T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 11

1 [Ny teny voalohany nataon'i Zofara] Dia namaly Zofara Namatita ka nanao hoe:

2 Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?

3 Ny bedibedinao va no hampangina ny olona? Ka dia haniratsira ianao, ka tsy hisy handresy lahatra,

4 Ary dia hiteny hoe: Madio ny teny nalahatro, ary tsy nanan-tsiny teo imasonao aho.

5 Enga anie ka hiteny Andriamanitra ka hiloa-bava hamaly anao!

6 Dia hasehony aminao ny fahendrena miafina, fa tsy hita lany* izany, ka dia ho fantatrao fa tsy dia novalian'Andriamanitra avokoa ny helokao.[Heb. roa sosona]

7 Takatry ny sainao va ny fomban*'Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha [Na: ny famantarana an']

8 Avo tahaka ny lanitra izany! ka inona no hainao atao? Lalina noho ny fiainan-tsi-hita*! ka inona no fantatrao? [Heb. Sheola]

9 Lava noho ny tany ny ohany ary lehibe noho ny ranomasina.

10 Raha mandroso Izy ka misambotra ary manao fitsarana, dia iza moa no mahasakana Azy?

11 Fa Izy mahafantatra ny olon-dratsy; Ary hitany ny heloka, na dia tsy mandinika akory aza Izy*.[Na: Ary hitany ny heloka izay tsy heverin'ny olona akory]

12 Koa na dia ny olom-poana aza dia hahazo fahendrena, ary na dia ny zanaky ny boriki-dia aza dia hateraka ho olombelona*.[Na: Nefa ny olom-poana dia tsy manam-pahendrena; Eny, ny olombelona dia teraka ho toy ny boriki-dia]

*

13 Raha ampanatrehinao Azy ny fonao, ary atantinao aminy ny tananao,

14 Ka misy heloka eo an-tananao, dia ario lavitra izany, ary aza avela hisy ratsy hitoetra ao an-dainao;

15 Dia hahazo hanandratra ny tavanao tsy misy tsiny ianao, koa hijoro tsara ary tsy hatahotra;

16 Fa ho hadinonao ny fahorianao: Toy ny rano efa nandalo no hahatsiarovanao azy.

17 Ary hamirapiratra lavitra noho ny mitataovovonana ny andronao; na dia sendra manjombona aza, dia ho tonga tahaka ny maraina.

18 Hatoky ianao, satria misy fanantenana; eny, hijery manodidina ianao ka handry tsy amin'ahiahy.

19 Dia ho tafandry ianao, fa tsy hisy hanaitaitra; Ary maro no hila sitraka aminao.

20 Fa ny mason'ny ratsy fanahy kosa ho pahina, ka ho very avokoa ny fiarovana azy, ary ny fialàna aina ihany no hany sisa azony antenaina.

Chapitre 11
11:1 Then Zophar, the Naamathite, answered,

11:2 “Shouldn’t the multitude of words be answered?
Should a man full of talk be justified?
11:3 Should your boastings make men hold their peace?
When you mock, shall no man make you ashamed?
11:4 For you say, ‘My doctrine is pure.
I am clean in your eyes.’
11:5 But oh that God would speak,
and open his lips against you,
11:6 that he would show you the secrets of wisdom!
For true wisdom has two sides.
Know therefore that God exacts of you less than your iniquity deserves.
11:7 “Can you fathom the mystery of God?
Or can you probe the limits of the Almighty?
11:8 They are high as heaven. What can you do?
They are deeper than Sheol. What can you know?
11:9 Its measure is longer than the earth,
and broader than the sea.
11:10 If he passes by, or confines,
or convenes a court, then who can oppose him?
11:11 For he knows false men.
He sees iniquity also, even though he doesn’t consider it.
11:12 An empty-headed man becomes wise
when a man is born as a wild donkey’s colt.
11:13 “If you set your heart aright,
stretch out your hands toward him.
11:14 If iniquity is in your hand, put it far away.
Don’t let unrighteousness dwell in your tents.
11:15 Surely then you shall lift up your face without spot;
Yes, you shall be steadfast, and shall not fear:
11:16 for you shall forget your misery.
You shall remember it as waters that are passed away.
11:17 Life shall be clearer than the noonday.
Though there is darkness, it shall be as the morning.
11:18 You shall be secure, because there is hope.
Yes, you shall search, and shall take your rest in safety.
11:19 Also you shall lie down, and none shall make you afraid.
Yes, many shall court your favor.
11:20 But the eyes of the wicked shall fail.
They shall have no way to flee.
Their hope shall be the giving up of the spirit.”

 

Chapitre 11
1 Tsophar de Naama prit la parole et dit: 2 Cette multitude de paroles ne trouvera-t-elle point de réponse, Et suffira-t-il d'être un discoureur pour avoir raison? 3 Tes vains propos feront-ils taire les gens? Te moqueras-tu, sans que personne te confonde? 4 Tu dis: Ma manière de voir est juste, Et je suis pur à tes yeux. 5 Oh! si Dieu voulait parler, S'il ouvrait les lèvres pour te répondre, 6 Et s'il te révélait les secrets de sa sagesse, De son immense sagesse, Tu verrais alors qu'il ne te traite pas selon ton iniquité. 7 Prétends-tu sonder les pensées de Dieu, Parvenir à la connaissance parfaite du Tout-Puissant? 8 Elle est aussi haute que les cieux: que feras-tu? Plus profonde que le séjour des morts: que sauras-tu? 9 La mesure en est plus longue que la terre, Elle est plus large que la mer. 10 S'il passe, s'il saisit, S'il traîne à son tribunal, qui s'y opposera? 11 Car il connaît les vicieux, Il voit facilement les coupables. 12 L'homme, au contraire, a l'intelligence d'un fou, Il est né comme le petit d'un âne sauvage. 13 Pour toi, dirige ton coeur vers Dieu, Étends vers lui tes mains, 14 Éloigne-toi de l'iniquité, Et ne laisse pas habiter l'injustice sous ta tente. 15 Alors tu lèveras ton front sans tache, Tu seras ferme et sans crainte; 16 Tu oublieras tes souffrances, Tu t'en souviendras comme des eaux écoulées. 17 Tes jours auront plus d'éclat que le soleil à son midi, Tes ténèbres seront comme la lumière du matin, 18 Tu seras plein de confiance, et ton attente ne sera plus vaine; Tu regarderas autour de toi, et tu reposeras en sûreté. 19 Tu te coucheras sans que personne ne te trouble, Et plusieurs caresseront ton visage. 20 Mais les yeux des méchants seront consumés; Pour eux point de refuge; La mort, voilà leur espérance!