| Chapitre 36 1 [Ny taranak'i Esao] Ary izao no taranak'i Esao (Edoma izany): 2 Esao naka vady tamin'ny zanakavavin'ny Kananita, dia Ada, zanak'i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak'i Ana, zanakavavin'i Zibona Hivita, 3 ary Basemata, zanakavavin'Isimaela sady anabavin'i Nebaiota. 4 Ary Ada niteraka an'i Elifaza tamin'i Esao; ary Basemata niteraka an'i Regoela; 5 ary Oholibama niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak'i Esao, izay naterany tany amin'ny tany Kanana. 6 Dia nentin'i Esao ny vadiny sy ny zananilahy sy ny zananivavy sy ny olona rehetra tao an-tranony sy ny omby aman'ondriny sy ny biby fiompiny rehetra, mbamin'ny fananany rehetra izay efa nohariny tany amin'ny tany Kanana, ka dia lasa nankany amin'izay tany hialana eo anatrehan'i Jakoba rahalahiny. 7 Fa samy be loatra ny haren'izy mirahalahy, ka tsy mba nahazo niray monina izy; ary tsy omby azy ny tany fivahiniany, noho ny omby aman ondriny. 8 Koa nonina tany an-tendrombohitra Seira Esao. (Edoma izany). 9 Ary izao no taranak'i Esao, rain'ny Edomita any an-tendrombohitra Seira: 10 Ny anaran'ny zanakalahin'i Esao dia izao: Elifaza, zanak'i Ada, vadin'i Esao, sy Regoela, zanak'i Basemata, vadin'i Esao. 11 Ary ny zanakalahin'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. 12 Ary Timna no vaditsindranon'i Elifaza, zanakalahin'i Esao; ary niteraka an'i Amaleka tamin'i Elifaza izy. Ireo no zanakalahin'i Ada, vadin'i Esao. 13 Ary izao no zanakalahin'i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin'i Basemata, vadin'i Esao. 14 Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy. 15 Izao no loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao: ny zanakalahin'i Elifaza, lahimatoan'i Esao, dia Temana loham-pireneny sy Omara loham-pireneny sy Zefo loham-pireneny sy Kenaza loham-pireneny 16 sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin'i Elifaza tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Ada. 17 Ary izao no zanakalahin'i Regoela, zanak'i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Regoela tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Basemata, vadin'i Esao. 18 Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, vadin'i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, vadin'i Esao. 19 Ireo no zanak'i Esao, izay atao hoe koa Edoma, ary ireo no loham-pireneny. 20 Ary izao no zanakalahin'i Seïra Horita, izay nonina tany amin'ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana 21 sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny taranak'i Seïra, tany amin'ny tany Edoma. 22 Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Hemana; ary Timna no anabavin'i Lotana. 23 Ary izao no zanakalahin'i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. 24 Ary izao no zanakalahin'i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin'i Zibona rainy izy). 25 Ary izao no zanak'i Ana: Disona sy Oholibama, zanakavavin'i Ana. 26 Ary izao no zanakalahin'i Disona: Hemdana sy Esbana sy Jitrana ary Kerana. 27 Ary izao no zanak'i Ezera: Bilana sy Zavana ary Akana. 28 Ary izao no zanak'i Disana: Oza sy Arana. 29 Ary izao no loham-pirenena tamin'ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny 30 sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin'ny tany Seïra. 31 Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: 32 Nanjaka tany Edoma Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany. 33 Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera avy tany Bozra. 34 Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama avy tamin'ny tanin'ny Temanita. 35 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany. 36 Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. 37 Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron'ny Ony. 38 Ary maty Saoly, dia nanjaka nandimby azy Bala-hanana, zanak'i Akbora. 39 Ary maty Bala-hanana, zanak'i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba. 40 Ary izao no anaran'ny loham-pirenena tamin'ny taranak'i Esao, araka ny mpianakaviny, araka ny fonenany sy araka ny anarany: Timna loham-pireneny sy Alva loham-pireneny sy Jeteta loham-pireneny 41 sy Oholibama loham-pireneny sy Elaha loham-pireneny sy Pinona loham-pireneny 42 sy Kenaza loham-pireneny sy Temana loham-pireneny sy Mibzara loham-pireneny 43 sy Magdiela loham-pireneny ary Irama loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin'ny Edomita, araka ny fonenany, tany amin'ny taniny avy. Izany no Esao, rain'ny Edomita.
| | Chapitre 36 1 Now this is the history of the generations of Esau (that is, Edom). 2 Esau took his wives from the daughters of Canaan: Adah the daughter of Elon, the Hittite; and Oholibamah the daughter of Anah, the daughter of Zibeon, the Hivite; 3 and Basemath, Ishmael’s daughter, sister of Nebaioth. 4 Adah bore to Esau Eliphaz. Basemath bore Reuel. 5 Oholibamah bore Jeush, Jalam, and Korah. These are the sons of Esau, who were born to him in the land of Canaan. 6 Esau took his wives, his sons, his daughters, and all the members of his household, with his livestock, all his animals, and all his possessions, which he had gathered in the land of Canaan, and went into a land away from his brother Jacob. 7 For their substance was too great for them to dwell together, and the land of their travels couldn’t bear them because of their livestock. 8 Esau lived in the hill country of Seir. Esau is Edom. 9 This is the history of the generations of Esau the father of the Edomites in the hill country of Seir: 10 these are the names of Esau’s sons: Eliphaz, the son of Adah, the wife of Esau; and Reuel, the son of Basemath, the wife of Esau. 11 The sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz. 12 Timna was concubine to Eliphaz, Esau’s son; and she bore to Eliphaz Amalek. These are the sons of Adah, Esau’s wife. 13 These are the sons of Reuel: Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. These were the sons of Basemath, Esau’s wife. 14 These were the sons of Oholibamah, the daughter of Anah, the daughter of Zibeon, Esau’s wife: she bore to Esau Jeush, Jalam, and Korah. 15 These are the chiefs of the sons of Esau: the sons of Eliphaz the firstborn of Esau: chief Teman, chief Omar, chief Zepho, chief Kenaz, 16 chief Korah, chief Gatam, chief Amalek: these are the chiefs who came of Eliphaz in the land of Edom; these are the sons of Adah. 17 These are the sons of Reuel, Esau’s son: chief Nahath, chief Zerah, chief Shammah, chief Mizzah: these are the chiefs who came of Reuel in the land of Edom; these are the sons of Basemath, Esau’s wife. 18 These are the sons of Oholibamah, Esau’s wife: chief Jeush, chief Jalam, chief Korah: these are the chiefs who came of Oholibamah the daughter of Anah, Esau’s wife. 19 These are the sons of Esau (that is, Edom), and these are their chiefs. 20 These are the sons of Seir the Horite, the inhabitants of the land: Lotan, Shobal, Zibeon, Anah, 21 Dishon, Ezer, and Dishan. These are the chiefs who came of the Horites, the children of Seir in the land of Edom. 22 The children of Lotan were Hori and Heman. Lotan’s sister was Timna. 23 These are the children of Shobal: Alvan, Manahath, Ebal, Shepho, and Onam. 24 These are the children of Zibeon: Aiah and Anah. This is Anah who found the hot springs in the wilderness, as he fed the donkeys of Zibeon his father. 25 These are the children of Anah: Dishon and Oholibamah, the daughter of Anah. 26 These are the children of Dishon: Hemdan, Eshban, Ithran, and Cheran. 27 These are the children of Ezer: Bilhan, Zaavan, and Akan. 28 These are the children of Dishan: Uz and Aran. 29 These are the chiefs who came of the Horites: chief Lotan, chief Shobal, chief Zibeon, chief Anah, 30 chief Dishon, chief Ezer, and chief Dishan: these are the chiefs who came of the Horites, according to their chiefs in the land of Seir. 31 These are the kings who reigned in the land of Edom, before any king reigned over the children of Israel. 32 Bela, the son of Beor, reigned in Edom. The name of his city was Dinhabah. 33 Bela died, and Jobab, the son of Zerah of Bozrah, reigned in his place. 34 Jobab died, and Husham of the land of the Temanites reigned in his place. 35 Husham died, and Hadad, the son of Bedad, who struck Midian in the field of Moab, reigned in his place. The name of his city was Avith. 36 Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his place. 37 Samlah died, and Shaul of Rehoboth by the river, reigned in his place. 38 Shaul died, and Baal Hanan, the son of Achbor reigned in his place. 39 Baal Hanan the son of Achbor died, and Hadar reigned in his place. The name of his city was Pau. His wife’s name was Mehetabel, the daughter of Matred, the daughter of Mezahab. 40 These are the names of the chiefs who came from Esau, according to their families, after their places, and by their names: chief Timna, chief Alvah, chief Jetheth, 41 chief Oholibamah, chief Elah, chief Pinon, 42 chief Kenaz, chief Teman, chief Mibzar, 43 chief Magdiel, and chief Iram. These are the chiefs of Edom, according to their habitations in the land of their possession. This is Esau, the father of the Edomites.
| | Chapitre 36 1 Voici la postérité d'Ésaü, qui est Édom. 2 Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan: Ada, fille d'Élon, le Héthien; Oholibama, fille d'Ana, fille de Tsibeon, le Hévien; 3 et Basmath, fille d'Ismaël, soeur de Nebajoth. 4 Ada enfanta à Ésaü Éliphaz; Basmath enfanta Réuel; 5 et Oholibama enfanta Jéusch, Jaelam et Koré. Ce sont là les fils d'Ésaü, qui lui naquirent dans le pays de Canaan. 6 Ésaü prit ses femmes, ses fils et ses filles, toutes les personnes de sa maison, ses troupeaux, tout son bétail, et tout le bien qu'il avait acquis au pays de Canaan, et il s'en alla dans un autre pays, loin de Jacob, son frère. 7 Car leurs richesses étaient trop considérables pour qu'ils demeurassent ensemble, et la contrée où ils séjournaient ne pouvait plus leur suffire à cause de leurs troupeaux. 8 Ésaü s'établit dans la montagne de Séir. Ésaü, c'est Édom. 9 Voici la postérité d'Ésaü, père d'Édom, dans la montagne de Séir. 10 Voici les noms des fils d'Ésaü: Éliphaz, fils d'Ada, femme d'Ésaü; Réuel, fils de Basmath, femme d'Ésaü. 11 Les fils d'Éliphaz furent: Théman, Omar, Tsepho, Gaetham et Kenaz. 12 Et Thimna était la concubine d'Éliphaz, fils d'Ésaü: elle enfanta à Éliphaz Amalek. Ce sont là les fils d'Ada, femme d'Ésaü. 13 Voici les fils de Réuel: Nahath, Zérach, Schamma et Mizza. Ce sont là les fils de Basmath, femme d'Ésaü. 14 Voici les fils d'Oholibama, fille d'Ana, fille de Tsibeon, femme d'Ésaü: elle enfanta à Ésaü Jéusch, Jaelam et Koré. 15 Voici les chefs de tribus issues des fils d'Ésaü. -Voici les fils d'Éliphaz, premier-né d'Ésaü: le chef Théman, le chef Omar, le chef Tsepho, le chef Kenaz, 16 le chef Koré, le chef Gaetham, le chef Amalek. Ce sont là les chefs issus d'Éliphaz, dans le pays d'Édom. Ce sont les fils d'Ada. 17 Voici les fils de Réuel, fils d'Ésaü: le chef Nahath, le chef Zérach, le chef Schamma, le chef Mizza. Ce sont là les chefs issus de Réuel, dans le pays d'Édom. Ce sont là les fils de Basmath, femme d'Ésaü. 18 Voici les fils d'Oholibama, femme d'Ésaü: le chef Jéusch, le chef Jaelam, le chef Koré. Ce sont là les chefs issus d'Oholibama, fille d'Ana, femme d'Ésaü. 19 Ce sont là les fils d'Ésaü, et ce sont là leurs chefs de tribus. Ésaü, c'est Édom. 20 Voici les fils de Séir, le Horien, anciens habitants du pays: Lothan, Schobal, Tsibeon, Ana, 21 Dischon, Etser, et Dischan. Ce sont là les chefs des Horiens, fils de Séir, dans le pays d'Édom. 22 Les fils de Lothan furent: Hori et Hémam. La soeur de Lothan fut Thimna. 23 Voici les fils de Schobal: Alvan, Manahath, Ébal, Schepho et Onam. 24 Voici les fils de Tsibeon: Ajja et Ana. C'est cet Ana qui trouva les sources chaudes dans le désert, quand il faisait paître les ânes de Tsibeon, son père. 25 Voici les enfants d'Ana: Dischon, et Oholibama, fille d'Ana. 26 Voici les fils de Dischon: Hemdan, Eschban, Jithran et Karen. 27 Voici les fils d'Etser: Bilhan, Zaavan et Akan. 28 Voici les fils de Dischan: Uts et Aran. 29 Voici les chefs des Horiens: le chef Lothan, le chef Schobal, le chef Tsibeon, le chef Ana, 30 le chef Dischon, le chef Etser, le chef Dischan. Ce sont là les chefs des Horiens, les chefs qu'ils eurent dans le pays de Séir. 31 Voici les rois qui ont régné dans le pays d'Édom, avant qu'un roi régnât sur les enfants d'Israël. 32 Béla, fils de Béor, régna sur Édom; et le nom de sa ville était Dinhaba. 33 Béla mourut; et Jobab, fils de Zérach, de Botsra, régna à sa place. 34 Jobab mourut; et Huscham, du pays des Thémanites, régna à sa place. 35 Huscham mourut; et Hadad, fils de Bedad, régna à sa place. C'est lui qui frappa Madian dans les champs de Moab. Le nom de sa ville était Avith. 36 Hadad mourut; et Samla, de Masréka, régna à sa place. 37 Samla mourut; et Saül, de Rehoboth sur le fleuve, régna à sa place. 38 Saül mourut; et Baal-Hanan, fils d'Acbor, régna à sa place. 39 Baal-Hanan, fils d'Acbor, mourut; et Hadar régna à sa place. Le nom de sa ville était Pau; et le nom de sa femme Mehéthabeel, fille de Mathred, fille de Mézahab. 40 Voici les noms des chefs issus d'Ésaü, selon leurs tribus, selon leurs territoires, et d'après leurs noms: le chef Thimna, le chef Alva, le chef Jetheth, 41 le chef Oholibama, le chef Éla, le chef Pinon, 42 le chef Kenaz, le chef Théman, le chef Mibtsar, 43 le chef Magdiel, le chef Iram. Ce sont là les chefs d'Édom, selon leurs habitations dans le pays qu'ils possédaient. C'est là Ésaü, père d'Édom.
| |