Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1Samoela 2Samoela 1Mpanjaka 2Mpanjaka 1Tantara 2Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asa Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana 1Timoty 2Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1Petera 2Petera 1Jaona 2Jaona 3Jaona Joda Apokalypsy Tolo-kevitra TORITENY.NET F J K M AMBATOTOKANA FITIAVANA IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana 25 avril 2011 Fjkm Ambatotokana Fitiavana FaceBook Voka-dehibe Voalohany alahady 8 Mey 2011 amin ny 9 ora sy sasany Fjkm Ambatotokana Fitiavana Voka-dehibe voalohany ny alahady faha 8 mey 2011 manomboka amin'ny 9 ora sy sasany. Hisy ny tranoheva karakarain'ny Sampana tsirairay avy ary ny sakafo antoandro atolotry ny komitin'ny faha 145 taona. Ny tapakila sdakafo dia efa azo raisina any amin'ny Diakona sy ny Komity. Efa azo tsidihana amin'ny tranokalan'ny Fiangonana FJKM Ambatotokana fitiavana ny fizotry ny asa http://www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd/Fizotry-ny-asa.htmmail: ambatotokana.fitiavana@gmail.com F J K M AMBATOTOKANA FITIAVANA IVAOVAOM-PIANGONANA nosoratana 25 avril 2011 Fjkm Ambatotokana Fitiavana FaceBook Fankalazana ny faha 145 taona ny Fiangonana Amin'ny Alahady faha 14 novambra (Vokadehibe faharoa) eny Ambatotokana no fotoana farany nifanomezana hamaranana ny ezaka tafo ho an'ny Akany Tsangambaton'ny faha 145 taona. Ny fandraisana anjara dia manomboka amin'ny 2000Ariary. Fjkm Ambatotokana Fitiavana Ampahafantarina antsika zanaka am-pielezan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana "www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd" fa efa nahafeno ny faha herintaona niasany izao ny tranonkalan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana, izay novolavolain'ny Vaomieran'ny serasera ao anatin'ny Komitin'ny fankalazana ny faha 145 taonan'ny Fiangonana.Azo atao ihany koa ny mifandray amin'ireo vaomiera ireo amin'ny alalan'ny Facebook FJKM Ambatotokana Fitiavanaambatotokana.fitiavana@gmail.com
F J K M AMBATOTOKANA FITIAVANA
Fjkm Ambatotokana Fitiavana FaceBook
Fjkm Ambatotokana Fitiavana
Voka-dehibe voalohany ny alahady faha 8 mey 2011 manomboka amin'ny 9 ora sy sasany.
Hisy ny tranoheva karakarain'ny Sampana tsirairay avy ary ny sakafo antoandro atolotry ny komitin'ny faha 145 taona.
Ny tapakila sdakafo dia efa azo raisina any amin'ny Diakona sy ny Komity.
Efa azo tsidihana amin'ny tranokalan'ny Fiangonana FJKM Ambatotokana fitiavana ny fizotry ny asa
http://www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd/Fizotry-ny-asa.htmmail: ambatotokana.fitiavana@gmail.com
http://www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd/Fizotry-ny-asa.htm
mail: ambatotokana.fitiavana@gmail.com
Amin'ny Alahady faha 14 novambra (Vokadehibe faharoa) eny Ambatotokana no fotoana farany nifanomezana hamaranana ny ezaka tafo ho an'ny Akany Tsangambaton'ny faha 145 taona. Ny fandraisana anjara dia manomboka amin'ny 2000Ariary. Fjkm Ambatotokana Fitiavana Ampahafantarina antsika zanaka am-pielezan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana "www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd" fa efa nahafeno ny faha herintaona niasany izao ny tranonkalan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana, izay novolavolain'ny Vaomieran'ny serasera ao anatin'ny Komitin'ny fankalazana ny faha 145 taonan'ny Fiangonana.Azo atao ihany koa ny mifandray amin'ireo vaomiera ireo amin'ny alalan'ny Facebook FJKM Ambatotokana Fitiavanaambatotokana.fitiavana@gmail.com
Ampahafantarina antsika zanaka am-pielezan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana "www.ambatotokana-fitiavana.fr.gd" fa efa nahafeno ny faha herintaona niasany izao ny tranonkalan'ny FJKM Ambatotokana Fitiavana, izay novolavolain'ny Vaomieran'ny serasera ao anatin'ny Komitin'ny fankalazana ny faha 145 taonan'ny Fiangonana.Azo atao ihany koa ny mifandray amin'ireo vaomiera ireo amin'ny alalan'ny Facebook FJKM Ambatotokana Fitiavana
ambatotokana.fitiavana@gmail.com