| Chapitre 10 1 [Ny taranak'izy telo lahy zanak'i Noa, sy ny nielezany] Ary izao no taranaky ny zanakalahin'i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy taorian'ny safo-drano. 2 Ny zanakalahin'i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa. 3 Ary ny zanakalahin'i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma. 4 Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima sy ny Dodanita. 5 Avy tamin'ireo no niavakavahan'ny nosin'ny firenena tany amin'ny taniny, dia samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin'ny fireneny avy. 6 Ary ny zanakalahin'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana. 7 Ary ny zanakalahin'i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin'i Ragama dia Seba sy Dedana. 8 Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin'ny tany. 9 Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Jehovah, ka izany no nanaovan'ny olona hoe: Tahaka an'i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan'i Jehovah. 10 Ary ny niandohan'ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin'ny tany Sinara. 11 Ary nivoaka avy tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an'i Ninive mbamin'i Rehobot-ira sy Kala 12 ary Resena teo anelanelan'i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany. 13 Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita 14 sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian'ny Filistina ary ny Kaftorita. 15 Ary Kanana niteraka an'i Sidona lahimatoany sy Heta, 16 ary ny Jebosita , sy ny Amorita sy ny Girgasita 17 sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny Sinita 18 sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen'ny Kananita. 19 Ary ny fari-tanin'ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin'i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin'i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima. 20 Ireo no zanak'i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, amin'ny fireneny. 21 Dia niteraka koa Sema, rain'ny zanak'i Ebera rehetra rahalahin'i Jafeta, izay zokiny. 22 Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. 23 Ary ny zanakalahin'i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy. 24 Ary Arpaksada niteraka an'i Sela; ary Sela niteraka an'i Ebera. 25 Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny. 26 Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera 27 sy Hadorama sy Ozala sy Dikla 28 sy Obala sy Abimaela sy Sheba 29 sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana. 30 Ary ny fonenan'ireo dia hatrany Mesa ao akaikin'i Sefara, tendrombohitra atsinanana. 31 Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny. 32 Ireo no mpianakavin'ny zanak'i Noa, araka ny taranany, amin'ny fireneny; ary avy tamin'ireo no niavakavahan'ny firenena tambonin'ny tany taorian'ny safo-drano.
| | Chapitre 10 1 Now this is the history of the generations of the sons of Noah and of Shem, Ham, and Japheth. Sons were born to them after the flood. 2 The sons of Japheth: Gomer, Magog, Madai, Javan, Tubal, Meshech, and Tiras. 3 The sons of Gomer: Ashkenaz, Riphath, and Togarmah. 4 The sons of Javan: Elishah, Tarshish, Kittim, and Dodanim. 5 Of these were the islands of the nations divided in their lands, everyone after his language, after their families, in their nations. 6 The sons of Ham: Cush, Mizraim, Put, and Canaan. 7 The sons of Cush: Seba, Havilah, Sabtah, Raamah, and Sabteca. The sons of Raamah: Sheba and Dedan. 8 Cush became the father of Nimrod. He began to be a mighty one in the earth. 9 He was a mighty hunter before Yahweh. Therefore it is said, “Like Nimrod, a mighty hunter before Yahweh.” 10 The beginning of his kingdom was Babel, Erech, Accad, and Calneh, in the land of Shinar. 11 Out of that land he went into Assyria, and built Nineveh, Rehoboth Ir, Calah, 12 and Resen between Nineveh and Calah (the same is the great city). 13 Mizraim became the father of Ludim, Anamim, Lehabim, Naphtuhim, 14 Pathrusim, Casluhim (which the Philistines descended from), and Caphtorim. 15 Canaan became the father of Sidon (his firstborn), Heth, 16 the Jebusite, the Amorite, the Girgashite, 17 the Hivite, the Arkite, the Sinite, 18 the Arvadite, the Zemarite, and the Hamathite. Afterward the families of the Canaanites were spread abroad. 19 The border of the Canaanites was from Sidon, as you go toward Gerar, to Gaza; as you go toward Sodom, Gomorrah, Admah, and Zeboiim, to Lasha. 20 These are the sons of Ham, after their families, after their languages, in their lands, in their nations. 21 To Shem, the father of all the children of Eber, the elder brother of Japheth, to him also were children born. 22 The sons of Shem: Elam, Asshur, Arpachshad, Lud, and Aram. 23 The sons of Aram: Uz, Hul, Gether, and Mash. 24 Arpachshad became the father of Shelah. Shelah became the father of Eber. 25 To Eber were born two sons. The name of the one was Peleg, for in his days the earth was divided. His brother’s name was Joktan. 26 Joktan became the father of Almodad, Sheleph, Hazarmaveth, Jerah, 27 Hadoram, Uzal, Diklah, 28 Obal, Abimael, Sheba, 29 Ophir, Havilah, and Jobab. All these were the sons of Joktan. 30 Their dwelling was from Mesha, as you go toward Sephar, the mountain of the east. 31 These are the sons of Shem, after their families, after their languages, in their lands, after their nations. 32 These are the families of the sons of Noah, after their generations, in their nations. Of these were the nations divided in the earth after the flood.
| | Chapitre 10 1 Voici la postérité des fils de Noé, Sem, Cham et Japhet. Il leur naquit des fils après le déluge. 2 Les fils de Japhet furent: Gomer, Magog, Madaï, Javan, Tubal, Méschec et Tiras. 3 Les fils de Gomer: Aschkenaz, Riphat et Togarma. 4 Les fils de Javan: Élischa, Tarsis, Kittim et Dodanim. 5 C'est par eux qu'ont été peuplées les îles des nations selon leurs terres, selon la langue de chacun, selon leurs familles, selon leurs nations. 6 Les fils de Cham furent: Cusch, Mitsraïm, Puth et Canaan. 7 Les fils de Cusch: Saba, Havila, Sabta, Raema et Sabteca. Les fils de Raema: Séba et Dedan. 8 Cusch engendra aussi Nimrod; c'est lui qui commença à être puissant sur la terre. 9 Il fut un vaillant chasseur devant l'Éternel; c'est pourquoi l'on dit: Comme Nimrod, vaillant chasseur devant l'Éternel. 10 Il régna d'abord sur Babel, Érec, Accad et Calné, au pays de Schinear. 11 De ce pays-là sortit Assur; il bâtit Ninive, Rehoboth Hir, Calach, 12 et Résen entre Ninive et Calach; c'est la grande ville. 13 Mitsraïm engendra les Ludim, les Anamim, les Lehabim, les Naphtuhim, 14 les Patrusim, les Casluhim, d'où sont sortis les Philistins, et les Caphtorim. 15 Canaan engendra Sidon, son premier-né, et Heth; 16 et les Jébusiens, les Amoréens, les Guirgasiens, 17 les Héviens, les Arkiens, les Siniens, 18 les Arvadiens, les Tsemariens, les Hamathiens. Ensuite, les familles des Cananéens se dispersèrent. 19 Les limites des Cananéens allèrent depuis Sidon, du côté de Guérar, jusqu'à Gaza, et du côté de Sodome, de Gomorrhe, d'Adma et de Tseboïm, jusqu'à Léscha. 20 Ce sont là les fils de Cham, selon leurs familles, selon leurs langues, selon leurs pays, selon leurs nations. 21 Il naquit aussi des fils à Sem, père de tous les fils d'Héber, et frère de Japhet l'aîné. 22 Les fils de Sem furent: Élam, Assur, Arpacschad, Lud et Aram. 23 Les fils d'Aram: Uts, Hul, Guéter et Masch. 24 Arpacschad engendra Schélach; et Schélach engendra Héber. 25 Il naquit à Héber deux fils: le nom de l'un était Péleg, parce que de son temps la terre fut partagée, et le nom de son frère était Jokthan. 26 Jokthan engendra Almodad, Schéleph, Hatsarmaveth, Jérach, 27 Hadoram, Uzal, Dikla, 28 Obal, Abimaël, Séba, 29 Ophir, Havila et Jobab. Tous ceux-là furent fils de Jokthan. 30 Ils habitèrent depuis Méscha, du côté de Sephar, jusqu'à la montagne de l'orient. 31 Ce sont là les fils de Sem, selon leurs familles, selon leurs langues, selon leurs pays, selon leurs nations. 32 Telles sont les familles des fils de Noé, selon leurs générations, selon leurs nations. Et c'est d'eux que sont sorties les nations qui se sont répandues sur la terre après le déluge.
| |