T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio


Genesisy  Eksodosy Levitikosy  Nomery  Deoteronomia  Josoa  Mpitsara  Rota  1Samoela   2Samoela   1Mpanjaka   2Mpanjaka   1Tantara  2Tantara  Ezra  Nehemia Estera Joba  Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia  Jeremia Fitomaniana   Ezekiela   Daniela  Hosea Joela Amosa  Obadia  Jona  Mika Nahoma  Habakoka Zefania  Hagay  Zakaria Malakia  Matio Marka Lioka Jaona  Asa  Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana  1Timoty  2Timoty  Titosy Filemona    Hebreo   Jakoba    1Petera    2Petera   1Jaona   2Jaona   3Jaona   Joda   Apokalypsy       TORITENY.NET 


FJKM AMPARIBE FAMONJENA FaceBook

IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana mardi, 05 juillet 2011

Noho ny fankalazana ny faha 150 taonan'ny FJKM Amparibe Famonjena


Dia hiombom-bavaka ny taranaka rehetra
Amin'ny 9 ora no manomboka ny fanompoam-pivavahana

Avy eo dia SAKAFO AGAPE,

nofon-kena mitam-pihavanana
(samia mitondra ny fitaovam-pihinanana)

Amin'ny maha-fotoana miavaka azy, dia samia manao fitafiana "malagasy" ; na marika kely fotsiny aza, ohatra mitafy lamba ny vehivavy, misatroka tsihy na penjy ny lehilahy.
Hisy fiarahana maka sary amin'ny mpitandrina mivady, isaky ny sokajy taona.

Tongava daholo, ho voninahitry ny Ray


"NY FAHAZAVAN'NY MARINA DIA TSARA FIREHITRA" Ohabolana 13:9a

Teny fanevan'ny jobily faha 150 taonan'ny FJKM Amparibe Famonjena (1861-2011)

 Fetin ny Taranaka Alahady 10 Jolay 2011

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA     FaceBook                    Jobily faha 150 taona   Garden Party 26 marsa 2011 

 


" Misaotra ny Tompo fa tontosa ny Garden Party natao ny Sabotsy 26 marsa 2011 tany amin'ny Domaine manerinerina - Karibo Hotel noho ny faha 150 taona nijoroan'ny Fiangonana. Nibaribary ny fifalianana natolotr'Andriamanitra, be voninahitra tokoa Izy.


Tomombana avokoa ny fandaminana rehetra nataon'ny Komitin'ny fankalazana ary toy izay ihany koa ny an'ny Sampana , Sampan'asa ary Asa rehetra izay nandray anjara ka nitana trano eva tsirairay avy ary samy nandravaka ny azy. Tao ny kilalao samihafa ho an'ny ankizy (toy ny cheval de bois, ny toraka kapoaka, ny flechettes,...) maro ny nikarakara tsakitsaky na sakafo (toy ny brochettes, composé, saosisy, ny vary sy loaka, ny koba, fromage, kafé, voankazo ...), nisy ny nanao  zavatra niavaka toy ny nivarotra déguisements, nanao sary , nandoko tarehy, lalao tamin’ny ordinateur..., nisy koa ny fampiratiana samihafa ary  koa ny fivarotana sary. Azo atao hoe nisy izay nilaina rehetra tany an-toerana ary tsy nisy ny diso anjara."


  "NY FAHAZAVAN'NY MARINA DIA TSARA FIREHITRA" Ohabolana 13:9a  Teny fanevan'ny jobily faha 150 taonan'ny  FJKM Amparibe Famonjena (1861-2011) 

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Garden Party   Sabotsy 26 marsa 2011

 

NOHO NY FAHA 150 TAONAN’NY FIANGONANA

FJKM Amparibe Famonjena
ao amin’ny  Domaine Manerinerina-
  

Garden Party

Ny Sabotsy faha-26 Marsa 2011 tontolo andro

ao amin’ny Karibo Hotel Domaine Manerinerina.

 


 

 "NY FAHAZAVAN'NY MARINA DIA TSARA FIREHITRA" Ohabolana 13:9a

 Teny fanevan'ny jobily faha 150 taonan'ny  FJKM Amparibe Famonjena (1861-2011) 

 

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

RY ANDRIAMANITRA TSITOHA Ô !

Hira faneva 150°

AmparibeFamonjena

Rajaofetra John Phillipe

1- Ry Andriamanitra Tsitohaô !

Isaoranay mandrakizay Ianao

Tafita tsara aminay tokoa

Tara-pahazavana avy Aminao

2- Ity Fiangonana malalanao

Mifaly noho ny hazavana be

Satria ny taratra avy Aminao

Mitsinjo ny diany zay mandeha

Ref.Ka miramirana aoka izany

Maneho ny Fiderana Anao

Na misy ny manakona aza any

Zahay dia mazava toa Anao

 Jobily faha 150 taona   Amin'ny taona 2011

Tamin'ny 2 ora : antsan-kira. 8 no isan’ny antokom-pihira nandray anjara

Tamin'ny 3 ora : nanomboka ny fanompoam-pivavahana notarihin'ny Mpitandrina Raharijaona Solofonirina.

Nohiraina naredona be ny hira faneva “Ry Andriamanitra tsitoha ô !”

Nananao teny fiarahabana ny Mpitandrina Ramino Paul ; tantaran'ny Fiangonana i Rajaofetra John

 

Vakiteny voalohany (Salamo 96:1-6) : Razafimbelo Josette

Hafatra Voalohany : ny Mpitandrina Razafiniarivo  Fidison Maxime avy ao amin'ny Fiangonanatonakanga

Vavaka sy vakiteny faharoa (Jaona 17:20-26) : Ratiarson Edgard.

Hafatra faharoa : ny Mpitandrina Rahaingonjanahary Rodolphe, Presidà Synodaly Synoda Paritany Antananarivo Andrefana

Vavaka sy vakiteny fahatelo (Romana 8:28-30) : Rakotonarivo Holy,Sekreteran'ny Fiangonana

Haftra fahatelo : ny solontenan'ny FJKM

 

Fandraisam-pitenenana samihafa ka ny Filohan'ny Komitin'ny fankalazana ny faha-150 taona, Andrianilaina Andrianasolo Sisy, no namarana ny fitenenana

Ny Sampana Mpiangaly Zavamaneno avy ao Amparibe Famonjena no nitendry nandritry ny fotoana manontolo


 

 Tontonsa soamantsara ny fotoam-bavaka sy fiderana natao tao amin'ny Palais des Sports-Mahamasina ny 29 janoary noho ny faha 150 taona nijoroan'ny Fiangonana Amparibe Famonjena. Misaotra an'Andriamanitra. Dera sy laza ho Azy 

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Jobily faha 150 taona   Amin'ny taona 2011

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Jobily faha 150 taona   Amin'ny taona 2011

 


 

 "NY FAHAZAVAN'NY MARINA DIA TSARA FIREHITRA" Ohabolana 13:9a

 

 Teny fanevan'ny jobily faha 150 taonan'ny  FJKM Amparibe Famonjena (1861-2011) 

 

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Alahadin'ny Zanaka am-pielezana   Alahady 28 Novambra 2010 

Ny Fanompoam-pivavahana teny Antsahamanitra

 Alahadin'ny Zanaka am-pielezana   Alahady 28 Novambra 2010 

 


 

ALAHADY 28 NOVAMBRA 2010
Alahadin'ny ZANAK'AMPIELEZANA
ao amin'ny FJKM Amparibe Famonjena

Amin'ny 9 ora ny fanompoam-pivavahana
Hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Alahadim-bokatra   31 Oktobra 2010 

 

 Alahadim-bokatra   31 Oktobra 2010 

Alahady  31 oktobra 2010

 

 

Alahadim-bokatra :
 Fiderana an'Andriamanitra

sy

hitondrana am-bavaka

ny Gazety Taratry ny Famonjena
sy ny

site web FJKM Amparibe Famonjena

 

 

 

 FaceBook

 http://www.fjkm-amparibe.org/

 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Fandraisan-tanana ny birao   Alahady 5 Septambra 2010 

 Fandraisan-tanana ny birao   Alahady 5 Septambra 2010 

Alahady 5 septambra 2010


- Noraisin-tanana ireo biraon'ny jobily faha 150 taona sy fanavaozana ny tompon'andraikitra
- Napetraka ny vato fehizoro tao amin’ny akany,

ho mariky ny fanomboan’ny asa fanamboarana ny studio d’enregistrement ho tsangambato fanamarihana

ny faha-40 taonan'ny Hasin'ny Famonjena

SARY
Ireo biraon'ny
jobily faha 150 taona

sy fanavaozana ny tompon'andraikitra

 noraisin-tanana teny amin'ny alitara
Ireo Komity nitsangana teny an-toerana

ny fametrahana ny vato fehizoro tao amin’ny akany

(faha 40 taonan'ny Hasin'ny Famonjena)

 

 FaceBook

 http://www.fjkm-amparibe.org/


 FJKM AMPARIBE FAMONJENA   FaceBook 

IVAOVAOM-PIANGONANA   nosoratana mardi, 05 juillet 2011

 Alahadin'ny Mppitandrina   03 Oktobra 2010 

 Alahadin'ny Mppitandrina   03 Oktobra 2010 

Alahadin'ny mpitandrina 3 oktobra 2010

 

 

1- Fiarahabana ny mpitandrina mivady nataon'ny

Biraom-piangonana sy ireo solon-tenan'ny Sampana, Sampan'asa, Asa


2 - Nanao teny fisaorana ny mpitandrina


3 - Nampandray ny fanasan'ny Tompo ny mpitandrina

 

 FaceBook

 http://www.fjkm-amparibe.org/