T O R I T E N Y . N E T

J é s u s G u é r i t L e s M a l a d e s. J e s u s H e a l s T h e S i c k.
Baiboly Audio     Toriteny Audio     Testamenta Vaovao     Testamenta Taloha     Teny Soa     Hira Fiderana     Baiboly Malagasy     Vaovaom-Piangonana     Vavaka     Rohy      
Fianakaviana
Vehivavy
Lehilahy
Fitiavana
Tanora

"Ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin'ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao" Eksodosy 15:26

 

"Il dit: Si tu écoutes attentivement la voix de l'Éternel, ton Dieu, si tu fais ce qui est droit à ses yeux, si tu prêtes l'oreille à ses commandements, et si tu observes toutes ses lois, je ne te frapperai d'aucune des maladies dont j'ai frappé les Égyptiens; car Je suis l'Éternel, qui te guérit" Exode 15:26

 

"He said: If you will diligently obey the Lord your God, and do what is right in his sight, and pay attention to his commandments, and keep all his statutes, then all the diseases that I brought on the Egyptians I will not bring on you, for I, the Lord, am your Healer" Exodus 15:26