T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 41

1 [Ny fahalehibiazan'i Jehovah, izay miseho amin'ny fitondrany ny firenena sy ny fiarovany ny Isiraely, ary ny fanambarany rahateo ny zavatra mbola ho avy] Mangina hihaino ahy ianareo, ry nosy, ary aoka handroso hery ny firenena; Aoka hanatona izy, ka dia hiteny; Andeha isika hifanatona eo amin'ny fitsarana.

2 Iza no nanaitra avy any atsinanana ilay nomban'ny fahamarinana tamin'ny diany rehetra*, ary nanolotra ny firenena ho eo anatrehany, ka nampanapahiny ireo mpanjaka izy? Iza no nanao ny sabany ho tahaka ny vovoka, ary ny tsipìkany ho tahaka ny vodivary voapaoka? [Na: nantsoin'ny fahamarinana hanaraka azy]

3 Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin'izay lalana tsy mbola nodiavin'ny tongony.

4 Iza moa no nanao sy nahavita izany, sady miantso ny taranaka maro hatramin'ny taloha? Izaho Jehovah no voalohany, ary hatramin'ny farany dia mbola Izaho ihany no Izy.

5 Ny nosy nahita ka raiki-tahotra; Toran-kovitra ny vazan-tany dia nanatona izy ka tonga.

6 Samy nanampy ny namany avy izy rehetra, ary samy nilaza tamin'ny rahalahiny avy hoe: Matokia.

7 Koa ny mpandrafitra dia nampahery ny mpanefy volamena, ary izay nandama tamin'ny tantanana nampahery izay nively teo amin'ny riandriana, ka hoy izy, miantso ny solohoto: Tsara ity, dia nohomboany mafy tamin'ny hombo izy mba tsy hihozongozona.

 

8 Fa ianao kosa, ry Isiraely mpanompoko, sy Jakoba, izay nofidiko, Taranak'i Abrahama sakaizako,

9 Hianao izay efa notantanako avy tany amin'ny faran'ny tany ary nantsoiko avy tany an-tsisiny ka nilazako hoe: Mpanompoko ianao, Efa nofidiko ka tsy mba nariako:

10 Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.

11 Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; Eny, ho levona izay miady aminao.

12 Hotadiavinao izay mifanditra aminao, fa tsy ho hitanao, ary ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.

13 Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana ny tananao ankavanana, dia ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.

14 Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Isiraely olom-bitsy, Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao.

15 Indro, ataoko kodia vy vaovao misy nify maranitra ianao; Hively ny tendrombohitra ianao ka hanorotoro azy ho vovoka ary hanao ny havoana ho tahaka ny akofa.

16 Hikororoka azy ianao, ka hopaohin'ny rivotra izy, ary ny tafio-drivotra hanely azy; Fa ianao kosa dia hiravoravo amin'i Jehovah, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no ho reharehanao.

 

17 Ny ory sy ny malahelo mitady rano, fa tsy mahita, ary ny lelany mainan'ny hetaheta; Izaho Jehovah no hihaino azy, Izaho, Andriamanitry ny Isiraely, tsy hahafoy azy;

18 Hampiboika renirano ao amin'ny tendrombohitra mangadihady Aho ary loharano ao amin'ny lohasaha; Hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina no loharano miboiboika.

19 Hampaniry hazo sedera sy akasia sy rotra* ary oliva** any an-efitra Aho ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay, [*myrta][**Heb. oliva maniry ho azy]

20 Mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tànan'i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no nahary izany.

21 Alaharo eto ny teninareo, hoy Jehovah; Asehoy izay mahamarina ny anareo*, hoy ny Mpanjakan'i Jakoba.[Heb. fiarovana mafy]

22 Aoka hampanatoniny ka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy; Ambarao izay zavatra taloha*, mba hoheverinay ka ho fantatray izay hiafarany, na ilazao izay zavatra ho avy izahay. [Heb. zavatra voalohany]

23 Ambarao anay izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; Eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba hitaha isika, ka samy hahita.

24 Indro, ianareo dia naman'ny tsinontsinona, ary ny asanareo dia naman'ny zava-poana; vetaveta izay mifidy anareo.

25 Nanaitra ny anankiray avy tany avaratra Aho, ka tonga izy. Dia ny anankiray avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro, izay hiantso ny anarako, ary hanosihosy ny mpanapaka tahaka ny fanosihosy feta izy, ary tahaka ny mpanefy vilany mihosy tanimanga.

26 Iza no nitory izany hatramin'ny voalohany, mba ho fantatray? Ary hatry ny fony taloha, mba hataonay hoe: Marina? Tsy nisy nanambara, eny, tsy nisy nitory; Ary tsy nisy nandre ny teninareo.

27 Izaho no voalohany Izay milaza amin'i Ziona hoe: Indreo, indreo izy, sady manome mpitondra teny soa mahafaly ho an'i Jerosalema.

28 Dia nijery Aho, kanjo tsy nisy olona, eny, nojereko ireny kanjo tsy nisy mpanolo-tsaina hamaly Ahy, raha manontany azy Aho.

29 Indro, zava-poana avokoa izy rehetra; Tsinontsinona ny asany; Rivotra sy zava-poana ny sampiny anidina.

 

Chapitre 41

41:1 “Keep silent before me, islands,
and let the peoples renew their strength.
Let them come near,
then let them speak.
Let’s meet together for judgment.
41:2 Who has raised up one from the east?
Who called him to his foot in righteousness?
He hands over nations to him,
and makes him rule over kings.
He gives them like the dust to his sword,
like the driven stubble to his bow.
41:3 He pursues them,
and passes by safely,
Even by a way that he had not gone with his feet.
41:4 Who has worked and done it,
calling the generations from the beginning?
I, Yahweh, the first, and with the last, I am he.”
41:5 The islands have seen, and fear.
The ends of the earth tremble.
They approach, and come.
41:6 Everyone helps his neighbor.
They say to their brothers, “Be strong!”
41:7 So the carpenter encourages the goldsmith.
He who smoothes with the hammer encourages him who strikes the anvil,
saying of the soldering, “It is good”;
and he fastens it with nails, that it might not totter.
41:8 “But you, Israel, my servant,
Jacob whom I have chosen,
the seed of Abraham my friend,
41:9 You whom I have taken hold of from the ends of the earth,
and called from its corners,
and said to you, ‘You are my servant, I have chosen you and not cast you away;’
41:10 Don’t you be afraid, for I am with you.
Don’t be dismayed, for I am your God.
I will strengthen you.
Yes, I will help you.
Yes, I will uphold you with the right hand of my righteousness.
41:11 Behold, all those who are incensed against you will be disappointed and confounded.
Those who strive with you will be like nothing, and shall perish.
41:12 You will seek them, and won’t find them,
even those who contend with you.
Those who war against you will be as nothing,
as a non-existent thing.
41:13 For I, Yahweh your God, will hold your right hand,
saying to you, ‘Don’t be afraid.
I will help you.’
41:14 Don’t be afraid, you worm Jacob,
and you men of Israel.
I will help you,” says Yahweh,
“and your Redeemer is the Holy One of Israel.
41:15 Behold, I have made you into a new sharp threshing instrument with teeth.
You will thresh the mountains,
and beat them small,
and will make the hills like chaff.
41:16 You will winnow them,
and the wind will carry them away,
and the whirlwind will scatter them.
You will rejoice in Yahweh.
You will glory in the Holy One of Israel.
41:17 The poor and needy seek water, and there is none.
Their tongue fails for thirst.
I, Yahweh, will answer them.
I, the God of Israel, will not forsake them.
41:18 I will open rivers on the bare heights,
and springs in the midst of the valleys.
I will make the wilderness a pool of water,
and the dry land springs of water.
41:19 I will put cedar, acacia, myrtle, and oil trees in the wilderness.
I will set fir trees, pine, and box trees together in the desert;
41:20 that they may see, know, consider, and understand together,
that the hand of Yahweh has done this,
and the Holy One of Israel has created it.
41:21 Produce your cause,” says Yahweh.
“Bring forth your strong reasons,” says the King of Jacob.
41:22 “Let them announce, and declare to us what shall happen.
Declare the former things, what they are,
that we may consider them, and know the latter end of them;
or show us things to come.
41:23 Declare the things that are to come hereafter,


that we may know that you are gods.
Yes, do good, or do evil,
that we may be dismayed,
and see it together.
41:24 Behold, you are of nothing,
and your work is of nothing.
He who chooses you is an abomination.
41:25 “I have raised up one from the north, and he has come;
from the rising of the sun, one who calls on my name;
and he shall come on rulers as on mortar,
and as the potter treads clay.
41:26 Who has declared it from the beginning, that we may know?
And before, that we may say, ‘He is right?’
Surely, there is no one who declares.
Surely, there is no one who shows.
Surely, there is no one who hears your words.
41:27 I am the first to say to Zion, ‘Behold, look at them;’
and I will give one who brings good news to Jerusalem.
41:28 When I look, there is no man;
even among them there is no counselor who, when I ask of them, can answer a word.
41:29 Behold, all of them, their works are vanity and nothing.

 

 

Chapitre 41
1 Iles, faites silence pour m'écouter! Que les peuples raniment leur force, Qu'ils avancent, et qu'ils parlent! Approchons pour plaider ensemble. 2 Qui a suscité de l'orient Celui que le salut appelle à sa suite? Qui lui a livré les nations et assujetti des rois? Qui a réduit leur glaive en poussière, Et leur arc en un chaume qui s'envole? 3 Il s'est mis à leur poursuite, il a parcouru avec bonheur Un chemin que son pied n'avait jamais foulé. 4 Qui a fait et exécuté ces choses? C'est celui qui a appelé les générations dès le commencement, Moi, l'Éternel, le premier Et le même jusqu'aux derniers âges. 5 Les îles le voient, et sont dans la crainte, Les extrémités de la terre tremblent: Ils s'approchent, ils viennent. 6 Ils s'aident l'un l'autre, Et chacun dit à son frère: Courage! 7 Le sculpteur encourage le fondeur; Celui qui polit au marteau encourage celui qui frappe sur l'enclume; Il dit de la soudure: Elle est bonne! Et il fixe l'idole avec des clous, pour qu'elle ne branle pas. 8 Mais toi, Israël, mon serviteur, Jacob, que j'ai choisi, Race d'Abraham que j'ai aimé! 9 Toi, que j'ai pris aux extrémités de la terre, Et que j'ai appelé d'une contrée lointaine, A qui j'ai dit: Tu es mon serviteur, Je te choisis, et ne te rejette point! 10 Ne crains rien, car je suis avec toi; Ne promène pas des regards inquiets, car je suis ton Dieu; Je te fortifie, je viens à ton secours, Je te soutiens de ma droite triomphante. 11 Voici, ils seront confondus, ils seront couverts de honte, Tous ceux qui sont irrités contre toi; Ils seront réduits à rien, ils périront, Ceux qui disputent contre toi. 12 Tu les chercheras, et ne les trouveras plus, Ceux qui te suscitaient querelle; Ils seront réduits à rien, réduits au néant, Ceux qui te faisaient la guerre. 13 Car je suis l'Éternel, ton Dieu, Qui fortifie ta droite, Qui te dis: Ne crains rien, Je viens à ton secours. 14 Ne crains rien, vermisseau de Jacob, Faible reste d'Israël; Je viens à ton secours, dit l'Éternel, Et le Saint d'Israël est ton sauveur. 15 Voici, je fais de toi un traîneau aigu, tout neuf, Garni de pointes; Tu écraseras, tu broieras les montagnes, Et tu rendras les collines semblables à de la balle. 16 Tu les vanneras, et le vent les emportera, Et un tourbillon les dispersera. Mais toi, tu te réjouiras en l'Éternel, Tu mettras ta gloire dans le Saint d'Israël. 17 Les malheureux et les indigents cherchent de l'eau, et il n'y en a point; Leur langue est desséchée par la soif. Moi, l'Éternel, je les exaucerai; Moi, le Dieu d'Israël, je ne les abandonnerai pas. 18 Je ferai jaillir des fleuves sur les collines, Et des sources au milieu des vallées; Je changerai le désert en étang, Et la terre aride en courants d'eau; 19 Je mettrai dans le désert le cèdre, l'acacia, Le myrte et l'olivier; Je mettrai dans les lieux stériles Le cyprès, l'orme et le buis, tous ensemble; 20 Afin qu'ils voient, qu'ils sachent, Qu'ils observent et considèrent Que la main de l'Éternel a fait ces choses, Que le Saint d'Israël en est l'auteur. 21 Plaidez votre cause, Dit l'Éternel; Produisez vos moyens de défense, Dit le roi de Jacob. 22 Qu'ils les produisent, et qu'ils nous déclarent Ce qui doit arriver. Quelles sont les prédictions que jadis vous avez faites? Dites-le, pour que nous y prenions garde, Et que nous en reconnaissions l'accomplissement; Ou bien, annoncez-nous l'avenir. 23 Dites ce qui arrivera plus tard, Pour que nous sachions si vous êtes des dieux; Faites seulement quelque chose de bien ou de mal, Pour que nous le voyions et le regardions ensemble. 24 Voici, vous n'êtes rien, Et votre oeuvre est le néant; C'est une abomination que de se complaire en vous. 25 Je l'ai suscité du septentrion, et il est venu; De l'orient, il invoque mon nom; Il foule les puissants comme de la boue, Comme de l'argile que foule un potier. 26 Qui l'a annoncé dès le commencement, pour que nous le sachions, Et longtemps d'avance, pour que nous disions: C'est vrai? Nul ne l'a annoncé, nul ne l'a prédit, Et personne n'a entendu vos paroles. 27 C'est moi le premier qui ai dit à Sion: Les voici, les voici! Et à Jérusalem: J'envoie un messager de bonnes nouvelles! 28 Je regarde, et il n'y a personne, Personne parmi eux qui prophétise, Et qui puisse répondre, si je l'interroge. 29 Voici, ils ne sont tous que vanité, Leurs oeuvres ne sont que néant, Leurs idoles ne sont qu'un vain souffle.