T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio


Genesisy  Eksodosy Levitikosy  Nomery  Deoteronomia  Josoa  Mpitsara  Rota  1Samoela   2Samoela   1Mpanjaka   2Mpanjaka   1Tantara  2Tantara  Ezra  Nehemia Estera Joba  Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia  Jeremia Fitomaniana   Ezekiela   Daniela  Hosea Joela Amosa  Obadia  Jona  Mika Nahoma  Habakoka Zefania  Hagay  Zakaria Malakia  Matio Marka Lioka Jaona  Asa  Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana  1Timoty  2Timoty  Titosy Filemona    Hebreo   Jakoba    1Petera    2Petera   1Jaona   2Jaona   3Jaona   Joda   Apokalypsy       Tolo-kevitra        TORITENY.NET 


 F J K M   AMBOHIDANERANA

IFILAZANA   nosoratana - lundi, 06 décembre 2010 20:36

TORITENY.NET       Hifandray hampita vaovam-piangonana

 

 Antso avy @ Fjkm Ambohidanerana ho an'ny zanaka ampielezana.  

Efa mandeha ny tranonkalantsika ! 

 

An-kafaliana no ampandrenesana antsika fa efa mandeha tsara ankehitriny ny tranonkalan’ny fiangonantsika.

Ny adiresy ahitana azy dia ny :

http://www.fjkm-ambohidanerana.org

Isaorana sahady isika rehetra mba hampita io adiresy io amin’ny havana, eny fa na amin’ny tapaka sy namana aza.

Azo ametrahana sary, vidéo ary koa feo ity tranonkala ity, ka iangaviana isika izay manana izany ka mifandraika amin’ny fiangonantsika na ny tanindrazantsika mba hampita azy aty amin’ny tompon’andraikitra na hitondra izany any amin’ny fivoriantsika isaky ny alahady fahatelo.

Misaotra tompoko.