Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1Samoela 2Samoela 1Mpanjaka 2Mpanjaka 1Tantara 2Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asa Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana 1Timoty 2Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1Petera 2Petera 1Jaona 2Jaona 3Jaona Joda Apokalypsy Tolo-kevitra TORITENY.NET
F J K M TSIMAHANDRY | IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana 06 décembre, 2010 |

| FETIN'NY TARANAKA 26 Desambra 2010
"Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo" 2 Kor 1:2 Ireto misy vaovao mety hahaliana anao sy mety handraisanao anjara amin'izay tandrify anao mikasika ny FJKM Tsimahandry * MPITANDRINA ANDRIANARISON Miadanarivo no mpitandrina ankehitriny ao amin'ny FJKM Tsimahandry. Tamin'ny taon-dasa (2009) izy no tonga tao, notendrena hisolo ny mpitandrina RAMANANTSOA Fely izay voatery nijanona noho ny fahasalamany. Mandray anjara amin'ny fanampianan ny mpitandrina RAMANANTSOA Fely ny mpiangona ka misy alahady roa, mandritry ny taona,izay atolotra azy ny rakitra azo. Ny alahady voalohany dia efa tontosa tamin'ny faha 6 Jona 2010 Ny alahady faharoa dia amin'ny faha 7 Novambra 2010
* FETIN'NY TARANAKA : 26 Desambra 2010 * EZAKA 1) Fanitarana Fiangonana Nanomboka tamin'ny 2005 ny ezaka fanitarana ny trano Fiangonana Efa vita izao ny ailes avia sy avanana, ny alitara sy polipitra, ny trano fisainana, ny fitaratra
Ny ezaka manaraka : - Rihina (lavarangana) eo ambonin'ny ailes avia sy avanana - Dabilio 50, ny vali-tafo - Fanazavana ny trano Fiangonana teo aloha satria maizina be ny faritra any (jiro ? fanitarana varavaran-kely ? : mbola eo am-pandinihana)
2) Fividianana synthétiseur vaovao fa efa simba ilay ampiasaina ankehitriny Ny voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany |
|
F J K M TSIMAHANDRY | IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana 06 décembre, 2010 |

| Mpitandrina Ramanantsoa Fely 7 Novembra 2010
Ho tsarovan-tsika manokana ny mpitandrina RAMANANTSOA Fely izay votery nijanona noho ny tsy fahasalamana. Hitondra azy am-bavaka isika. Io alahady 7 novambra io dia alahady efa voalahatra natokana ho azy. Ny rakitra amin'io dia entina hanampiana azy.
|
|