Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1Samoela 2Samoela 1Mpanjaka 2Mpanjaka 1Tantara 2Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asa Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana 1Timoty 2Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1Petera 2Petera 1Jaona 2Jaona 3Jaona Joda Apokalypsy Tolo-kevitra TORITENY.NET
FJKM ATSIMON IMAHAMASINA | IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana - lundi, 06 décembre 2010 |
TORITENY.NET Hifandray hampita vaovam-piangonana | FJKM Atsimon'Imahamasina | FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA-40 TAONA NAHA MPITANDRINA SY NY FAHA-35 TAONA NY FIARAHA-MONINA TETO AMIN’NY FJKM ATSIMON’I MAHAMASINA |
Asabotsy 31 Jolay 2010 amin’ny 9 ora maraina, FJKM Atsimon’I Mahamasina: Fanompoam-pivavahana iarahana amin’ny Synodam-paritany Antananarivo Andrefana (hotronin’ny Sampana rehetra eto am-piangonana izay hanao fanamiana amin’io fotoana io. Fanompoam-pivavahana mifarana amin’ny fandraisana ny Fanasan’ny Tompo Fidirana voalohany: 6h45mn Fidirana faharoa: 9h30mn Tolakandro amin’ny 2ora mn: MEGA CONCERT EVANGELIQUE – BEST OF CHORALE: AMAF Andravoahangy Fivavahana, AMPIFITIA Isotry Fitiavana, ANJOMARA Anosivavaka, HOSANA Ambohijatovo Fitiavana, TANORA MASINA Itaosy, Antoko mpihira mitambatra Atsimon’I Mahamasina (Tsy misy vidim(pidirana fa rakitra no tatazana) Alahady 8 Aogositra 2010 amin’ny 9 ora maraina, FJKM Atsimon’I Mahamasina: Alahadin’ny Zanaka ampielezana. Asabotsy 14 Aogositra 2010 amin’ny 12 ora maraina sy sasany: Sakafo AGAPE, ESPACE SOAFONENAKO Ivato. Alahady 15 Aogositra 2010 amin’ny 9 ora maraina, FJKM Atsimon’I Mahamasina: Famaranana.
|
| |
|