T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio


Genesisy  Eksodosy Levitikosy  Nomery  Deoteronomia  Josoa  Mpitsara  Rota  1Samoela   2Samoela   1Mpanjaka   2Mpanjaka   1Tantara  2Tantara  Ezra  Nehemia Estera Joba  Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkira Isaia  Jeremia Fitomaniana   Ezekiela   Daniela  Hosea Joela Amosa  Obadia  Jona  Mika Nahoma  Habakoka Zefania  Hagay  Zakaria Malakia  Matio Marka Lioka Jaona  Asa  Romana 1Korintiana 2Korintiana Galatiana Efesiana Filipiana Kolosiana 1Tesaloniana 2Tesaloniana  1Timoty  2Timoty  Titosy Filemona    Hebreo   Jakoba    1Petera    2Petera   1Jaona   2Jaona   3Jaona   Joda   Apokalypsy       Tolo-kevitra        TORITENY.NET 


 F J K M   AMBALAVAO ISOTRY 

IFILAZANA   nosoratana - samedi, 11 septembre 2010 14:15


 Fankalazana ny faha roapolo taona niorenan'ny STK AMIS 
Miarahaba antsika rehetra.

Ato anatin'ny fankalazana ny faha roapolo taona niorenanay, izahay STK Ambalavao Isotry na STK AMIS dia mikarakara Tafika Masina lehibe izay hatao any Ambositra ny 2 aogositra ka hatramin'ny 06 septambra. Koa mangataka fitondrana am-bavaka avy amin-tsika rehetra.

Raha misy ihany koa maniry hiara hiasa, ohatra afaka manome boky (na prospectus...) zaraina dia aafka miantso ny laharana 0331485129 na manantona ny mpandraharaha ny fiangonana ao amin'ny FJKM Ambalavao Isotry.

Mirary ny fahasoavan'ny Tompo ho amin-tsika rehetra..