T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 3

1 Fa, indro, Jehovah, Tompon'ny maro, Manaisotra amin'i Jerosalema sy Joda izay andry sy tohana rehetra: Dia ny mofo sy ny rano rehetra, izay tohan'aina,

2 Ny lehilahy mahery sy ny mpiady, Ny mpitsara sy ny mpaminany, Ny mpanao fankatovana sy ny loholona,

3 Ny mpifehy ny dimam-polo sy ny manan-kaja, Ny mpanolo-tsaina sy ny mahay zavatra Ary ny mahay ny fiboeriboeriky ny mpanao ody.

4 Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.

5 Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin'ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin'ny manan-daza.

6 Raha misy olona angatahin*'ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ka ataony hoe: Hianao no manana lamba, koa aoka ho mpanapaka anay, Ary aoka ity faharavana ity ho raharahanao,[Heb. hazon']

7 Dia namaly izy amin'izany andro izany hoe: Tsy mety ho dokotera aho, Fa ao an-tranoko tsy misy hanina na lamba; Koa tsy azonareo hatao mpanapaka ny olona aho.

8 Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an'i Jehovah Mba hihaika ny mason'ny voninahiny.

9 Ny fisehon'ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan'ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin'ny tenany izy.

10 Lazaonareo ny amin'ny marina fa hahita soa izy, Fa ny vokatry ny asany no hohaniny.

11 Lozan'ny ratsy fanahy! hiharan'ny ratsy izy, Satria ny valin'ny nataon'ny tànany ihany no hanody azy.

12 Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.

13 Jehovah mitsangana handahatra Ka miatrika hitsara ny firenena.

14 Jehovah miampanga ny loholona sy ny lehiben'ny olony amin'ny fitsarana hoe: Hianareo no efa nandevona ny tanim-boaloboka; Ary ao an-tranonareo ny fananan'ny malahelo izay efa nalaina an-keriny.

15 Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan'ny malahelo ? Hoy Jehovah, Tompon'ny maro.

 

16 Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin'i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,

17 Noho izany dia hataon'ny Tompo feno tako-pery ny tampon-dohan'ny zanakavavin'i Ziona, Ary Jehovah hampiseho ny fitanjahany.

18 Amin'izany andro izany dia hesorin'i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha*, na ny sarim-bolan-tsinana, [Na: voavola]

19 Na ny kavina voavola, na ny rojo*, na ny fisalobonana makarakara,[Na: haba]

20 Na ny satroka*, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,[Heb. diadema]

21 Na ny peratra, na ny kavin'orona,

22 Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,

23 Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana*, na ny lamba fisaronana;[He. hamama]

24 Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana*; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay.[Heb. lamba malailay]

25 Ny lehilahy ao aminao ho lavon-tsabatra, Ary ny mahery ao aminao ho faty an'ady;

26 Ka dia hitomany sy hisaona ny vavahadiny; Ary ho lao ny tanàna ka hanjokaiky,

 

Chapitre 3
3:1 For, behold, the Lord, Yahweh of Armies, takes away from Jerusalem and from Judah supply and support, the whole supply of bread, and the whole supply of water;
3:2 the mighty man, the man of war, the judge,
the prophet,
the diviner,
the elder,
3:3 the captain of fifty,
the honorable man,
the counselor,
the skilled craftsman,
and the clever enchanter.
3:4 I will give boys to be their princes,
and children shall rule over them.
3:5 The people will be oppressed,
everyone by another,
and everyone by his neighbor.
The child will behave himself proudly against the old man,
and the base against the honorable.
3:6 Indeed a man shall take hold of his brother in the house of his father, saying,
“You have clothing, you be our ruler,
and let this ruin be under your hand.”
3:7 In that day he will cry out, saying, “I will not be a healer;
for in my house is neither bread nor clothing.
You shall not make me ruler of the people.”
3:8 For Jerusalem is ruined, and Judah is fallen;
because their tongue and their doings are against Yahweh,
to provoke the eyes of his glory.
3:9 The look of their faces testify against them.
They parade their sin like Sodom.
They don’t hide it.
Woe to their soul!
For they have brought disaster upon themselves.
3:10 Tell the righteous “Good!”
For they shall eat the fruit of their deeds.
3:11 Woe to the wicked!
Disaster is upon them;
for the deeds of his hands will be paid back to him.
3:12 As for my people, children are their oppressors,
and women rule over them.
My people, those who lead you cause you to err,
and destroy the way of your paths.
3:13 Yahweh stands up to contend,
and stands to judge the peoples.
3:14 Yahweh will enter into judgment with the elders of his people,
and their leaders:
“It is you who have eaten up the vineyard.
The spoil of the poor is in your houses.
3:15 What do you mean that you crush my people,
and grind the face of the poor?” says the Lord, Yahweh of Armies.
3:16 Moreover Yahweh said, “Because the daughters of Zion are haughty,
and walk with outstretched necks and flirting eyes,
walking to trip as they go,
jingling ornaments on their feet;
3:17 therefore the Lord brings sores on the crown of the head of the women of Zion,
and Yahweh will make their scalps bald.”
3:18 In that day the Lord will take away the beauty of their anklets, the headbands, the crescent necklaces, 3:19 the earrings, the bracelets, the veils, 3:20 the headdresses, the ankle chains, the sashes, the perfume bottles, the charms, 3:21 the signet rings, the nose rings, 3:22 the fine robes, the capes, the cloaks, the purses, 3:23 the hand mirrors, the fine linen garments, the tiaras, and the shawls.

3:24 It shall happen that instead of sweet spices, there shall be rottenness;
instead of a belt, a rope;
instead of well set hair, baldness;
instead of a robe, a wearing of sackcloth;
and branding instead of beauty.
3:25 Your men shall fall by the sword,
and your mighty in the war.
3:26 Her gates shall lament and mourn;
and she shall be desolate and sit on the ground.

 

Chapitre 3
1 Le Seigneur, l'Éternel des armées, Va ôter de Jérusalem et de Juda Tout appui et toute ressource, Toute ressource de pain Et toute ressource d'eau, 2 Le héros et l'homme de guerre, Le juge et le prophète, le devin et l'ancien, 3 Le chef de cinquante et le magistrat, Le conseiller, l'artisan distingué et l'habile enchanteur. 4 Je leur donnerai des jeunes gens pour chefs, Et des enfants domineront sur eux. 5 Il y aura réciprocité d'oppression parmi le peuple; L'un opprimera l'autre, chacun son prochain; Le jeune homme attaquera le vieillard, Et l'homme de rien celui qui est honoré. 6 On ira jusqu'à saisir son frère dans la maison paternelle: Tu as un habit, sois notre chef! Prends ces ruines sous ta main! - 7 Ce jour-là même il répondra: Je ne saurais être un médecin, Et dans ma maison il n'y a ni pain ni vêtement; Ne m'établissez pas chef du peuple! 8 Jérusalem chancelle, Et Juda s'écroule, Parce que leurs paroles et leurs oeuvres sont contre l'Éternel, Bravant les regards de sa majesté. 9 L'aspect de leur visage témoigne contre eux, Et, comme Sodome, ils publient leur crime, sans dissimuler. Malheur à leur âme! Car ils se préparent des maux. 10 Dites que le juste prospérera, Car il jouira du fruit de ses oeuvres. 11 Malheur au méchant! il sera dans l'infortune, Car il recueillera le produit de ses mains. 12 Mon peuple a pour oppresseurs des enfants, Et des femmes dominent sur lui; Mon peuple, ceux qui te conduisent t'égarent, Et ils corrompent la voie dans laquelle tu marches. 13 L'Éternel se présente pour plaider, Il est debout pour juger les peuples. 14 L'Éternel entre en jugement Avec les anciens de son peuple et avec ses chefs: Vous avez brouté la vigne! La dépouille du pauvre est dans vos maisons! 15 De quel droit foulez-vous mon peuple, Et écrasez-vous la face des pauvres? Dit le Seigneur, l'Éternel des armées. 16 L'Éternel dit: Parce que les filles de Sion sont orgueilleuses, Et qu'elles marchent le cou tendu Et les regards effrontés, Parce qu'elles vont à petits pas, Et qu'elles font résonner les boucles de leurs pieds, 17 Le Seigneur rendra chauve le sommet de la tête des filles de Sion, L'Éternel découvrira leur nudité. 18 En ce jour, le Seigneur ôtera les boucles qui servent d'ornement à leurs pieds, Et les filets et les croissants; 19 Les pendants d'oreilles, les bracelets et les voiles; 20 Les diadèmes, les chaînettes des pieds et les ceintures, Les boîtes de senteur et les amulettes; 21 Les bagues et les anneaux du nez; 22 Les vêtements précieux et les larges tuniques, Les manteaux et les gibecières; 23 Les miroirs et les chemises fines, Les turbans et les surtouts légers. 24 Au lieu de parfum, il y aura de l'infection; Au lieu de ceinture, une corde; Au lieu de cheveux bouclés, une tête chauve; Au lieu d'un large manteau, un sac étroit; Une marque flétrissante, au lieu de beauté. 25 Tes hommes tomberont sous le glaive, Et tes héros dans le combat. 26 Les portes de Sion gémiront et seront dans le deuil; Dépouillée, elle s'assiéra par terre.