T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 12

1 [Fananarana ny Isiraely noho ny helony] Efraima manodidina Ahy amin'ny lainga, ary ny taranak'Isiraely amin'ny fitaka; Ary Joda mbola mikarenjy tsy manatona an'Andriamanitra, dia ny Iray Masina sy Mahatoky.

2 Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin'ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta.

3 Manana ady amin'i Joda koa Jehovah ary tsy maintsy mamaly an'i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony.

4 Fony mbola tany am-bohoka dia nihazona ny ombelahin-tongotry ny rahalahiny izy, ary rehefa lehibe izy, dia nitolona tamin'Andriamanitra;

5 Eny, nitolona tamin'Ilay Anjely izy ka nahery; Nitomany izy sady nifona taminy; Nahita azy tao Betela Izy, ary tao no niresahany tamintsika;

6 Jehovah, Andriamanitry ny maro, Jehovah no hahatsiarovana Azy.

7 Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva.

8 Kanana* eny an-tànany misy mizana miangatra, ny manambaka no tiany.[Na: Mpandranto izy]

9 Fa hoy Efraima: Fiharian-karena ihany no efa nataoko, nahazo fananana aho; Ny asako rehetra tsy misy hahatonga fahotana na heloka amiko.

10 Nefa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin'ny tany Egypta; Ary mbola hampiditra anao an-day indray Aho tahaka ny tamin'ny fotoam-pivavahana.

11 Efa niteny tamin'ny mpaminany koa Aho, sady Izaho no nahabetsaka ny fahitana, ary ny mpaminany dia nampilazaiko ohatra.

12 Raha tena heloka Gileada, dia ho tonga zava-poana tokoa izy; Tany Gilgala no namonoany omby betsaka ho fanatitra, koa ny alitarany dia ho toy ny korontam-bato eny am-bavasa any an-tsaha.

13 Jakoba nandositra ho any amin'ny tany Syria, Isiraely nanompo hahazoany vady, eny, ny hahazoany vady no niandrasany ondry aman'osy.

14 Mpaminany no nentin'i Jehovah nitondra ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta, ary mpaminany koa no nentina niahy azy

15 Nanao izay nahatezitra indrindra Efraima, ka dia havelan'ny Tompony ho eo aminy ny ràny, ary hatsingeriny aminy ny vava ratsy nataony.


 

Chapitre 12
12:1 Ephraim feeds on wind,
and chases the east wind.
He continually multiplies lies and desolation.
They make a covenant with Assyria,
and oil is carried into Egypt.
12:2 Yahweh also has a controversy with Judah,
and will punish Jacob according to his ways;
according to his deeds he will repay him.
12:3 In the womb he took his brother by the heel;
and in his manhood he contended with God.
12:4 Indeed, he struggled with the angel, and prevailed;
he wept, and made supplication to him.
He found him at Bethel, and there he spoke with us,
12:5 even Yahweh, the God of Armies;
Yahweh is his name of renown!
12:6 Therefore turn to your God.
Keep kindness and justice,
and wait continually for your God.
12:7 A merchant has dishonest scales in his hand.
He loves to defraud.
12:8 Ephraim said, “Surely I have become rich,
I have found myself wealth.
In all my wealth they won’t find in me any iniquity that is sin.”
12:9 “But I am Yahweh your God from the land of Egypt. I will yet again make you dwell in tents, as in the days of the solemn feast.
12:10 I have also spoken to the prophets, and I have multiplied visions; and by the ministry of the prophets I have used parables.
12:11 If Gilead is wicked, surely they are worthless.
In Gilgal they sacrifice bulls. Indeed, their altars are like heaps in the furrows of the field.
12:12 Jacob fled into the country of Aram, and Israel served to get a wife, and for a wife he tended flocks and herds.
12:13 By a prophet Yahweh brought Israel up out of Egypt, and by a prophet he was preserved.
12:14 Ephraim has bitterly provoked anger. Therefore his blood will be left on him, and his Lord will repay his contempt.


 

Chapitre 12

1 (12:2) Éphraïm se repaît de vent, et poursuit le vent d'orient; Chaque jour il multiplie le mensonge et la violence; Il fait alliance avec l'Assyrie, Et on porte de l'huile en Égypte. 2 (12:3) L'Éternel est aussi en contestation avec Juda, Et il punira Jacob pour sa conduite, Il lui rendra selon ses oeuvres. 3 (12:4) Dans le sein maternel Jacob saisit son frère par le talon, Et dans sa vigueur, il lutta avec Dieu. 4 (12:5) Il lutta avec l'ange, et il fut vainqueur, Il pleura, et lui adressa des supplications. Jacob l'avait trouvé à Béthel, Et c'est là que Dieu nous a parlé. 5 (12:6) L'Éternel est le Dieu des armées; Son nom est l'Éternel. 6 (12:7) Et toi, reviens à ton Dieu, Garde la piété et la justice, Et espère toujours en ton Dieu. 7 (12:8) Éphraïm est un marchand qui a dans sa main des balances fausses, Il aime à tromper. 8 (12:9) Et Éphraïm dit: A la vérité, je me suis enrichi, J'ai acquis de la fortune; Mais c'est entièrement le produit de mon travail; On ne trouvera chez moi aucune iniquité, rien qui soit un crime. 9 (12:10) Et moi, je suis l'Éternel, ton Dieu, dès le pays d'Égypte; Je te ferai encore habiter sous des tentes, comme aux jours de fêtes. 10 (12:11) J'ai parlé aux prophètes, J'ai multiplié les visions, Et par les prophètes j'ai proposé des paraboles. 11 (12:12) Si Galaad n'est que néant, ils seront certainement anéantis. Ils sacrifient des boeufs dans Guilgal: Aussi leurs autels seront comme des monceaux de pierres Sur les sillons des champs. 12 (12:13) Jacob s'enfuit au pays d'Aram, Israël servit pour une femme, Et pour une femme il garda les troupeaux. 13 (12:14) Par un prophète l'Éternel fit monter Israël hors d'Égypte, Et par un prophète Israël fut gardé. 14 (12:15) Éphraïm a irrité l'Éternel amèrement: Son Seigneur rejettera sur lui le sang qu'il a répandu, Il fera retomber sur lui la honte qui lui appartient.