T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio


Genesisy  Eksodosy Levitikosy  Nomery  Deoteronomia  Josoa  Mpitsara  Rota  1Samoela   2Samoela   1Mpanjaka   2Mpanjaka   1Tantara  2Tantara  Ezra  Nehemia Estera Joba  Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia  Jeremia Fitomaniana   Ezekiela   Daniela  Hosea Joela Amosa  Obadia  Jona  Mika Nahoma  Habakoka Zefania  Hagay  Zakaria Malakia  Matio Marka Lioka Jaona  Asa  Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana  1Timoty  2Timoty  Titosy Filemona    Hebreo   Jakoba    1Petera    2Petera   1Jaona   2Jaona   3Jaona   Joda   Apokalypsy       Tolo-kevitra        TORITENY.NET 


 FJKM ANOSIMANJAKA HO AN I KRISTY 

IVAOVAO-PIANGONANA   nosoratana vendredi, 25 novembre 2011

 

 

 Alahady 04 Desambra 2011 (Alahady Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo

Miarahaba anao amin'ny Anaran'ny Tompo

 

1) - Ampahatsiahivina isika Zanaky ny Fiangonana FJKM ANOSIMANJAKA HO AN'I KRISTY rehetra tsy an-kanavaka mba ho tonga eny an-tanindrazana, fa toy ny isan-taona dia ny Alahady 04 Desambra 2011 (Alahady Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo)ho avy izao no fotoana natokantsika hitondrana am-bavaka sy hanehoantsika fankasitrahana ho an'ny Raiaman-dReny Mpitandrina RAMIANDRISOA Herivelo mianakavy amin'ny asa fanompoana ataony eo anivon'ny Fiangonana.Samia mitondra am-bavaka izany fotoan-dehibe izany.

2 - Efa manomboka ihany koa ny Asa fanavaozana ny Tranon'ny Mpitandrina, ka entanina isika tsirairay sy izay rehetra tsara sitra-po mba hifanome tanana sy hitondra anjara biriky amin'izany asa goavana be izany, fa ny tao-trano tsy efan'irery.Misaotra tompoko ary manantena ny fahatongavanao.