T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 25

1 [Ny teny fanintelony nataon'i Bilidada] Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.

2 Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.

3 Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy*? [Na: Amin'iza no tsy iposahan'ny fahazavany?]

4 Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

5 Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;

6 Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.

 

Chapitre 25

25:1 Then Bildad the Shuhite answered,

25:2 “Dominion and fear are with him.
He makes peace in his high places.
25:3 Can his armies be counted?
On whom does his light not arise?
25:4 How then can man be just with God?
Or how can he who is born of a woman be clean?
25:5 Behold, even the moon has no brightness,
and the stars are not pure in his sight;
25:6 How much less man, who is a worm,
the son of man, who is a worm!”

 

Chapitre 25
1 Bildad de Schuach prit la parole et dit: 2 La puissance et la terreur appartiennent à Dieu; Il fait régner la paix dans ses hautes régions. 3 Ses armées ne sont-elles pas innombrables? Sur qui sa lumière ne se lève-t-elle pas? 4 Comment l'homme serait-il juste devant Dieu? Comment celui qui est né de la femme serait-il pur? 5 Voici, la lune même n'est pas brillante, Et les étoiles ne sont pas pures à ses yeux; 6 Combien moins l'homme, qui n'est qu'un ver, Le fils de l'homme, qui n'est qu'un vermisseau!