

4 Lavitra ny famonjena ny zanany Ka torotoro eo am-bavahady, nefa tsy manan-kamonjy;

5 Ny vokatry ny taniny dia lanin'ny noana, eny, alainy na dia voafefy tsilo aza; ary ny fandrika mitanatana vava hahazo ny fananany

6 Fa tsy mivoaka avy amin'ny vovoka ny alahelo, ary tsy mitrebona avy amin'ny tany ny fahoriana,

7 Nefa teraka ho amin'ny fahoriana ny olombelona, dia tahaka ny fanidin'ny kilalaon'afo miakatra

8 Fa raha toa ahy kosa dia hitady an'Andriamanitra aho, ary Andriamanitra ihany no hotolorako ny teniko,

9 Dia Izay manao zava-dehibe tsy takatry ny saina sy zava-mahagaga tsy hita isa,

10 Dia Izay mampilatsaka ranonorana etỳ ambonin'ny tany ary mampandeha rano eny amin'ny saha,

11 Ka apetrany amin'ny avo Izay ambany, ary asandrany ho amin'ny fahafinaretana ny miory,

12 Dia Izay mahafoana ny hevitry ny fetsy, ka tsy hahefan'ny tànany na inona na inona hahasoa ny tenany;

13 Ny fahafetsen'ny hendry ihany no entiny misambotra azy, ary ny saina ataon'ny mpiolakolaka dia rava;

14 Na dia amin'ny antoandro aza dia tafatsarapaka ao amin'ny maizina ireny ka miraparapa amin'ny mitataovovonana tahaka ny amin'ny alina;

15 Fa vonjeny kosa ny malahelo tsy ho voan'ny sabatry ny vavany; Eny, vonjeny tsy ho azon'ny tanan'ny mahery izy.

16 Dia misy fanantenana ho an'ny reraka; fa ny faharatsiana kosa mihombom-bava

17 Indro, sambatra ny zanak'olombelona izay anarin'Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan'ny Tsitoha;

18 Fa sady mandratra Izy no mamehy; Manorotoro Izy, ary ny tànany ihany no manasitrana.

19 Amin'ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; Eny, amin'ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.

20 Raha avy ny mosary, dia hiaro anao amin'ny fahafatesana Izy; Ary raha avy ny ady, dia hiaro anao tsy ho voan'ny sabatra Izy;

21 Hampiereny tsy ho voan'ny kapo-bava ianao, ary tsy hatahotra, raha avy ny fandringanana;

22 Ny fandringanana sy ny mosary dia hihomehezanao; ary tsy hatahoranao ny bibi-dia;

23 Fa vita fanekena amin'ny vato any an-tsaha aza ianao; Ary ny bibi-dia hihavana aminao;

24 Ary ho hitanao fa ny fiadanana no lainao; Ary raha mizaha ny kijanao ianao, dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao;

25 Ary ho hitanao koa fa maro ny zanakao, ary ny terakao ho tahaka ny ahitra amin'ny tany;

26 Haharitra ianao ambara-piditrao any am-pasana, raha mbola henjana, dia tahaka ny amboaram-bary akarina amin'ny fotoana.

27 Izany ary no izy, fa efa nandinika azy izahay; Hevero ary izany, ka fantaro tsara.

Chapitre 5
5:1 “Call now; is there any who will answer you?
To which of the holy ones will you turn?
5:2 For resentment kills the foolish man,
and jealousy kills the simple.
5:3 I have seen the foolish taking root,
but suddenly I cursed his habitation.
5:4 His children are far from safety.
They are crushed in the gate.
Neither is there any to deliver them,
5:5 whose harvest the hungry eats up,
and take it even out of the thorns.
The snare gapes for their substance.
5:6 For affliction doesn’t come forth from the dust,
neither does trouble spring out of the ground;
5:7 but man is born to trouble,
as the sparks fly upward.
5:8 “But as for me, I would seek God.
I would commit my cause to God,
5:9 who does great things that can’t be fathomed,
marvelous things without number;
5:10 who gives rain on the earth,
and sends waters on the fields;
5:11 so that he sets up on high those who are low,
those who mourn are exalted to safety.
5:12 He frustrates the devices of the crafty,
So that their hands can’t perform their enterprise.
5:13 He takes the wise in their own craftiness;
the counsel of the cunning is carried headlong.
5:14 They meet with darkness in the day time,
and grope at noonday as in the night.
5:15 But he saves from the sword of their mouth,
even the needy from the hand of the mighty.
5:16 So the poor has hope,
and injustice shuts her mouth.
5:17 “Behold, happy is the man whom God corrects.
Therefore do not despise the chastening of the Almighty.
5:18 For he wounds, and binds up.
He injures, and his hands make whole.
5:19 He will deliver you in six troubles;
yes, in seven no evil shall touch you.
5:20 In famine he will redeem you from death;
in war, from the power of the sword.
5:21 You shall be hidden from the scourge of the tongue,
neither shall you be afraid of destruction when it comes.
5:22 At destruction and famine you shall laugh,
neither shall you be afraid of the animals of the earth.
5:23 For you shall be allied with the stones of the field.
The animals of the field shall be at peace with you.
5:24 You shall know that your tent is in peace.
You shall visit your fold, and shall miss nothing.
5:25 You shall know also that your seed shall be great,
Your offspring as the grass of the earth.
5:26 You shall come to your grave in a full age,
like a shock of grain comes in its season.
5:27 Look this, we have searched it, so it is.
Hear it, and know it for your good.”

 

Chapitre 5
1 Crie maintenant! Qui te répondra? Auquel des saints t'adresseras-tu? 2 L'insensé périt dans sa colère, Le fou meurt dans ses emportements. 3 J'ai vu l'insensé prendre racine; Puis soudain j'ai maudit sa demeure. 4 Plus de prospérité pour ses fils; Ils sont foulés à la porte, et personne qui les délivre! 5 Sa moisson est dévorée par des affamés, Qui viennent l'enlever jusque dans les épines, Et ses biens sont engloutis par des hommes altérés. 6 Le malheur ne sort pas de la poussière, Et la souffrance ne germe pas du sol; 7 L'homme naît pour souffrir, Comme l'étincelle pour voler. 8 Pour moi, j'aurais recours à Dieu, Et c'est à Dieu que j'exposerais ma cause. 9 Il fait des choses grandes et insondables, Des merveilles sans nombre; 10 Il répand la pluie sur la terre, Et envoie l'eau sur les campagnes; 11 Il relève les humbles, Et délivre les affligés; 12 Il anéantit les projets des hommes rusés, Et leurs mains ne peuvent les accomplir; 13 Il prend les sages dans leur propre ruse, Et les desseins des hommes artificieux sont renversés: 14 Ils rencontrent les ténèbres au milieu du jour, Ils tâtonnent en plein midi comme dans la nuit. 15 Ainsi Dieu protège le faible contre leurs menaces, Et le sauve de la main des puissants; 16 Et l'espérance soutient le malheureux, Mais l'iniquité ferme la bouche. 17 Heureux l'homme que Dieu châtie! Ne méprise pas la correction du Tout-Puissant. 18 Il fait la plaie, et il la bande; Il blesse, et sa main guérit. 19 Six fois il te délivrera de l'angoisse, Et sept fois le mal ne t'atteindra pas. 20 Il te sauvera de la mort pendant la famine, Et des coups du glaive pendant la guerre. 21 Tu seras à l'abri du fléau de la langue, Tu seras sans crainte quand viendra la dévastation. 22 Tu te riras de la dévastation comme de la famine, Et tu n'auras pas à redouter les bêtes de la terre; 23 Car tu feras alliance avec les pierres des champs, Et les bêtes de la terre seront en paix avec toi. 24 Tu jouiras du bonheur sous ta tente, Tu retrouveras tes troupeaux au complet, 25 Tu verras ta postérité s'accroître, Et tes rejetons se multiplier comme l'herbe des champs. 26 Tu entreras au sépulcre dans la vieillesse, Comme on emporte une gerbe en son temps. 27 Voilà ce que nous avons reconnu, voilà ce qui est; A toi d'entendre et de mettre à profit.