T O R I T E N Y . N E T

JESUS GUERIT LES MALADES Toriteny Vakiteny Vavaka WebRadio

Chapitre 35

1 [Ny handravana an'i Edoma noho ny nandrafiany ny Isiraely] Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:

2 Ry zanak'olona, manandrifia ny tendrombohitra Seïra, ka maminania ny hamelezana azy,

3 dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seïra, ary hahinjitro aminao ny tanako, ka hataoko foana sy lao ianao.

4 Ny tanànanao hataoko korontam-bato, ary ianao ho lao; Ka dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.

5 Noho ny fandrafianao hatry ny fony ela sy ny nanoloranao ny zanak'Isiraely ho fatin*'ny sabatra, fony tamin'ny andro nahitany loza, dia ny fotoan'ny heloka mahafaty,[Heb. ho eo an-tànan']

6 Dia izao no lazain'i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hataoko manjary rà ianao, ary rà no hanenjika anao; Satria tsy nankahalainao ny rà, dia rà kosa no hanenjika anao.

7 Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seïra, sady hataoko tsy misy intsony ny mandroso sy ny miverina,

8 Ary hofenoiko ny olony voavono ny tendrombohiny; Eny, ao amin'ny havoananao sy ny lohasahanao Ary amoron'ny lohasahan-driakanao rehetra no hiampatramparan'izay voatrabaky ny sabatra.

9 Hataoko rava mandrakizay ianao, ary tsy honenana intsony ny tanànanao; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

10 Ary noho ny nanaovanao hoe: Ireto firenena roa ireto sy ireto tany roa ireto dia ho ahy avokoa, Ka hanana azy izahay kanefa teo ihany Jehovah

11 Dia izao no lazain'i Jehovah: Raha velona koa Aho, dia hanao araka ny fahatezeranao sy ny fialonanao Aho, izay nataonao noho ny fandrafianao azy; Ary hampahafantariko ao aminy ny tenako amin'ny hitsarako anao.

12 Ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no efa nandre ny fanaratsiana, izay nolazainao ny amin'ireny tendrombohitry ny Isiraely hoe: Foana ireny ka nomena anay ho fivelomanay.

13 Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany.

14 Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Rehefa mifaly ny tany rehetra, dia hofoanako kosa ianao,

15 Toy ny nifalianao ny amin'ny lovan'ny taranak'Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.

 

Chapitre 35
35:1 Moreover the word of Yahweh came to me, saying, 35:2 Son of man, set your face against Mount Seir, and prophesy against it, 35:3 and tell it, Thus says the Lord Yahweh: Behold, I am against you, Mount Seir, and I will stretch out my hand against you, and I will make you a desolation and an astonishment. 35:4 I will lay your cities waste, and you shall be desolate; and you shall know that I am Yahweh. 35:5 Because you have had a perpetual enmity, and have given over the children of Israel to the power of the sword in the time of their calamity, in the time of the iniquity of the end; 35:6 therefore, as I live, says the Lord Yahweh, I will prepare you for blood, and blood shall pursue you: since you have not hated blood, therefore blood shall pursue you. 35:7 Thus will I make Mount Seir an astonishment and a desolation; and I will cut off from it him who passes through and him who returns. 35:8 I will fill its mountains with its slain: in your hills and in your valleys and in all your watercourses shall they fall who are slain with the sword. 35:9 I will make you a perpetual desolation, and your cities shall not be inhabited; and you shall know that I am Yahweh. 35:10 Because you have said, These two nations and these two countries shall be mine, and we will possess it; whereas Yahweh was there: 35:11 therefore, as I live, says the Lord Yahweh, I will do according to your anger, and according to your envy which you have shown out of your hatred against them; and I will make myself known among them, when I shall judge you. 35:12 You shall know that I, Yahweh, have heard all your insults which you have spoken against the mountains of Israel, saying, They are laid desolate, they have been given us to devour. 35:13 You have magnified yourselves against me with your mouth, and have multiplied your words against me: I have heard it. 35:14 Thus says the Lord Yahweh: When the whole earth rejoices, I will make you desolate. 35:15 As you rejoiced over the inheritance of the house of Israel, because it was desolate, so will I do to you: you shall be desolate, Mount Seir, and all Edom, even all of it; and they shall know that I am Yahweh.

Chapitre 35
1 La parole de l'Éternel me fut adressée, en ces mots: 2 Fils de l'homme, tourne ta face vers la montagne de Séir, Et prophétise contre elle! 3 Tu lui diras: Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel: Voici, j'en veux à toi, montagne de Séir! J'étends ma main sur toi, Et je fais de toi une solitude et un désert. 4 Je mettrai tes villes en ruines, Tu deviendras une solitude, Et tu sauras que je suis l'Éternel. 5 Parce que tu avais une haine éternelle, Parce que tu as précipité par le glaive les enfants d'Israël, Au jour de leur détresse, Au temps où l'iniquité était à son terme, 6 Je suis vivant! dit le Seigneur, l'Éternel, Je te mettrai à sang, et le sang te poursuivra; Puisque tu n'as pas haï le sang, Le sang te poursuivra. 7 Je ferai de la montagne de Séir une solitude et un désert, Et j'en exterminerai les allants et les venants. 8 Je remplirai de morts ses montagnes; Sur tes collines, dans tes vallées, dans tous tes ravins, Tomberont ceux qui seront frappés par l'épée. 9 Je ferai de toi des solitudes éternelles, Tes villes ne seront plus habitées, Et vous saurez que je suis l'Éternel. 10 Parce que tu as dit: Les deux nations, les deux pays seront à moi, Et nous en prendrons possession, Quand même l'Éternel était là, 11 Je suis vivant! dit le Seigneur, l'Éternel, J'agirai avec la colère et la fureur Que tu as montrées, dans ta haine contre eux; Et je me ferai connaître au milieu d'eux, Quand je te jugerai. 12 Tu sauras que moi, l'Éternel, J'ai entendu tous les outrages Que tu as proférés contre les montagnes d'Israël, En disant: Elles sont dévastées, Elles nous sont livrées comme une proie. 13 Vous vous êtes élevés contre moi par vos discours, Vous avez multiplié vos paroles contre moi: J'ai entendu. 14 Ainsi parle le Seigneur, l'Éternel: Lorsque tout le pays sera dans la joie, Je ferai de toi une solitude. 15 A cause de la joie que tu as éprouvée Parce que l'héritage de la maison d'Israël était dévasté, Je te traiterai de la même manière; Tu deviendras une solitude, montagne de Séir, Toi, et Édom tout entier. Et ils sauront que je suis l'Éternel.