T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 33

1 [Ny hampijaliana an'i Asyria, sy ny soa ho hitan'i Ziona kosa] Lozanao, ry ilay mandroba, nefa tsy norobaina ianao! Ary mamitaka, nefa tsy nofitahina ianao! Rehefa mitsahatra ny mandrava ianao, dia vao horavana kosa; Ary rehefa mitsahatra ny mamitaka ianao, dia vao hofitahina kosa.

2 Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Hianao no antenainay*; Aoka ho sandrinay isa-maraina ianao sy ho famonjena anay amin'ny andro fahoriana. [heb. sandriny]

3 Ny feon'ny fitabatabana no mampandositra ny firenena; Raha misandratra Hianao, dia mipariaka ny jentilisa.

4 Ary ireny handevona ny babonareo tahaka ny fandevon'ny valala, tahaka ny fifanaretsaky ny kalalao no fifanaretsany eo aminy.

5 Manerinarina Jehovah, fa mitoetra any amin'ny avo Izy; Nofenoiny rariny sy fahamarinana Ziona.

6 Ary hisy andro tsy manam-piovana ho anao, eny, haren'ny famonjena sy ny fahendrena ary ny fahalalana; Ny fahatahorana an'i Jehovah no rakitrao*. [Heb. rakiny]

7 Indreo, ny lehilahy maheriny mitaraina eny ivelany; Ny iraka nitady fihavanana dia mitomany mafy.

8 Maty ny lalambe; Tsy misy ny mpandeha; Nofoanany ny fanekena; Nalany baraka ny tanàna; Tsy nanaja olona izy.

9 Misaona ny tany ka milofika; Menatra Libanona ka malazo; Efa tonga tahaka ny tani-hay Sarôna, Ary manintsana Basana sy Karmela.

10 Ankehitriny dia hitsangana Aho, hoy Jehovah; Ankehitriny dia ho any amin'ny avo Aho; Ankehitriny dia hisandratra Aho.

11 Torontoronina bozaka ianareo ka miteraka vodivary; Ny fofonainareo dia tahaka ny afo handevona anareo.

12 Ary ny firenena ho tahaka ny fandoroan-tsokay, eny, ho tahaka ny tsilo notombohina izay mirehitra amin'ny afo izy.

13 Mihainoa ny amin'izay efa nataoko, ianareo izay lavitra, ary aoka hahafantatra ny heriko ianareo izay akaiky.

14 Raiki-tahotra ny mpanota ao Ziona; Horohoro no nahazo ny mpihatsaravela-tsihy*. Iza amintsika no hahatoetra amin'ny afo mandevona? Iza amintsika moa no hahatoetra amin'ny lelafo mandrakizay? [Na: ratsy fanahy]

15 Izay mandeha amin'ny fahamarinana sady miteny zava-mahitsy, izay tsy mety mandray harena amin'ny fanaovana an-keriny fa manifikifika ny tanany mba tsy handray kolikoly, izay manentsin-tadiny mba tsy handrenesany ny amin'ny fandatsahan-drà sady manakimpy ny masony mba tsy hahita ny ratsy;

16 Izy no honina ao amin'ny avo; Ny fitoerana avony dia ny fiarovana any amin'ny harambato; Izay hohaniny dia homena azy, ary ny rano hosotroiny tsy ho diso.

17 Ny masonao hahita ny mpanjaka amin'ny hatsaran-tarehiny sady hahatsinjo tany malalaka dia malalaka.

18 Hotsaroan'ny fonao ilay nahatahotra: Aiza ny mpanoratra ? Aiza ny mpandanja? Aiza ny mpanisa ny tilikambo?

19 Ny firenena misetaseta dia tsy ho hitanao intsony, dia ilay olona miboediboedi-piteny ka tsy fantatra, na ny lela mikodedidedy ka tsy azo.

20 Tsiniovy Ziona, dia ilay tanàna fihaonantsika tamin'ny fotoam-pivavahana; Ny masonao hahita an'i Jerosalema ho fonenana mandry fahizay, dia lay izay tsy hafindra, ny tsimatra aminy tsy hongotana mandrakizay, ary tsy hisy hotapahina ny kofehiny.

21 Fa Jehovah dia mahery ho antsika any, tany be ony sy lahin-drano lehibe any, nefa sy halehan'ny sambo voizina, na hovakin'ny sambo lehibe.

22 Fa Jehovah no Mpitsara antsika; Jehovah no mpanome lalàna antsika; Jehovah no mpanjakantsika; Izy no hamonjy antsika.

23 Mivaha ny mahazakan-tsambonao; Tsy mahahazona mafy ny fiorenan'andry izy, na mahavelatra ny lay; Fa amin'izay kosa dia hozaraina ny zavatra be voababo; Na dia ny mandringa aza dia mba hahazo babo ihany.

24 Tsy hisy amin'ny mponina ao hilaza hoe: Marary aho; Ny olona izay mitoetra ao dia voavela heloka.

 

Chapitre 33

33:1 Woe to you who destroy, but you weren’t destroyed;
and who betray, but nobody betrayed you!
When you have finished destroying, you will be destroyed;
and when you have made an end of betrayal, you will be betrayed.
33:2 Yahweh, be gracious to us. We have waited for you.
Be our strength every morning,
our salvation also in the time of trouble.
33:3 At the noise of the thunder, the peoples have fled.
When you lift yourself up, the nations are scattered.
33:4 Your spoil will be gathered as the caterpillar gathers.
Men will leap on it as locusts leap.
33:5 Yahweh is exalted, for he dwells on high.
He has filled Zion with justice and righteousness.
33:6 There will be stability in your times, abundance of salvation, wisdom, and knowledge.
The fear of Yahweh is your treasure.
33:7 Behold, their valiant ones cry outside;
the ambassadors of peace weep bitterly.
33:8 The highways are desolate.
The traveling man ceases.
The covenant is broken.
He has despised the cities.
He doesn’t respect man.
33:9 The land mourns and languishes.
Lebanon is confounded and withers away.
Sharon is like a desert, and Bashan and Carmel are stripped bare.
33:10 “Now I will arise,” says Yahweh;
“Now I will lift myself up.
Now I will be exalted.
33:11 You will conceive chaff.
You will bring forth stubble.
Your breath is a fire that will devour you.
33:12 The peoples will be like the burning of lime,
like thorns that are cut down and burned in the fire.
33:13 Hear, you who are far off, what I have done;
and, you who are near, acknowledge my might.”
33:14 The sinners in Zion are afraid.
Trembling has seized the godless ones.
Who among us can live with the devouring fire?
Who among us can live with everlasting burning?
33:15 He who walks righteously,
and speaks blamelessly;
He who despises the gain of oppressions,
who gestures with his hands, refusing to take a bribe,
who stops his ears from hearing of blood,
and shuts his eyes from looking at evil—
33:16 he will dwell on high.
His place of defense will be the fortress of rocks.
His bread will be supplied.
His waters will be sure.
33:17 Your eyes will see the king in his beauty.
They will see a distant land.
33:18 Your heart will meditate on the terror.
Where is he who counted?
Where is he who weighed?
Where is he who counted the towers?
33:19 You will no longer see the fierce people,
a people of a deep speech that you can’t comprehend,
with a strange language that you can’t understand.
33:20 Look at Zion, the city of our appointed festivals.
Your eyes will see Jerusalem, a quiet habitation,
a tent that won’t be removed.
Its stakes will never be plucked up,
nor will any of its cords be broken.
33:21 But there Yahweh will be with us in majesty,
a place of broad rivers and streams,
in which no galley with oars will go,
neither will any gallant ship pass by there.
33:22 For Yahweh is our judge.
Yahweh is our lawgiver.
Yahweh is our king.
He will save us.
33:23 Your rigging is untied.
They couldn’t strengthen the foot of their mast.
They couldn’t spread the sail.
Then the prey of a great spoil was divided.
The lame took the prey.
33:24 The inhabitant won’t say, “I am sick.”
The people who dwell therein will be forgiven their iniquity.

 

Chapitre 33
1 Malheur à toi qui ravages, et qui n'as pas été ravagé! Qui pilles, et qu'on n'a pas encore pillé! Quand tu auras fini de ravager, tu seras ravagé; Quand tu auras achevé de piller, on te pillera. 2 Éternel, aie pitié de nous! Nous espérons en toi. Sois notre aide chaque matin, Et notre délivrance au temps de la détresse! 3 Quand ta voix retentit, Les peuples fuient; Quand tu te lèves, Les nations se dispersent. 4 On moissonne votre butin, Comme moissonne la sauterelle; On se précipite dessus, Comme se précipitent les sauterelles. 5 L'Éternel est élevé, Car il habite en haut; Il remplit Sion De droiture et de justice. 6 Tes jours seront en sûreté; La sagesse et l'intelligence sont une source de salut; La crainte de l'Éternel, C'est là le trésor de Sion. 7 Voici, les héros Poussent des cris au dehors; Les messagers de paix Pleurent amèrement. 8 Les routes sont désertes; On ne passe plus dans les chemins. Il a rompu l'alliance, il méprise les villes, Il n'a de respect pour personne. 9 Le pays est dans le deuil, dans la tristesse; Le Liban est confus, languissant; Le Saron est comme un désert; Le Basan et le Carmel secouent leur feuillage. 10 Maintenant je me lèverai, Dit l'Éternel, Maintenant je serai exalté, Maintenant je serai élevé. 11 Vous avez conçu du foin, Vous enfanterez de la paille; Votre souffle, C'est un feu qui vous consumera. 12 Les peuples seront Des fournaises de chaux, Des épines coupées Qui brûlent dans le feu. 13 Vous qui êtes loin, écoutez ce que j'ai fait! Et vous qui êtes près, sachez quelle est ma puissance! 14 Les pécheurs sont effrayés dans Sion, Un tremblement saisit les impies: Qui de nous pourra rester auprès d'un feu dévorant? Qui de nous pourra rester auprès de flammes éternelles? - 15 Celui qui marche dans la justice, Et qui parle selon la droiture, Qui méprise un gain acquis par extorsion, Qui secoue les mains pour ne pas accepter un présent, Qui ferme l'oreille pour ne pas entendre des propos sanguinaires, Et qui se bande les yeux pour ne pas voir le mal, 16 Celui-là habitera dans des lieux élevés; Des rochers fortifiés seront sa retraite; Du pain lui sera donné, De l'eau lui sera assurée. 17 Tes yeux verront le roi dans sa magnificence, Ils contempleront le pays dans toute son étendue. 18 Ton coeur se souviendra de la terreur: Où est le secrétaire, où est le trésorier? Où est celui qui inspectait les tours? 19 Tu ne verras plus le peuple audacieux, Le peuple au langage obscur qu'on n'entend pas, A la langue barbare qu'on ne comprend pas. 20 Regarde Sion, la cité de nos fêtes! Tes yeux verront Jérusalem, séjour tranquille, Tente qui ne sera plus transportée, Dont les pieux ne seront jamais enlevés, Et dont les cordages ne seront point détachés. 21 C'est là vraiment que l'Éternel est magnifique pour nous: Il nous tient lieu de fleuves, de vastes rivières, Où ne pénètrent point de navires à rames, Et que ne traverse aucun grand vaisseau. 22 Car l'Éternel est notre juge, L'Éternel est notre législateur, L'Éternel est notre roi: C'est lui qui nous sauve. 23 Tes cordages sont relâchés; Ils ne serrent plus le pied du mât et ne tendent plus les voiles. Alors on partage la dépouille d'un immense butin; Les boiteux même prennent part au pillage: 24 Aucun habitant ne dit: Je suis malade! Le peuple de Jérusalem reçoit le pardon de ses iniquités.