T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 5

1 [Fitarainana amin'Andriamanitra sy fangatahana ny hodian'ny soa nananana fahiny] Jehovah ô, tsarovy izay nanjo anay; Hevero sy diniho ny latsa mahazo anay.

2 Ny lovanay dia afindra ho an'ny vahiny ary ny tranonay ho an'ny hafa firenena.

3 Efa kamboty izahay ka tsy manan-dray, ny reninay dia toy ny mpitondra-tena.

4 Na dia ny loharanonay aza dia andoavanay vola vao azonay isotroana, ary ny kitay hazonay dia vidinay vao azo.

5 Rambondrambonan'ny mpanenjika amin'ny hatokay izahay; Reraka izahay fa tsy manam-pitsaharana.

6 Nanolo-tanana tamin'ny Egyptiana sy ny Asyriana izahay mba ho voky hanina.

7 Nanota ny razanay tsy etỳ intsony izy; Ary izahay no mivesatra ny helony.

8 Andevo no manapaka anay; Tsy misy manafaka anay amin'ny tànany.

9 Noho ny sabatra mamely any an-efitra dia manao vy very ny ainay izahay vao mahazo hanina.

10 Mahamay toy ny fatana ny hodi-tray noho ny fahamaimaizana avy amin'ny mosary.

11 Nosavihina ny vehivavy tao Ziona ary ny virijina tao amin'ny tanànan'ny Joda.

12 Nahantona tamin'ny tànany ny lehibe; Ary ny antitra tsy mba nohajaina.

13 Ny zatovo nitondra ny fikosoham-bary; Ary ny ankizy madinika nivembena nitondra ny hazo.

14 Ny loholona tsy misy eo am-bavahady, ary ny zatovo tsy mitendry zava-maneno intsony.

15 Ny hafalian'ny fonay dia nitsahatra, ary ny dihinay niova ho fitomaniana.

16 Efa afaka ny satro-boninahitra tamin'ny lohanay; Idiran-doza izahay, fa efa nanota!

17 Ary noho izany dia reraka ny fonay, eny, noho izany dia maizina ny masonay,

18 Noho ny amin'ny tendrombohitra Ziona, izay efa lao sady ikarenjen'ny amboahaolo.

19 Jehovah ô, ianao no mipetraka mandrakizay, eny, ny seza fiandriananao no maharitra hatramin'ny taranaka fara mandimby.

20 Ahoana no dia anadinoanao anay mandrakizay sy ahafoizanao anay andro lava ?

21 Jehovah ô, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay.

22 Moa dia nandà anay tokoa va Hianao sy tezitra aminay indrindra?

 

Chapitre 5

5:1 Remember, Yahweh, what has come on us:
Look, and see our reproach.
5:2 Our inheritance is turned to strangers,
Our houses to aliens.
5:3 We are orphans and fatherless;
Our mothers are as widows.
5:4 We have drunken our water for money;
Our wood is sold to us.
5:5 Our pursuers are on our necks:
We are weary, and have no rest.
5:6 We have given the hand to the Egyptians,
To the Assyrians, to be satisfied with bread.
5:7 Our fathers sinned, and are no more;
We have borne their iniquities.
5:8 Servants rule over us:
There is none to deliver us out of their hand.
5:9 We get our bread at the peril of our lives,
Because of the sword of the wilderness.
5:10 Our skin is black like an oven,
Because of the burning heat of famine.
5:11 They ravished the women in Zion,
The virgins in the cities of Judah.
5:12 Princes were hanged up by their hand:
The faces of elders were not honored.
5:13 The young men bare the mill;
The children stumbled under the wood.
5:14 The elders have ceased from the gate,
The young men from their music.
5:15 The joy of our heart is ceased;
Our dance is turned into mourning.
5:16 The crown is fallen from our head:
Woe to us! for we have sinned.
5:17 For this our heart is faint;
For these things our eyes are dim;
5:18 For the mountain of Zion, which is desolate:
The foxes walk on it.
5:19 You, Yahweh, remain forever;
Your throne is from generation to generation.
5:20 Why do you forget us forever,
And forsake us so long time?
5:21 Turn us to yourself, Yahweh, and we shall be turned.
Renew our days as of old.
5:22 But you have utterly rejected us;
You are very angry against us.

 

Chapitre 5
1 Souviens-toi, Éternel, de ce qui nous est arrivé! Regarde, vois notre opprobre! 2 Notre héritage a passé à des étrangers, Nos maisons à des inconnus. 3 Nous sommes orphelins, sans père; Nos mères sont comme des veuves. 4 Nous buvons notre eau à prix d'argent, Nous payons notre bois. 5 Nous sommes poursuivis, le joug sur le cou; Nous sommes épuisés, nous n'avons point de repos. 6 Nous avons tendu la main vers l'Égypte, vers l'Assyrie, Pour nous rassasier de pain. 7 Nos pères ont péché, ils ne sont plus, Et c'est nous qui portons la peine de leurs iniquités. 8 Des esclaves dominent sur nous, Et personne ne nous délivre de leurs mains. 9 Nous cherchons notre pain au péril de notre vie, Devant l'épée du désert. 10 Notre peau est brûlante comme un four, Par l'ardeur de la faim. 11 Ils ont déshonoré les femmes dans Sion, Les vierges dans les villes de Juda. 12 Des chefs ont été pendus par leurs mains; La personne des vieillards n'a pas été respectée. 13 Les jeunes hommes ont porté la meule, Les enfants chancelaient sous des fardeaux de bois. 14 Les vieillards ne vont plus à la porte, Les jeunes hommes ont cessé leurs chants. 15 La joie a disparu de nos coeurs, Le deuil a remplacé nos danses. 16 La couronne de notre tête est tombée! Malheur à nous, parce que nous avons péché! 17 Si notre coeur est souffrant, Si nos yeux sont obscurcis, 18 C'est que la montagne de Sion est ravagée, C'est que les renards s'y promènent. 19 Toi, l'Éternel, tu règnes à jamais; Ton trône subsiste de génération en génération. 20 Pourquoi nous oublierais-tu pour toujours, Nous abandonnerais-tu pour de longues années? 21 Fais-nous revenir vers toi, ô Éternel, et nous reviendrons! Donne-nous encore des jours comme ceux d'autrefois! 22 Nous aurais-tu entièrement rejetés, Et t'irriterais-tu contre nous jusqu'à l'excès!