T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 9

1 Aza dia fatra-pifaly loatra, toy ny firenena hafa, ry Isiraely; Fa ianao efa nijangajanga niala tamin'Andriamanitrao sady efa tia tangy teny am-pamoloana rehetra;

2 Ny famoloana sy ny fanantazana tsy hahavelona azy, ary hahadiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.

3 Tsy honina ao amin'ny tanin'i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria.

4 Tsy hanidina divay ho fanatitra ho an'i Jehovah izy, ary tsy hankasitrahany; Ny zavatra vonoiny hatao fanatitra dia ho toy ny fahan-kanina ho an'ny mpisaona aminy: Izay rehetra homana izany dia voaloto; Fa ny haniny dia ho an'ny tenany ihany, fa tsy ho tafiditra ao an-tranon'i Jehovah.

5 Hanao ahoana kosa re ianareo, raha mby amin'ny fotoam-pivavahana sy amin'ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah?

6 Fa he! lasa izy noho* ny fandringanana; Egypta no hanangona azy, Memfisa no handevina azy; Ny fana-bolafotsiny mahafinaritra dia ho lasan'ny amiana, tsilo no ho ao an-dainy.[Na: miala amin']

7 Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fanodiavana Ho fantatr'Isiraely fa adala ny mpaminany, ary very saina ny olona tsindriam-panahy noho ny hamaroan'ny helokao sy ny habetsahan'ny fanoherana.

8 Efraima dia mizaha, nefa tsy avy amin'Andriamanitro*; Ny mpaminany dia fandriky ny mpamandri-borona eny amin'ny alehany rehetra sy fanoherana ao an-tranon'Andriamaniny.[Na: Efraima dia tily tao amin'Andriamanitro]

9 Fatra-panao ratsy toy ny tamin'ny andro tany Gibea izy; Ka dia hotsarovana ny helony, ary hovaliana ny fahotany.

10 Tahaka ny fahitana voaloboka any an-efitra no nahitako ny Isiraely, toy ny fahitana aviavy mialin-taona no nahitako ny razanareo; Nefa ireny dia tonga tany Bala-peora ka nanolo-tena ho amin'ilay mampahamenatra, ka dia tonga fahavetavetana tahaka an'ilay tiany ihany izy.

11 Ny amin'i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanan'anaka, na ho torontoronina.

12 Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; Eny, hahita loza koa izy amin'ny handaozako azy!

13 Efraima, raha araka ny hitako, dia voavoly ao amin'ny tany mahafinaritra tahaka an'i Tyro*, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin'ny mpamono izy.[Na: araka ny nahitako azy hatrany Tyro, dia voavoly, etc]

14 Jehovah ô, omeo azy - inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza* sy ny nono ritra.[Na: momba]

15 Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.

16 Voaratra Efraima, maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; Eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny zanany mahafinaritra azy.

17 Harian'Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy; Ka dia ho tonga mpirenireny any amin'ny jentilisa izy.


 

Chapitre 9
9:1 Don’t rejoice, Israel, to jubilation like the nations;
for you were unfaithful to your God.
You love the wages of a prostitute at every grain threshing floor.
9:2 The threshing floor and the winepress won’t feed them,
and the new wine will fail her.
9:3 They won’t dwell in Yahweh’s land;
but Ephraim will return to Egypt,
and they will eat unclean food in Assyria.
9:4 They won’t pour out wine offerings to Yahweh,
neither will they be pleasing to him.
Their sacrifices will be to them like the bread of mourners;
all who eat of it will be polluted;
for their bread will be for their appetite.
It will not come into the house of Yahweh.
9:5 What will you do in the day of solemn assembly,
and in the day of the feast of Yahweh?
9:6 For, behold, they have gone away from destruction.
Egypt will gather them up.
Memphis will bury them.
Nettles will possess their pleasant things of silver.
Thorns will be in their tents.
9:7 The days of visitation have come.
The days of reckoning have come.
Israel will consider the prophet to be a fool,
and the man who is inspired to be insane,
because of the abundance of your sins,
and because your hostility is great.
9:8 A prophet watches over Ephraim with my God.
A fowler’s snare is on all of his paths,
and hostility in the house of his God.
9:9 They have deeply corrupted themselves,
as in the days of Gibeah.
He will remember their iniquity.
He will punish them for their sins.
9:10 I found Israel like grapes in the wilderness.
I saw your fathers as the first ripe in the fig tree at its first season;
but they came to Baal Peor, and consecrated themselves to the shameful thing,
and became abominable like that which they loved.
9:11 As for Ephraim, their glory will fly away like a bird.
There will be no birth, none with child, and no conception.
9:12 Though they bring up their children,
yet I will bereave them, so that not a man shall be left.
Indeed, woe also to them when I depart from them!
9:13 I have seen Ephraim, like Tyre, planted in a pleasant place;
but Ephraim will bring out his children to the murderer.
9:14 Give them—Yahweh what will you give?
Give them a miscarrying womb and dry breasts.
9:15 “All their wickedness is in Gilgal;
for there I hated them.
Because of the wickedness of their deeds I will drive them out of my house!
I will love them no more.
All their princes are rebels.
9:16 Ephraim is struck.
Their root has dried up.
They will bear no fruit.
Even though they bring forth, yet I will kill the beloved ones of their womb.”
9:17 My God will cast them away, because they did not listen to him;
and they will be wanderers among the nations.


 

Chapitre 9

1 Israël, ne te livre pas à la joie, à l'allégresse, comme les peuples, De ce que tu t'es prostitué en abandonnant l'Éternel, De ce que tu as aimé un salaire impur dans toutes les aires à blé! 2 L'aire et le pressoir ne les nourriront pas, Et le moût leur fera défaut. 3 Ils ne resteront pas dans le pays de l'Éternel; Éphraïm retournera en Égypte, Et ils mangeront en Assyrie des aliments impurs. 4 Ils ne feront pas à l'Éternel des libations de vin: Elles ne lui seraient point agréables. Leurs sacrifices seront pour eux comme un pain de deuil; Tous ceux qui en mangeront se rendront impurs; Car leur pain ne sera que pour eux, Il n'entrera point dans la maison de l'Éternel. 5 Que ferez-vous aux jours solennels, Aux jours des fêtes de l'Éternel? 6 Car voici, ils partent à cause de la dévastation; L'Égypte les recueillera, Moph leur donnera des sépulcres; Ce qu'ils ont de précieux, leur argent, sera la proie des ronces, Et les épines croîtront dans leurs tentes. 7 Ils arrivent, les jours du châtiment, Ils arrivent, les jours de la rétribution: Israël va l'éprouver! Le prophète est fou, l'homme inspiré a le délire, A cause de la grandeur de tes iniquités et de tes rébellions. 8 Éphraïm est une sentinelle contre mon Dieu; Le prophète... un filet d'oiseleur est sur toutes ses voies, Un ennemi dans la maison de son Dieu. 9 Ils sont plongés dans la corruption, comme aux jours de Guibea; L'Éternel se souviendra de leur iniquité, Il punira leurs péchés. 10 J'ai trouvé Israël comme des raisins dans le désert, J'ai vu vos pères comme les premiers fruits d'un figuier; Mais ils sont allés vers Baal-Peor, Ils se sont consacrés à l'infâme idole, Et ils sont devenus abominables comme l'objet de leur amour. 11 La gloire d'Éphraïm s'envolera comme un oiseau: Plus de naissance, plus de grossesse, plus de conception. 12 S'ils élèvent leurs enfants, Je les en priverai avant qu'ils soient des hommes; Et malheur à eux, quand je les abandonnerai! 13 Éphraïm, aussi loin que portent mes regards du côté de Tyr, Est planté dans un lieu agréable; Mais Éphraïm mènera ses enfants vers celui qui les tuera. 14 Donne-leur, ô Éternel!... Que leur donneras-tu?... Donne-leur un sein qui avorte et des mamelles desséchées! 15 Toute leur méchanceté se montre à Guilgal; C'est là que je les ai pris en aversion. A cause de la malice de leurs oeuvres, Je les chasserai de ma maison. Je ne les aimerai plus; Tous leurs chefs sont des rebelles. 16 Éphraïm est frappé, sa racine est devenue sèche; Ils ne porteront plus de fruit; Et s'ils ont des enfants, Je ferai périr les objets de leur tendresse. 17 Mon Dieu les rejettera, parce qu'ils ne l'ont pas écouté, Et ils seront errants parmi les nations.