T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 17

1 Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.

2 Eny, fanesoana tokoa no manodidina ahy, ary tsy maintsy mijery ny filany ady amiko aho.

3 Masina Hianao, aoka ny tenanao ihany no hiantoka ahy aminao; Fa iza moa no hety hiantoka ahy?

4 Fa ny fon'ireto dia voahidinao tsy hidiran'ny fahalalana; koa izany no tsy hanandratanao azy.

5 Izay manolotra ny sakaizany ho babo, dia ho pahina kosa ny mason'ny zanany.

6 Ary efa nanao ahy ho ambentinteny amin'ny firenena Izy, ka rorany mandrakariva ny tavako.

7 Efa pahina ny masoko noho ny alahelo; Ary efa toy ny aloka ny momba ny tenako rehetra.

8 Ankona noho izany ny olona mahitsy, ary ny tsy manan-tsiny mihendratra mahita ny mpihatsaravela-tsihy.40

9 Fa ny marina mifikitra tsara amin'ny halehany, ary izay madio tanana no hitombo hery.

10 Avia avokoa indray ary ianareo rehetra tsy mahita izay olon-kendry eo aminareo aho.

11 Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin'ny foko indrindra;

12 Ny alina ataon'ireny ho antoandro, ary ny mazava ho efa akaiky, nefa tamy ihany ny maizina.

13 Raha mbola misy antenaiko, dia ny fiainan-tsi-hita* fonenako ihany; Ao amin'ny maizina no hamelarako ny fandriako.[Heb. Sheola]

14 Ny fasana* no nantsoiko hoe: Raiko ianao; Ary ny kankana: Reniko sy anabaviko ianao.[Na: Ny fahalòvana]

15 Fa aiza ary ny fanantenako? Ary iza no mahita azy?

16 Midina any amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita* izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin'ny vovoka aho.[Heb. Sheola]

 

Chapitre 17
17:1 “My spirit is consumed.
My days are extinct,
And the grave is ready for me.
17:2 Surely there are mockers with me.
My eye dwells on their provocation.
17:3 “Now give a pledge, be collateral for me with yourself.
Who is there who will strike hands with me?
17:4 For you have hidden their heart from understanding,
Therefore you shall not exalt them.
17:5 He who denounces his friends for a prey,
Even the eyes of his children shall fail.
17:6 “But he has made me a byword of the people.
They spit in my face.
17:7 My eye also is dim by reason of sorrow.
All my members are as a shadow.
17:8 Upright men shall be astonished at this.
The innocent shall stir up himself against the godless.
17:9 Yet shall the righteous hold on his way.
He who has clean hands shall grow stronger and stronger.
17:10 But as for you all, come on now again;
I shall not find a wise man among you.
17:11 My days are past, my plans are broken off,
as are the thoughts of my heart.
17:12 They change the night into day,
saying ‘The light is near’ in the presence of darkness.
17:13 If I look for Sheol as my house,
if I have spread my couch in the darkness,
17:14 If I have said to corruption, ‘You are my father;’
to the worm, ‘My mother,’ and ‘my sister;’
17:15 where then is my hope?
as for my hope, who shall see it?
17:16 Shall it go down with me to the gates of Sheol,
or descend together into the dust?”

Chapitre 17
1 Mon souffle se perd, Mes jours s'éteignent, Le sépulcre m'attend. 2 Je suis environné de moqueurs, Et mon oeil doit contempler leurs insultes. 3 Sois auprès de toi-même ma caution; Autrement, qui répondrait pour moi? 4 Car tu as fermé leur coeur à l'intelligence; Aussi ne les laisseras-tu pas triompher. 5 On invite ses amis au partage du butin, Et l'on a des enfants dont les yeux se consument. 6 Il m'a rendu la fable des peuples, Et ma personne est un objet de mépris. 7 Mon oeil est obscurci par la douleur; Tous mes membres sont comme une ombre. 8 Les hommes droits en sont stupéfaits, Et l'innocent se soulève contre l'impie. 9 Le juste néanmoins demeure ferme dans sa voie, Celui qui a les mains pures se fortifie de plus en plus. 10 Mais vous tous, revenez à vos mêmes discours, Et je ne trouverai pas un sage parmi vous. 11 Quoi! mes jours sont passés, mes projets sont anéantis, Les projets qui remplissaient mon coeur... 12 Et ils prétendent que la nuit c'est le jour, Que la lumière est proche quand les ténèbres sont là! 13 C'est le séjour des morts que j'attends pour demeure, C'est dans les ténèbres que je dresserai ma couche; 14 Je crie à la fosse: Tu es mon père! Et aux vers: Vous êtes ma mère et ma soeur! 15 Mon espérance, où donc est-elle? Mon espérance, qui peut la voir? 16 Elle descendra vers les portes du séjour des morts, Quand nous irons ensemble reposer dans la poussière.